Haja Andrianalison

Haja Andrianalison - Entreprenariat
- Développement personnel
- Motivation

18/11/2024

Raha te hahazo zavatra mbola tsy noraisinao hatramin'izay ianao dia mila manao zavatra mbola tsy nataonao hatramin'izay.

Adalana ny miandrandra vokatra samy hafa anefa manao zavatra mitovy.

Te hahazo zava-baovao?
Manaova stratégie vaovao...

Ndao hanova zavatra

18/11/2024
04/11/2024

Aza manao toy ny passoire

Efa hitanao ve ny passoire? Na ampidirana rano firy andro aza, tsy mety feno fa izay tonga dia mivoaka.

Toy izany koa ny olona sasany amin’ny volany—manao passoire. Na ohatrinona vola miditra aminy dia mivoaka ho azy, tsy misy mijanona fa mahita lalana foana.

Toy izao no misy rehefa manao passoire amin’ny vola ianao:


Tsy mahay mitantana.
Tsy mahatazona vola.
Tsy mahangona vola.
Tsy mahavita zavatra.
Tsy mety mahita fandrosoana fa lanilany amin'ny tsy misy dikany ny vola.

Rehefa ianao tompoko no toy ny passoire dia tsy hahita fandrosoana izany, na hiasa mafy toy ny ahoana, na handray vola be toy ny ahoana aza isam-bolana.

Izay no mahatonga ny olona sasany miasa efa ho firy taona fa tsy mahita fandrosoana sy fivoarana mihintsy.

Ny tokony ataonao voalohany raha mbola izay passoire izay ianao dia ny manampina ny lavadalaka rehetra manary ny volanao aloha satria mety misy lalana maro ao tsy mahatonga saina anao.

Mila mianatra mitantana zany no sady miezaka mifehy tena aloha. Raha namaky ny boky VOLAN’NY TAONJATO ianao dia misy astuce maro ahafahanao mitantana tsara ny volanao ao sady tsy fitantanana fotsiny no hainao aorian’izay.

Réussir avec Martin

👍👌 Exact
04/11/2024

👍👌 Exact

Fomba fiady amin’ny fiainana

❌ Aza ambara amin’olona ny fahalemenao
Ny olona tsirairay dia samy manana ny lafiny marefo mampihena azy, fa tandremo ny milaza izany amin’olona hafa. Tazomy ho tsiambaratelo ny fahalemenao, ho anao irery.

Satria rehefa misy olona te hamotika anao, dia tsy hitady lavitra izy fa hampiasa ny fahalemenao ho toy ny fitaovana hamelezana anao.

❌ Aza avoaka ny drafitrao ho an’ny manaraka
Handeha hivezivezy ianao? Akombony ny vava.
Hividy fiara ianao? Tazomy ho tsiambaratelo.
Misy opportunité lehibe ho an’ny investissement? Aza lazaina amin’olona.

Raha manana tetikasa na vinavina ho amin’ny fiainana ianao, dia tsara kokoa raha tazominao ho tsiambaratelo izany mandra-pahavitany, mba tsy hahafahan’ny hafa manararaotra ny drafitrao na mikotrika zavatra hamelezana anao.

Tadidio fa ny olona te-hamotika sy hamingana anao dia tsy iza fa matetika ny olona mahafantatra ny fiainanao sy ny lafiny manokana amin’izay ataonao ihany.

Réussir avec Martin

30/10/2024

LE SECRET DES GAGNANTS

Dans la jungle:

1. L'éléphant est le plus gros,

2. La girafe est la plus grande,

3. Le renard est le plus sage,

4. Le guépard est le plus rapide,

Pourtant, le Lion est le ROI de la jungle même sans avoir AUCUNE de ces qualités.

Pourquoi?

Car:

1. Le Lion est courageux, audacieux, marche avec confiance, et n'a jamais peur.

2. Le Lion pense qu'il est incomparable.

3. Le Lion est un preneur de risque.

4. Le Lion croit que tout animal est une nourriture pour lui.

5. Le Lion croit que toute opportunité vaut la peine de faire un essai et ne la laisse jamais échapper à ses mains.

Alors...

1. Vous n'avez pas besoin d'être le plus rapide.

2. Vous n'avez pas besoin d'être le plus sage.

3. Vous n'avez pas besoin d'être le plus intelligent.

4. Vous n'avez pas besoin d'être le plus brillant.

5. Tout ce dont vous avez besoin, c'est le courage,

6. Tout ce dont vous avez besoin c'est la volonté d'essayer.

7. Tout ce dont vous avez besoin est la foi pour croire que c'est possible.

8. Tout ce dont vous avez besoin c'est de croire en vous, que vous pouvez le faire. !!

Le Lion dort 20 heures, travaille 4 heures et mange de la viande, mais l'éléphant travaille 24 heures et mange les herbes.

