English Book repository

  • Home
  • English Book repository

English Book repository Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from English Book repository, Digital creator, .

20/07/2023

🪐🧑‍🚀Ny anaranao ho tonga eny amin'ny habakabaka! Efa nandalo ny sainao ve izany? Azonao atao tsara nefa ny manatanteraka izany!
Tsindrio ity rohy ity go.nasa.gov/MessageInABottle ka soraty ary mba hiara-hisidina amin'ny sambon-danitra 🚀 Europa Clipper 🚀 an'ny NASA - National Aeronautics and Space Administration, hanivatsiva 1 800 tapitrisa miles ary hihazo ny 🌕 volan'i Jupiter, Eoropa! Zarazarao amin'ny namanao àry ho fanamarihana izao andron'ny 20 jolay "Space Exploration Day" izao!
---
📣Today is Space Exploration Day 🪐🧑‍🚀!
Have you ever dreamed of sending your name into space? Here is a golden opportunity to make your dream come true!
here: go.nasa.gov/MessageInABottle. Your name will fly on NASA - National Aeronautics and Space Administration's Europa Clipper 🚀spacecraft as it travels 1.8 billion miles on its voyage to Europa, Jupiter’s icy moon 🌕!
Get your friends on board!

05/07/2023

📣 Farany sisa! Misokatra ny andiany fahatelo sady farany amin'ity taona ity amin'ny fiofanana ampitain-davitra maimaim-poana izay hanampy anao hianatra teny anglisy amin'ny sehatrasa iray manokana na ilay antsoina hoe MOOCs!
👉 Alamino tsara ny fotoananao fa manana hatramin'ny 25 Septambra 2023 ianao hanarahana ireto fiofanana maimaim-poana ireto:
✅ English for Journalism
✅ English for Media Literacy
✅ English for Career Development
✅ English for Business and Entrepreneurship
✅ English for Science, Technology, Engineering, and Mathematics (STEM)

✍️ Fisoratana anarana sy fanampim-panazavana: https://www.openenglishprograms.org/MOOC
🎉 𝗔𝗿𝗮𝗵𝗮𝗯𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗸𝗼𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗲𝗳𝗮 𝗻𝗮𝗵𝗮𝘃𝗶𝘁𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗿𝗮𝗻𝘆 𝗻𝘆 𝗶𝗿𝗮𝘆 𝗻a 𝗺𝗶𝗵𝗼𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝗶𝗿𝗮𝘆 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗳𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼. 🎉 𝗜𝘇𝗮 𝗻𝗼 𝗳𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗮𝗿𝗮𝗵𝗶𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼 𝗮𝗿𝘆 𝗶𝗻𝗼𝗻𝗮 𝗻𝗼 𝗮𝗻𝘁𝗼𝗻'𝗶𝘇𝗮𝘆 𝘀𝗮𝗳𝗶𝗱𝘆 𝗶𝘇𝗮𝘆? 🙂

25/06/2023

The future does not just happen. Except for natural events like
earthquakes, it comes about through the efforts of people and is
determined largely by how well informed people are. You can play a role
in the shaping of tomorrow’s world by asking yourself questions like, “What
kind of world do I want to live in?” and “What does democracy mean to
me?” There are many other options of organization for the future than
those typically discussed today.
Here is a scenario for you to consider: Suppose you were called upon to
redesign planetary civilization without any limitations based on how things
are done today. The goal is to help rid the world of war, poverty, hunger,
and environmental degradation, and to create the best world for all
inhabitants, given the resources at hand, for the longest period of time.
Remember, you are free to rearrange society in any way you think will
work. The only limitation is that your social design must factor in the
carrying capacity of the planet, which means the resources have to be
sufficient to support life on the planet.
You can rearrange the entire civilization to make what you consider the
best of all possible worlds, bearing in mind that any unmet need for any
segment of the population reduces the standard of living for all. This may
include not only environmental protection, but also city design,
transportation, interpersonal relationships and the restructuring of
education.

13/06/2023
Aza mitsahatra mianatra, satria tsy mitsahatra mampianatra antsika ny fiainana.
22/03/2023

Aza mitsahatra mianatra, satria tsy mitsahatra mampianatra antsika ny fiainana.

19/03/2023

Phrasal verbs can be confusing, can’t they? Here’s a quick tip from Beth! Now, tell us if this sentence is CORRECT or INCORRECT! 🤔🧐

The phone is ringing. Do you want me to pick it up?

03/03/2023

Savez-vous que jouer aux échecs peut vous rendre meilleur en "business"?

Lorsque vous voyez des échecs dans les films, ils sont toujours associés à de grands esprits - et il y a une bonne raison à cela : les échecs sont le jeu intellectuel par excellence. Pour être un grand joueur d'échecs, il faut avoir d'excellentes capacités stratégiques, planifier, calculer, reconnaître des modèles et faire de bonnes transactions/investissements. Toutes ces compétences peuvent être directement transposées au monde des affaires !

👉Les échecs vous font prendre conscience de vos forces et de vos faiblesses.

Les grands joueurs d'échecs examinent toujours les forces et les faiblesses de chaque joueur dans une position. Ils savent que cela n'a pas beaucoup de sens de défier un joueur du côté du plateau où se trouvent toutes ses forces. Ils remarquent également lorsque l'autre joueur fait une erreur et crée des faiblesses dans sa position.

