09/04/2022
Salama ve ianao!!! 28!!!
INONA NO FAMARITANA NY ATAO HOE FAHASALAMANA
Toe-pahasalamana feno, ara-batana, ara-tsaina ary ara-tsosialy ny olona iray, ary tsy oe tsy fisian'ny aretina na kilema fotsiny ihany. Midika izany fa ny filana fototra rehetra dia tokony tomombana sy lavorary : na ara-pitiavana sy pihetseham-po, fahasalamana, sakafo, sosialy, kolontsaina manomboka any ambohoka ka hatramin'ny fahanterana (zokiolona).
DEFINITION DE LA SANTE SANTE
Etat complet de bien-être physique, mental et social de la personne et ne consiste pas seulement en une absence de maladie ou d’infirmité, Et cela Implique que tous les besoins fondamentaux soient satisfaits : affectifs, sanitaires, nutritionnels, sociaux, culturels de l’embryon à la personne âgée
LALAM-PANORENANA MALAGASY_Fizarana faha-19 (Article 19 de constitution Malagasy)
L'État reconnaît et organise pour tout individu le droit à la protection de sa santé dès sa conception, par l'organisation des soins publics gratuits dont la gratuité résulte de la capacité de la solidarité
(Ny Fanjakana dia manaiky sy mandamina ny zon'ny tsirairay amin'ny fiarovana ny fahasalamany hatrany amin’izy ambohoka, amin'ny alalan'ny fandaminana ny fandraisana an-tanana sy fitsaboana ny vahoaka maimaimpoana ao anatiny firaisankina tanteraka)
Disovy raha diso tompoko ary ampio raha tsy ampy
28!!