Izara Actus

Izara Actus Tranon-kala anarahanao vaovao maneran-tany sy fahalalana amin'ny ankapobeny tsara ho fantatra.

🌎🌻 🇩🇰Fantatrao ve fa i Danemark no firenena madio sy sambatra indrindra maneran-tany....... Ny fahadiovana misongadina a...
14/07/2022

🌎🌻 🇩🇰Fantatrao ve fa i Danemark no firenena madio sy sambatra indrindra maneran-tany.......

Ny fahadiovana misongadina anatiny firenena iray moa dia refesina amin'ny alalan'ilay antsoina hoe EPI na "Environmental Performance Index" ary i Danemark no mitana ny laharana voalohany ao anatin'izany raha toa ka any amin'ny laharana faha 167 any no misy an'ny Madagasikara.

I Danemark moa dia firenena kely iray ao Eraopa izay mandrafitra mponina miisa 5,8 tapitrisa monja.

Antony maro no mahatonga ity firenena ity voasokajy ho firenena madio indrindra maneran-tany.

Anisany amin'izany ny fahaiza-miaina ny mponina ao anatiny izay efa voataiza hanaja sy hikajy ny tontolo iainana misy azy avy.

Tsy dia ahitana fiara firy ao amin'ity firenena iray ity fa misafidy ny andeha tongotra na hamoy bisikileta ny ankamaroan'ny mponina.

I Danemark ihany koa dia mitana ny laharana faharoa amin'ny firenena sambatra indrindra maneran-tany, antony dia satria kely dia kely ny tahan'ny fanaovana kolikoly misy ao amin'ity firenena iray ity raha hoarina amin'ireo firenen-kafa.

Tsy vitan'izany fa i Danemark ihany koa dia firenena anisan'ny tena mahasarika mpizahan-tany maro noho ny ankaton'ny endriky ny tanana ao aminy sy izay mampiavaka azy amin'ny firenena rehetra izay.

Ny andinindininy mikasika ity fizarana ity, sy ireo fizarana mahasoa hafa dia azonao vakina ao amin'ny tranon-kalanay.

Rohy: https://bit.ly/cleanest-country-izaranet-2022

🌎 Omaly 4 Jolay 2022, raha nankalaza ny Andron'ny Fahaleovantena Amerikana ny tanànan'i Highland Park, Illinois, avaratr...
05/07/2022

🌎 Omaly 4 Jolay 2022, raha nankalaza ny Andron'ny Fahaleovantena Amerikana ny tanànan'i Highland Park, Illinois, avaratr'i Chicago, dia nirefodrefotra ny basy.

Olona an-jatony no tonga nanatrika ity diabe nomanina ho an'ny fahaleovantena ity.
Araka ny isa navoakan'ireo tompon' andraikitra farany dia enina no maty ary 26 naratra vokatr'izany fitifirana izany.

Tovolahy iray fantatra amin'ny anarana Robert Crimo, 22 taona ary mponina eo amin'ny faritra ihany no voarohirohy ho nahavanon-doza ary efa notanana am-ponja vonjimaika.

Noho ity tranga ity dia naato avy hatrany ny fankalazana ny fety, ary voakasik'izany ny tanàna akaikin'ny Highland Park rehetra.

Ity trangam-pitifirana ity dia namelona indray ny resaka momba ny fampiasana fitaovam-piadiana mahery vaika toy ny basy, izay olana lehibe ao Etazonia noho ny fahafahan'ireo sivily maka alalana mitazona azy.

Nilaza moa ny filoha amerikana Joe Biden fa "taitra" ny tenany raha naheno ity tranga ity ary nanome toky fa hanamafy ny ady atao amin'ny herisetra mitam-basy rehetra.

Andinindininy: http://bit.ly/fusillade-Chicago-izaranet-actus

✊
20/08/2020

🌧💦☔️🥰
17/08/2020

🌧💦☔️🥰

🌊🏝
12/08/2020

🌊🏝

Rainbow🌈
02/08/2020

Rainbow🌈

the best feeling ever🥰✈️✈️
01/08/2020

the best feeling ever🥰✈️✈️

Vintage🥰
27/07/2020

Vintage🥰

Nike✔🥰
24/07/2020

Nike✔🥰

23/07/2020
Des Converses💕
23/07/2020

Des Converses💕

"J'adore la pluie. J'aime la façon dont elle adoucit les contours des choses. Le monde devient légèrement flou et j'ai l...
22/07/2020

"J'adore la pluie. J'aime la façon dont elle adoucit les contours des choses. Le monde devient légèrement flou et j'ai l'impression de me fondre dedans."
Hanamoto Hagumi

❤❣
29/06/2020

❤❣

Pink gamer stuff 🎮🍥😍
16/06/2020

Pink gamer stuff 🎮🍥😍

Univers du pink🍥
16/06/2020

Univers du pink🍥

😍
16/06/2020

😍

🤤
16/06/2020

🤤

Cat paw brush 💋
16/06/2020

Cat paw brush 💋

Cutie simple room design 💕
16/06/2020

Cutie simple room design 💕

Encore du hello Kitty😻
15/06/2020

Encore du hello Kitty😻

Cutie sandals 😍
15/06/2020

Cutie sandals 😍

Summer style😍🌞🏖️
15/06/2020

Summer style😍🌞🏖️

Hello kitty cake🍰 😍
12/06/2020

Hello kitty cake🍰 😍

Hello Kitty😻
12/06/2020

Hello Kitty😻

Miss Eliana❤
08/06/2020

Miss Eliana❤

🦄 🦄🦄🦄🦄
03/06/2020

🦄 🦄🦄🦄🦄

Mouse & keyboard 🍥❤
30/05/2020

Mouse & keyboard 🍥❤

🍥🍥
29/05/2020

🍥🍥

Backpack 💞💞
28/05/2020

Backpack 💞💞

Need it😍 🍥
28/05/2020

Need it😍
🍥

Address


Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Izara Actus posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Izara Actus:

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share