Afafi-fet Diosezy Antsiranana-Pejy Ofisialy

Afafi-fet  Diosezy Antsiranana-Pejy Ofisialy Pejy Ofisialy AFAFI-FET Diosezy Antsiranana
(1)

ⓕⓔⓣ
Fivondronan'ny Eokaristikan'ny tanora, izay ahitana ny sokajin'olona rehetra, dia ny ankizy ka hatramin'ny olon-dehibe, fikambanana izay hita ao amin'ny Eglizy katolika irery ihany. Ny tanjona dia ny hamolavola ny olona rehetra:
� ho olom-banona eo anivon'ny firenena,
� ho olom-masina eo anivon'ny Eglizy ary
� ho fitaratra eo anivon'ny fiarahamonina.

Niany fotoanantsika ee, alô atsika hanohana ireo FET-Universitaire handeha hamonjy ny Kongresy Eokaristika. Victoria Edm...
07/04/2024

Niany fotoanantsika ee, alô atsika hanohana ireo FET-Universitaire handeha hamonjy ny Kongresy Eokaristika. Victoria Edmine Gerard Guinive Raphael Stanlor Mahareta Estelle Fæbianåh Alfrèd Alfrèdo

29/03/2024

ALAKAMISY MASINA- Aumônerie Catholique Universitaire d'Antsiranana - ACUA

27/03/2024

[FAMPIANARANA MOMBA NY FIHAVANANA]

Tsy zoviana amintsika, indrindra ny Malagasy, intsony ny "𝔽𝕚𝕙𝕒𝕧𝕒𝕟𝕒𝕟𝕒".
Mivoitra manokana io amin'ny lohahevitry ny Kongresy Eokarisitika Nasionaly 2024 ity. Amin'izao fiomanantsika izao, dia manolotra fampianarana ho antsika isam-bolana ny Eveka Raiamandrenintsika, 𝐌𝐆𝐑 𝐁𝐞𝐧𝐣𝐚𝐦𝐢𝐧 𝐌𝐚𝐫𝐜 𝐑𝐀𝐌𝐀𝐑𝐎𝐒𝐎𝐍, 𝐀𝐫𝐬𝐞𝐯𝐞𝐤𝐚𝐧'𝐀𝐧𝐭𝐬𝐢𝐫𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚, arahinao ao amin'ny Radio BON BOSCO isaky ny Alakamisy voalohany amin'ny volana (aorian'ny Oran'ny Golgotà), ary hitanao ihany amin'ny Taom-bavaka mivoaka isam-bolana.

Ireto ary misy fanontaniana vitsivitsy entina mandalina sy mifampizara:
1) 𝘐𝘯𝘰𝘯𝘢 𝘢𝘷𝘺 𝘪𝘳𝘦𝘰 𝘦𝘯𝘥𝘳𝘪𝘬𝘺 𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘩𝘰𝘵𝘢𝘯𝘢 𝘮𝘢𝘯𝘪𝘮𝘣𝘢 𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘩𝘢𝘷𝘢𝘯𝘢𝘯𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘮𝘢𝘩𝘢 𝘮𝘱𝘪𝘳𝘢𝘺 𝘵𝘢𝘮𝘱𝘰 𝘢𝘯𝘵𝘴𝘪𝘬𝘢?
2) 𝘐𝘯𝘰𝘯𝘢 𝘢𝘷𝘺 𝘪𝘳𝘦𝘰 𝘦𝘯𝘥𝘳𝘪𝘬𝘺 𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘩𝘢𝘴𝘪𝘮𝘣𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘧𝘪𝘢𝘳𝘢𝘩𝘢-𝘮𝘰𝘯𝘪𝘯𝘢 𝘢𝘳𝘢𝘬𝘢 𝘯𝘺 𝘩𝘪𝘵𝘢𝘯𝘢𝘰 𝘴𝘺 𝘵𝘴𝘢𝘱𝘢𝘯𝘢𝘰?
3) 𝘐𝘯𝘰𝘯𝘢 𝘢𝘷𝘺 𝘯𝘰 𝘵𝘢𝘥𝘪𝘥𝘪𝘯𝘢𝘰 𝘵𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘮𝘱𝘪𝘢𝘯𝘢𝘳𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘗𝘢𝘱𝘢 𝘍𝘳𝘢𝘯𝘴𝘰à 𝘵𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘧𝘢𝘯𝘥𝘢𝘭𝘰𝘷𝘢𝘯𝘺 𝘵𝘦𝘵𝘰 𝘢𝘮𝘪𝘯𝘵𝘴𝘪𝘬𝘢 𝘴𝘺 𝘢𝘮𝘱𝘪𝘢𝘯𝘢𝘳𝘪𝘯𝘺 𝘢𝘰 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘛𝘢𝘳𝘢𝘵𝘢𝘴𝘺 𝘈𝘯𝘴𝘪𝘬𝘭𝘪𝘬𝘢 « 𝘔𝘱𝘪𝘳𝘢𝘺 𝘵𝘢𝘮𝘱𝘰 𝘢𝘷𝘰𝘬𝘰𝘢 𝘪𝘴𝘪𝘬𝘢 » 𝘮𝘪𝘧𝘢𝘯𝘥𝘳𝘢𝘺 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘪𝘰 𝘧𝘢𝘮𝘱𝘪𝘢𝘯𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘪𝘰?
4) 𝘋𝘪𝘯𝘪𝘩𝘰 𝘴𝘺 𝘢𝘮𝘱𝘪𝘧𝘢𝘯𝘥𝘳𝘢𝘪𝘴𝘰 𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 « 𝘓𝘢𝘭𝘢𝘯’𝘯𝘺 𝘍𝘰 », 𝘥𝘪𝘯𝘨𝘢𝘯𝘢 𝘧𝘢𝘩𝘢𝘳𝘰𝘢 𝘴𝘺 𝘧𝘢𝘩𝘢𝘵𝘦𝘭𝘰, 𝘪𝘰 𝘧𝘢𝘮𝘱𝘪𝘢𝘯𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢 𝘪𝘰

Alefaso eo amin'ny 👇"commentaire"👇 ny fifampizarana (valiny)!

