Gracias Bavy

Gracias Bavy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gracias Bavy, Digital creator, Bavy Gracias, Tulear.

19/07/2024

Salama daholo.
MBA asio commentaires positifs hoe:
Efa tsy manao crise tsony aho.
Efa tsisy malaise itsony aho

06/07/2024

Te hangala nify fa matahotra

30/06/2024

Miezaha isika miady @ ny eritreritra ratsy reny.
Sodé, sodé, sodé, sodé....
Réfa manjaka ireny de tonga hoazy ny:
Leo miaina aho e
Te ho fat'y e
Kivy e
Te hamono tena e
Mirary soa atsika rehetra

bonjour daholo.Arabaina aloha tratran'ny asaramanitra daholo.Oui oui! Tsy aretina ny spasmophilie. Enao ihany no afaka h...
25/06/2024

bonjour daholo.
Arabaina aloha tratran'ny asaramanitra daholo.

Oui oui! Tsy aretina ny spasmophilie. Enao ihany no afaka hifehy ny fiainanao miaraka aminy.
Izay no maha tonga ahy manoro tetika s'y hevitra anareo zay ny ""2 ème personne "". ampiharo fa mety hahasoa anao

22/06/2024

Fa ny spasmophilie de mapaha sarotra mitoe jaza ho an'ny vevavy.
Sa ny fitadiavana ZAZA ( anisany) mahatonga ny spasmophilie.
Ahoana ny hevitrareo?

22/06/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ny Ala, Koloina Mikalo, Anes Mamie Sylviane, Hery Ramananarivo, Tahina Ranjatomahery

20/06/2024

ASa na aona nareo namako ?
Zah tsy matahotra tensiomètre tsony. De nantany hoe: Nahoana no natahotra nefa de zah ihany no mijery azy?

20/06/2024

TSISY ADY TSY HO VITA IZANY HOA EEE
Spasme zao efa lefy

11/06/2024

NAREO VE MBOLA MATAHOTRA TENSIOMÈTRE !!!

05/06/2024

INONA DAHOLO NO MALAISE MITRANGA AMIKO REFA HI CRISE??

FAHa ENINA.

Tapotapoka eo de TP poritra tapoka te hikaka. Marimaritra ny bassin. Mangoritsana nyny taolan damosina tapant ambany.
Raha NY fahatsapako ny vatako de le mangoritsana any @ taolan damosina iny mapita hafatra ayy @ ATI Doha hoe: MATAHORA FA SAO MATY
Satria de matahotra Faratapiny aho. Toa Zara raha hisy 1 minitra ny andro sisa iainako. Mikorotana tateraka ny loha. Miakatra ny tension. Manao palpitations.mangovitra ny ratsam batana 4.
Mirary soa anareo reehetra

30/05/2024

Tsy nandalo aho tao ho ao zay satria tsapako somary nihena ny angovo miaboko, fantatro nefs fa mila manana maro aho MBA hahafahako mizara aminareo.

Valiko foana ny MP nareo . mahafaly ahy ny mahita s'y mamaky ny MP nareo hoe efa niova aho, efa mihena ny tahotra, ny manindrona, ny marary etsy ero.....sns
Tiko ny mizara.
Mialatsiny fa misy omaly aho VO namaly ny smsnareo t@ sabotsy.

NB: mila mivavaka isika, izaho dia manapy anareo ara- psycho fotsiny ( na logie na chiatre) raiso @ zay Mahasoa anao, fa ny ezaka avy aminao ihany.

29/05/2024

SALAMA DAHOLO!!

Miala tsiny fa tsy 'andalp tato mihitsy aho nisy andro maromaro zay. Nohon'ny atony tokony horesahako eto angamba na tsia. Tsy haiko( . fa noho t'y spasme t'y ihany.

Ny tanjoko @ ity page t'y de ny hampahery, hanome onde positif anareo.
Tsy haiko na hahapositifa anareo anefa na tsia ny atony tsy nandalovako tato

24/05/2024

Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! Chez Läläinä, Zaka Andrihary, Dfc Charnette, Revendeur Mialisoa Tamatave, Michou Nanah, Lova Ema, Héroïne Ambinintsoa

Elaela ry reto aho tsy tato. Fa MBA vakio t'y .Tio be
23/05/2024

Elaela ry reto aho tsy tato.
Fa MBA vakio t'y .

Tio be

ZA MINO FA HIFALY , HAMONJY RIVOTRA MADIO DAHOLO NAREO ANDROANY.Hararaoty ny androany.Zah zao tsy afaka fa mikohaka Be l...
20/05/2024

ZA MINO FA HIFALY , HAMONJY RIVOTRA MADIO DAHOLO NAREO ANDROANY.
Hararaoty ny androany.

Zah zao tsy afaka fa mikohaka Be le zanako ato.

FA TY ARETIN'ANDOHA TAMPOKA SY LATETIKA TY KO ALOHA AN!!- inna no ataonareo?- inna no mety ho ataony ( araka ny hevitrao...
18/05/2024

FA TY ARETIN'ANDOHA TAMPOKA SY LATETIKA TY KO ALOHA AN!!
- inna no ataonareo?
- inna no mety ho ataony ( araka ny hevitrao)?

mafinaritra ahy ny toy izao, sady tanjoko @ ity page ity.Maromaroa ny tahaka azy.Mirary soa atsika rehetra
17/05/2024

mafinaritra ahy ny toy izao, sady tanjoko @ ity page ity.
Maromaroa ny tahaka azy.
Mirary soa atsika rehetra

16/05/2024

INONA DAHOLO NO MITRANGA REHEFA HI CRISE AHO

Voalohany

Ao anaty ny tsy fahalalana tanteraka moa ny tena. Tsy mahalala hoe inna no mahazo fa de marary tsy salama..... Nahazo aretina.satria!