Arrêter de procrastiner!!!!

Arrêtez d'être des observateurs !!!!!

Passez à l'action pour accéder rapidement à votre liberté financière!!!

29/10/2024

karazana fisolokiana misy eto amin'ny tanana ...

RESAKA FISOLOKIANA MARCHÉ DE TRIANGLE
betsaka ny fikafikany zareo fa ireto misy sombiny!

1. VOLA VY NA VILANY TALOHA NA TAVOANGY TALOHA
Misy olona iray mody mitady entana aminao milaza fa mahasahy prix ambony
ohatra Vola roapolo boribory! lazainy fa sahany vidina 10 000 000Ar
ianao anefa tsy manana ! lasa izy miala ary mametraka contact hiantsoana azy raha sendra ka mahita ianao!
eo ianao manomboka mitady ary manomboka manonofy vidina parping sy moto Revy be sns….
afaka roa na telo andro misy olona iray (namany ilay mody mitady teo aloha ihany) mitondra vola roapolo boribory ao aminao , amidiny 200 000Ar na mihoatra . Antsoinao ilay olona milaza fa mitady dia milaza fa lavitra be sns ka rampitso vao afaka mihaona. mbola mamporisika anao izy hoe tazomy ao fa alaiko. ka raha tsy manana ilay vola feno ianao dia ametrahany ilay faharoa entana na hakany avance izay misy any aminao. ianao koa mahatoky fa misy haka amin'ny prix ambony ilay vola.
lasany ny volanao dia avy eo ilay olona milaza fa haka ny entana tsy tratra antso intsony.

2. TAOLAMPATY.
Ankalazaina aloha hoe misy olona mahasaky Mividy amin'ny prix ambony.
Nohony fahantrana anefa dia misy tokoa sahy mamaky fasana na maka ny razany atao anaty gony.
Misy olona anaky telo (Mpisoloky) anefa miara miasa ka samy manana ny anjara asany
Ny iray (a) mody manao Mpanera
Ny iray (b) mody manao Patron Mividy entana
Ny iray (c) Mpivarotra Produit fandiovana.
Vao maheno olona milaza fa manana entana itadiavana Patron ry zareo dia eo no manomboka ny tantara.
i (a) miresaka mivantana aminy tompony entana milaza fa mahita patron mahasahy prix ambony ohatra 3 000 000Ar ny 1Kg
ilay entana anefa 4gony ohatra. vinavinaina aloha ny lanjany dia manao kajy izy (a) sy ny tompony entana raha 100kg zao io dia 300 000 000Ar zany ny fitambarany. boom raikitra ny nofinofiny ilay tompony entana fa anjary volabe zany ty.
antsoina amizay ilay Patron (b). taitra be le patron sady to de maika hividy ary milaza fa hidina eo noho eo fa efa ela nitadiavana entana.
tonga ilay (b) sy ny baoritra feno vola mihidy tsara (tsy hita maso ilay vola fa mihidy ao, mety gazety angamba)
savaina ilay entana anaty gony satria ho atao ny takalo. Eo i (b) vao milaza fa "kay mbola tsy nodiovinareo izy ity? (ilay taolana io)
tsia hoy ny tompony!
ok hoy (b) diovy aloha vao halaiko fa sarotra be mitondra an'io raha tsy madio sady velominy ny fiara dia lasa izy miala .
koropaka ilay tompony satria vosotra ilay vola be dia mila hevitra amin'ny i (a)
dia i (a) koa mody koropaka hoe tena adinoko nanotany anao ngyah ndrina hoe efa madio ve?
eo no ampidirina amizay i (c) mpivarotra produit fanadiovana izay lazaina fa miasa amn karana any Antananarivo.
antsoiny (a) i (c) sao mbola misy produit ao aminy .
misy ato hoy i (c) fa 400 000Ar ny litre .
mody manao kajy i (a) hoe any amn 10litre any vao mahavita manadio 4 gony.
izany hoe 4 000 000 Ar vidiny produit.
raikitra ny fitadiavana solution hoe aiza ny ahita vola ividianana produit.
(mindrambola, mivarompananana sns ilay tompony entana satria manatena 300Million d'ariary.
rehefa pare ny vola ividianana produit dia omena an'i (a) ho alefa Mobile Money any amn (c)
rehefa azony (c) ilay vola dia milaza andefa colis izy.
iny amizay i (a) fa milaza hitsena colis no sady manjavona any.
LASAN'IZY TELO LAHY NY vola 4 000 000 Ar.
tsy afaka ny hitory ny tomponentana satria menace-ny zareo itondrany zandary any rehefa tsy hangina.

