Giant Studio Isoraka

  • Home
  • Giant Studio Isoraka

Giant Studio Isoraka REPETITION, PRISE DE SON, SONORISATION, PHOTOS, VIDEOS, EVENTS, PROD

GIANT STUDIO ISORAKA0347451924/0342899150Nos activités :💪Répétition et prise de son💪Sono et lumière et Fx💪Photos et vide...
23/08/2022

GIANT STUDIO ISORAKA
0347451924/0342899150
Nos activités :
💪Répétition et prise de son
💪Sono et lumière et Fx
💪Photos et videos
💪Evènementiel

🚨Toujours la qualité pour vous satisfaire 🚨

☎️CONTACTEZ NOUS sur 034 74 519 24 / 034 28 991 50 Ou MP directement.

Misaotra an'ilay MPAHARY fa tanteraka soa amantsara ny Seho ROCK TSELATRA tao Antsahamanitra omaly.🙏Maneho fisaorana be ...
08/08/2022

Misaotra an'ilay MPAHARY fa tanteraka soa amantsara ny Seho ROCK TSELATRA tao Antsahamanitra omaly.
🙏Maneho fisaorana be dia be ho anareo mpanka fÿ sy mpanohana hatry ny ela.
🙏 Mankasitraka an'ireo Haino amanjery niara-niasa rehetra.
❤️FISAORANA GOAVANA BE HO An'ny Ekipa MI'RITSOKA SONO & LUMIÈRES 😍
❤️Misaotra an' i BesBest Proo tamin'ny haingo-tsehatra fa Tsara be🤘🙏
🙏Ho TAHIAN'ANDRIAMANITRA daholo🙏
🏴‍☠️🇲🇬Ho ela velona ny ROCK MALAGASY🇲🇬🏴‍☠️

Extrait photos de l' evenement REVY MILAY BE by Giant event.SAMOELA & RABOUSSAANTSAHAMANITRA LE 08 MAI 2022.Mankasitraka...
21/07/2022

Extrait photos de l' evenement REVY MILAY BE by Giant event.
SAMOELA & RABOUSSA
ANTSAHAMANITRA LE 08 MAI 2022.
Mankasitraka anareo rehetra tonga maro be.

21/07/2022
Salama daholo.Ho fanombohana ny lanonana Dia amin'ny ZOMA 29 JOLAY / 09 ORA ALINA no fotoana ao amin'nyRILATSIO BUFFET B...
21/07/2022

Salama daholo.
Ho fanombohana ny lanonana Dia amin'ny
ZOMA 29 JOLAY / 09 ORA ALINA no fotoana ao amin'ny
RILATSIO BUFFET BY-PASS.
PAF 30.000 AR
🇲🇬Tongava daholo fa ao no ihaona indray...🙏

GIANT EVENT Dia faly Manolotra antsika : ..HAHITA ANAO INDRAY...🤘🙏Efa ela tsy teto amin'Tanàna❤️🙏Ny Tarika 🇲🇬TSELATRA 🇲🇬...
12/07/2022

GIANT EVENT Dia faly Manolotra antsika : ..HAHITA ANAO INDRAY...
🤘🙏Efa ela tsy teto amin'Tanàna❤️🙏
Ny Tarika 🇲🇬TSELATRA 🇲🇬 grand complet
Ho ao ANTSAHAMANITRA ny ALAHADY 07 AOGOSITRA @ 03 Ora Tolakandro
Cabaret ny ZOMA 29-07-22 ao amin'ny RILATSIO BUFFET BY-PASS.
🏴‍☠️🇲🇬REVY ROCK MALAGASY 🇲🇬🏴‍☠️


📌RAPPEL📌HETSIKA MANARAKA @ ALAHADY 3 JUILLET🎄FEMALE VOICES OF METAL🎄⚡️ DEE-A ⚡️ RESURRECTION ⚡️ SETH⚡️📌TRANOMPOKONOLONA ...
23/06/2022

📌RAPPEL📌
HETSIKA MANARAKA @ ALAHADY 3 JUILLET

🎄FEMALE VOICES OF METAL🎄
⚡️ DEE-A ⚡️ RESURRECTION ⚡️ SETH⚡️

📌TRANOMPOKONOLONA ANALAKELY📌

PAF: 10.000AR

Tsy Ho ela...Tarika TSELATRAAhita anao indray.
15/05/2022

Tsy Ho ela...
Tarika TSELATRA
Ahita anao indray.

