Les Amis de la Russie a Madagascar Alaotra Mangoro
Zkivy
30/04/2023
MIARAHABA NY ARM MAHAJANGA NAHAVITA SOA NY CONFERENCE NIARAHANA TAMIN NY BIRAO FOIBE AVY ATY ANTANANARIVO SY NY AMBASSADAORON NY ROSIA !
27/04/2023
MIRARY FAHOMBIAZANA FENO HOAN NY BIRAO FOIBE ARM MIVORY ANY BOENY .
04/11/2022
VITA SOAMATSARA OMALY ALAKAMISY 03 NOVEMBRE NY FANKALAZANA NY FAHA 50 TAONA FIARAHA MIASA RUSSIE MADAGASCAR . MARO BE NO TONGA NANOTRONA NAHITANA NY AMBASSADEUR AN I RUSSIE SY IREO VAHINY MPIARA MIASA . ISAORANA KOA IREO SOLON TENAM PANJAKANA NANOTRONA IZANY . ISAORANA ISIKA ARM SOLON TENA TONGA NIARA PALY . HO TSARA HATRANY ANIE NY FIFANDRAISANA EO @ MADAGASCARA SY RUSSIE
24/10/2022
Miarahaba antsika ARM rehetra ary samia mijoro !
24/10/2022
HO TSARA SY HAHAFINARITRA MANDRAKARIVA ANIE NY FIARAHANA ATO AMIN NY ARM
24/10/2022
MIARAHABA ANTSIKA ARM REHETRA ARY MANENTANA NY MALAGASY REHETRA MBA HIDITRA MEMBRE ATO AMIN 'NY ASSOCIATION ( Les Amis de la Russie a Madagascar )
24/10/2022
MIARAHABA ANTSIKA ARM ( Les Amis de la Russie a Madagascar ) MANOHANA AN I ROSIA HATRANY ISIKA ARY AOKA HIRAIHINA HATRANY !
Be the first to know and let us send you an email when Les Amis de la Russie a Madagascar Alaotra Mangoro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
Contact The Business
Send a message to Les Amis de la Russie a Madagascar Alaotra Mangoro: