Sypria Beauté Ambanidia

Sypria Beauté Ambanidia Salon de Beauté:
Coiffure, Esthétique, Onglerie...
Vente en ligne Direct

27/01/2025
25/01/2025

Arrivage + liquidation melamine tsara be 😍☺

Coucou les Beautsées chéries 🥰Maro be ianareo no miantso ahy sy mitady ahy.Dia aleoko manao ity publication ity mba hama...
21/01/2025

Coucou les Beautsées chéries 🥰

Maro be ianareo no miantso ahy sy mitady ahy.
Dia aleoko manao ity publication ity mba hamaliako azy rehetra.

Tena mbola ao anaty tsy fahasalamana tanteraka ny tenako amin'izao. Izany hoe mbola tsy afaka miasa manao volo mandritra ny fotoana tsy voafetra. Izany no matonga ana tsy hitanareo lava ao amin'ny salon.
Nohon'ny antony ara-pahasalamana zany no antony tsy afahako mandray anareo fa somary grave ilay aretiko.

Za nefa no tsy ao, fa ny salon misokatra foana ary misy ankizy efa tsara hofana mandray anareo ao.

Mankasitraka anareo efa cliente fidèle miezaka mi-comprendre dia misaotra anareo vaovao ihany koa🙏
Milaza eto ihany za rehefa sitrana soamatsara. 🥰

Miala tsiny fa somary lavalava an...
Mirary soa antsika rehetra dia mirary fasalamana feno ho an'izay tsy salama toa ahy.

Tiako be foana ianareo 🥰😘
Misaotra ho an'ilay maman nampindrana bandy kely 🤗🥰

Hello les beautsées....Jerenareo anie ity e 🥰😍Mila atao manja kely koa ny tongotra an,tadidio fa misy karazan'olona mije...
17/01/2025

Hello les beautsées....

Jerenareo anie ity e 🥰😍
Mila atao manja kely koa ny tongotra an,tadidio fa misy karazan'olona mijery manomboka avy any ambany 🫣

15/01/2025

Liquidation melamine à partir de 1000Ar 🥰😍

15/01/2025

Hello tout le monde...

Misasaka sahady ny volana janvier 😍
Araraoty fa mbola mitohy ny promotion épilation sao tara eo an.

Toerana tsy miova:
Tohatohabato ambadiky ny pharmacie d'ambanidia, midina kely dia mahita trano fushia eo akaikin'ny pompy dia ao no misy anay

Coucou les Beautsées... 🥰Alatsinainy sahady ndray androany...Araraoty fa amin'ny sarany mora be ny manao volo ato aminay...
13/01/2025

Coucou les Beautsées... 🥰

Alatsinainy sahady ndray androany...

Araraoty fa amin'ny sarany mora be ny manao volo ato aminay nefa afa-po ianareo vao miala 😊

🏠: Totoha-bato ambadiky ny pharmacie d'Ambanidia dia midina kely dia mahita trano Fushia, dia ao no misy anay
📞: +261 34 661 65

Coucou les Beautsées 🥰Zoma sahady androany... Aza adino fa efa misy ato aminay daholo ny préstation rehetra an...Ny épil...
10/01/2025

Coucou les Beautsées 🥰
Zoma sahady androany... Aza adino fa efa misy ato aminay daholo ny préstation rehetra an...

Ny épilation rehetra asintsika réduction daholo fa tongava manao manjamanja:
-Sourcil
-Duvet
-Aisselle
-Jambe entier sy demi-jambe
-Maillot koa tsy adino

09/01/2025

Live mora be ato Mih Shop
Melamine tsara be daholo

Kioukiou.... Tsara be ny andro fa araraoty dia tongava manao Beautsé Beautsé ato aminay les filles a... 🥰Manao massage f...
04/01/2025

Kioukiou....

Tsara be ny andro fa araraoty dia tongava manao Beautsé Beautsé ato aminay les filles a... 🥰

Manao massage facial ihany koa izahay izay vizambizana ny tarehiny an,

Salama daholo ve ooo ???Irariana mba ho salama tsara ianareo dia mirary fasalamana ho an'izay tsy salama toa ahy.Maka pa...
02/01/2025

Salama daholo ve ooo ???

Irariana mba ho salama tsara ianareo dia mirary fasalamana ho an'izay tsy salama toa ahy.

Maka pause kely fotsiny ny ankizy androany fa rahampitso zareo miverina miasa ho anareo ilay manotany ireo.

Zay fa soava andro daholo an...
Bisous Bisous les filles 🥰😘

Coucouuuuuu.......... 🥰Aiza daholo nareo fa efa ato izahay an.Tongava manao manjamanja farany amin'ity 2024 ity.😊Ny hoho...
31/12/2024

Coucouuuuuu.......... 🥰
Aiza daholo nareo fa efa ato izahay an.

Tongava manao manjamanja farany amin'ity 2024 ity.😊

Ny hoho ihany koa tsy ataontsika ambaninjavatra mihitsy fa tafiditra @ Beautsées-antsika vehivavy io 🤩

Hello hello tout le monde 🥰🥰🥰Misokatra foana isika anio sy rahampitso les Beautsées an !!!Tongava manao manjamanja fa at...
30/12/2024

Hello hello tout le monde 🥰🥰🥰

Misokatra foana isika anio sy rahampitso les Beautsées an !!!

Tongava manao manjamanja fa ataonay afa-po daholo. 😊

Toerana :Totoha-bato ambadiky ny pharmacie d'Ambanidia, dia vao midina kely dia mahatazana trano avo be Fushia, dia ao no misy anay...

Jerenareo anie ity cliente mamikely ity e...Hafaliana tsy omby tratra ny anay mahita retour-nareo otran'izao.😊Atokisako ...
27/12/2024

Jerenareo anie ity cliente mamikely ity e...

Hafaliana tsy omby tratra ny anay mahita retour-nareo otran'izao.😊
Atokisako ny ahy reo ekipako reo matoa asaiko mandray anareo e.
Merci les filles !!! 🙏🙏🙏

Misaotra foana foana reto an 🙏🥰😘

24/12/2024

Efa misy groupe ato amintsika na tapaka aza ny jiro an.
Izestiavantsika ny jirama androany. 😂

Coucou daholo !!! 🥰Mahazo réduction 20% izay rehetra mampiseo sary nalaina tato @ salon-nay androany fa asehoy ny sarina...
24/12/2024

Coucou daholo !!! 🥰

Mahazo réduction 20% izay rehetra mampiseo sary nalaina tato @ salon-nay androany fa asehoy ny sarinao eo ampandoavana vola.
SARY EFA NALAINA TALOHA NO MANANKERY AN 😊

Toerana :Totoha-bato ambadiky ny pharmacie d'Ambanidia, midina kely dia mahita trano Fushia, dia ao izahay.

22/12/2024

Hello les beautsées 🥰

Efa vonona ny ekipantsika handray anareo rahampitso sy afak'ampitso an.
Tsy mila maka rendez-vous fa efa maromaro ny ekipa dia izay tonga aloha no raisina (milahatra).
Vita manja daholo ianareo vao misaraka isika

N.B: Misokatra foana isika ny Talata an
Enga anie ka tsy ho tapaka koa ny jiro 🙏🫣

Address

Ambanidia

Opening Hours

Monday 07:00 - 17:00
Wednesday 07:00 - 17:00
Thursday 07:00 - 17:00
Friday 07:00 - 17:00
Saturday 07:00 - 06:00

Telephone

+261344566165

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sypria Beauté Ambanidia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share