05/08/2024
βπ RAHA MAHARE FOFONA GAZ miparitaka manerana ny trano ianao πβΌ dia araho ireto toromarika ireto mba hisorohana ny loza.
βπ aza arehitra ny jiro πβΌ
β
fa sokafy am-pahatoniana ny varavarana sy ny varavarankely mba hisorohana ny pitik'afo
β
hidio moramora ny gazy (tavoahangy gazy)
βπ ary aza arehitra ny jiro raha tsy efa lasa tanteraka ny fofon'ny entona. πβΌ
βπ Aza sokafana ihany koa ny vata fampangatsiahana raha mbola mamofona gazy, fa miteraka fipoahana izany. πβΌ
βπ Aza mikoropaka fa mety hiteraka pitik'afo, πβΌ
ββΌοΈNy tena zava-dehibe dia aza mamelona na inona na inona mandrapaha afaka ny fofona.
β
β
β
Sokafy mora fotsiny ny varavarana sy ny varavarankely hialan' ny fofona. β
β
β
βπAza mitahiry izany vaovao izany ho anao,πβΌβΌ
β
β
β
Alefaso araka izay azonao atao, mety hanampy olona hialana amin'ny loza izany β
β
β
(Nindramina)