Si vous avez une certaine expérience des affaires, vous avez probablement entendu parler de l'analyse SWOT. SWOT signifie forces, faiblesses, opportunités et menaces. Cet outil d'analyse aide les hommes d'affaires à élaborer des plans en fonction de la force ou de la faiblesse de leur entreprise dans certains domaines.

En tant que joueur d'échecs, vous serez mieux préparé à adopter cette approche analytique avant de faire votre prochain mouvement commercial, ce qui augmentera vos chances de réussite.

👉Les échecs vous aident à créer des plans

Les joueurs d'échecs connaissent bien l'adage selon lequel "un mauvais plan vaut mieux que pas de plan du tout". Si vous déplacez vos pièces sans avoir d'objectif global en tête, vous n'arriverez à rien. Pire encore, cela peut vous faire perdre de précieux tempi et, finalement, la partie.

On peut dire la même chose des affaires. Si vous n'avez pas de plan d'action et de stratégie à long terme, vous n'irez probablement pas très loin. Les échecs vous aident à développer l'habitude de prendre du

Mankahery antsika rehetra amin'izao fahatongavan'ny cyclone izao🙏🏻
21/02/2023

Mankahery antsika rehetra amin'izao fahatongavan'ny cyclone izao🙏🏻

06/02/2023

🥳Faly miarahaba antsika rehetra,

Iza daholo no te hianatra teny Anglisy ? 🇺🇸

Alefaso mp ny anaranao feno sy ny toerana misy anao.


04/02/2023

Madagasikara 1- 0 Niger

🎉🎉🎉 Harabaina ny Barea tafavoaka laharana fahatelo 🎉🎉🎉 tamin'ny Chan. Misaotra ny Malagasy rehetra nanohana ny ekipantsika hatramin'ny farany



01/02/2023

🇲🇬 Misaotra Barea 🇲🇬
Manohana anareo hatramin'ny farany ny Malagasy rehetra

🎉 We are so proud of you 🎉


Happy new year Everyone. We wish a successful 2023 for all 🎉
02/01/2023

Happy new year Everyone.

We wish a successful 2023 for all 🎉

Inona moa no atao hoe STEM ? 🤔Ny STEM dia sehatra iray hitambaran'ny taranja siantifika maro, araka ny fanalavana azy ho...
27/04/2022

Inona moa no atao hoe STEM ? 🤔

Ny STEM dia sehatra iray hitambaran'ny taranja siantifika maro, araka ny fanalavana azy hoe "Science-Technology-Engineering-Mathematics".

Manana anjara toerana goavana amin'ny ady amin'ny fahantrana izy satria mampivelatra ny fototra ara teknolojika ao amin'ny firenena iray.

Ary efa maro ny vokatra azo noraisina tamin'ny fampiroboroboana ny STEM teto ambonin'ny Tany, raha tsy hilaza ny eo amin'ny lafiny angovo azo avaoizina fotsiny ihany.

Afaka miseho amin'ny endriny maro hafa koa ny STEM toy ny STEAM izay halavaina hoe "Science-Technology-Engineering-Art-Mathematics" , ny eSTEM na "Environnemental STEM" ary ny STEMS na Science-Technology-Engineering-Mathematics and Social Science". Noho izany dia tsy manafaka siansa ny Stem. Ary koa manohana ny fitovoan'ny lahy sy ny vavy amin'ireo sehatra rehetra ireo.

Faly miarahaba antsika 😄Mirary herinandro mamokatra sy mahafinaritra ho anao izahay eto amin'ny pejy
25/04/2022

Faly miarahaba antsika 😄

Mirary herinandro mamokatra sy mahafinaritra ho anao izahay eto amin'ny pejy

"Ny hazo no vanin-ko lakana, ny tany naniriany no tsara"Hatrany am-piandohana dia naharesy lahatra anay hatrany fa ny fa...
22/04/2022

"Ny hazo no vanin-ko lakana, ny tany naniriany no tsara"

Hatrany am-piandohana dia naharesy lahatra anay hatrany fa ny fampianarana, sy ny fanabeazana no mahatonga ny firenena iray matanjaka. Ka izany indrindra no nahatonga anay nanokatra ny pejy ka ny nanombohanay izany dia fizarana boky hianarana teny Anglisy. Natao izany satria tsapanay fa mampivelatra ny maha olona ny fianarana ny teny anglisy noho ny fahamaroan'ny boky sy horonantsary maro amin'ny fiteny Anglisy. Ankehitriny dia hiroso amin'ny dingana manaraka isika. Akoatran'ny fampianarana teny Anglisy dia hitodika amin'ny sehatry ny STEM ihany koa ny pejy Ary ho avy tsy ho ela ihany koa ny momba ny fampianarana amin'ireo sehatra rehetra voalaza ireo . Hoampitaina eto amin'ny pejy amin'ny fotoana manaraka ihany ny vaovao mahakasika ireo rehetra voalaza ireo, fa raha misy manitikitika ny sainao dia aza misalasala miresaka amin'ny commentaire na amin'ny hafatra miafina.

Misaotra betsaka indrindra 😄

On vous souhaite une bonne et heureuse année à tous 🔥🔥🔥
08/01/2022

On vous souhaite une bonne et heureuse année à tous 🔥🔥🔥

Bonjour à tous,🖖 C'est le week end, dites en commentaire les activités ⚽🏋🎤 que vous faites en week end. 😊
31/07/2021

Bonjour à tous,🖖
C'est le week end, dites en commentaire les activités ⚽🏋🎤 que vous faites en week end. 😊

23/07/2021

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when English Book repository posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Videos
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share