Duanela Uiacu Cunna

  • Home
  • Duanela Uiacu Cunna

Duanela Uiacu Cunna 💝💋😘 Bon début de semaine à chaque winner de la maison 💖💖💖

Handao isika hiaraka hitondra fiovàna ✊Ny fanohananao dia zava-dehibe ary na dingana kely iray aza dia mety hitondra vok...
05/12/2024

Handao isika hiaraka hitondra fiovàna ✊

Ny fanohananao dia zava-dehibe ary na dingana kely iray aza dia mety hitondra vokatra lehibe. 🙌❤️

Miarahaba antsika rehetra. Manentana antsika rehetra izay tanora mandray andrakitra.Aza adino ny tatitra sy publication ...
03/12/2024

Miarahaba antsika rehetra.
Manentana antsika rehetra izay tanora mandray andrakitra.
Aza adino ny tatitra sy publication fa anisany porofo @ asa vitanao, vitantsika amin'ny maha olom-pirenena mandray andraikitra.
Amafisiko hatrany fa rehefa hitan'ny olona ny hetsika ataonao, ataon'ny fikambananao, fikambanantsika dia antsoin'olona isika ary manantona ho azy ny VOLA💴💷💶💵 fa mila manao defis amin'ny fiainana.
Manentana antsika tanora zandry na zoky tsy an-kanavaka mba hanatevin-daharana ny Tambazotra ny tanora fa raisina am-pitiavana isika rehetra ato anatin'ny Faritra.

💞 💝Mila FIKAJIANA NY MANODIDINA💝💞👏Tsara kolokoloina mandrakariva ny rehetra toy ny vatana, ara-tsaina, sns... fa tsy ny ...
08/08/2023

💞 💝Mila FIKAJIANA NY MANODIDINA💝💞

👏Tsara kolokoloina mandrakariva ny rehetra toy ny vatana, ara-tsaina, sns... fa tsy ny endrika ihany fa tena lasa MIDINA be lay "Niveau antsika Malagasy @ izao fotoana izao, asa raha tsapanao izany ⁉️
👏Andao tsy ny Endrika ihany no koloina fa ny saina ihany koa: 👎👎👎👎👎👎👎

1_👌👌MILA MANOVA ny fahazarana isan’andro isika raha te hanana vokatra samihafa.
👌👌 ATSAHATRA IZAO DIA IZAO ilay fahazarana tsy mendrika rehetra
👌👌JERENAO izay tena laharwm-pahamehana satria SARO-BIDY ny fotoana izay ahavitana zavatra/ahazahoanao vokatra/ahazahoanao vola/ahazahoana fahalalana avy@ hafa/ahafahanao mivotra kokoa

2_😊😊 Ny fikolokoloinao ny sainao dia ahitanao fanampiana maro sy hanampy anao rhtr ahalasa anao lavitra @ fiainana

10/07/2023
21/02/2023
Mampitaina² 'lay cyclone 🤔🤔🤔🤔🤔
18/02/2023

Mampitaina² 'lay cyclone 🤔🤔🤔🤔🤔

Adidy vitaFafinaretana azo
10/02/2023

Adidy vita
Fafinaretana azo

Unis les forces ✋👊🙏🙏Mankasitraka antsika rhtr tsy an-kanavaka🙏
10/02/2023

Unis les forces ✋👊🙏🙏
Mankasitraka antsika rhtr tsy an-kanavaka🙏

Tatitra ho an'ireo tanora Obs Mada AmbalavaoTonga daholo ireo tanora nisitraka ny tetikasa💕SAP-PC: TAD & TAK, izay mpana...
06/02/2023

Tatitra ho an'ireo tanora Obs Mada Ambalavao
Tonga daholo ireo tanora nisitraka ny tetikasa
💕SAP-PC: TAD & TAK, izay mpanao signalement @ ireo disadisa, toe-draharaha ary trangan-javatra mety hiteraka TSY fahandriampahalemana eny anivon'ny fiarahamonina
💕CCAP: nanao asa fanjohiana an'ireo servisim-panjakana, fanaraha-maso, ...
Duanela Uiacu Cunna

Fizarana "Attestation de reconnaissance" hoan'reo "SERVISIM-PANJAKANA" & tanora "CCAP" AMBALAVAO  Mada
06/02/2023

Fizarana "Attestation de reconnaissance" hoan'reo "SERVISIM-PANJAKANA" & tanora "CCAP" AMBALAVAO
Mada

Nahafinaritra ny fihaonan'ireo Faritra 06 t@ fifampizarana sy fifanakalozan-kevitra t@ 25-26-27 Janvier 2023  Mada   Ama...
06/02/2023

Nahafinaritra ny fihaonan'ireo Faritra 06 t@ fifampizarana sy fifanakalozan-kevitra t@ 25-26-27 Janvier 2023
Mada
Amaoron'i Mania
Atsimo Atsinanana
Haute Matsiatra
Fitovinany
Vatovavy
Vakinakaratra
Uiacu Cunna

Fanavaozana ny DRAFI-PAMPANDROSOANA NY FARITRA 2023-2028 👏👏PLAN RÉGIONAL DE DÉVELOPPEMENT (PRD)
03/11/2022

Fanavaozana ny DRAFI-PAMPANDROSOANA NY FARITRA 2023-2028 👏👏
PLAN RÉGIONAL DE DÉVELOPPEMENT (PRD)

Médiation communale   Mada   HM    Alakamisy Ambohimaha
03/11/2022

Médiation communale
Mada
HM

Alakamisy Ambohimaha

Address


301

Opening Hours

09:00 - 17:00

Telephone

+261347103626

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Duanela Uiacu Cunna posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Duanela Uiacu Cunna:

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Opening Hours
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share