DRAP MORA Majunga

DRAP MORA Majunga MIVAROTRA DRAP SY RIDEAUX EN GROS
💪💪(majunga 🥰🥰)
0384491122

🍀aiza daholo anareo zay nitady broderie 🍀efa tonga ato arrivage tsika havako ein 🥰♥️ misy 3 place koa atoMp malaky ☎️ Co...
25/11/2024

🍀aiza daholo anareo zay nitady broderie 🍀efa tonga ato arrivage tsika havako ein 🥰♥️ misy 3 place koa ato
Mp malaky
☎️ Contact :0384491122☎️
👉Manao livraison izahay tompoko 👈

🌺Efa Tonga arrivage tsika tena tsara havako ein 🌺Mpa avy hatrany ☎️Contact :0384491122☎️
18/11/2024

🌺Efa Tonga arrivage tsika tena tsara havako ein 🌺
Mpa avy hatrany
☎️Contact :0384491122☎️

18/11/2024
18/11/2024
17/11/2024

🍀Slm alefaso commande nareo client Zay mitady drap fa Tonga Arrivage tsika 🌺

Coucou kely sisa tavela ato ah 🥰Dispo contact :0384491122
24/10/2024

Coucou kely sisa tavela ato ah 🥰
Dispo contact :0384491122

21/10/2024

TSY MANANA NAMANA AHO.

Folo taona lasa izay no nananako namana farany,
Mifandray amin'olona rehetra aho fa tsy naman'ny olona rehetra.
-Samy hafa izany.

Tadidio fa maro amin'ireo olona lazainao fa namanao ireo no miandry anao ho solafaka.
Maro amin'izy ireo no mi-felicité anao amin'ny vavany fa any ampony any manao hoe:
-Ho hitako eo raha haharitra.
-Mba miseho milay.
-Mba natsangana zavatra kely dia...
-Ho hitako eo raha hahomby.
-Ho hitako eo raha hahazo client.

Aleony manjifa zavatra mitovy amin'ny amidinao any an-kafa toy izay hanjifa aminao satria ianao no mivarotra azy.
-Aleony manao pub orinasan'olon-kafa toy izay ny anao satria ianao no nanangana azy.

Averiko matetika ny hoe:
Raha te hahafantatra ny tena namanao ianao dia midira amin'ny tontolon'ny fandraharahana, mivaròta sy manangàna zavatra.
-Inconnu no tonga eo mividy fa tsy ny namanao.
-Inconnu no manao pub eo fa tsy namanao.

Aty amin'ny fandraharaharana,
Olona tsy fantatrao no tena manohana anao.
Olona tsy fantatrao no tena lasa rahalahy sy rahavavinao fa tsy ny mpiray tapo aminao velively.

Ohabolana 18:24
Izay maro sakaiza tsy maintsy tra-pahoriana;
Fa misy sakaiza tia, izay mifikitra noho ny rahalahy aza.

Ndao hanova Zavatra

Joel Razafindralema

Coucou ato drap luxe
19/10/2024

Coucou ato drap luxe

19/10/2024

------- FAHAIZA-MIAINA------

Misy torohevitra hanampy anao eny anivony fiarahamonina eny ity fa araho atraminy farany.

Matetika dia resaka ara-bola no resahako eto fa androany aho dia mba te hampianatra anao fahaiza-miaina kely satria tsisy dikany raha toa ka manam-bola ianao nefa tsy tsy mahay miaina.

Tsy hampiandry ela aho fa tonga dia hiditra avy atrany aminy resaka

1. Aza miantso olona aminy 9 alina.
Ny fiantsonao olona aminy andro alina be ireny dia fanelingelenana, tsy fantatrao fa mety misy zavatra atao izy amin'iny na koa hoe mety matory raha tsy fantatrao fa nivoaka ivelany izy.

2. Mitenena mialoha rehefa hamangy olona any atranony.
Na namanao akaiky na havanao dia tsara raha mampilaza mialoha foana mialohany handehananao any mba afany mionana na dia hoe fanadiovana fotsiny.

3. Aza mandeha any antranon'olona aminy fotoany fisakafoanana raha toa ka tsy nilaza aminy mialoha raha tsy hoe izy no miangavy.

4. Rehefa nitantaran'olona tsiambaratelo ianao dia tazomy ho anao fa tsy miala avy eo dia horesana amin'olona ambadika. Matoa izy niresaka azy taminao dia noho ny fahatokisany anao fa tsy hilaza azy aminy hafa

5. Rehefa nampijeren'olona zavatra anaty finday dia iny ray nampijerena anao iny iany no jerena fa tsy mijery hafa. Ny sasany maintsy vao ampijerena sary ray anaty finday tonga dia tsy avelany raha tsy voavadibadika daholo ny sary ao anatiny ao. Tsy fahalalampomba izany , sady mety misy sary tsiambartelony ao ka aleo mangataka lalana aminy tompony mialohany hijerenao sary hafa.

