Ashley Agency

  • Home
  • Ashley Agency

Ashley Agency Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ashley Agency, Media, .

10/12/2023

VISA FRANCE - REFUSÉ POURQUOI

- Iarahantsika mahalala fa tena miha sarotiny ny ambassade de France amin'ny fanomezana ny visa Schengen satria betsaka loatra ireo avy aty Madagascar sy avy amin'ny firenena African miclande ao France.

- Maro loatra ireo tovovavy celibataire miala avy aty antanana mba hitady vady fa tsy hianatra na tsy dia misy diploma firy akory fa manana fifandraisana amin'ny lehilahy Frantsay dia mitady hevitra hahazahoana visa mba hahafahana mipetraka ao France nefa tsy tena misy asa atao akory.

- Betsaka ireo sendra mahazo visa court séjour, visa touristique sns nefa tsy miverina mody rehefa tapitra ilay fepotoana fa milentika any fa tsy mody.

- Taloha vantany vao mahazo certificat d'hébergement ny malagasy iray no ampy ny vola na ny substance ao amin'ny compte bancaire na compte n'olona aza dia ampy hahazahoana visa.

- Ankehitriny mihasarotiny ry zareo amin'ny fanomezana ny visa. Ka raha misy dossier tsy misy logique sy fiable tsara dia refusé foana.

- Mitaraina aty aminay enareo fa hoe ny dossier ako complet tsara fa mbola refusé ihany. Marihako anefa fa azo antoka tsy misy kolikoly ao amin'ny ambassade araka ny publication efa nataoko fa ny olana tsy mandresy lahatra ny antondianao any France ao amin'ny dossier anao. Tsy misy logique administrative ilay dossier monté. Tsy fiable ilay dossier communiqué. Tsy mifanaraka amin'ny motif anao, visa touristique no ataonao nefa enao olona tsy an'asa, na zara raha fa miasa. Hita mihitsy amin'ny dossier nataonao fa noezahana nasiana vola ny compte bancaire anao mba hahatratra an'ilay montant exigé.

- Visite familiale no motif anao nefa rehefa halalinina ilay dossier dia misy zavatra administrativement tsy mifanaraka na tsy micolle. Taratra. amin'ilay dossier fa misy risque ny tsy hiverina ianao.

- Raha misedra an'izany olana izany enao te hahazo visa nefa refusé na mbola tsy nangataka fa matahotra sao refusé. Aza matahotra fa afaka manampy anao izahay hanao ny dossier hahazahoanao visa..

01/10/2023

VISA France/visa Schengen depuis Madagascar: guide, orientation, conseils, accompagnement et assistance personnels, montage de dossier.
Pour ceux qui ont besoin de voyager pour une visite familiale, amicale, professionnelle ou autres raisons, n’hésitiez à nous contacter ou passer directement en mp. Beaucoup de gens ont obtenu leur visa grâce à notre aide.
📞0324210837/0340736161

01/10/2023

📌📌📌 Ashley Agency Diego Suarez 🥰
Tongasoa eto amin'ny Pejy. Ho antsika manana vina ande ho any ampita, izahay dia faly mampafantatra antsika fa efa misy agence mikarakara Visa eto antoerana.
🍀 Manomboka miaino ny fanirianao sy antondianao ahafahana mafantatra ny Visa mifanaraka Amin izany
🍀 Manome torihevitra sy torimarika jiaby
🍀 Manampy amin'ny famenona formulaire jiaby enligne
🍀 Manao prise de rendez vous Tls
🍀 Manome ny imprimer original hoentina am Tls
🍀 Manampy amin'ny fanangonana taratasy rehetra ilaina amin'ny Rdv
🍀 Manampy amin'ny fahazoana assurance
🍀 Manampy am rédaction lettre d'hébergement
🍀 Manao réservation hôtel
Sns...
👉👉👉 Tanjona tsika Visa accepté
Tarif abordable
Pour plus d'information n'hésitez pas de venir en Mp

  no ho resahintsika androany betsaka ny resaka Aupair ato amin'ny groupe nefa betsaka ihany koa no tsy mahalala .1️⃣ In...
03/05/2023

no ho resahintsika androany betsaka ny resaka Aupair ato amin'ny groupe nefa betsaka ihany koa no tsy mahalala .
1️⃣ Inona moa izany hoe Programme Aupair ?
2️⃣ Iza no afaka manao Aupair ?
3️⃣ Inona no atao hoe Famille d'accueil raha Aupair no resahina ?
4️⃣ Ahoana no fandehan'ny Programme Aupair ?
5️⃣ Hafiriana ny faharetan'ny Séjour Aupair ?
6️⃣ Inona no andraikitry ny Aupair?
7️⃣ Manan-jo hiala sasatra ve ny Aupair na koa haka Congé ?
8️⃣ Mandray vola ve ny Aupair ?