Salama daholo tompoko ô.👍👉👉JIFAO HAINGANA NY TAPAKILANAO👈👈👈MBOLA Misy ny Tapakila amin'ilay "REVY MILAY BE" RABOUSSA & S...
05/05/2022

Salama daholo tompoko ô.
👍👉👉JIFAO HAINGANA NY TAPAKILANAO👈👈👈
MBOLA Misy ny Tapakila amin'ilay "REVY MILAY BE" RABOUSSA & SAMOELA " 08 Mai
Mbola misy koa eny Antsahamanitra ny andron'ny fampisehoana.
Point de vente : Nect'art ankaditapaka
Mass'In Mada La city/Akoor digue/smart Tanjombato
vente en ligne : www.ticketplace.io
Mankasitraka.

🇲🇬 Giant event 🇲🇬 Manolotra antsika🎶🎉Revy Milay be🎊 🎶SAMOELA & RABOUSSAMozika rehetra hatramin'izay...Antsahamanitra ny ...
14/04/2022

🇲🇬 Giant event 🇲🇬 Manolotra antsika
🎶🎉Revy Milay be🎊 🎶
SAMOELA & RABOUSSA
Mozika rehetra hatramin'izay...
Antsahamanitra ny Alahady 08 Mai 2022 amin'ny 02 ora sy 30mn
Paf:10.000Ar / Résa : 20.000Ar / VIP 30.000Ar
☎️Info : 034 58 872 77 / 033 05 465 71

🇲🇬 Giant event 🇲🇬 Manolotra antsika🎶🎉Revy Milay be🎊 🎶SAMOELA & RABOUSSAAntsahamanitra ny Alahady 08 Mai 2022 amin'ny 02 ...
28/03/2022

🇲🇬 Giant event 🇲🇬 Manolotra antsika
🎶🎉Revy Milay be🎊 🎶
SAMOELA & RABOUSSA
Antsahamanitra ny Alahady 08 Mai 2022 amin'ny 02 ora sy 30mn
Paf:10.000Ar / Résa : 20.000Ar / VIP 30.000Ar
☎️Info : 034 58 872 77 / 033 05 465 71

🚀SABOTSY 23 sy ALAHADY 24🚀AVRIL 2022 💥ANDAO AMIN IZAY ARY💥🔔APARITAHO🔔Festival RAGE OF ROCK, Hilòna tanteraka anaty kolon...
22/03/2022

🚀SABOTSY 23 sy ALAHADY 24🚀
AVRIL 2022
💥ANDAO AMIN IZAY ARY💥

🔔APARITAHO🔔

Festival RAGE OF ROCK, Hilòna tanteraka anaty kolontsaina Rock sy Metal isika mandritra ny ROA andro tsy miato.
🔥SEHO AN-TSEHATRA iarahana amina tarika 25 isa 😱😱😱 mahery (gadona rehetra)
🔥ANIMATIONS CABARET /open scene ny alina.
🔥STANDS VAROTRA FAMPIRANTIANA ataon ireo mpanakanto sy mpisehatra isankarazany manodidina ny tontolo (Tatoo, Piercing, Akanjo sy kiraro, Equipements, instruments, sakafo...)
🔥SAKAFO SY ZAVA-PISOTRO eny an-toerana

👉ARY AZA ADINO FA SADY FALY SY HO AFAPO IANAO NO HAHAVITA ADIDY MASINA HO AN NY FIRENENA DIA NY FAMBOLENKAZO

HIVOAKA TSY HO ELA NY LISITRY NY GROUPES MPANDRAY ANJARA .

