La GrassMat

La GrassMat La GrassMat, la matinale chez RLI, c'est le matin, mais pas trop !

🔆 ZOMA FAHA-04 FEBROARY 2022🔆📻Ao tsara ve ry GrassMaters a!!!⏰Vo maraina....fa tsy be a!⏰😁😁😁Eto amin'ny Rli 106 Fm Vibra...
04/02/2022

🔆 ZOMA FAHA-04 FEBROARY 2022🔆

📻Ao tsara ve ry GrassMaters a!!!
⏰Vo maraina....fa tsy be a!⏰😁😁😁
Eto amin'ny Rli 106 Fm Vibrations Positives ny La GrassMat
Hira, hafatra, fifanankalozana, fotoana mahafinaritra ;) 📻

LOHAHEVITRA avy amin'ny olona iray tao amin'ny SMS :

- Firy taona ianao no nanao sipa voalohany dia ahoana ny fomba niarahana tamin'izany ?

- Naharitra afirina ny fiarahanao ela indrindra tamin'ny olona,ary inona avy ireo efa nampisaraka anao tamin'ny olotianao ?

- Tantarao ireo tranga nampiomehy nahatsikaiky na nahasadaikatra nahazo anao na hitanao tamin'ny fanafenana hoe manana olo-tiana,na tamin'ny fiarahana,na tamin'ny fisarahana.

Tsy adinon-tsika ireo celibataire : Ahoana ity Cyclone Batsirai ty ? Manao ahoana ny fiantrehana azy ?

🤫🤫🤭🤭🤭☺☺☺😍😍

Soraty eto na andefaso SMS na antsoy ny 034 20 807 15 afahanao maneho hevitra

🔆 ALATSINAINY FAHA- 24 JANOARY 2022🔆📻Ao tsara ve ry GrassMaters a!!!⏰Vo maraina....fa tsy be a!⏰😁😁😁Eto amin'ny Rli 106 F...
24/01/2022

🔆 ALATSINAINY FAHA- 24 JANOARY 2022🔆

📻Ao tsara ve ry GrassMaters a!!!
⏰Vo maraina....fa tsy be a!⏰😁😁😁
Eto amin'ny Rli 106 Fm Vibrations Positives ny La GrassMat
Hira, hafatra, fifanankalozana, fotoana mahafinaritra ;) 📻

LOHAHEVITRA : TONTOLO ANDRO MAHAFINARITRA

- Aminao ohatra ny ahoana sy inona avy ireo zavatra atanao sy mitranga dia azo lazaina hoe nafinaritra ny tontolo andro ?

- Inona avy ireo ataonao anaty tontolo andro amizao vanim-potoana izao ?

- Tantarao ireo fahatsiarovina tsara indrindra izay nahatsapanao hoe niaina tontolo andro nahafinaritra be ianao tamin"izay.

🤫🤫🤭🤭🤭☺☺☺😍😍

Soraty eto na andefaso SMS na antsoy ny 034 20 807 15 afahanao maneho hevitra

🔆 ALAROBIA FAHA- 19 JANOARY 2022🔆📻Ao tsara ve ry GrassMaters a!!!⏰Vo maraina....fa tsy be a!⏰😁😁😁Eto amin'ny Rli 106 Fm V...
19/01/2022

🔆 ALAROBIA FAHA- 19 JANOARY 2022🔆

📻Ao tsara ve ry GrassMaters a!!!
⏰Vo maraina....fa tsy be a!⏰😁😁😁
Eto amin'ny Rli 106 Fm Vibrations Positives ny La GrassMat
Hira, hafatra, fifanankalozana, fotoana mahafinaritra ;) 📻

LOHAHEVITRA avy amin'ny Tojo Ambohimangakely

- Iza no tena be taraina rehefa maharary,ny lahy sa ny vavy ? Ary toy ny ahoana ianao rehefa marary ?

- Inona ny aretina tena tsy tianao na mahazo anao matetika ?