🔴 Valiny.
1️⃣ Inona ny hoe programme Au Pair?
➡️ Ny programme Aupair dia fifanakalozana ara-kolontsaina iraisam-pirenena izy io, izay ahafahan'ny tanora
✅️ mipetraka any ivelany, mahita kolontsaina hafa ary mianatra fiteny vahiny .

2️⃣ Iza no afaka manao Aupair ?
Lehilahy na Vehivavy eo anelanelan'ny 17 sy 30 taona avy any amin'ny firenena iray ka te handeha any amina firenena iray hafa , olona
liana te hianatra fiteny sy kolontsaina hafa .

3️⃣ Inona no atao hoe Famille d'accueil raha Aupair no resahina ?
➡️ Ny Famille d'accueil dia fianakaviana ( Mpivady ) vonona hampiantrano Aupair ary mananjanaka latsaky ny 18 taona .
Fianankaviana :
➡️ Mampiatrano
➡️ Miantoka Sakafo...sns
➡️ Manome argent de poche

4️⃣ Ahoana no fandehan'ny Programme Aupair ?
➡️ Ny programme Aupair dia fifanakalozana ara-kolontsaina, noho izany ny
➡️ Famille d'accueil sy ny Aupair dia tsy maintsy olona avy amin'ny firenena samy hafa

5️⃣ Hafiriana ny faharetan'ny Séjour Aupair ?
➡️ Ny faharetan'ny Séjour Aupair miankina amin'ny ny filan'ny famille d'acceuil sy ny fitsipiky ny programa Aupair amin'ny firenena alehany. Ny firenena sasany dia nametraka fe-potoana faran'izay kely sy ambony indrindra ho an'ny fijanonan'ny Au Pair, izay mety ho :
➡️ 3 Volana ka hatramin'ny 12 na 24 volana.

6️⃣ Inona no andraikitry ny Aupair?
➡️ Ny andraikitry ny Aupair dia ny mikarakara ny zanaky ny Famille d'accueil, ary koa ny manao asa mifandraika amin'ny fikarakarana ankizy. Ny Aupair dia tsy voatery mahandro sakafo ho an'ny ray am

26/04/2023

indray no ho resahintsika androany ny fanontanianareo dia ny hoe
❓ Tsimaintsy mahazo visa ve raha manambady Frantsay ?

🔴➡️ Eny avy hatrany ny valiny fa ireto anefa no condition n'izany :

Alohan'ny hanaovana mariage
🇨🇵🇲🇬 dia ➡️ :
1️⃣ Mangataka CCAM na Certificat de Capacité à Mariage

Rehefa azo ilay CCAM dia ➡️ :
2️⃣ Manao Fisoratana hoy isika izay eny amin'ny Mairie avy eo ianao dia mahazo
🔴 Livret de Famille Malagasy 🇲🇬

Rehefa vita ny Fisoratana dia ➡️ :
3️⃣ Atao transcription eny amin'ny État Civil Francais ( ao amin'ny ambassade) ilay acte de mariage azonao tany amin'ny Mairie
NB : misy formulaire telechargena ao amin'ny Site ny Ambassade de France
Rehefa vita ilay transcription dia mazava hoazy fa mahazo ➡️ :
🔴 Livret de Famille 🇨🇵 Français ianao

Vita ireo rehetra ireo dia :
4️⃣ Mangataka visa conjoint de Français amin'izay ianao ary ny visa hangatahanao aminio dia
➡️ Visa Long Séjours conjoint de Français pour installation Familiale ary sur à 100% fa azonao ny visa nao .
fa tsy hoe hangataka court séjours.

5️⃣ Rehefa mangataka visa ianao dia tokony mbola miaraka sy mifankatia nareo fa tsy hoe za mariée de ialako any ty vazaha ty de avy eo ianao gaga mangataka visa tsy mahazo, tsotra ny antony
🔴 Antsoiny ilay vadinao rehefa mangataka visa ianao ka raha mamaly izy hoe tsy miaraka intsony izahay fa mbola tsy divorcé de tsy hahazo Visa zany ianao .