APARITAHO

ARAHO NY PEJY

TSIDIHO NY PEJYRAGE OF ROCK Festival dia Hetsika ara-kolotsaina mampiseho ny zava-kanto rehetra ao anatin ny tontolo Roc...
19/02/2022

TSIDIHO NY PEJY
RAGE OF ROCK Festival dia Hetsika ara-kolotsaina mampiseho ny zava-kanto rehetra ao anatin ny tontolo Rock sy metal eto Madagasikara ka anisan'izany ny mozika, ny asa-tànana, ny vokatra isan-karazany, ny fihaingo sns...
Ny hetsika dia hisy andiany isan-taona.
TANJONA:
Manana Tanjona ny hetsika ka ireto avy:
-hampivoatra sy hampiroborobo ny kolontsaina Rock sy Metal sy ny zava-kanto rehetra mifandraika aminy.
-Manome sehatra hisehoana sy hampisehoan'ireo mpanakanto sy mpisehatra rehetra ny vokatra avy any aminy.
-Hampiakatra ny Kalitaon'ny zava-kanto ao anatin'ny tontolo mba ho mendrika ho an'ny mpanjifa sy mpakafy azy ka hampiakatra ny tahan'ny fanjifana izany.
LOHAHEVITRA:
Amin'ity andiany 2022 ity dia "TONTOLO IAINANA" no lohahevitra hovoizina.
MPIKARAKARA:
Giant Studio Isoraka

RAGE OF ROCK Festival dia Hetsika ara-kolotsaina mampiseho ny zava-kanto rehetra ao anatin ny tontolo Rock sy metal eto Madagasikara ka anisan'izany ny mozika, ny asa-tànana, ny vokatra isan-karazany, ny fihaingo sns...

NY MPANDRAY ANJARA dia avy amin'ny faritra rehetra Manerana ny Nosy tsy ankanavaka ka mahafeno ny fepetra.

ANDRO FETY SY FIFALIANA kanefa sady manatratra tanjona miaraka amin izay.
Ny hetsika dia hisy andiany isan-taona.

TANJONA:
Manana Tanjona ny hetsika ka ireto avy:
-hampivoatra sy hampiroborobo ny kolontsaina Rock sy Metal sy ny zava-kanto rehetra mifandraika aminy.
-Manome sehatra hisehoana sy hampisehoan'ireo mpanakanto sy mpisehatra rehetra ny vokatra avy any aminy.
-Hampiakatra ny Kalitaon'ny zava-kanto ao anatin'ny tontolo mba ho mendrika ho an'ny mpanjifa sy mpakafy azy ka hampiakatra ny tahan'ny fanjifana izany.

LOHAHEVITRA:
Amin'ity andiany 2022 ity dia "TONTOLO IAINANA" no lohahevitra hovoizina.

MPIKARAKARA:
Giant Studio Isoraka

💥Nos matériels photos et videos💥Pour tous vos réalisation de clips vidéos, couvertures photos/videos, séances shooting.🔥...
03/02/2022

💥Nos matériels photos et videos💥
Pour tous vos réalisation de clips vidéos, couvertures photos/videos, séances shooting.

🔥CONTACTEZ NOUS SUR MP🔥
📞0347451924/📞0330546571
Consultez notre page Giant Image

💥Studio de Prise de son💥Misy Prise live sy prise batterie acoustique0347451924/0342899150Aza misalasala manantona anay f...
02/02/2022

💥Studio de Prise de son💥
Misy Prise live sy prise batterie acoustique
0347451924/0342899150

Aza misalasala manantona anay fa ho afapo ianareo.
Mandray sy mifehy ny gadona rehetra (Spécialité manokana ny Rock/Métal)

🔥Création sy arrengement instrumentales
🔥MIXAGE/MASTERING
🔥Fanampiana sy torohevitra eo am panaovana prise
🔥Fikatsahana Kalitao ana Feo

Giant studio isoraka

🔋AVELAO HO TAPAKA NY JIRO🔋🔥Groupe electrogène💥💪Tsy ho voaelingelina  intsony ny séances de répétition 🎤sy prise de son 🎼...
23/01/2022

🔋AVELAO HO TAPAKA NY JIRO🔋
🔥Groupe electrogène💥
💪Tsy ho voaelingelina intsony ny séances de répétition 🎤sy prise de son 🎼 antsika Miaraka amin'i Giant Studio Isoraka.

