Jdäx Märnœl

Jdäx Märnœl Mba tsindrio Ilay J'AIME 👍 kely ambany Io


Azafady 🙏
(1)

Koragna marina ay,Merci zokiko Lahety
11/05/2024

Koragna marina ay,
Merci zokiko Lahety

ANAO BRADA KOA MBOL TS STABLE POCHE TS TOKON AGNAME VIAVY VOLA AMBONINY 25 MILL ARIARY 😄😄😄😄...koa mila ambonin'zegn iz bredda tsoufa rano izah olo mavita fa mbol ts zakany tsena'NAO ...😂😂AZA MAGNENJIKY RAH TS TAKATRA fa mampangalatra 💩💩💩😆😆...mizahava bad bad @ tanana @ la quartier tsenjik janjinay ..sad tsis frais miala @ déplacement 😂😂

07/05/2024

Bonsoir

Zaho mbola tsy matoky ay
02/05/2024

Zaho mbola tsy matoky ay

Efa mifampitsondrano fa tss olona hiandry 30ans nao zan eo.Nomenjanahary Rosiah EstelinaSj Jänsmü SÿlvånahRominah Alda@
01/05/2024

Efa mifampitsondrano fa tss olona hiandry 30ans nao zan eo.
Nomenjanahary Rosiah Estelina
Sj Jänsmü Sÿlvånah
Rominah Alda
@

Teny tsy kitihiko marina.
01/05/2024

Teny tsy kitihiko marina.

30/04/2024

❌TRANO FIVOAHANA (WC) HAFAKELY❌

Tsy tokony misy olona hangery ankalamanjana intsony eto Madagasikara manomboka anio, satria efa havitana toerana fivoahana(WC) manarapenitra ireo barika.

Zany hono
21/04/2024

Zany hono

De tongava  iriny
18/04/2024

De tongava iriny

Zahay lelahy zänäkå  Sofia
14/04/2024

Zahay lelahy zänäkå Sofia

14/04/2024

Fabiolin fb
Parish Fans

Zavatra mahazo rehefa manambad faravavy Nomenjanahary Rosiah Estelina Sj Jänsmü SÿlvånahSj Jänsmį Sÿlvånãh
24/03/2024

Zavatra mahazo rehefa manambad faravavy Nomenjanahary Rosiah Estelina Sj Jänsmü SÿlvånahSj Jänsmį Sÿlvånãh

Abonné vous ma pages
23/03/2024

Abonné vous ma pages

Je t'aime maman
17/03/2024

Je t'aime maman

Mariage avaizo zany efa tsy mioroko devant public fa Mila mijibika devant public. Akor anw Broglie LéMàrîjy Francisco Bo...
16/03/2024

Mariage avaizo zany efa tsy mioroko devant public fa Mila mijibika devant public. Akor anw Broglie LéMàrîjy Francisco Bos Indicus
Zaho tsy hanao mariage fa Zaho to tsy mahay mijibika, aleo misarafu toy izay mijibika Nomenjanahary Rosiah Estelina Cãrëllę Wäçhirã Sj Jänsmü Sÿlvånah

Tandrem lésé zan eeeLoza
16/03/2024

Tandrem lésé zan eee
Loza

🛑HAFATRA ISAINTSAINANA🛑Afaka ny mividy trano ianao fa tsy afaka ny mividy fiadanana.-Afaka ny mividy farafara ianao fa t...
15/03/2024

🛑HAFATRA ISAINTSAINANA🛑
Afaka ny mividy trano ianao fa tsy afaka ny mividy fiadanana.
-Afaka ny mividy farafara ianao fa tsy afaka ny mividy torimaso mamy.
-Afaka ny mividy fanafody mampatory ianao fa tsy afaka ny mividy fanafody mampifoha.
-Afaka ny mividy montre ianao fa tsy afaka mividy na iray segondra.
-Afaka ny mandoa assurance vie ianao fa tsy tompon'ny rahampitso-nao.

Namana,
Tadidio fa misy zavatra tsy voavidinao amin'ny volanao.
Aza mirehareha
Aza miavonavona
Aza manambany olona
Aza manao tsinotsinona ny hafa.
Aza manao tsindrio fa lavo.
-Mahaiza manetry tena.

Vovoka ianao, ary mbola hiverina ho vovoka.
Raha samy hofaty ihany,
-Ndao hanao ny soa hatrany.

Aleo mantsy maty toy ny tantely,
mametraka mamy ho an'ny taranaka.
Ndao hifanampy
Ndao hifanohana
Ndao hifampizara
Ndao hifampisintona hiakatra.

Ndao hanova zavatra
Followers3

Tonga de misaraka eo niany2 tsy mangataka andro lava, koa karaha Io ed
15/03/2024

Tonga de misaraka eo niany2 tsy mangataka andro lava, koa karaha Io ed

Zay edy izy
13/03/2024

Zay edy izy

La clé (🔑) fitiavana 🔥❤️ tsy sarotro 😉
1er: mila liberté
2èm: mila fatokisana sy fanajana
3èm: andro raiky natokana ho anareo roa 🫶🏾

12/03/2024

Sj Jänsmü Sÿlvånah
Nomenjanahary Rosiah Estelina

12/03/2024
06/03/2024

Andras fa mba andramako nihinah

Efa firy taona niarahanareo zay,Inona tombotsoanw niaraka t@nMbola te hanohy sa efa hisaraka.
05/03/2024

Efa firy taona niarahanareo zay,
Inona tombotsoanw niaraka t@n
Mbola te hanohy sa efa hisaraka.

Address

Befandriana Avaratra
Mahajanga

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jdäx Märnœl posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Jdäx Märnœl:

Share


Other Digital creator in Mahajanga

Show All