🔴‼️ Matoa ianao manambady Frantsay nefa tsy mahazo visa de misy antony ao , tsy nanara-dalana ianao zay dans tous les domaines
Ohatra amin'izany ny hoe
➡️ Tsy nangataka CCAM fa tonga de maika nandoa vola tany amina Mairie tany de nanao mariage tsy nanao demande CCAM

➡️ Mety hoe nandeha tany France nanao vacance na tsy haiko tany de tsy nody intsony fa tonga de nanambady de refa niverina tsy nahazo visa intsony

➡️ Mety hoe mariée nareo fa efa tsy miaraka intsony.. sy ny antony maro hafa .

Miarahaba antsika rehetra indray izahay ,Elaela tsy nanao partage d'informations izahay dia anao partage indray zahay ho...
22/04/2023

Miarahaba antsika rehetra indray izahay ,
Elaela tsy nanao partage d'informations izahay dia anao partage indray zahay ho amin'ny anio mahakasika ny hoe" miasa any Frantsa" satria dia betsaka olona mety liana amin’ity thème ity.

INONA AVY NO DINGANA ARAHINA RAHA TOA KA ANDE IASA ANY France ?

𝐄𝐭𝐚𝐩𝐞 𝟏 : 𝐏𝐚𝐫 𝐥’𝐞𝐦𝐩𝐥𝐨𝐲𝐞𝐮𝐫
Raha toa ka mampiditra mpiasa malagasy hiasa amin’ny orinasany any France ny mpampiasa frantsay iray dia tsy maintsy manana ilay atao hoe « Autorisation de travail » ilay malagasy.
𝘼𝙞𝙯𝙖 𝙣𝙤 𝙖𝙝𝙖𝙯𝙤𝙖𝙣𝙖 𝙞𝙤 « 𝘼𝙪𝙩𝙤𝙧𝙞𝙨𝙖𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙙𝙚 𝙩𝙧𝙖𝙫𝙖𝙞𝙡 » (𝘼𝙏) 𝙞𝙤 𝙖𝙧𝙮 ?
Ny mampiasa no manao ny dingana ahazoana io « Autorisation de travail » :
- Amarininy hoe afaka miasa ara-dalàna any Frantsa ve ilay olona ho recruteny ;
- Tsy maintsy manaraka ny formalités amin’ny fampidirana mpiasa mahazatra izy,
- Ary en ligne no fangatahana io « Autorisation de travail »
𝙁𝙖𝙣𝙜𝙖𝙩𝙖𝙝𝙖𝙣𝙖 « 𝘼𝙪𝙩𝙤𝙧𝙞𝙨𝙖𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙙𝙚 𝙩𝙧𝙖𝙫𝙖𝙞𝙡 »
Misy karazany roa ny AT :
- AT soumis à une Opposabilité de Opposabilité de la Situation de l’Emploi (OSE)
- AT sans Opposabilité de Opposabilité de la Situation de l’Emploi (OSE)
𝗔𝗧 𝘀𝗼𝘂𝗺𝗶𝘀 𝗮̀ 𝘂𝗻𝗲 𝗢𝗽𝗽𝗼𝘀𝗮𝗯𝗶𝗹𝗶𝘁𝗲́ 𝗱𝗲 𝗢𝗽𝗽𝗼𝘀𝗮𝗯𝗶𝗹𝗶𝘁𝗲́ 𝗱𝗲 𝗹𝗮 𝗦𝗶𝘁𝘂𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝗲 𝗹’𝗘𝗺𝗽𝗹𝗼𝗶 (𝗢𝗦𝗘)
Ny dikan’io dia mila manao publicité de l’offre d’emploi aloha ilay employeur mandritra ny 03 semaines, eny anivon’ny organisme participant au service public de l’emploi (Pôle emploi, APEC, …).Rehefa tsy misy mifanaraka amin’ny offre d’emploi ilay candidat na hoe tsy nisy candidat nametraka dia zay vao afaka manao ilay fangatahana AT
- 𝗔𝗧 sans 𝗢𝗽𝗽𝗼𝘀𝗮𝗯𝗶𝗹𝗶𝘁𝗲́ 𝗱𝗲 𝗢𝗽𝗽𝗼𝘀𝗮𝗯𝗶𝗹𝗶𝘁𝗲́ 𝗱𝗲 𝗹𝗮 𝗦𝗶𝘁𝘂𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝗲 𝗹’𝗘𝗺𝗽𝗹𝗼𝗶 (𝗢𝗦𝗘)
Raha tafiditra anatiny listes des métiers en tensions zany hoe ireo métier spécifique sarotra ahitana candidat , ilay emploi dia tsy mila manao publicités mialoha. Omena amin’ny fotoana manaraka.🥰

