18/03/2024
Préparation farany amin'ny RETRAIT $OEX
18 mars no manomboka ny fanaovana AUDIT ny adresse de retrait OEX (efa tsy testnet intsony) fa efa manakaiky mainnet
Mila manana Compte telegram , metamask , twitter
⛩Application ilaina :
1-App SATOSHI :
⛓Hanaovana lien ny adresse hanaovana retrait $OEX (10%20% au premier retrait ary raisina par mois ny ambiny )
Lien d'inscription app SATOSHI : https://www.btcs.love/invite/565bx
2-Metamask :
💵Portefeuille éléctronique décentralisé hanaovana retrait
Mbola ho avy ny tutoriel retrait OEX vers MVOLA...💰
Tuto fanokafana METAMASK
https://www.facebook.com/Mendrikiniaina.LMF/videos/3722143028075476/?app=fbl
Tuto fampidirana Réseau CORE ao @ metamask
https://www.facebook.com/100053819326197/posts/968875354916433/?app=fbl
⛔Tehirizo tsara ny 12 mots de récupération mba tsy ahavery ny compte
Mila mampiditra RÉSEAU CORE (réseau OpenEX long testnet tsy obligatoire )
3-Telegram :
Telechargeo ao @ play store
Hanarahana vaovao mikasika ny QUIZZ , Hanaovana échange carte de hachage, Hifampiresahan'ny olona rehetra mampiasa App SATOSHI
✉Lien discussion OEX ao @ telegram (kitihina ito lien ito rehefa avy manokatra compte telegram) :https://t.me/oex_en/16836
4-Twitter na X
Ilaina ny fanokafana compte twitter na X @ ilay adresse mail nanokafana compte satoshi
Ny tena tsara mitelecharger app X fotsiny dia manokatra compte avy eo
✅Araho ny compte twitter :
â›”Mbola tsy nisy QUIZZ OEX hatreto fa QUIZ testnet OEX fotsiny ihany ilay ahazoana 10 USDT testnet gratuit
✅Tsy sarotra ny quizz fa mitovy ilay ao @ testnet
✅Afaka mamerina imbetsaka
✅Afaka vérification faciale no atao raha tena sahirana
Lien quizz testnet raha te hanandrana (sokafana ao @ navigateur metamask)
https://long.hub.openex.network/quiz
â›”AVERIKO IHANY FA TSY OBLIGATOIRE NY TESTNET FA RAHA SAHIRANA MIANDRASA MAINNET
Ilaina kosa anefa ny testnet mba ahafana mahalala bebe kokoa mikirakira portefeuille (transactions , frais de gaz , staking...)
Vidéo testnet :
https://www.facebook.com/100076247460483/posts/440871931797719/?app=fbl
Apetraho ao am commentaire ny adresse rah te ahazo OEX testnet Token 😇