6. Aza terena ny olona hanaraka ny evitrao.
Ny olona dia samy manana ny heviny ary samy manana ny marina aminy ka ny tena tsara dia ny fitazomanao ny hevitrao rehefa tsy mety aminy ny evitrao. Satria raha samy hanamarina ny azy nareo dia fotoana lany raha mbola hifanamarina evitra eo. Aleo mangina dia vita.

7. Raha misy olona manana vola aminao dia aza miandry azy mitaky vao hanefa azy fa mba mahatsapa tena.
Ny tena tsara dia ny fandoavanao azy mialohany fotoana nifanarahanareo.

8. Aza terena ny olona hitia anao.
Tsy azonao terena hitia ny zavatra tsy tiany ny olona fa ianao no afaka miova. Ka raha fantatrao fa tsy tianao izy dia mitadiava hafa fa aza mandany fotoana.

9. Aza mampanantena olona rehefa faly.
Rehefa misy zavatra tianao ampanantenana olona dia aleo tsy lazaina fa tonga dia tanteraina mangina fa lasa manantena fotsiny eo izy nefa zavatra tsy ho vitanao

10. Aza mandray fanapankevitra anaty atezerana.
Matetika ny fanapankevitra raisina anatiny antezerana dia tsy voadinika satria hoentiny fo ka aleo miandry tony tsara vao mandray fanapan-kevitra mba amizay ianao tsy hanenina.

11. Aza mampiasa écouteur raha toa ka misy namana miresaka aminao eny andalana na ao antrano satria marika ny tsy fifanajana izany . Amizao na dia efa tonga any antranon'olona efa ela tsy niaonana ireny dia mbola ny facebook iany no mahavarina fa tsy ilay fiaonana.

12. Rehefa mba tara ianao taminy fotoanareo taminy voalohany dia miezaha mba ho tonga alohany aminy fotoana manaraka fa manambany ny lanjanao raha toa ka fantany fa olona tsy manaja fotoana ianao.

13. Aza tia mitsara olona ety ivelany.
Ny zavatra tenenitsika ety ivelany dia mety hanimba ny any anatin'olona any. Ohatra hoe ianao lasa matavy a , ianao lasa mahia kely a sns...
Tsy hainao na anatiny mampihena vatana izy lazaina fa lasa matavy iny ka vao may vo ny sainy fa tsy mahita vokany izy aminy fihezana ataony
Tsy hainao koa na miady aminy aretina ny antony mampahia azy iny dia manampy ilay aretiny koa ianao milaza azy mahia iny. Fa aleo mangina tsy mitsara ivelany satria tsy fantatsika ny zavatra mahazo azy any anatiny any. Ary tena mamparary ny fon'olona izy ireny , eny fa na dia itanao fa lasa antitra aza izy dia aza miteny mintsy hoe lasa antitra anao. Aleo mangina dia vita

BONUS , Manaova foana ny marina.
Ny fanaivanao ny marina dia azahoanao vokatra ela fa saingy hiadana ianao rampitso fa ny tsy fanaovanao ny marina kosa dia azahoanao vokatra haingana fa saingy any amponja ianao mianoka ny vokatra azonao ary tadidio fa tsy voatery hanao ratsy vao ho tafita.

Hevitro iany zay fa aiza ny mety aminao ?

Zay ary fa raha nahasoa anao dia zarazarao any aminy vondrona misy anao.

Ny pejintsika Réussir avec Martin

🥰Tena tsara bé arrivage tsika ato havako ♥️contact:0384492211
19/10/2024

🥰Tena tsara bé arrivage tsika ato havako ♥️contact:0384492211

17/10/2024

[TOROHEVITRA-MAHASOA]

🔴FANAFODY NATORALY MANAMPY @ FIKORONTANANY FADIMBOLANY VEHIVAVY TENA MAHOMBY🔴

🔴ZAVATRA-ILAINA🔴

🔵Persil🌳

🔴FOMBA-FAMPIASANA-AZY🔴

🔵Ho antsika vehivavy manokana ity fanafody natoraly ity, indrindra fa ireo marary kibo rehefa tonga ny fadim-bolana. Voalohany dia manala ny fanaintainana amin'ireny fotoana ireny ny fihinanana persil. Fa manampy mba haha marin-toerana azy ihany koa anefa. Mazava ho azy fa ampangotrahina dia sotroina ny fampiasaina azy.

🔴Mba ho fanampianao ireo namanao tompoko dia PARTAGER AU MAXIMUM izao TOROHEVITRA-MAHASOA izao.

Address

Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DRAP MORA Majunga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share


Other Digital creator in Mahajanga

Show All