Nindramina tao amin'ny
Pejin'i Daoud

11/10/2024

Souviens-toi que tu es né pour réussir. Tu dois réussir, tu peux réussir et tu réussiras.

Alors penses RÉUSSITE, agis RÉUSSITE et vis RÉUSSITE. Bannis "l'échec" de ton vocabulaire et dans ton comportement.
Transforme tes défaites en opportunité d'amélioration.

Donnes-toi des ambitions.
Fixe-toi des objectifs.
Relèves les défis par ta détermination et tu atteindras le BUT....la RÉUSSITE.

Ton enfant chéri va travailler comme sur cette photo si tu ne réussis pas. Alors, il est temps de bouger papakely ah. Alefa neny ah.

Tsara ity zoma ity

🙏🙏🙏🙏Abonnez-vous à la page svp !Sary indrana.
09/10/2024

🙏🙏🙏🙏
Abonnez-vous à la page svp !

Sary indrana.

Marina loatra!
08/10/2024

Marina loatra!

MBA enjana koa zany!🤣🤣+😭😭
07/10/2024

MBA enjana koa zany!🤣🤣+😭😭

Ny tsy nampitovy an'i Madagasikara sy ny Titanic hono na samy niletika.

07/10/2024

"Un business qui ne crée rien d'autre que de la richesse est un mauvais business".

Abonnez-vous à la page svp 🙏🙏🙏

04/10/2024

"Le secret des affaires,c'est de savoir quelque chose que personne ne sait."

Aristote Onassis.

02/10/2024

Ry namana mangetaheta fivoarana sy fandrosoana

Rehefa misy fotoana, rehefa manana fahafahana, ary rehefa mba mahay mamaky teny sy mihaino ianao, dia araho ireto pejy ireto fa tsy hanenenanao.

Mila mianatra foana isika, na amin'ny resaka ara-bola, fandraharahana, fampivoarana ny maha-olona, na amin'ny sehatry ny business.

Manampy anao amin'izany ireto pejy ireto:

- Mianatra Mahomby : mampianatra antsika ny tontolon'ny fandraharahana sy ara-bola.

- Raphaël mampianatra antsika ny tontolon'ny fandraharahana.

- Joel Razafindralema : mampianatra antsika ny fahendrena sy fandraharahana.

- D.A Coaching - Vie alignée : mampianatra antsika momba ny fampivoarana ny maha-olona, izay tena ilaina amin'ny fiainana.

- Njanahary : manoro hevitra ny tanora manana tanjona ary mizara motivation.

- Steve Andriamasy : mampianatra antsika ny art oratoire sy ny resaka image.

- Angano mampisaina - Hasina Samoelinanja: mampianatra antsika sy mamoha ny saintsika mba hifoha ka handray andraikitra amin'ny hoavintsika.

- Réussir avec Martin: mampianatra momba ny tontolon'ny ara-bola, business ary fandraharahana.

Raha samy handany fotoana ihany ato amin'ny Facebook, dia mandania fotoana amin'ny fanarahana ireo, fa tsy hanenina ianao.

Raha tssapanao kosa fa tsy nitondra soa hoanao ny fanarahanao ireo pejy ireo dia désabonner-o satria tsy fotoany fandanim-potoana izao

Ho anao efa mpanaraka, dia taomy ny namana mba samy hahita fahazavana raha nanazava ny lalanao ny fanarahanao azy ireo

Raha misy koa pejy mbola tsy voalazako ka nahasoa anao dia mba amefaso ao aminy kaomantera ho hitan’ny rehetra

Izahay ato aminy Mahasoa Magazine kosa dia efa miketrika zavatra vaovao hitondra fisantraikany tsara hoan’ny fiainantsika rehetra fa araho tsy tapaka ny vaovao.

Mahasoa mahazine « Ny soa fianatra »

🙏
24/09/2024

🙏

Matoa ny zavatra nirinao azonao dia nohon'ny fitahian'Andriamanitra, narahin'ny ezaka nataonao.

Matoa ny zavatra nirinao tsy azonao dia nohon'ny fiarovan'Andriamanitra anao.

Mahaiza misaotra hatrany na mahazo zavatra na tsy mahazo zavatra.

Misaora amin'ny zavatra rehetra

1 Tesaloniana 5:18
Misaora amin'ny zavatra rehetra; fa izany no sitrapon'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesosy ho anareo.

Mirary Alahady Sambatra.

Ndao hanova zavatra

Address

Mahanoro

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Haja Andrianalison posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share


Other Digital creator in Mahanoro

Show All