English Speaking Malagasy Page

  • Home
  • English Speaking Malagasy Page

English Speaking Malagasy Page English Speaking Malagasy group's Official page/admin English Speaking Malagasy group is The accurate group for english language users in/from MADAGASCAR .

This space is friendly and open. The purpose of this group is sharing, discussing, Keeping up our passion and lust for the English Language in an entertaining way. Any POST helping eachother to evolve in n Anglophone world is is HIGHLY ADVISABLE.

Mipetraha tsara tompoko fa tsy sarotra ny mampihinana mangahazo amin izao ataonao izao ...mr B.... P...
19/10/2024

Mipetraha tsara tompoko fa tsy sarotra ny mampihinana mangahazo amin izao ataonao izao ...mr B.... P...

28/08/2024

🚫Aza mianatra Vocabulaire tsy ho ampiasainao matetika tompoko.🚫
Fitaka ataon'ireo mpampianatra tia vola izany fa tsy manoro ny mahasoa akory.

What is your opinion? 😂😂
02/05/2024

What is your opinion? 😂😂

27/04/2024

🇬🇧🇺🇸 "Actions speak louder than words: What someone does is more important than what they say they will do. Exemple: 'He promised to help, but his actions speak louder than words.'
🇫🇷'Les actes parlent plus fort que les mots : Ce que quelqu'un fait est plus important que ce qu'il dit qu'il fera. Exemple : 'Il a promis d'aider, mais ses actes parlent plus fort que les mots.'"
🇲🇬'Asa fa tsy kabary': ny zavatra ataon'ny olona iray no manan-danja kokoa noho ny teniny fa ho hanao zavatra izy. Ohatra: "Nampanantena fa hanampy izy, nefa aleo asa fa tsy kabary."
Tsara kokoa ny mitadidy ny ohatra sy ny fanazavana, fa tsy voambolana fotsiny.

26/04/2024

🇬🇧🇺🇸"Don't judge a book by its cover: Don't form opinions about someone or something based solely on appearance. Exemple: 'He may seem shy, but don't judge a book by its cover. He's actually very outgoing.' 🇫🇷'L'habit ne fait pas le moine : Ne pas se faire d'opinions sur quelqu'un ou quelque chose uniquement sur l'apparence. Exemple : 'Il peut sembler timide, mais ne juge pas un livre à sa couverture. En fait, il est très extraverti.'"
🇲🇬'Aza ny hakelin'ny fil no jerena/Aza mitsara ivelany'
Ohatra: Mody jerena saro-kenatra izy, fa aza tsaraina ivelany izy fa hay kay olona maresaka sy sahisahy be izy iny"

Tsara kokoa ny mitadidy ny ohatra sy ny fanazavana, fa tsy voambolana fotsiny.

25/04/2024

🇬🇧🇺🇸"Once bitten, twice shy: After an unpleasant experience, one is more cautious in similar situations. Exemple: 'She's been cheated on before, so now she's once bitten, twice shy when it comes to relationships.'
🇫🇷'Chat échaudé craint l'eau froide : Après une expérience désagréable, on est plus prudent dans des situations similaires. Exemple : 'Elle a été trompée auparavant, donc maintenant elle craint l'eau froide quand il s'agit de relations.'"

Tsara kokoa ny mitadidy ny ohatra sy ny fanazavana, fa tsy voambolana fotsiny.

24/04/2024

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Nathan Rakotoniaina, Brunot Raj, Fitia Vania, Zandry Kely

24/04/2024

🇬🇧🇺🇸 "A penny for your thoughts: A polite way of asking someone what they are thinking. Exemple: 'You look deep in thought. A penny for your thoughts?'
🇫🇷 'Tes pensées valent une fortune : Une manière polie de demander à quelqu'un ce qu'il pense. Exemple : 'Tu sembles plongé dans tes pensées. Tes pensées valent une fortune ?'"

Tsara kokoa ny mitadidy ny ohatra sy ny fanazavana, fa tsy voambolana fotsiny.

23/04/2024

Thanks for being a top engager and making it on to my weekly engagement list! Urbain Maryus, Hery Niaina, Elion Creed Man, Lalaina Razafiarivelo, Kevin Seijuro, Fara Tiana Randrianorovelo, Rebecka Randrianirina, Jess Randrianirina, Mampiona Rak, Yrïnah Randrianarivony

23/04/2024

🇬🇧🇺🇸"The early bird catches the worm: Those who act quickly and decisively are more likely to succeed. Exemple: 'I always wake up early to study. The early bird catches the worm!'
🇫🇷 'Le monde appartient à ceux qui se lèvent tôt : Ceux qui agissent rapidement et de manière décisive ont plus de chances de réussir. Exemple : 'Je me lève toujours tôt pour étudier. Le monde appartient à ceux qui se lèvent tôt !'"

Tsara kokoa ny mitadidy ny ohatra sy ny fanazavana, fa tsy voambolana fotsiny.