- Tantarao ireo tranga nampiomehy,nahatsikaiky,nahasadaikatra na tsikaritrao matetika rehefa marary na misy olona marary

🤫🤫🤭🤭🤭☺☺☺😍😍

Soraty eto na andefaso SMS na antsoy ny 034 20 807 15 afahanao maneho hevitra

🔆 ALATSINAINY FAHA- 17 JANOARY 2022🔆📻Ao tsara ve ry GrassMaters a!!!⏰Vo maraina....fa tsy be a!⏰😁😁😁Eto amin'ny Rli 106 F...
17/01/2022

🔆 ALATSINAINY FAHA- 17 JANOARY 2022🔆

📻Ao tsara ve ry GrassMaters a!!!
⏰Vo maraina....fa tsy be a!⏰😁😁😁
Eto amin'ny Rli 106 Fm Vibrations Positives ny La GrassMat
Hira, hafatra, fifanankalozana, fotoana mahafinaritra ;) 📻

LOHAHEVITRA : TSAHO SY FITSARANA IVELANY

- Inona avy ireo tsaho henonao tena nalaza teto madagasikara hatramin'izay sy amin'izao ?

- Inona avy ireo fitsarana hivelany na tsaho efa enonao momba anao ?

- Inona avy ireo hevi-diso sy tsaho momban'ny namanao ?

🤫🤫🤭🤭🤭☺☺☺😍😍

Soraty eto na andefaso SMS na antsoy ny 034 20 807 15 afahanao maneho hevitra

🔆 ALATSINAINY FAHA- 03 JANOARY 2022🔆📻Ao tsara ve ry GrassMaters a!!!⏰Vo maraina....fa tsy be a!⏰😁😁😁Eto amin'ny Rli 106 F...
03/01/2022

🔆 ALATSINAINY FAHA- 03 JANOARY 2022🔆

📻Ao tsara ve ry GrassMaters a!!!
⏰Vo maraina....fa tsy be a!⏰😁😁😁
Eto amin'ny Rli 106 Fm Vibrations Positives ny La GrassMat
Hira, hafatra, fifanankalozana, fotoana mahafinaritra ;) 📻

LOHAHEVITRA avy any amin'i Lieben Raz

- Nanao ahoana ny fandraisanao ny taona 2022 ary inona nampiavaka azy tamin'ny ireo fitsenana ny taona rehetra hatramin'izay ?

- Tantarao ireo tranga nampiomehy nahatsikaiky na nahasadaikatra niainanao nandritry ny fetin'ny farany taona sy ny taom-baovao.

- Ahoana no niainanao ny 01 Janoary 2022 ?

🤫🤫🤭🤭🤭☺☺☺😍😍

Soraty eto na andefaso SMS na antsoy ny 034 20 807 15 afahanao maneho hevitra

23/12/2021

Kaiza ry GrassMaters a !
Noho ny fisaonam-pirenena no antony nanamperana ny fandaharana fa tsy hoe inona akory ;)
Miaraka ory amin'izay ory isika e 😊
Amin'ny manaraka isika manano ratirapazy,kouny a ?
Zay a,hendry tsara a,bisous
Hiala kely aloha zozoky dia amin'ny manaraka njay a,kouny a ?
Mirary tontolo andro mafinaritra atsika rehetra ihany na dia izany aza dia manaova fety sambatra rehefa fety ;)
Bisous dololy

Address


Opening Hours

Monday 09:00 - 10:30
Tuesday 09:00 - 10:30
Wednesday 09:00 - 10:30
Thursday 09:00 - 10:30
Friday 09:00 - 10:30

Telephone

+261342080715

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La GrassMat posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to La GrassMat:

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Opening Hours
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Videos
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share

La GrassMat ?

Oui ! La GrassMat !

Parce qu’à RLI on sait que le matin ce n’est pas facile pour tout le monde et qu’on a envie de te laisser faire les choses à ton rythme, on te donne l’occasion d’émerger comme tu le souhaites et t’envoie nos vibrations positives une fois que t’es réellement prêt.

Rejoins-nous tous les matins de 9:00 à 10:30 pour discuter, faire tes dédicaces, écouter de la bonne musique et continuer ta journée comme il faut !