Pasteur Brillant de l'Or

  • Home
  • Pasteur Brillant de l'Or

Pasteur Brillant de l'Or Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pasteur Brillant de l'Or, Media/News Company, .

- Hoan'ny Fitondram-panjakana Malagasy- Ry Fianakaviambe manerana ny Nosy sy idilam-bato.- Hoan'ny Faritra Atsimo Atsina...
31/12/2024

- Hoan'ny Fitondram-panjakana Malagasy
- Ry Fianakaviambe manerana ny Nosy sy idilam-bato.
- Hoan'ny Faritra Atsimo Atsinanana anaty 98 Communes, izay mandrafitra ny Districts dimy.
- Ny Sehatra tsy miankina amin'ny fanjakana sy solotenan'ny Masoivoho vahiny.
- Ny Fiangonana isan-tokony sy ny Raiamandreny Mpanjaka isan-dRenim-pianakaviam-be.

Miarahaba ary mirary ny soa rehetra.
- Hahatsipaka ny taona 2024
- Hambinin-java-manasatra
- Hilovin'ny Fanahin'Andriamanitra
- Hahatanteraka ny fikasana.
Ny Andriamanitra - Andriatompo - Andriananahary anie hitahy anareo sy hampamirapiratra ny tavany aminareo ary hanome anareo ny Fiadanana.

Joyeux anniversaire.Zandry nanarakaraka ahy. KAMBANATsangandahy Christophe etChristine SamisoaMitsodrano anareo Hotahin'...
29/12/2024

Joyeux anniversaire.
Zandry nanarakaraka ahy. KAMBANA
Tsangandahy Christophe et
Christine Samisoa
Mitsodrano anareo Hotahin'Andriamanitra.

Sary fahatsiarovana an'izy mianaka.Juselle Retsanga Nirina AngèleIzaho mino ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty sy ny fi...
22/11/2024

Sary fahatsiarovana an'izy mianaka.
Juselle Retsanga
Nirina Angèle
Izaho mino ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty sy ny fiainana mandrakizay.

Sary fahatsiarovana ny tananan'Ivandrika - fon'ny Pastora Brillant de l'Or mivady nitondra ny FLM Fitandremana Ivandrika...
14/11/2024

Sary fahatsiarovana ny tananan'Ivandrika - fon'ny Pastora Brillant de l'Or mivady nitondra ny FLM Fitandremana Ivandrika ny taona 2014.

"Ny vato izay nolavin'ny mpanao trano, Dia izy no efa natao FEHIZORO ; avy tamin'i Jehovah izao ka mahagaga eo imason-ts...
11/10/2024

"Ny vato izay nolavin'ny mpanao trano, Dia izy no efa natao FEHIZORO ; avy tamin'i Jehovah izao ka mahagaga eo imason-tsika?" Matio 21.42

Ary miravoravoa amin'i Jehovah ianao, dia homeny anao izay irin'ny fonao. Ankino amin'i Jehovah ny lalanao, ary matokia ...
03/07/2024

Ary miravoravoa amin'i Jehovah ianao, dia homeny anao izay irin'ny fonao. Ankino amin'i Jehovah ny lalanao, ary matokia Azy, fa hataony tanteraka.
— Salamo 37 : 4 - 5

03/07/2024

Honorable Pastor Brillant de l'Or

Nandatsabato Aho.
29/05/2024

Nandatsabato Aho.

Afapo Député Brillant de l'Or, tamin'ny propagande.
27/05/2024

Afapo Député Brillant de l'Or, tamin'ny propagande.

Renivohitry ny Distrika Midongy Atsimo.Hipoka tanteraka.Niakatra ny avy any amin'ny Communes.Tsy miala em'e mahazatry.
17/05/2024

Renivohitry ny Distrika Midongy Atsimo.
Hipoka tanteraka.
Niakatra ny avy any amin'ny Communes.
Tsy miala em'e mahazatry.

Tsy miala em'e mahazatry
16/05/2024

Tsy miala em'e mahazatry

08/05/2024

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pasteur Brillant de l'Or posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Videos
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share