La Folie de Matana

  • Home
  • La Folie de Matana

La Folie de Matana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from La Folie de Matana, Digital creator, .

04/12/2023

Mafy le mahazo anay 😭😭😭
Abonne-toi 🙏🏻🥰

23/11/2023

Inona no Mora tadiavina?
1-Vola
2-Sipa

Tahak'izao no ataoko ny akamako rehefa midongy iara haka sary amiko izy 📸🤝🏻🤧😅
20/11/2023

Tahak'izao no ataoko ny akamako rehefa midongy iara haka sary amiko izy 📸🤝🏻🤧😅

18/11/2023

️😭🔫̷!
👚
👖
"Manomeza anarana mpihira Sinoa ray fantatrao"

17/11/2023

Aoka isika ts ho diso tsipelina rehefa manoratra fa na "T" aza no lasa "L" d
manahirana be🙏✅

Ohatra : Fitahiana😳

10/11/2023

Iza no avy any Sahamamy? 🤔
Zah mba omeo num an'i Patricia 🤧😊🎤🤣🤣

Send a message to learn more

09/11/2023

Efa misy miandry mits zao ao oe ipub sariko miaraka zah 🙄🚁
Tsis lty a , tsisy 🤣

Send a message to learn more

Aza orohana le telephone🚫 fa jereo fotsiny le sary😍 d oroy any an_eritreritra🥰😘💖
31/10/2023

Aza orohana le telephone🚫 fa jereo fotsiny le sary😍 d oroy any an_eritreritra🥰😘💖

So de misy manana numéro an'i Stéphanie ? 🙄😊🥰
28/10/2023

So de misy manana numéro an'i Stéphanie ? 🙄😊🥰

Mafana ôtran'ny andro androany🌟✨Ny Fitiavako anao 😍😘💞
25/10/2023

Mafana ôtran'ny andro androany🌟✨
Ny Fitiavako anao 😍😘💞

23/10/2023

Zah sy ny akamako rehefa maheno hoe ho raikitra ihany ny fifidianana🐒🇲🇬
Tsy maints ahita ndray zan 🚁😂😂

18/10/2023

░▒▓█►─═Samy efa voadonam-pitiavana ihany fa ny ahy tsy ankalazaiko👊🏻═─◄█▓▒░

17/10/2023

Chérie reposé toi en paix dans mes bras😻😂⚰️

D lazaivo fa beau couple ndray 🙄😌Mba oa nareo matotra 😒🤐  👊🥰💞
14/10/2023

D lazaivo fa beau couple ndray 🙄😌
Mba oa nareo matotra 😒🤐
👊🥰💞

12/10/2023

Ny bandy zany refa maprafy tsy avelan'Andriamanitra hatavy zany🥴👍🏻

11/10/2023

Mamanay : RaMatana a!!!
Zah: Oh ?
Mamanay : Matana a!!!
Zah: Aonaaa???

Tiko ny Soflera 🥰😂😂MP ze te hividy 🤗💵
04/10/2023

Tiko ny Soflera 🥰😂😂
MP ze te hividy 🤗💵

Mety hilay ity volana vaovao ity rah izao no mitohy a🤗Vô manomboka defa mahita sipa saadiii 😊🥰🤣Mankasitraka Belle's ❤️✨
02/10/2023

Mety hilay ity volana vaovao ity rah izao no mitohy a🤗
Vô manomboka defa mahita sipa saadiii 😊🥰🤣
Mankasitraka Belle's ❤️✨

29/09/2023

indrindra dia aza tezerana😡 sy lazaina miseo milay aho🙄, fa sangy ihany ny anah 😁😊
, tsy Humouriste aho fa tsisy atao fotsiny aho d nanao video🤗📽️
sady LEHIBE indrindra dia 🙏🥰

Send a message to learn more

29/09/2023

Ny lehilahy hono tsy mba ratsy 🤗😎

Je vous aimes💝🤗🥰
28/09/2023

Je vous aimes💝🤗🥰

27/09/2023

Ouff merci mon dieu nahavita nanadino ny anaran'ny ex'ako ihany zah ny farany🙌
-tena nampijaly anah laotra enao ry diamondra💔

27/09/2023

Extrait kely aloha,📸📽️
Rah avelan'le vahoakan'ny amparafaravola moa d aveo ihany de avoakako😁😊

26/09/2023

Tsy hoe zahay Bandy Studio_man🎧 na Beat maker🎹 no sarotra Kotina🙄 😁 fa le fomba fikôtianareo nay no mety tsy Ampy mixage sy Mastering😌(misy fréquence tsy miady ao💰🙈)

21/09/2023

✅Ny vehivavy rehefa tezitra de miteny miteny miteny eo izy de@farany amzay izy miteny oe aleoko mangina»🤣

17/09/2023

Tena mafy tokoa ny fiainana fa ilay olona saika mba handeha indramako vola aza tratrako niborosy nify t@ savony🤔🤣

17/09/2023

👉🌟Alahady androany🙏👈
Ivavaka sa tsia ?🤔✨🇲🇬

16/09/2023

Mangina chérie fa aza tomany😏
Mifampijery toetra alou vô manao anizany😳

12/09/2023

Ny tena mpinamana dia manao pro isankarazany nefa tsy misy tanteraka akory 😭😉😂

09/09/2023

Ty koa miseo milay tay nefa
tsy milay tay avy 🙄

07/09/2023

Ny Bandy mpivarodamba anie ry kiala ka bandy sahirana eh, paka sy ny krismasy reny vo mb mahita mangirana😂😂😂

05/09/2023

Ny resadresaky ny bandy akamako talohan'ny nivalian'ny bacc 😂😂😂
Nel Eric
Joh Niah
Abonnez-vous 🙏

04/09/2023

Rah mitombona ny
👉 EAU EN POUDRE👈
De miaraka tsika

04/09/2023

Ny Bandy mivavaka rehefa Mikoty SIPA 😅:

Zany hoe izahay😊🤗🥰

BANDY: manahoana ianao?😊

SIPA: salama tsara!😊

BANDY : ndry ve efa manana olotiana?🤔😁

SIPA: mbola tsy manana za ,sady tsy te hanao anzany.😌

BANDY : Genesisy 2,18; ary Jehovah Andriamanitra nanao hoe tsy tsara raha irery ralehilahy dia hanaovako vady sahaza azy izy.

