Faniry toky

Faniry toky 👩‍👦Manao zay rehetra mba ahasambatra any neny👩‍👦

j'ai une idées brillante moi😜😏💪
11/04/2024

j'ai une idées brillante moi😜😏💪

Abonnés pages
23/03/2024

Abonnés pages

🥹Izaho sy enw😭(naverina nadika)🥹samy nandao ny RAD-tsika isika,fony faha-18 taonatsika.✍🏻ianao nanohy ny fianaranao teny...
19/03/2024

🥹Izaho sy enw😭(naverina nadika)

🥹samy nandao ny RAD-tsika isika,fony faha-18 taonatsika.
✍🏻ianao nanohy ny fianaranao teny@anjerimantolo fa izaho kosa niditra nihofana ho miaramila.
🎓ianao nahazo diplaoma,izaho nanohy ny fiofanako hatrany amboalohany.
😌Manomboka maraina ny tontolo andronao ary tapitra @ 5ora ariva,fa ny ahy mila isan-kalina,dia manomboka maraina ary tapitra 10ora alina,
🙇🏻‍♀️Ianao nanao ny famelabelaranao nahazoanao ny marim-pahavitanw ny fianaranw,izaho nahazo ny tarasy fanamarinana ny maha miaramila ahy,
📣Nisy orinasa nandray anw hiasa ao aminy,izaho sy ny galonako nalefa niaraka t@ ekipako,
💼🎓Inao nahaz asa vw2, izaho nahaz fomba fiainana vw2,
🚶🏻‍♀️Mody isan-kariva ianao ho aw ,izaho kus manantena fa mbl hahita ireo RAD-ko indray andro any.
🕯🪔Jiro maro loko,fianakaviana sns no hankalazanw ireo fotoan-dehibe mandalo ,izaho nankalaza ireny tao an-dakazerina,niaraka t@ralahin'adiko.
-💍💗SAMY NANAMBADY ISIKA:
Ny vadinw dia mahita anw isan'andro,fa ny ahy mbl manantena izy fa mbl velona zay zah,
-🥹Ianao nanw asa tany alavitra,izaho nalefa hiaro ny sisin-tany.
😘🫶🏻SAMY TAFAVERINA ISIKA:
😥🖤Samy ts nahatana ny ranomasony ireo vadin-tsika,
-🫂🥹Ianao namafa ny ranomasom-badinw,izaho tsia,
-🫂Ianao namihina ny vadinw,izaho tsia,💔🖤
SATRIA Izaho tnga efa tao anaty vatapaty,niravaka vonin-kazo ny teo an-tratrako😭,
voarakotra ny sainan'ny firenena mamiko ny vatapatiko,
Tapitra hatrew ny lalam-piainako,✞✝fa ny anw mbl mitohy,✨💫

Topy maso kely hoan'y miaramila 👮👮(fier d' être soldat)

Natokan hoanizay amour à distance eee,alefak mora ze aka🤣🤣🤣🤣Mp prix🤣
19/03/2024

Natokan hoanizay amour à distance eee,alefak mora ze aka🤣🤣🤣🤣
Mp prix🤣

Atsipik iany alou ee,anjaranao mandinika☺☺☺
17/03/2024

Atsipik iany alou ee,anjaranao mandinika☺☺☺

16/03/2024

Refa le votsotra le alika nanaovana clip🤣🤣🤣

Ny lehilahy ony lehilahy ihany 🤣🤣🤣🤣Vehivavy no tara tamin lehilahy iray nijoro teo amin arret bus 🚏Avy hatrany d nanaton...
11/03/2024

Ny lehilahy ony lehilahy ihany 🤣🤣🤣🤣

Vehivavy no tara tamin lehilahy iray nijoro teo amin arret bus 🚏

Avy hatrany d nanatona ity zazavavy ity ary niteny :" Bogosy kely ianao,tena ao amin le gout ako mintsy"

Gaga ilay lehilahy ra nahita izany.Napetrany teo amin ny fony 💖 ny tanany ary hoy izy :"Efa manam-bady aho,miala tsiny aminao aho fa izao ataonao izao le atao hoe fakam-panahy,tiako ny vadiko ary tsy amitaka azy aho"

Diso fanantenana t@ izay ravehivavy ka saika tonga d andeha.Tsy navelany ity lehilahy ity anefa izy fa notazominy ny tanany ka hoy indray izy :" Tahaka ny anambavy no andraisako anao,manasa anao mba anara dia jy tompo fa izy anome vady sahaza anao"

Namoaka taratasy sy stylo avy any ampaosiny indray izy ary hoy izy :"Ity misy taratasy ary ho soratako ato ny andinin-tsoratra masina tokony ho vakinao.Vakio alohany atory .Tahin Andriamanitra ianao ranabavy "

Lasa moa ra vehivavy rehefa nahavoaray le taratasy,lasa niasa izy avy eo.

Ny alina alohany atory amin izay no ande amaky an ilay taratasy.Inona hoy ny tao anatiny ilay taratasy

" Tao arinako tao ny vadiko,ity ny numero ako d antsoy ah 034......Za koa tia be anao" 😂😂😂

Tong de ndao atao combat eee🙄🙄🙄
11/03/2024

Tong de ndao atao combat eee🙄🙄🙄

Fais du bon soitAbonez-vous
04/02/2024

Fais du bon soit

Abonez-vous

Address

Fandriana

Telephone

+261385307066

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Faniry toky posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Faniry toky:

Videos

Share