Eliot Fidelice

Eliot Fidelice NEWS

20/05/2023
25/04/2023
25/04/2023
16/04/2023
16/04/2023
05/03/2023
24/06/2022
05/06/2022

À toi la Maman courageuse et aimante qui a parcouru un long chemin d’année en année.

À toi la femme optimiste; garde toujours confiance quelles que soient les épreuves que tu traverses.
Avance avec foi et sans crainte .

Joyeux anniversaire et bonne fête Mimi.

05/06/2022

Miarahaba antsika mpiray Tanindrazana rehetra amin’izao andron’ny Pentekôty izao.
Ny Fanahy Masina anie hanazava ny fiainantsika sy hitarika ny lalantsika tsirairay avy ka hitondra hazavana ho an’ny isan-tokantrano!

23/05/2022
22/05/2022
13/05/2022
13/05/2022

NIRINA RAKOTOVAO , mpanoratra avy ao amin'ny faritra Matsiatra Ambony no ampahafantarin'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina amin'ity volana Mey ity :
Ireto ireo hetsika anamarihana izany :
-Fampahafantarana ny mombamomba azy eto amin'ny pejy,
- Fampirantiana ireo asa sorany ao amin'ny Tranombokim-pirenena Anosy,
- Fihaonana sy velakevitra ny Alarobia 25 Mey ao amin'ny Efitrano Dox,
- Fampahafantarana amin'ny TVM.
Koa manasa anao àry hamantatra bebe kokoa ny Mpanoratra: NIRINA RAKOTOVAO.

13/05/2022

RNM : TSY HO TOMPON-TRANO MIHONO

Harahintsika ao amin'ny RNM 99.2 FM sy TVM ary ireo onjam-peo maro manerana ny Nosy anio Zoma amin'ny 01 ora sy sasany ka hatramin'ny 02 ora sy sasany tolakandro.

Fandaharana mahazatra isaky ny Zoma "Tsy ho tompon-trano mihono" iarahana amin'ny Mpitondra Tenin'ny Governemanta, ny Minisitra Lalatiana Rakotondrazafy hitondrana amintsika fanazavana momba ny fandaharan'asam-panjakana.

"Manana zo hahafantatra ianao olompirenena"

09/05/2022
08/05/2022
06/05/2022
04/05/2022
29/04/2022
29/04/2022
29/04/2022

FANDAHARANA "TSY HO TOMPON-TRANO MIHONO"

Noho ny fanokanana ny Tranoben'ny Serasera sy ny Kolontsainan'Antsirabe dia nalaina sary sy feo avy any Antsirabe ny fandaharana "Tsy ho tompon-trano mihono" hiarahana amin'ny Mpitondra tenin'ny Governemanta ny Minisitra Lalatiana Rakotondrazafy ANDRIATONGARIVO.

Noho ny olana ara-teknika amin'ny fampitana dia tsy afaka nanaraka ny fandaharana androany isika ka dia alefa rahampitso Sabotsy 30 Avrily 2022 amin'ny 8 ora alina ao amin'ny TVM sy RNM ny fandaharana.

29/04/2022

Vaovao lehibe ho an’ny faritra Atsimon’ny Nosy ireo tetikasa hatomboky ny Fitondram-panjakana any an-toerana ary tafiditra tanteraka ao anatin’ny fanamby izay napetraky ny Filoham-pirenena.
Tafiditra ao anatin'izany ny fanamboarana ireo lalana izay antoky ny fampandrosoana satria lalan-drà mampifandray ny faritra rehetra.

Anisan'izany ny lalana Ambovombe mandalo ao Tsihombe - Beloha - Ampanihy - Ejeda- Betioky – Andranovory izay hanampy amin’ny fitaterana vokatra hiveloman’ny mponina ary ho fitaovana mahomby amin’ny ady ataontsika amin’ny tsy fanjarian-tsakafo.

Famatsiam-bola avy amin’ny Banky Iraisampirenena ny hanamboarana ny lalam-pirenena fahafolo, ary maneho ny maha-mafy o***a ny fifampitokisana eo amin’i Madagasikara sy ny mpiara-miombon'antoka iraisam-pirenena

28/02/2022

Address

Rn10
Beloha

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Eliot Fidelice posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category


Other Beloha media companies

Show All