Tapotapoka eo de misy zavatra manembatsembana @ vavoniko. Mila lalana hiakatra. Mahazo ny tenda. Misy zavatra manelingelina ( karazana membrane) ao @ tendako. Atelina tsy mety, avela tady hanepotra.

To tsy ampy ahy ny rivotra miditra @ oroko.
Mihafaingana ny fitempon'ny foko ( palpitations). Sempotsempotra aho.
Miakatra mahazo ny tenda ambony io membrane @ tenda io. Tonga mitambatra ny lohako ( nerveuse aho) .

Miakatra vetivety eo ny tension KO.

Matahotra, matahotra tena matahotra eee
ary mino fa afaka 30 min na 1 heure de ho faty.
Tampitra ny tantara momba ahy rehetra.

Vokatry ny tahotra de mamonjy optaly haingana ( t@ Mbola tsy nahalala hoe spasme) ary anatin'ny 1 mois in 6 na in5 miditra optaly.

Efa misy Dr mihevitra ahy ho manao cinéma satria efa tonitony aho ndraindray no tonga eny @ optaly. ( fatatro @ fomba fiteniny).
Nefa aho tena marary.

==> Misotro rano mafana zay zaka, mamonjy toerana calme, mamerivery eritreritra.

Mirary soa atsika rehetra

De very ny torimaso Mamy. Raha MBA MP moa hanina fa karazana problèmes s'y alahelo reo misy mibitsika ao atsaina daholo....
16/05/2024

De very ny torimaso Mamy. Raha MBA MP moa hanina fa karazana problèmes s'y alahelo reo misy mibitsika ao atsaina daholo.
==> mivavaha, mivavaha
Mivavaha, mivavaha

16/05/2024

INONA NO MITRANGA AMIKO REFA HI CRISE AHO.
( Mbola spasme hatrany no resaka eto)
RV: hariva

15/05/2024

Ampitiavana Be
Mahaiza mifaly, mampifaly
Mianara mijery miabo

15/05/2024

Ary to tsy nisy nanao commentaire napitsikitsiky nareo Nefa tena nila mitokiky mitsy aho omaly iny. Reraka ny voyage aho.
Niezaka nampifaly tena irery aho.

==>> Mahaiza , miezaha mampifaly tena fa ilaitsika izany.
Mizarà hafaliana ho an'ny namana, ny manodidina anao fa miteraka hafaliana ao anatinao izany.
Mirary soa atsika rehetra.

MBA asio fampitsikitsikina na encouragement ao @ commentaire ry namako fa reraka ah zany!!
14/05/2024

MBA asio fampitsikitsikina na encouragement ao @ commentaire ry namako fa reraka ah zany!!

12/05/2024

FAHA DIMY

INONA DAHOLO NY KARAZANA MALAISES SY CRISE NITRANGA TAMIKO.

Misy maharary tsy hita fiaviana ny vatako. Art mifindrafindra. Fa ny eo @ tratra no tena manahirana.
Misy manindrona sa manevika no hahazoanareo azy. Manzvika ao @ tratra de mamaly any andamosina. Tsihitahita de mifindra any @ ilakibo. Tsy henoheno de l'ASA any ambany helika, kibo, lamosina, tratra, ambany nono, vavony ndray le maharary.
Matahotra ny ho faty tapoka mitsy.
Misy marary tapoka zany loha. Manjavona tapoka ndray le aretina. Tena mitovy @ manao cinéma fotsiny ny Rétina .
Mirary soa EE

12/05/2024

Miala tsiny @ nareo zay Mbola nikasa hanafatra katrafay, karimbola, siratany.
Tsy tratrako tsony fa apitso aho efa tsy eto tsony.
MANAPETRA NY FOTOANA.

11/05/2024

CC Daholo .
fanapina anareo zay tsy manana olona hirahina aty toliara fotsiny ny ahy, nefa mila katrafay, s'y karimbola. Mandalo eto antokotany matsy reny. Ny sira tany kosa any atsena.
Nareo no miatoka ny vidiny s'y ny frais ny. Zah irakiraka ( gratuit)mandritry ny fotoana maha eto ahy

11/05/2024

FAHA EFATRA

INONA DAHOLO NY KARAZANA MALAISES NA CRISE NITRANGA TAMIKO.

MISY RIVOTRA.
Tena faran'izay sarotin-drivotra tateraka. Misy rivotra tafiditra zany fona any anatiko any. Miovaova ny toerany, ary tena mahrary io. ( @ kibo, vavony, lamosina ,ambany fotra, ambany nono,) Misy tsy avy hiaina mitsy. Refa avy mamoaka rivotra de MBA maivamaivana,
T@ zany Mbola tsy mahalala hoe spasme. Vonjena ny dokotera, ahosotra ny menaka, sotroana ny karazana thé, alefa ny vavaka.
Ny loza de miaradia @ tahotra hatrany. VO misy bolongan- drivotra marary de mieritreritra hoe mety hanenika ny tenako ity Ka hahafaty ahy.
Raha izao no mitohy mety tsy haharitra akory aho na tapakandro aza.

Fehiny: Aza taitaitra raha miseho izany. Sao hiakatra tension tsy lera eo. Idiran'ny rivotra fotsiny hoy ny tanora fa tsy manine io.
Mirary soa atsika rehetra

HITOHY NY FIZARANA ATAOTSIKA, MBOLA SAHIRAKIRANA ARAM - POTOANA KELY AHO!!Mialatsiny.
10/05/2024

HITOHY NY FIZARANA ATAOTSIKA, MBOLA SAHIRAKIRANA ARAM - POTOANA KELY AHO!!

Mialatsiny.

Address

Bavy Gracias
Tulear

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gracias Bavy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share