Harena Production

Harena Production Nous sommes une Boite de production audiovisuelle basée à MADAGASCAR

Sabrinah - Fampizaha 🥰
03/04/2024

Sabrinah - Fampizaha 🥰

03/04/2024

Misy lesona ho antsika lehilahy ato.
Sabrinah_ Fampizaha
Anaty hira ny hafatra

Ho antsika zatra nampiasa offre Facebook ireny hatramin'izay !! Rehefa mivadika offre data internet isika dia tsy ny app...
03/04/2024

Ho antsika zatra nampiasa offre Facebook ireny hatramin'izay !!
Rehefa mivadika offre data internet isika dia tsy ny application Facebook irery intsony no mitroka ny connexion anao fa ny application rehetra ao anaty téléphone anao dia possible manao mis à jour fona daholo ka hany ka mora lany ilay Mo nampidirinao.

Solution :
1- Régler-na ny paramètre mis à jour application ao amin'ny PlayStore ou Apple store :
👉 Raha playstore dia : Paramètre /Paramètre réseau / mettre à jour automatiquement les applis / safidio ny "ne pas mettre à jour automatiquement les applis"
2 - Mandeha any amin'ny Paramètre téléphone / Système et mis à jour / mis à jour logiciel / désactiver les mis à jour automatique
3- Désactivé-na ihany koa ny consommation en arrière plan an'ireo application :
Paramètre téléphone / Application / idirana tsirairay ireo application / consommation des données / désactiver données en arrière-plan

31/03/2024

Akory Zay 🤣

Moment de partage ( expérience et logiciel) entina hanatsarana ny production avec Modart gas studio. Zanaka majunga sy r...
25/03/2024

Moment de partage ( expérience et logiciel) entina hanatsarana ny production avec Modart gas studio. Zanaka majunga sy reharehan'ny majunga @ resaka lamozika

21/03/2024

Tohananay nenay eee

Tournage 🎬Oyaaaaa !!!! Zay le terme etoLoading ...
16/03/2024

Tournage 🎬
Oyaaaaa !!!! Zay le terme eto
Loading ...

Restez connecté ho avy tsy ho ela vokatra vaovao beWKM - Wiz Kid's MadagascarHarena ProductionSafidy Nomenjanahary SN
09/03/2024

Restez connecté ho avy tsy ho ela vokatra vaovao be
WKM - Wiz Kid's Madagascar
Harena Production
Safidy Nomenjanahary SN

08/03/2024

Ity ny vokatra voalohany amin'ity mois de mars ity (version Facebook)
Jidhé
Tsy adino ny misaotra an'i Steve Eric sy Safidy Nomenjanahary SN namana nanatontosa

Tournage Moto 🔥Harena ProductionnHarena ProddSafidy Nomenjanahary SN
26/02/2024

Tournage Moto 🔥

Harena ProductionnHarena ProddSafidy Nomenjanahary SN

11/02/2024

Eee vaky eky lakorooo

11/02/2024

Azafd ein🤣🙏
Farany ty🤣🤣😍
Abonné page s'il vous plaît ❤

Harena production & Groupe Rafia & SAKARAH GASY OFFISIALY & SN créative
10/02/2024

Harena production & Groupe Rafia & SAKARAH GASY OFFISIALY & SN créative

Ketrika 🔥
08/02/2024

Ketrika 🔥

👏👏
06/02/2024

👏👏

Efa afaka mandray anareo izay te Hanao clip ato aminay izahay ( lieu mahajanga) ka aza misalasala miditra mp Na miantso ...
05/02/2024

Efa afaka mandray anareo izay te Hanao clip ato aminay izahay ( lieu mahajanga) ka aza misalasala miditra mp Na miantso avy hatrany ny contact: 032 45 693 04 ; 034 12 443 58

04/02/2024

Isaorana Andriamanitra fa vita n'y fifampiarabana tratrin'ny taona ny équipe Harena production. Nitombo ny cohésion entre équipe sy ny partenaires rehetra miaraka aminy. Napetraka ihany koa ny objectif ho tratrarina @ ity taona ity. Ary vonona ny équipe Hanao ny maximum. Isaorana ihany koa ny PDG any Strasbourg France sy ny directeur Dr Safidy Précieux Velonjaraizay tsy mitsahatra mitady izay hampiroborobo ny maison de production, ny technicien, ny artiste miara miasa sns.
DeLia Rwikordz toujours misy feeling fona hanome hafaliana. La musique mampiray,

02/02/2024

Mikapo2k😂🎵
Abonnés page ntsik azfd ee😄🙏❤

12/01/2024

Masaka ny sakafon-tsofina 2024🎵❤
Kerem - amiako lalana
Réal : Safidy Nomenjanahary SN SN Créative 🎥
Son : Harena Production DeLia Rwikordz 🎹
Amiako lalana anao kw andeh hiala zah🥺🙏
Tohano nentsika havako🙏🥰
Zarazarao am naman any❤

Perte anao sérui niala za ain 🤣
09/01/2024

Perte anao sérui niala za ain 🤣

08/01/2024

Averiko fa hisy vaky Vava 🤣

01/01/2024

Bonne et heureuse année 2024 jiaby eee

31/12/2023
Vo maraina ny andro, manoma ny matériel andeha hanaovana tournage.Tsy moramora ny mitady vola fa courage namako jiaby
30/12/2023

Vo maraina ny andro, manoma ny matériel andeha hanaovana tournage.
Tsy moramora ny mitady vola fa courage namako jiaby

29/12/2023

RTY - ameza tso-drano🥺❤️
À bientôt
Trop lesy hiran lah zn💘
Merci bcp namangy frère 🙏🏾
DeLia Rwikordzon the beat

Félicitations WawaSalegy . 👏👏
29/12/2023

Félicitations WawaSalegy . 👏👏

Address

Boeny

Telephone

+261341244358

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Harena Production posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share