28/09/2023
hoy i Marco Tsaradia.
Roboke ty fitea…., maro présidents nifandimby teo zay, tsy hanaraty ndaty tegna, fa na teanao na tsy teanao dia i président ANDRY RAJOELINA ro tena nanao, nanomboka sy hahavita (ho anzay asa mbola tsy vita), ary nahavita sy nametraka ireto tanjona ireto ho an’ny distrikan’AMPANIHY-OUEST.
Mety mbo misy hadinoko aza izy ireo … hatea valea hatea zao raha toy.. miavia malaky ry mpanao commentaires fa hazavaiko tsara hoe : misy amireo ty fa vita, misy ny eo andalampahavitàna, misy ny vo hatao vo hanomboke… tapitra ny teniko hoy namako raiky zay.
-Grand Hopitaly manarapenitra ankiliabo
-EPP 12 salles Ejeda
-CEG 4 salles Beavoha (Androka)
-Lycée Androkambao
-EPP Besamata
-Caserne Gendarmerie Androka
-Plusieurs Forages eau + système panneaux solaires + bornes fontaines
-CRNM centre de réhabilitation nutritionnelle et médicale Ampanihy
-Tranon’Ampela Ampanihy
-Direction population Ampanihy
-Gymnase Ampanihy
-Pavé Ampanihy
-Bureau Commune urbaine Ampanihy
-Aérodrome Ampanihy
-RN10
-CEG Manarapenitra Antaly
-CEG Manarapenitra Beara
-CEG Manarapenitra Manakaravavy
-EPP Ankilimalangy
-CEG Etrobeke
-Eclairage public (Ampanihy, Ejeda, Androka, Itampolo, Amborompotsy, etc..)
-Table bancs
-Smart Village itampolo
-EPP Matangy itampolo
-Autonomisation des femmes
-Fizaràna masomboly
-Fizaràna vola isambolana ho an’ireo tokatrano marefo
-Fizaràna sakafo vary, menaka, voamaina mandavataona mandritran’ny fotoan’ny keré (Vatsy Tsinjo sns..)
-Réhabilitation salle de classe (Bearahake, Androka)
-Réhabilitation tranompokonolona Gogogogo
-Alimentation en électricité rurale (Fotadrevo, Ejeda, Itampolo, Androka)
-CSB Manarapenitra (Beahitse)
-Camion fandraofampako (Ampanihy)
-Ambulance
-4x4 hiasan’ireo Chef de district
-Motos hiasan’ireo ben’ny tanàna
-Pluie Artificielle
-Réhabilitation Barrage Malaintsatroke Ampanihy
-nouvelles installations de Pylone pour Réseau téléphonique (Ankiririsa, itampolo, Vohitany etc..)
-Fizaràna fitaovana ho an’ny bureaux communes maro (panneaux solaires sns..)
-Clôture stade Ampanihy