🔴 Ho resahintsika androany ny   hanao vacance any ivelan'ny Madagascar 🇲🇬 inona no tokony ho fantatra sy ny tokony hatao...
20/04/2023

🔴 Ho resahintsika androany ny hanao vacance any ivelan'ny Madagascar 🇲🇬 inona no tokony ho fantatra sy ny tokony hatao .
❓️ Fantatrao ve ilay olona manafatra anao.
❓️Olona efa nihaona taminao ve.
🔴 Raha vao hivoaka an'ny Madagasikara zany ianao dia izao tadidio tsy voatery ho mamy ny any mety tsy arak'ilay noeritreretinao akory .
Satria mety ho ilay nanafatra anao nefa mety ho , ilay manafatra anao .

🔴 Tadidio ihany koa fa raha handeha hivoaka an'ny Madagasikara zany ianao dia mety tsy misy havanao any n'a olona fantatrao ankoatran'ilay manafatra anao .

Ka ity ary no solution kely atolotro ho anareo izay handeha hihaona amina olona tsy fantatra na mbola tsy nihaona taminareo ireny akory.

1️⃣ Mila anananao aloha ny Passport ny sy ny mombamomba an'ilay olona manafatra anao sariny sns...
Tsara raha alefa amin'ilay olona tena atokisanao alohan'ny andehananao ohatra hoe :
🔴 Ny reninao / Rahavavinao / rahalahinao / namanao akaiky anao .
Mila efa manana :
➡️ Passport
❌️ Ianao irery ihany tompoko no mitazona ny passport nao fa tsy ampitazomina olona , satria raha tsy misy Passport ianao dia tsy afaka miala any .
❌️ Lasa sans papier ka
‼️ Higadra2 any antaninolona
‼️Lazain'olona mpamono olona na mpangalatra any sns.... .
‼️ Ampanaovin'olona ny tsy fanao any.
➡️ Billet Aller et retour
➡️ attestation d'hébergement / Réservation Hotel confirmée sy izay pièces à fournir hafa izay tokony hiaraka aminao .
➡️ Lettre de prise en charge raha milaza izy fa hiantoka anao any .

2️⃣ Mila manana vola ianao miaraka aminao 100€ / 100$ isanandro miankina amin'ilay fotoana tokony hijanonanao ohatra hoe raha hijanona 10 andro dia Mila manana 1000€ / 1000$ ianao eny aminao miaraka miala aminao à Madagasikara.
➡️ Savaina io eo amin'ny Aeroport mety tsy ho savaina koa anefa .
Fa aleo misy vola foana .
➡️ Na milaza aza izy fa hiantoka anao any dia teneno foana hoe tsy mahazo miala eo amin'ny Aéroport izahay raha tsy misy

13/04/2023

FANDAMINANA VAOVAO ENY ANIVON'NY SAMPAN-DRAHARAHA PASIPAORO

✅️ Ho fanampiana ireo olona tonga hanao Pasipaoro eny anosy dia hisy ny fandaminana vaovao apetraky ny sampan-draharaha manomboka rahampitso 14 Aprily ka toy izao manaraka izao izany :

👉 Misokatra amin'ny 06 ora maraina ny fandraisana ireo antontan-taratasy

👉 Raha sendra mahita olona na Polisy manao kolikoly dia afaka antsoina ny laharana📱034 05 507 34.

👮‍♂️ Efa misy ihany koa ireo Polisy avy ao amin'ny IGPN afaka hanatonana eny an- teorana raha sendra misy izany .

🛂 Mba hanafainganana ny fandinihana sy ny fankatoavana ny antotan-taratasy ilaina amin'ny fahazoana Pasipaoro dia ahato aloha ny fitakiana ny "lettre d'hébergement"

👉 Hisy ihany koa ny fandaminana vaovao hapetraka hialana amin'ny filaharana lavareny sy ny fandanim-potoana koa iangaviana isika hanaraka izany .

🙏Mankasitraka antsika sahady manaiky ny fandaminana.

Address


Telephone

+261340736161

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ashley Agency posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share