🎉Tongava Daholo amin izay ary e🎉

0347451924 / 0342899150

🚀 location Sonorisation GIANT🚀 👉0347451924👉Lumieres ary effets speciaux amin ny sarany 💸mirary dia mirary 🚨SATISFACTION ...
12/01/2022

🚀 location Sonorisation GIANT🚀 👉0347451924
👉Lumieres ary effets speciaux amin ny sarany 💸mirary dia mirary

🚨SATISFACTION GARANTIE🚨

Antsoy ny 0347451924/0330546571 na mandefasa MP (Hitanay foana)

🎯FACADES LINE ARRAY + SUBS RCF
🎯TETES ET/OU RETOURS ACTIFS
🎯TABLE NUMERIQUE OU ANALOGIQUE
🎯INSTRUMENTS COMPLETS
🎯LUMIERES LEDS ET BIM + STRUCTURES
🎯MACHINES A FUMEES / BULLES / PYROS
🎯ESTRADES

🎉Bonne Année🎉Giant Studio ISORAKA Reouvre ses portes pour vos séances de répétition🎤 et de prise de son 🎼 à partir du me...
04/01/2022

🎉Bonne Année🎉
Giant Studio ISORAKA Reouvre ses portes pour vos séances de répétition🎤 et de prise de son 🎼 à partir du mercredi 05 janvier.

Reservez vos Dates et heures sur 0347451924/0342899150 ou sur MP Direct.

Tarifs les plus abordables du marché:
👉Répétition 8.000ar/h
👉prise de son 10.000ar/h
👉prise de son batterie acoustique 20.000ar/h
👉prise de son live studio 40.000ar/h

Gestes barrières à respecter 😷

Izahay "GIANT STUDIO LEVEL +" dia miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Taona 2022, mirary antsika rehetra mba Ho ambi...
01/01/2022

Izahay "GIANT STUDIO LEVEL +" dia miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Taona 2022, mirary antsika rehetra mba Ho ambinin-java manasatra, ahatratra ny tanjona napetraka, Ho Taona Zina.
🙏Eo ambany fiahian'ilay Mpahary.🙏

Miverina amin ny Heriny tánteraka ny tarika Balafomanga 🎉🎉Seance de prise de son
28/12/2021

Miverina amin ny Heriny tánteraka ny tarika Balafomanga 🎉🎉
Seance de prise de son

🔥Nous nous donnons Rendez-vous très prochainement pour un autre grand évènement. 🔥🎉Giant Studio vous  souhaite de passer...
27/12/2021

🔥Nous nous donnons Rendez-vous très prochainement pour un autre grand évènement. 🔥
🎉Giant Studio vous souhaite de passer une très belle fête de fin d'année🎉🎁🎁
Merci de votre comprehension

🍾🎉🎼31 Décembre 2021🎼🎉🍾La plus belle soirée du réveillon 2022Avec IRAIMBILANJA, MikaloMikalo MozikaaMikalo Mozika DJ XBRI...
13/12/2021

🍾🎉🎼31 Décembre 2021🎼🎉🍾
La plus belle soirée du réveillon 2022
Avec IRAIMBILANJA, MikaloMikalo MozikaaMikalo Mozika DJ XBRI
💃Ambiances toutes générations 70,80,90,2000,2021.
🍴GRAND BUFFET GASTRONOMIQUE🍴
🍾🥂CHAMPAGNE à minuit🥂🍾
🍹🍸🍷 Cocktail : prix abordable 🍷🍸🍹
PRIX UNIQUE : 120.000Ar
Billet dispo sur www.ticketplace.io
Nect'art Ankaditapaka
0347451924.
🚗 Parking sécurisé 🚗

