Amy Atkings

Amy Atkings Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Amy Atkings, Music Producer, Mahajanga, Mahajanga.

Te isintona ny sain-tsika tsirairay za anio. Aza endrasana Maty ilay olona vao haneho fitiavana sy fanokanana azy fa ny ...
13/07/2022

Te isintona ny sain-tsika tsirairay za anio.
Aza endrasana Maty ilay olona vao haneho fitiavana sy fanokanana azy fa ny aina tsy mifametra havako aby ka Sao ho diso hevitra isika.
Na volamena no vata hasinao azy, tsy ho ankafiziny intsony izany.
Na omby an arivony no hovonoina eo ampiandrasana azy, tsy ho inanany intsony izany.
Raha hanoanana no naharesy Ilay olona, tsy hanenjika antsika ve ny eritreritsika oe sakafo bé no atao rehefa maty izy.
Voninkazo sisa no mamehy n'y tantaram-piainany amin Io andro Io.
Resy izy, tsy ahazaka na ny hohony aza.
Lavo izy, mety oe nanao izay ho afany izy taminy fiainany fa indrisy mantsy...
Lavo ihany ny farany.
Aimons nous vivant !❤️

Havako jiaby tiako ôHafatrany mamako tiako Zay Isaino mandrakariva zanako ny hanao soaeo aminy fiainanao hoy izy fa ho t...
12/07/2022

Havako jiaby tiako ô
Hafatrany mamako tiako Zay
Isaino mandrakariva zanako ny hanao soaeo aminy fiainanao hoy izy fa ho toy ny


Raha volamena latsaka ambovoka anao zanako hoy izy.
Mandeha ny mandeha.
Nandalo ny olona tsy mahalàla n'y valeur nao, mety oe nisaringotra taminy tongony anao, fa tsy nijerevany akory fa nahifiny satria natahorany Sao hamingana azy.
Nandalo ny hafa, nodiaviny anao satria tsy itany ny valeur nao eo aminy fiainany.
Nandalo ny biby fiompy, itany anao nefa Dia nihoseny satria tsy hanina hoaniny kosa fa mitovy aminy vy rehetra Io. Tsy omena tsiny izy satria izay no fahalàlany anao.
Tonga ny saka Kely, faly ery izy nahita anao, mamiratra, tiany anao Ary lalaoviny. Raisiny am-bava de akipilony Kely dia raisiny indray. Rerak'izy milalao anao dia avelany moramora ampitiavana anao satria tsy sakafo no fahitàny anao fa kilalao mangirana.

Fa indray andro any zanako, ho avy ilay "connaisseur " iray. Ahalàla ny valeur nao, nandalo izy, mety oe voatsidiany anao. Fa raisiny anao avy eo, liana izy mijery anao Sady finaritra oe toa volamena izy zany? Fa raisiny anao zanako, Dia Mbola ho sedrainy anao oe tena izy sa hosoka. Ka raha tena izy anao zanako, aminizany andro zany, dia ho lafo vidy sy hisy valeur bé aminy. Ho hirahirainy eran'io anao oe nahazo izy nahazo anao,oe sambatra izy nahita anao, oe diso hevitra ireo tsy niraraha anao fa izy no sambatra indrindra manana anao. Ho kolokoloiny anao hoy izy Ary tsy ho afoiny intsony satria sarobidy aminy. Chance taminy ny nahita anao par hasard Tojo azy taminy làlany. Ary aminizay anao vao ahatsiaro sambatra fa nisy olona nahatsàpa n'y ahasarobidiny valeur nao.

Zany izy havako jiaby tiako hein, hafatran'i mamako tiako Zay Io e.
❤️

Address

Mahajanga
Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Amy Atkings posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category


Other Mahajanga media companies

Show All