SIPA : fa izaho anie ka tsy tia anao e!🙄

BANDY : JAONA 4,8 : izay tsy tia dia tsy mba mahalala an'Andriamanitra, fa Andriamanitra dia fitiavana.😇

SIPA : fa inona no tianao lazaina amin'izany ?🤔

BANDY : MATIO 12,34b ; fa avy amin'ny habean'ny ao am-po no hitenenan'ny vava.

SIPA : dia ahoana no halalako fa mba azo itokiana ianao ?🙄

BANDY : MARKA 13,31 ; ny lanitra sy ny tany ho levona fa ny teniko tsy mba ho levona.

SIPA : fa ahoana no izaho no fidinao anefa tovovavy marobe ireo ?🤔🙄

BANDY : OHABOLANA 31,29 ; maro ny zazavavy fa ianao manohatra noho izy rehetra.

SIPA : fa inona ety amiko no itiavanao ahy ?😃🤔

BANDY : TONONKIRA 4,7 ; tsara avokoa izato bikanao ry tovovavy havako, tsy misy kilema ianao.

SIPA : ianao ko o..., za anie tsy dia tsara bika manao ahoana e!😅

BANDY : OHABOLANA 31,30 ; fitaka ny fahatsaram-bika ary zava-poana ny fahatsaran-tarehy.

SIPA : fa ianao zany tena tia ahy e?!😁❤️

BANDY : TONONKIRA 4,9 ; efa lasanao ny foko ry ilay malalako.

SIPA : dia raha manaiko aho dia ahoana ?😊

BANDY : GENESISY 2,24 ; ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ,ka hitambatra amin'ny vadiny dia ho nofo iray ihany ireo.

SIPA : fa ahoana no ahaizanao izany tenin'Andriamanitra rehetra izany ?😍🤔

BANDY : JOSOA 1,8 ; aoka tsy hiala amin'ny vavanao ity bokin'ny fahalalana ity , sain-tsaino andro aman'alina hitandremanao araka izay rehetra voasoratra ao , ary amin'izany dia hahalavorary ny lalanao ianao no sady ambinina.

SIPA : ary tena tia an'Andriamanitra ianao a !🥰

BANDY : SALAMO 34,8 ; andramo ka izahao fa tsara Jehovah.

SIPA : ohatran'ny lasa tiako sahady ianao.🥰💝

BANDY : APOKALIPSY 22,21 ; ho amin'ny olona masina anie ny fahasoavan'ny Jesoa Tompo.

NB: indrana

03/09/2023

Teneno mivantana na MP any olona visenao fa aza atao public, fa lasa izy ndray no mamaly hoe marina mintsy zany ! Na enao na izy samy ridicule 🥴🤣

02/09/2023

HANAO CHORALE

Dada a hanao chorale ah
Hanao chorale aona enao
Hanao chorale ah koo
Hanao chorale aiza enao e
Chorale any am piangonana ka
Chorale ao am piangonana

Hanao chorale enao nefa ny feonao ary kadradraka ne
Ataoko angamba fa sangisangy zany zavatra lazainao izany
Non sérieux zany ka hanao chorale ah
Mahatsapa fa misy zava tsoa nomen Atra ah
Efa namindrany fo ahy ka ny hihira ho azy no hany sitrako
Efa vonona efa milamina
Ho avy eo zao namako haka anah

Anaka tsy ny fihainoanao écoutera isan andro no hamanga feo efa ratsy
Tsy ny fijerevanao Céline Dion @ alina no hanaovanao chorale
Tsy ny fahitanao antsam panahy dia andeha hianatra hira
Tsy ny bogosite ny chef de coeur no idirana antoko mpihira
Ianao akory tsy oe zanaka mpihira ka zara aza manao artiste
Na koa oe zaza mahay mihira ka hatao soliste
Ka sao mba sambasamba mahay do de solfège no andeh ho vakiana
Sa herinandron i soprano de andeha hanao solo
Sady ny mianatra hira tsy mahay solfa dia mianatra anjambany ihany
Mitafy aube tsy am pamendrehana mitafy an eritreritra ihany
Raha chorale tsy mahay mihira henatra eo @ fiangonana
Zaza tsy matotra andeha hanao chorale
Olana eo amin ny fiaraha monina
Fantatrao vé fa ny chorale no afa mijoro teny ierana avy amin ny mpitarika
Fantatrao vé fa ny aube no azo tafiana teny ierana avy amin Atra
Fantatrao vé fa ny hira no azo hiraina teny ierana avy amin ny mpamorina
Ary ny chorale no azo idirana teny ierana avy amin ny feonao
Tsy manao chorale enao ..............

Send a message to learn more

Address


Telephone

+261344603648

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Folie de Matana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Videos
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share