Manahoana ny "Son" amin io live io?🎧🔊Manahoana ilay salle sarotsarotra gérena?🔊🎤Ny "Son" tokoa no maha Rock ny Rock, ary...
04/12/2021

Manahoana ny "Son" amin io live io?🎧🔊
Manahoana ilay salle sarotsarotra gérena?🔊🎤
Ny "Son" tokoa no maha Rock ny Rock, ary tena sarotra fehezina. Mila son mandona nefa mazava ka Ho atao laharam-pahamehana ny hatsaran'ny son amin ity FETY ity satria mendrika son tsara na ny artista na ny mpankafy na ny tontolon'ny rock amin ity fankalazana ity satria andro mandalo nefa manan-danja tokoa.🎉🎊📣

BLACK FRIDAY...35 ans de scène de APOST & KIAKA...Les Billets simples à 15.000 Ar...oui....15.000 Ar le Vendredi 03 Déce...
02/12/2021

BLACK FRIDAY...
35 ans de scène de APOST & KIAKA...
Les Billets simples à 15.000 Ar...oui....15.000 Ar le Vendredi 03 Décembre 2021...
Rendez vous vite chez Nect'art Ankaditapaka...
"🙏🇲🇬ROCK MALAGASY 🇲🇬🙏

Iraimbilanja ... tournage ...🎉🎊??🍷
30/11/2021

Iraimbilanja ... tournage ...
🎉🎊??🍷

🇲🇬🙏🤘APOST SY KIAKA🤘🙏 🇲🇬🎉💝🎂35 taona an tsehatra🎂💝🎉, daty mandalo kanefa manandanja tanteraka io satria tarika roa manana ...
29/11/2021

🇲🇬🙏🤘APOST SY KIAKA🤘🙏 🇲🇬
🎉💝🎂35 taona an tsehatra🎂💝🎉,
daty mandalo kanefa manandanja tanteraka io satria tarika roa manana ny lanjany ary nametraka sy nanamarika tantara teo amin'ny tontolon ny zava kanto malagasy, indrindra ny tontolon ny rock, ka rariny raha omenboninahitra izy ireo amin'io daty fankalazana io.
SEHO TSY HANAM-PAHAROA ary hipetraka ho tantara no ho tontosaintsika hanamarihana io andro lehibe io ny 05 desambra 2021 ao amin ny PKOO Madarail Soarano manomboka amin'ny 02 ora 35 mn ,
andeha hasandratsika ny hasin'ny Rock MALAGASY.

Sehatra Iray , Mozika Rock Ngeza be...In Taratra 27/11/21
27/11/2021

Sehatra Iray , Mozika Rock Ngeza be...
In Taratra 27/11/21

Efa azo jifaina eny amin'ny Nect'art Ankaditapaka ny tapakila 35 Taona APOST & KIAKA. Toeram-pivarotana Ankoatra ny www....
26/11/2021

Efa azo jifaina eny amin'ny Nect'art Ankaditapaka ny tapakila 35 Taona APOST & KIAKA. Toeram-pivarotana Ankoatra ny www.ticketplace.io sy ny M'Vola 0345887277.🙏🤘🇲🇬🏴‍☠️Manaja.

Salama tompoko !Efa afaka jifaina eny amin'ny nect'art Ankaditapaka ny tapakila 35 Taona APOST& KIAKA.🏴‍☠️🇲🇬🤘🙏Ho ela Vel...
26/11/2021

Salama tompoko !
Efa afaka jifaina eny amin'ny nect'art Ankaditapaka ny tapakila 35 Taona APOST& KIAKA.
🏴‍☠️🇲🇬🤘🙏Ho ela Velona ny Rock MALAGASY 🙏🤘🇲🇬🏴‍☠️

Address


Opening Hours

Monday 09:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:00
Saturday 08:00 - 20:00
Sunday 08:00 - 20:00

Telephone

+261347451924

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Giant Studio Isoraka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Opening Hours
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share