E-Store

E-Store Actu/Bussines/Technologie/Buzz

Miarahaba anareo namana rehetra ato! Tsy misy hidirany varotra aloha ity annh.Maro ianareo mitaraina compte sy page vao ...
09/09/2023

Miarahaba anareo namana rehetra ato!
Tsy misy hidirany varotra aloha ity annh.
Maro ianareo mitaraina compte sy page vao pirater. Koa ho fanampiana anareo dia hatoroko anareo Kely ito. Asina ‼️"AUTHENTIFICATION À DEUX FACTEURS" ‼️
Mety efa maro no mahay fa misy ihany no Mbola tsy mahalala ( sao mahavonjy anareo).
Ny ahy izao Dia misy toy io. Cousine ako no nanoro ahy efa Telo taona lasa Zay de nety lay izy. 🙂
👉Arao fotsiny sary dia mazava 😊
Hazavaiko kely lay izy: Ny authentification à deux facteurs, rehefa misy olona mikasa hiditra @ compte na page nao dia tsy tafiditra raha tsy @ halalan'lay code alefan'ny Facebook Aminao,izany hoe mi-prevenir izy vao misy mitady hiditra ao! Même na ianao tompony aza Dia Mila code de confirmation amlay authentification foana vao tafiditra @ comptenao raha miova finday (hiconencte @ finday hafa). Mila zany manaraka Anao eny ny numéro na e-mail nanokafanao anlay compte nao io na page nao. 👌
🙏Am-pitiavana be🙏
🩸Afaka zaraina raha mahasoa🩸

Address

Nosy Be
Hell-Ville
207

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when E-Store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share


Other Media/News Companies in Hell-Ville

Show All