Your futur

Your futur Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Your futur, Media/News Company, .

Ny "ANGINE"Ny ANGINE dia "information des amygdales palatine", misy karazany m aro izy io  nefa ny mateti-pitraga dia ny...
16/07/2022

Ny "ANGINE"

Ny ANGINE dia "information des amygdales palatine", misy karazany m aro izy io nefa ny mateti-pitraga dia ny "ANGINE ERYTHEMATEUX et ERITHEMATO-PULTACEE" mena ny ao anatin'ny tenda na mivonto ny kambo-tenda sady feno pentina fotsifotsy , marary ny tenda rehefa mitelina
-mety ho bactérie no mahatonga an'io antsoina hoe STREPTOCOQUE BETAHEMOLYTIQUE DU GROUPE A izy no tena atahorana satria mety hisy fiantraikany amin'ny fo, vanin-taolana ary ny vo
Raha jerena maso fotsiny dia hay ny manavaka ny ANGINE d'origine VIRALE (izay tsisy atahorana) na bactérienne (STREPTOCOQUE) ,ny azo atao dia manao streptotest
Ny traitement omen'ny dokotera matetika dia antibiotiques "amoxicilline" ,raha tsy mandaitra dia ampiarahina "acide clavulanique"

Ny hafatra dia ny tsy anaovana tsinotsinona ny "ANGINE" indrindra amin'ny zaza satria mety hanimba ny "valve cardiaque" n'ilay ankizy

Manatona mpitsabo raha misy tsy azoazo

BitcoinSatoshi BTCs dia cryptomoney mbola ts manana valeur ..mbola ts tara ianao raha vao zao no hanomboka hitrandraka ....
16/07/2022

BitcoinSatoshi BTCs dia cryptomoney mbola ts manana valeur ..mbola ts tara ianao raha vao zao no hanomboka hitrandraka ...manaova minage fa mety tombatombanana any amin'ny 100-500$ any ny 1BTCs amin'ny 2024. Ny tombony afaka manangony BTCs ianao en même temps io ny lien https://www.btcs.love/invite/4xryu
Manaova inscription de téléchargeo amin'ny playstore ny apps Satoshi

Satoshi BTCs Mining, Satoshi provides you with the most professional, accurate, and fastest quotation and data analysis services.

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Your futur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share