Kaoperativa 2A

  • Home
  • Kaoperativa 2A

Kaoperativa 2A Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kaoperativa 2A, News & Media Website, .

26/07/2023
26/07/2023

📣🔥𝐀𝐧𝐝𝐚𝐨 𝐡𝐚𝐤𝐚 𝐒𝐭𝐚𝐧𝐝💥📣
✅ Ao anatin'ny sehetra ny fiompina sy fambolena ve ianao?
✅ Te hampivoatra ny asanao?
✅ Mitady lalam-barotra vaovao?
✅ Te ampiroborobo ny tontolo ambanivohitra?
🔥🎯👉Natao ho anao ity tolotra ity
Mbola misokatra hatrany ny fisoratana anarana ho an'ireo izay mila "STAND" amin'ny 🥚🐣🍳 Festival des oeufs deuxième édition izao atao ny
🗓🗓 18, 19, 20 Aogositra 2023 ao amin'ny
👉🎯 Kianja Mahazaza, Kaominina Antanetibe Mahazaza
Koa aza misalasala miantso ny telefaonina
👉☎ 034 08 976 94
Na koa miditra hafatra miafina (MP) eto amin'ny pejy
Na mandefa mailaka amin'ny
📧 [email protected]
raha mila fanazavana fanampina na hisoratra anarana avy hatrany. 🤗🤗

23/07/2023
13/07/2023

📣📣📣Allô Allô 💥💥🎊🎊
👉👉🐣🐣Festival des oeufs🎉🥚🥚🎊
👉👉Andiany FAHA-ROA 🔥🔥👈👈
Ny 18-19-20 Aogositra 2023 🗓🗓izao ao amin'ny commune👉👉 Antanetibe Mahazaza 👈👈

15/12/2022

Poulette 9 semaines amidy.
✅ Vita vaksiny
✅ Miaraka @'ny fiche technique
✅ Efa tapaka vava
👉 Toerana: Antanetibe Mahazaza
👉 Contact: 034 08 976 94

®️Mivarotra Atody 🥚 en gros (400Ar-430ar) sy en détails (450Ar) 👩‍🌾👨🏽‍🌾Mpiompy direct.034 10 448 74034 22 738 39Tsena MP...
31/10/2022

®️Mivarotra Atody 🥚 en gros (400Ar-430ar) sy en détails (450Ar)
👩‍🌾👨🏽‍🌾Mpiompy direct.

034 10 448 74
034 22 738 39

Tsena MPE NANISANA

📣📣Misokatra ho antsika ny fivarotana atody en gros 🛒🛒ao amin'ny 👉 MPE Nanisana 👈📅📆Mivoha ny alatsinainy hatramin'ny Sabo...
28/10/2022

📣📣Misokatra ho antsika ny fivarotana atody en gros 🛒🛒ao amin'ny 👉 MPE Nanisana 👈
📅📆Mivoha ny alatsinainy hatramin'ny Sabotsy.
⏰Manombaka 7h 30 - 16h30
✅Parking malalaka tsara 🚚

🎉🎉Hisokatra  ny Zoma 28 Oktobra ny👉 tranombarotra atody 👈ny Kaoperativa 2A ao amin'ny👉 MPE Nanisana 👈✅ Misy parking mala...
27/10/2022

🎉🎉Hisokatra ny Zoma 28 Oktobra ny👉 tranombarotra atody 👈ny Kaoperativa 2A ao amin'ny👉 MPE Nanisana 👈
✅ Misy parking malalaka ho an'ireo mpitondra fiara.

https://www.facebook.com/100066699157827/posts/442168311349804/?app=fbl
14/10/2022

https://www.facebook.com/100066699157827/posts/442168311349804/?app=fbl

🥚Vendredi 14 Octobre 🥚

👉🏾Journée Mondiale de l' – Comment éléver la poule aux oeufs d’or?

Tout l’équipe Trouw Nutrition Afrique francophone se mobilise en exclusivité, pour vous partager tous les secrets et astuces Trouw Nutrition.

- Les points clés de la phase poulette
- Les points clés de la production
- Importance de l’eau et de la digestion
- Présentation du programme de qualité de la coquille d’œuf.

🕐 13h00-14h00 (heure local Madagascar).

