Depannage en informatique, electronique, gsm.

  • Home
  • Depannage en informatique, electronique, gsm.

Depannage en informatique, electronique, gsm. Un problème, une solution

Manolo connecteur de charge fa miasa hatramin'ny coupe-ongles anapahana tresse à dessouder
03/01/2024

Manolo connecteur de charge fa miasa hatramin'ny coupe-ongles anapahana tresse à dessouder

Izay karazana code sy compte rehetra any afaka alainay avokoa tompoko.Décodage & FlashageProbleme IMEI (tsy manova fa il...
31/10/2023

Izay karazana code sy compte rehetra any afaka alainay avokoa tompoko.
Décodage & Flashage
Probleme IMEI (tsy manova fa ilay original iany no averina)
Mihitsoka démarrage sns....
Ankoatrany Icloud sy manova Imei
Tsara tonga de miantso
0347689984

29/05/2023

Hisy ny video tsotsotra anampy anao @ electronique, zavatra tokony ho vitanareo iany matetika no iantsona mpanamboatra.

Ao ndray ary flash USB 3.0 amle tena izy,16 Giga 32 Giga 64 Giga Tsy betsaka fa reo sia, ny fividianana ny tsara de tamp...
24/09/2022

Ao ndray ary flash USB 3.0 amle tena izy,
16 Giga
32 Giga
64 Giga
Tsy betsaka fa reo sia, ny fividianana ny tsara de tampoka iany fa aza manomana zany fa ef ts ahita otranreo ndray enao fotoana eritreretinao

15/09/2022

Aloan hirosoana am fitadiavana ny pannes de ilaina foana ny manao inspection visuelle anilay zavatra ho amboarina.

15/09/2022
13/09/2022

"Ho mora kivy ianao ra mieritreritra fa ny simba rehetra dia tsy maintsy vita avokoa."
Esprit d'un bon dépanneur

13/09/2022

Tu n'apprends rien en dépannage si tu penses tout savoir.

Mb misy tsy vita kou ndraindray 😅
31/08/2022

Mb misy tsy vita kou ndraindray 😅

AMIDYMbola zara fa niasa miaraka am carton.95.000 mil ariary.Tsara tonga de miantso 034 76 899 84
28/08/2022

AMIDY
Mbola zara fa niasa miaraka am carton.
95.000 mil ariary.
Tsara tonga de miantso 034 76 899 84

27/08/2022

Efa maro iany zay ordi natsangana tam maty zay kanefa de misy ihany koa ireo izay natsoiny Sinoa hody any aminy.

10/08/2022
Mila faharetana sy fikirizana ny manamboatra ordi portable nohon tsy fahampian'ny matériel eto antoerana na misy fa lafo...
21/07/2022

Mila faharetana sy fikirizana ny manamboatra ordi portable nohon tsy fahampian'ny matériel eto antoerana na misy fa lafo loatra. Hany ka mandany fotoana kokoa ny gasy mihoatra ny Vahiny ra resaka réparation. Tokony hamorain'ny fanjakana ny famoronana asa ho an tena manokana eto Madagascar fa tena Mampanaelo anakay

Micro-soudureMila mande daolo ny transfert sy chargeur fa tsisy anzany we charge fotsn zan no enjeana
18/07/2022

Micro-soudure
Mila mande daolo ny transfert sy chargeur fa tsisy anzany we charge fotsn zan no enjeana

Ho antsika manana problème mot de passe tsy tadidy kanefa tsy te ho very données, afaka mamaha ny olanao izahay.Win 7, W...
04/06/2022

Ho antsika manana problème mot de passe tsy tadidy kanefa tsy te ho very données, afaka mamaha ny olanao izahay.
Win 7, Win 8, Win10, mdp Bios ...

Huawei mate 20 lite, tsy nety velona
04/06/2022

Huawei mate 20 lite, tsy nety velona

17/05/2022

Ho atsika izay manana problème amn PC portable.
- Velona de aveo maty tampoka
- Tsy velona mints
- Misy temoin fa tsy mety velona
- Mamono chargeur na mahamay be ny chargeur vao atsatoka
- Mande fa maizina be ny eo am ecran
- Vaky ecran
- Tsy mahita port USB
- Misy mdp bios
- .....

Aza misalasala ary, tonga de miantso ny tsara tompoko.

NB: alohan itondrana azy aty de mila maka toky tsara enao am chargeur mande tsara le anao mba ts ho zay fotsin ilay olana. Afaka manome torohevitra gratuit arakarakin olana sy ny fotoana mampalalaka anay ihany koa anefa.
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra.

Tsara ny mampiasa anio, ts miafiafy mints enao 😊
04/05/2022

Tsara ny mampiasa anio, ts miafiafy mints enao 😊

Karazana circuit de charge tashibo
06/02/2022

Karazana circuit de charge tashibo

Misy firaka 2 reo, ratsy be le vita Japan fa le vita Chine norme be, 15 mil ariary ny rouleau 1 ra misy liana
28/12/2021

Misy firaka 2 reo, ratsy be le vita Japan fa le vita Chine norme be, 15 mil ariary ny rouleau 1 ra misy liana

Fer à souder reglable200 à 450 dégrées CAmle tena tsara mandray firaka tsara Tsy mila kikisana ny lohany fa fafana fotsi...
20/12/2021

Fer à souder reglable
200 à 450 dégrées C
Amle tena tsara mandray firaka tsara
Tsy mila kikisana ny lohany fa fafana fotsiny, ts manary na amban be ary ny jiro.
Avarotra
Niasa kely fotsiny

A VENDRE
10/12/2021

A VENDRE

Fer à souder Tsy mila dokafana tsony avarotra mbola vaovao 2 iany ny isany
08/12/2021

Fer à souder
Tsy mila dokafana tsony avarotra mbola vaovao 2 iany ny isany

Address

Andohamandry Haute-Ville

Telephone

+261347689984

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Depannage en informatique, electronique, gsm. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Depannage en informatique, electronique, gsm.:

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share