Sediny weez sun production

  • Home
  • Sediny weez sun production

Sediny weez sun production STUDIO ONE LIFE PLUS SERVICE
BY SEDINY WEEZ-SUN WASTERN JAY
[Tsy ho tanora foana aminy fiainana ]

Miaraka aminy madamo miteny, Votre credit est an suffusant pour cette appele
22/08/2024

Miaraka aminy madamo miteny,

Votre credit est an suffusant pour cette appele

EKIPANY ORANGE DE MADAGASCAR
22/08/2024

EKIPANY ORANGE DE MADAGASCAR

EKIPANAY ORANGE
22/08/2024

EKIPANAY ORANGE

PROMOTEUR SIM (PS)
22/08/2024

PROMOTEUR SIM (PS)

Sera phone
22/08/2024

Sera phone

🟥NY OLONA MPANAN-KARENA INDRINDRA ERAN-TANY.💰I Elon Musk no voasokajy ho mpanan-karena indrindra eran-tany raha ny lahar...
06/07/2024

🟥NY OLONA MPANAN-KARENA INDRINDRA ERAN-TANY.

💰I Elon Musk no voasokajy ho mpanan-karena indrindra eran-tany raha ny laharana navoakan'ny Forbes ho an'ity taona 2024 ity.
💵Mitentina 221,4 milliards de dollars ny harenan'ity miliardera afrikanina tatsimo ity. Izy moa no tompon'ny orinasa Tesla, Space X, X(Twitter)🇿🇦
💰I Jeff Bezos, tompon'ny orinasa Amazon ny eo amin'ny laharana faharoa. Mitentina 210,2 milliards de dollars ny harenany🇺🇸
💰 Bernard Arnault no eo amin'ny laharana fahatelo. Izy no tompon'ny orinasa LVMH ary mitentina 193,7 milliards de dollars ny harenany🇲🇫

ZAVATRA 3 TSY AZONAO TERENAO AMIN'NY FIAINANA. Matetika aho mahita olona manery ity zavatra ho zaraiko anareo ity.1 . Ny...
06/07/2024

ZAVATRA 3 TSY AZONAO TERENAO AMIN'NY FIAINANA.

Matetika aho mahita olona manery ity zavatra ho zaraiko anareo ity.

1 . Ny olona hitia anao
Na tianao tahakin'ny inona ny olona iray dia tsy azonao atao mihitsy ny hanery azy hitia anao.
Na tianao tahakin'ny inona ny namanao dia tsy azonao terena mihitsy izy hijanona hiaraka aminao eo foana.

Raha misy olona tsy tia anao dia avelao izy handeha
Raha misy olona nanapa-kevitra ny hisaraka aminao dia avelao izy fa aza terena hijanona.
Mitadiava namana hafa, mitadiava olona hitiavina hafa fa aza manery azy.
Tsy fanerena ny fitiavana.

2 . Ny olona hiova
Azonao atao ny miteny raha misy toetran’olona tsy tianao
Azonao atao mananatra raha misy zavatra ataony tsy mety fa kosa tsy azonao terena hiova izy, satria maninona ?

Na hiteny azy in-100 eo ianao fa raha izy no tsy hiova dia ianao fotsiny no reraka. Ny zavatra azonao ovana dia tenanao, ny fifandraisanao aminy.

Ny tenanao no azonao antoka fa hiova raha toa ka tsy mety aminao ny olona iray fa tsy ianao no hanery azy hiova.

3 . Ny hamaranako azy dia ny fahombiazana.

Na te hanana zanaka ary ianao dia tsy maintsy miandry volana maromaro vao mahazo fa tsy hoe taitrataitra androany tonga dia hahazo

Ohatrizay koa ny fahombiazana.
Mila fotoana io
Mila fiomanana
Mila ezaka isanandro
Mila faharetana
Fa raha ianao no maniry te hahazo vokatra tampoka tsy te handany fotoana dia ho simba ianao satria izay no mahatonga ny olona mangalatra, manao ny tsy mety. Anatin'ny 1 volana izy no te hahazo ny vokatra azon’olona anatin'ny taona iray.

Izay fa anjaranao sisa no mampihatra izany amin'ny fiainanao.

(Nindramina)
Lalan'ny Fahombiazana

Conference tany antsahabalika
06/07/2024

Conference tany antsahabalika

HAMAROANOLO TAMINY CONFERENCE TAO AMBALASOA
06/07/2024

HAMAROANOLO TAMINY CONFERENCE TAO AMBALASOA

FANOMEZAMPAHASOAVANA NY TALENTAKO
06/07/2024

FANOMEZAMPAHASOAVANA NY TALENTAKO

Conference tao ambalasoa
06/07/2024

Conference tao ambalasoa

Conference tao ambalasoa
06/07/2024

Conference tao ambalasoa

EKIPA LBS AVY ANTANANIVO NIBATA AMBOARA TAMINY COMMUNNE DOANY MACH 26 JUIN 2024
06/07/2024

EKIPA LBS AVY ANTANANIVO NIBATA AMBOARA TAMINY COMMUNNE DOANY MACH 26 JUIN 2024

2ans plus t**d
06/07/2024

2ans plus t**d

Promo Cs Orange 2024 DoanyMerci mes fans
12/06/2024

Promo Cs Orange 2024 Doany

Merci mes fans

Objectif 200 tsy Mora, mes fans CS Namako jiaby
12/06/2024

Objectif 200 tsy Mora, mes fans CS Namako jiaby

Mes fans CS ORANGE
12/06/2024

Mes fans CS ORANGE

Address


Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sediny weez sun production posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Sediny weez sun production:

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share