👉🏾Inscrivez-vous dès maintenant via le lien suivant :
https://register.gotowebinar.com/register/825496164222854160

(Application à télécharger GoToWebinar)

Ny commune Antanetibe Mahazaza, ny Kaoperativa 2A, ireo mpiompy ao Antanetibe Mahazaza dia maneho fisaorana feno:✔ ny mp...
11/10/2022

Ny commune Antanetibe Mahazaza, ny Kaoperativa 2A, ireo mpiompy ao Antanetibe Mahazaza dia maneho fisaorana feno:
✔ ny mpanohana ofisialy 👉Arbiochem Group 👈 🙏
✔ ireo mpanohana
👉 Telma
👉 FARMSHOP
✔ ireo mpiara-miasa
👉 MPE
👉 SMMEC
👉 ONN
👉 BNI
👉 MPS
👉 TV PLUS
👉 VIVA
✔ ary indrindra isika rehetra tonga nanatrika ny festival des oeufs 2022 🤗🤗
Hoezahana hatsaraina hatrany ny amin'ny taona manaraka 😉

📣📣📣Te hijery spectacle ve ianao? Sady mbola mahazo atody koa🤩Ny fahafinaretana ho azo, ny kibo ho voky 😉Tongava ary amin...
04/10/2022

📣📣📣Te hijery spectacle ve ianao? Sady mbola mahazo atody koa🤩
Ny fahafinaretana ho azo, ny kibo ho voky 😉
Tongava ary amin'ny Festival des œufs e🥚🥚
Toerana : terrain Mahazaza

🐣🐣Festival des Oeufs ny 7, 8, 9 Oktobra ao Antanetibe Mahazaza🥚Toy izao ary ny seho ho hitantsika ny Zoma 7 Oktobra🗓🗓(To...
03/10/2022

🐣🐣Festival des Oeufs ny 7, 8, 9 Oktobra ao Antanetibe Mahazaza🥚
Toy izao ary ny seho ho hitantsika ny Zoma 7 Oktobra🗓🗓
(Toerana: Terrain Mahazaza)
👉Fanokafana ofisialy ny festival des oeufs manomboka maraina
👉Torohevitra momba ny fiompiana sy fambolena (hanasana antsika mpiompy na te hiompy ary mpianatra)
👉Fifaninana mikasika ny atody 🤤
👉Kilalao maro samihafa
👉Zumba miaraka Titan
👌Tsy misy vidimpidirana

02/10/2022

🍳🍳🍳 Festival des Oeufs 🐣🐣🥚🥚
🗓🗓🗓 7, 8, 9 Octobre 🗓🗓
👉👉👉Terrain Mahazaza (Commune Antanetibe Mahazaza, Rn4 Mahitsy)
✅Ho hitanao ao ny tontolo ny akoho sy atody
✅Hisy kilalao maro samy hafa ho an'ankizy ( chateau gonflable, ... )
✅Hisy artista maro hanafana sehetra (Njakatiana, Samoela, Malm, Kougar, Odyai)🎆🎆
✅Fifaninana samy hafa ( efa homano ny kibo...)😋😉
👉Fidiriana 1 500 Ar ary mahazo atody iray🥚
Afaka endasina🍳 eo ny eo ary afaka entina mody.🐣

02/10/2022

🍳🍳🍳 Festival des Oeufs 🐣🐣🥚🥚
🗓🗓🗓 7, 8, 9 Octobre 🗓🗓
👉👉👉Terrain Mahazaza (Commune Antanetibe Mahazaza, Rn4 Mahitsy)
✅Ho hitanao ao ny tontolo ny akoho sy atody
✅Hisy kilalao maro samihafa ho an'ankizy ( chateau gonflable, ... )
✅Hisy artista maro hanafana sehetra (Njakatiana, Samoela, Malm, Kougar, Odyai)🎆🎆
✅Fifaninana samy hafa ( efa homano ny kibo...)😋😉
👉Fidiriana 1 500 Ar ary mahazo atody iray🥚
Afaka endasina🍳 eo ny eo ary afaka entina mody.🐣

27/09/2022

Ao amin'ny 👉👉 Terrain Mahazaza 👈👈 ary ny fotoanantsika ny ✨ 7, 8, 9 Octobre ✨🤗 mandritry ny Festival des Oeufs 🥚🥚🥚

Festival des œufs🥚 Date: 7-8-9 octobre 2022Toerana : Terrain Mahazaza0ar ny vidim-pidirana ny Zoma 7 oktobra1500 ar kosa...
27/09/2022

Festival des œufs🥚
Date: 7-8-9 octobre 2022
Toerana : Terrain Mahazaza
0ar ny vidim-pidirana ny Zoma 7 oktobra
1500 ar kosa ny Sabotsy 8 oktobra sy Alahady 9 oktobra sady mbola mahazo atody iray ianao a 🤩 misy stand natokana anendasana ny atody raha tsy te hitondra mody ianao an😉
Ahitanao stand isan-karazany sy kilalao maro be
"Atody sy ny sakafo vita avy aminy, sakafo be protéine amin’ny vidiny mora, asa mahavelona, fampandrosoana an’i Madagasikara "
Tongava maro ary

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kaoperativa 2A posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kaoperativa 2A:

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Videos
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share