03/04/2021
Hiasaorana ny Tompo fa Tontosa soa aman-tsara ny lanonam-panokafana ny faha 55 taona niorenan'ny sekoly omaly. Hisaorana ihany koa ireo izay tonga namaly ny antso tamin'ny fanasana sy ireo manam-pahefana tonga nanome voninahitra ny fety.
Indro ary misy santionany kely tamin'ny hetsika izay nataon'ireo mpanabe sy mpandraharaha teto amin'ny CEG Abdon ANDRIAMIRADO Arivonimamo