22/04/2024

. 🇬🇧🇺🇸"Don't cry over spilled milk: Don't worry about something that has already happened and cannot be changed. Exemple: 'I know you made a mistake, but don'tworry about it now. Don't cry over spilled milk.'
🇫🇷 'Ce qui est fait est fait : Ne t'inquiète pas pour quelque chose qui s'est déjà produit et qui ne peut être changé. Exemple : 'Je sais que tu as fait une erreur, mais ne t'en fais pas maintenant. Ce qui est fait est fait.'"
🇲🇬 "Efa rano raraka amin'ny tany: Aza miasa saina intsony amin'ny zavatra efa vita ka tsy azo ovaina intsony.
Ohatra: 'Fantatro fa nanao ny tsy mety hianao, nefa aza manahy intsony. Efa rano raraka amin'ny tany.'"

Tsara kokoa ny mitadidy ny ohatra sy ny fanazavana, fa tsy voambolana fotsiny.

21/04/2024

🇬🇧🇺🇸"Kill two birds with one stone: To accomplish two tasks with a single action. Exemple: 'By studying during my commute, I can kill two birds with one stone.'
🇫🇷'Faire d'une pierre deux coups : Accomplir deux tâches avec une seule action. Exemple : 'En étudiant pendant mon trajet, je peux faire d'une pierre deux coups.'"

Tsara kokoa ny mitadidy ny ohatra sy ny fanazavana, fa tsy voambolana fotsiny.

20/04/2024

❌⚠️2hours practice per week is not enough.

📣Eny tompoko 2ora eoeo ny fampiharanao raha misy dia misy any amin'ny ivon-toerana.
TSY AMPY MIHITSY IZANY.

📣Dia hoy hianao hoe AAANH!! TSIA!!! Tsy adiny 2 velively izao no mianatra any fa 2ora isan'andro.

👉Tsy mitovy ny hoe Mampihatra ora 2 sy manatrika fampianarana ora 2.

🔴Satria tsy hoe miteny sy mihaino tsy ankijanona hianao ao anaty ora 2 fa mifandimby amin ny olona maro na miara miteny mamerina tsianjery amin'ny olona maro no matetika ataonao. Tsy voatery ho mety na marina anefa ny fanononanao na ny fiteninao satria tsy ho voaaramaso ny tsirairay isaky ny miteny.

🔴Raha misy dia misy 15 minitra eo no tena fandraisanao anjara isaky ny manatrika ka raha ampitomboana dimy andro izay (x5) dia 15min x5= 1ora sy fahefany na 75min isan-kerin'andro.

🔁💹🧑‍🔬🧑‍🏫Raha ny fikarohan'ny manampahaizana anefa dia misy faharetany farafahakeliny tokony atao isan-kerin'andro raha te hahay sy hivoatra aingana ao anaty fianarana zavatra iray.

📌Izaho manokana dia tsy mandray mpianatra mihoatra ny 10 raha mampianatra ary tsy mionona amin ny ora 2 isaky ny mampianatra fa mety mihoatra ary manome fampiharana sy enti-mody tsy maintsy atao ho fanazarana sy fampivoarana ary savaiko isam-batan'olona izany.

📌Tsy ny hangorona volam-bahoaka no tanjona ary tena tsy mba manao sarany lafo izany, fa ny fahafaham-po ho an'ny tena mpampianatra dia ny fahaizan'ny mpianatra ary izy mahasongona ny mpampianatra aza raha azo atao.

🚨MAHAIZA AZA MISAFIDY NY TOERANA HIDIRANA SY NY FOMBA FIANARANA FA TSY NY HALAFO NY SARANY NA NY FIREDAREDAN'NY DOKAM-BAROTRA NA NY HAMORAN'NY SARAM-PIHOFANANA DIA HIDIRANA AVOKOA.

🚧Tokony ary rariny sy zon'ny mpianatra/mpiofana ny mitaky fanonerana rehefa tsy mahafeno ny fampanantenana sy ny fenitry ny fampianarana ny voarainy.

🙏Am-bava homana am-po mieritreritra.

Tohizo hatrqny ny fianarana sy fampiharana.

20/04/2024

Shout out to my newest followers! Excited to have you onboard! Dolie Rafelinandrasana, Vanessa Masimina

20/04/2024

🇬🇧🇺🇸"Let sleeping dogs lie: To avoid stirring up old conflicts or problems. Exemple: 'It's best to let sleeping dogs lie and not bring up past arguments.'
🇫🇷'Il ne faut pas réveiller le chat qui dort : Éviter de raviver de vieux conflits ou problèmes. Exemple : 'Il vaut mieux ne pas réveiller le chat qui dort et ne pas évoquer les anciennes disputes.'"
🇲🇬 'Aza mamoha fota-mandry: tsy mampahatsiaro resaka saro-pady na olana
Ohatra: Aleo tsy mamoha fota-mandry sy tsy mampahatsiahy disadisa taloha."
Tsara kokoa ny mitadidy ny ohatra sy ny fanazavana, fa tsy voambolana fotsiny.

19/04/2024
19/04/2024

🇬🇧🇺🇸"Once in a blue moon: Rarely, or very infrequently. Exemple: 'They only visit us once in a blue moon.'
🇫🇷 'Tous les trente-six du mois : Rarement, ou très rarement. Exemple : 'Ils ne nous rendent visite que tous les trente-six du mois.'"

Tsara kokoa ny mitadidy ny ohatra sy ny fanazavana, fa tsy voambolana fotsiny.

Address


Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 16:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 13:00

Telephone

+261347215456

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when English Speaking Malagasy Page posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Opening Hours
  • Alerts
  • Videos
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share