New Life Radio 97.FM

  • Home
  • New Life Radio 97.FM

New Life Radio 97.FM Station radio

Rahampitso   indray ny fotoana antsika ao anatin'ny fandaharana " KABAKA-tsika anio " 🍱🥙🍛🌮🥗🥣🍲🥘🍳🥪🌭🍕 , izay renesinao eto ...
05/05/2023

Rahampitso indray ny fotoana antsika ao anatin'ny fandaharana " KABAKA-tsika anio " 🍱🥙🍛🌮🥗🥣🍲🥘🍳🥪🌭🍕 , izay renesinao eto aminy onjam-peon'ny 97.Fm 📻 !
Manomboka aminy 8ora maraina ka hatramin'ny 9ora maraina ⏰😊
Iarahanao amin'ny namanao Tojo sy namanao Valérie 😁🥰
Azonao atao ny mandefa ny kisoratsoratrao amin'ireto laharan-tarobia manaraka ireto
📲 034 51 637 67 / 033 05 458 82
Na ihany koa eto amin'ny commentaire fa ho vakianay am-pitiavana be izany ❤️

Rahampitso ary ny fotoanan-tsika e 😊
Tahin'i Jesosy🙏🥰

22/04/2023
Anio amin'ny 7-9
22/04/2023

Anio amin'ny 7-9

KRISTIANINA MIFAMPAHERY SY MIFAMPIRARY SOA 16H30Alefaso ny fangatahan-kira àry ooo👇👇03451637670330545882Ao amin'ny comme...
24/03/2023

KRISTIANINA MIFAMPAHERY SY MIFAMPIRARY SOA
16H30
Alefaso ny fangatahan-kira àry ooo
👇👇
0345163767
0330545882
Ao amin'ny commentaire ihany koa .

17/03/2023

KRISTIANINA MIFAMPAHERY SY MIFAMPIRARY SOA
16H30
Alefaso ny fangatahan-kira àry ooo
👇👇👇

New Life Radio 97.FM IZA AVY INDRAY NO NAMANAY ATO ..??😍😍AVY AIZA AVY IANAREO ..??😍😍Soraty ao amin'ny commentaire fa ho ...
17/03/2023

New Life Radio 97.FM

IZA AVY INDRAY NO NAMANAY ATO ..??😍😍
AVY AIZA AVY IANAREO ..??😍😍

Soraty ao amin'ny commentaire fa ho vakinay mivantana eto amin'ny onjam-peo 😊...

Asio coucou kely 😊

13/03/2023

MIRARY HERINANDRO MAHAFINARITRA HO ANTSIKA INDRAY ARY OOO
😊😊😊

Ndao hiaraka hidera isika .
10/03/2023

Ndao hiaraka hidera isika .



10/03/2023

NEW LIFE RADIO
AIZA NO MISY ANAO
MBA LAZAO AO @ COMMENTAIRE
😊😊😊

Fiaingana vaovao, Fiainam-baovao, tantaram-piainana vaovao. Izay no hitranga amin'izao Pentekosta izao. Raiso ny Fanahy ...
05/06/2022

Fiaingana vaovao, Fiainam-baovao, tantaram-piainana vaovao. Izay no hitranga amin'izao Pentekosta izao. Raiso ny Fanahy Masina

Happy pentecost day. New Life, New things, New chapter is to be written. RECEIVE the Holy Spirit

Shalom 🙏Amboaro àry ny programme eee
21/05/2022

Shalom 🙏

Amboaro àry ny programme eee

Ho antsika eny amin'ny faritra Andohatanjona Itaosy sy manodidina ...Tongasoa eny amintsika indray izahay hanompo sy ham...
13/05/2022

Ho antsika eny amin'ny faritra Andohatanjona Itaosy sy manodidina ...

Tongasoa eny amintsika indray izahay hanompo sy hampahery ary hanomana antsika ho any an-danitra

Pasteur Frédéric Frédéric

Fanasana am-pitiavana ho anao
27/04/2022

Fanasana am-pitiavana ho anao

26/04/2022

Hira vaovao izay hiarahanao amin'ny Tafika Mpidera New LiFe

Titre:Yahweh (New Wine) VersioN Malagasy
A/C:New Wine

Azonao angarahina ao amin'ny onjam-peo 97.Fm

📞 +261 34 51 637 67
+261 33 41 296 92

Fiadanana eee 🙏Fandaharana manokana hiarahantsika amin'ireo mpikambana avy ao amin'ny Fikambanana TIAJ ny   20 Aprily sy...
20/04/2022

Fiadanana eee 🙏

Fandaharana manokana hiarahantsika amin'ireo mpikambana avy ao amin'ny Fikambanana TIAJ ny 20 Aprily sy ny 23 Aprily samy amin'ny 8 ora maraina...

📻Mivantana eto amin'ny 97.Fm

Zarazarao ary oooo

23/03/2022
FANASANA AM-PITIAVANA HANASANAY ANAO
23/03/2022

FANASANA AM-PITIAVANA HANASANAY ANAO

Tahin'i Jesosy daholo 😊Fandaharana manokana hiarahana amin'ny Tanora TIAJ ny Zoma 25 Martsa,manomboka amin'ny 7ora 30 ma...
23/03/2022

Tahin'i Jesosy daholo 😊

Fandaharana manokana hiarahana amin'ny Tanora TIAJ ny Zoma 25 Martsa,manomboka amin'ny 7ora 30 maraina ...
Mivantana eto amin'ny 97.Fm

Manasa antsika rehetra ary ooo..Sabotsy 19 Martsa 2022 amin'ny 11 ora ...📻Mivantana eto amin'ny 97.fm Manasa antsika han...
18/03/2022

Manasa antsika rehetra ary ooo..

Sabotsy 19 Martsa 2022 amin'ny 11 ora ...

📻Mivantana eto amin'ny 97.fm

Manasa antsika hanaraka tsy tapaka ny onjam-peo .

  I   Indra no ho vahinintsika rahapitso   ao anatin'ny fandaharana TSARA MARAINA .Manomboka amin'ny 7:30-09:00  eto ami...
18/08/2021



I Indra no ho vahinintsika rahapitso ao anatin'ny fandaharana TSARA MARAINA .
Manomboka amin'ny 7:30-09:00 eto amin'ny 97.Fm
Alefaso ary ny fanotaniana izay tinao ampetrak aminy fa ho valiny ao anatin'ny fandaharana

25/07/2021

Tsara maraina o!👋🏻
Alatsinainy 26 jolay 2021 @ 7-9oravmaraina⏰⏲🕖 mivantana eto @ 97.0 fm NewNew Life Radio 97.FMfNew Life Radio 97.FMdNew Life Radio 97.FM.New Life Radio 97.FMNew Life Radio 97.FMNew Life Radio 97.FMhahevitra: Inona no soso-kevitrao hoan'ireo tanora tafiditra aloha lohatra ao anatin'ny fanambadiana💑👨‍👩‍👧‍👦
Ndao ary fa malalaka ny fanehoan-kevitra

TSARA MARAINA OOO...TAIZA NY LALANA NANAOVANAO DIAN-TONGOTRA LAVA INDRINDRA NITORIANAO NY FILAZANATSARA   2021 97.Fm
30/06/2021

TSARA MARAINA OOO...

TAIZA NY LALANA NANAOVANAO DIAN-TONGOTRA LAVA INDRINDRA NITORIANAO NY FILAZANATSARA

2021

97.Fm

Address


Telephone

+261345163767

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when New Life Radio 97.FM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Videos
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share