Toamasina hoan'i Kristy

Toamasina hoan'i Kristy Faisant écho à la vérité et la justice retracées dans la bible, la Radio FMFOI est une station

31/07/2022
08/05/2022
15/04/2022
09/04/2022
10/03/2022

miaro ny tontolo iainana miaraka amin'i Benjamina.
Ndao hiaraka hamboly hazo eny @ SITE DE 🌳🌲🌳 AMPANGABE PARK aby izao Alahady 13 martsa 2022 izao.

FILAN-KEVITRA : 033 07 710 75.

TANJONA :






TAHIN'NY TOMPO ABY.

😢 ariva ao  fmfoi 107.4fm
23/02/2022

😢 ariva ao fmfoi 107.4fm

23/01/2022
15/01/2022
27/12/2021
20/12/2021
30/10/2021
23/10/2021
23/10/2021
18/10/2021
16/10/2021
15/10/2021
07/08/2021
26/07/2021

🇲🇬 ho anao anio

📣 Amin'izay rehetra angatahinao amin'Andriamanitra anio; fifonana, famindram-pò, fanoloran-tena, Fanahy Masina, fahasalamana, fitahiana dia ataovy amin'ny Anaran'i Jesosy Kristy fa ho tanterahiny tokoa raha arahinao finoana tsy mihatsara-velatsihy. Efa nambarany rahateo fa :

📜 « ... na inona na inona no hangatahinareo amin'ny anarako, dia hataoko izany, mba hankalazana ny Ray eo amin'ny Zanaka. » (Jaona 14:13)

AZA MIOVAOVA fa te hamaly vavaka antsika JESOSY.

24/07/2021
14/07/2021

📜 « Ny tena fahamarinana dia mamantana any amin'ny fiainana; ... » (Ohabolana 11:19)

💕 17 Jolay 1999 - 17 Jolay 2021 : 20 taona mahery, notarihin'ny Fanahy Masina ny Fiangonana .
miavaka, fahatsiarovana ampanahy ny Batisan'ny faobe, tombokase maha vady ampiakarina ny Fiangonana.

📣 Hisy Fotoam-bavaka lehibe, ny Sabotsy 17 Jolay 2021, manerana ny Trano Fivavahana sy ny Vondrom-bavaky ny Fiangonana FMFOI.

📜 « Fa izay tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra no zanak'Andriamanitra. » (Romana 8:14)
📜 « ka dia tsy latsaka amin'ny fanomezam-pahasoavana rehetra ianareo, miandry ny fisehoan'i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay hampiorina anareo koa hatramin'ny farany, ka dia tsy hanan-tsiny ianareo amin'ny andron'i Jesosy Kristy Tompontsika. » (1 Korintiana 1:7-8)

➡ Mba tianao hamantana any aminao ary ve ny Batisan'ny Fanahy Masina tena marina?
➡ Irinao ve ny handrombaka zava-panahy, hanangona ny herim-panovàna hahatafita anao?

⚠️ Mihasarotra ny fiainana, mila ny herin'Andriamanitra ianao hahazoana fahombiazana.

📣 Manasa anao hanatrika ny fiaraha-mivavaka lehibe ny Sabotsy 17 Jolay 2021 eny amin'ny Trano Fivavahana sy ny Vondrom-bavaky ny Fiangonana FMFOI izay akaiky anao.

Tia anao

©

VOALOHAMBOLANA
08/07/2021

VOALOHAMBOLANA

📜 « Ary noho ny haben'ny tsi-fankatoavan-dalàna dia hihamangatsiaka ny fitiavan'ny maro. » (Matio 24:12)

❎ Iaraha-mahita ny fahasimban'ny tontolo iainana, potika ny tany, tsy mamoaka tsiro intsony.
❎ Eo ihany koa ny firongatry ny aretina, ny vidim-piainana miakatra isan'andro, ny fitondran-tena mamoa fady izay tsy ara-tsoratra masina.

⚠️ Izany rehetra izany no miteraka adin-tsaina sy fahoriana maro isan-karazany.

AIZA ARY NY FAMONJENA?

🎉🎉 Voaloham-bolana no sady Sabata an'i JEHOVAH

👉 Ny Sabotsy faha 10 Jolay 2021 izao manerana ny Trano Fivavahana sy ny Vondrom-bavaky ny Fiangonana FMFOI izay misokatra, manomboka amin'ny 8 ora sy sasany maraina.

📜 « Ary isaky ny voaloham-bolana sy isan-tsabata; Dia ho avy ny nofo rehetra hiankohoka eo anatrehako, hoy Jehovah. » (Isaia 66:23)

Manasa antsika mpihaino ny Radio FMFOI 107.4MHz rehetra izahay ho avy hiara-hivavaka, hitandrina ny didin'i JEHOVAH.

📜 « Izay maharesy no handova izany zavatra izany; ary ho Andriamaniny Aho, ary izy ho zanako. » (Apokalypsy 21:7)

05/07/2021

❤❤❤❤

❤❤❤❤
05/07/2021

❤❤❤❤

🇲🇬 ho anao anio
📣 Izay matoky sy manompo an' i Jehovah amin'ny fahamarinana dia hotahiana mandrakizay, na amin'ny maha olona izany na amin'ny ara-panahy. Ary raha ilay Vavahady tokana tsy misy mahakatòna no idiranao dia ho "Eny" sy "Amen" aminao tokoa izany.
📜 Hoy : " Izaho no vavahady; raha Izaho no hidiran' ny olona, dia hovonjena izy ka hiditra sy hivoaka sady hahazo hanina " (Jaona 10.9)

MAHEREZA, TIA ANAO JESOSY.

03/07/2021
30/06/2021

TANÀNA MADIO, MAZAVA, MILAMINA ARY MANDROSO NO TANJONA
🚮💡👮‍♂️🏘

05/06/2021
01/06/2021
29/05/2021
22/05/2021

Address

Toamasina

Telephone

+261348981277

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Toamasina hoan'i Kristy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Toamasina hoan'i Kristy:

Share