Lovan'ny Fiangonana

Lovan'ny Fiangonana Toerana iray ahafahanao mahafantatra sy mianatra ny tantaran'ny Fiangonana.

30/08/2022

Ampifaliana indray no iaharabana antsika rehetra izay mpanaraka tsy tapaka ny pejy Lovan'ny Fiangonana, Vaovao lehibe no lazaina amintsika satria dia mivoaka soa amantsara ny tantaran'ny Fiangonana ankehitriny, boky misy sary miloko en couleur, fonony simili, pejy 145 ahitanao ireo hafanam-pon'ireo mpitarika fahizay, ny agenda kosa pejy en couleur na miloko, fonony simili , fanazavana fanampiny ao amin'ny mp na miantsoa ny 0385453018 misaotra ampitapitao

30/08/2022
Mankasitraka antsika rehetra izay mizara sy manao reaction mahakasika ny boky "Ny Tantara fohin'ny Fiangonana Advantista...
19/08/2022

Mankasitraka antsika rehetra izay mizara sy manao reaction mahakasika ny boky "Ny Tantara fohin'ny Fiangonana Advantista" ary ny "Agenda Jeunesse".
Isaorana manokana ihany koa ireo taranaka izay nanome anay ny sary, ny pasitora na amperin'asa na tsia, ianareo olon-tsotra izay nanome tolo-tanana sy fanampiana amin'ny fanatontosana anisan'izany ny Happiness School Tamatave.
Indreto ireo Pasitora manolotra izao fitaovana izao ho antsika

Ireto avy ny santionany hita ao amin'ny boky tantara fohin'ny Fiangonana, izay ahitana pejy 145, sary miloko, ary fonony...
18/08/2022

Ireto avy ny santionany hita ao amin'ny boky tantara fohin'ny Fiangonana, izay ahitana pejy 145, sary miloko, ary fonony hoditra, fivoahany voalohany dia ny 21 Aogositra izao mandritra ny lasy Camporee Foulpointe, azonao atao sahady ny mamandrika izany.
Hitanao ny tantara sy y hafanan'ireo mpamaky lay na tany ivelany na ny teto amintsika, ny fitiavany hampandroso ny asa.
Mankasitraka ary mirary soa, - aparitaho aelezo
Vidiny 25000 ariary

Agenda semainier 2023 manokana ho an'ny tanora hitanao any koa, sary miloko, fonony hoditra, ahitana ireo hetsikan'ny tanora, ireo teknika maro isankarazany,
Vidiny agenda 12.000 ariary
Mankasitraka ary mirary soa - aparitaho aelezo

17/08/2022

Faly miarahaba atsika mpikambana rehetra tonga ny fitoana ankehitriny hivoahan'ny Tantara feno mikasika ny fiangonana Adventiste maneran'izao tontolo izao sy ireo faritra maro eto Madagascar. Fonony hoditra ny ao anatiny sary niloko daholo ny vidiny 30.000Ar
Misaotra fandresanao anjara & fanohanana

Address

Tananarive

Telephone

+261385453018

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lovan'ny Fiangonana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lovan'ny Fiangonana:

Share

Category