14/07/2024
Salama daholo tompoko,faly miarahaba anareo ny pejy !
Androany isika dia hiresaka momban'ny gadana 🔐 satria misy fiatrakainy amin'ny fiainan_tsika olombelona ka fadio ny manidy ny gadana ao an-trano raha mbola ao an trano satria sakana manidy ny fiainana izany tahaka ny blocage na dia misy zavatra hivoatra ary amin ny fiainanao dia eo ihany ny eo ka avelao hisokatra hatrany ny gadana raha mbola ao an trano 🔓 mba hiditra tsy ho isy sakana izay ho azo sy izy ho avy!
Izay no azo atolotra ka dia mirary soa ny ny meva havako aby e ✨️🤲