Ⓣⓢⓐⓣⓘⓛⓐⓚⓡⓘ🅜🅘🅓🅐🅜🅘🅚🅡🅘Anjaran'ireo zandrintsika ao amin'ny sampana  𝗭𝗞 𝘀𝘆 𝗜𝗞 indray no ankalaza ny andro iray ho fiomanana ...
23/02/2024

Ⓣⓢⓐⓣⓘⓛⓐⓚⓡⓘ
🅜🅘🅓🅐🅜🅘🅚🅡🅘

Anjaran'ireo zandrintsika ao amin'ny sampana 𝗭𝗞 𝘀𝘆 𝗜𝗞 indray no ankalaza ny andro iray ho fiomanana amin'ny Kongresy Eokaristika.

Aza adino ary tadidio :
🗓️Daty: alahady 3 Mars 2023
🕜Ora: 8ora maraina- 4ora30 hariva
🏠Toerana: Grande salle de fête St Paul VI

Programme:
👉Eokaristia masina
👉Atelier recyclage des déchets
👉Tatitra JNE
👉Fifaninanana fanontaniana
👉Hetsika koltoraly
👉Pika sary sy kilalao

📌Aza adino mitondra sakafo sahaza anao sy ny namanao.

🅽🅱: Afaka manatrika ny hetsika koltoraly isika Raiamandreny ny tolakandro manomboka @ 2 ora.

𝑲𝒐𝒏𝒈𝒓𝒆𝒔𝒚 𝑬𝒐𝒌𝒂𝒓𝒊𝒔𝒕𝒊𝒌𝒂 ---𝒁𝒂 𝒎𝒃𝒐 𝒂𝒏𝒅𝒆𝒉𝒂 !!!!!

[T-SHIRT KONGRESY EOKARISTIKA NASIONALY]Efa anatiny manonta ny anjarantsika aty amin'ny Diosezy ny ekipa amin'ny Foibe N...
07/02/2024

[T-SHIRT KONGRESY EOKARISTIKA NASIONALY]

Efa anatiny manonta ny anjarantsika aty amin'ny Diosezy ny ekipa amin'ny Foibe Nasionaly. Ho avy tsy ho ela ny anjarantsika fa miomana ary ataovy sahady ny safidy.

Midy loko azo isafidianana:
✅Vrai coton: 🟡🔵🟢🔴⚪️
✅Polycoton: ⚪️

Habe: 6ans, 8ans, 10ans,12ans, S, M, L, XL, XXL

Araho tsy tapaka ary ny pejintsika azahoanao ny vaovao.

13/01/2024

J-1

07/01/2024

[LOGO KEN]

👉👉Averina hatrany ireo tsara ho fantatra mahakasika ny fampiasana ny logo KEN:
- ampiasaina amin'ny fanentanana ny KEN irery ihany ny logo
- tsy azo ovaina, ampiana, na anesorana ny singa aminy
- tsy azo alaina tàhaka ny karazana fitaovana (ofisialy) misy ny logo
- maka alalana amin'ny mpikarakara (Foibe Nasionaly AFAFI-FET) raha misy te hampiasa ny logo amin'ny famokarana "articles" amidy.


Eoooo📣📣📣📣📣Amkn'ny 𝐚𝐥𝐚𝐡𝐚𝐝𝐲 7 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲 2024 𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐦𝐢𝐟𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐫𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐄𝐊𝐀 𝐞.
05/01/2024

Eoooo📣📣📣📣📣

Amkn'ny 𝐚𝐥𝐚𝐡𝐚𝐝𝐲 7 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲 2024 𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐦𝐢𝐟𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐫𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐄𝐊𝐀 𝐞.

𝐄𝐊𝐀…… .𝐦𝐢𝐚𝐫𝐚𝐝𝐢𝐚
𝐄𝐊𝐀…....𝐦𝐢𝐟𝐚𝐧𝐤𝐚𝐭𝐢𝐚
𝐄𝐊𝐀…… .𝐞𝐧𝐭𝐚𝐧𝐢𝐧'𝐢 𝐓𝐨𝐦𝐩𝐨

Anjaranareo ao amin'ny Sampana EKA
indray izao no anatanteraka ny andro iray
ho an'ny sampana misy anareo
amin'ny fiomanana Kongresy Eokaristika 2024.

Tadidio ary ny fotoanatsika:
📆𝒂𝒍𝒂𝒉𝒂𝒅𝒚 14 𝒋𝒂𝒏𝒐𝒂𝒓𝒚 2024
🏠Maison Generaliste Soeur CIM Scama Diego
🕜7ora maraina ka hatramin'ny 5ora hariva

Ireto ny hetsika ho hitantsika amin'izany:
👉Konferansa momba ny 🎯𝐒𝐚𝐟𝐢𝐝𝐲 𝐬𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐢𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 💕
👉Fijoroana vavolombelona 🙋
👉Eokaristia Masina🙏
👉Hetsika koltoraly Laodato Si🌿
👉Fifaninanana fanontaniana momba ny Eokaristia
👉korana, pika sary, fiaraha-misakafo

🅝🅑:
📌Manao tenu correct amin'ny maraina fa ny hariva kosa dia fitafy meneho gasigasy sy tontolo iainana.
📌Mitondra sakafo sahaza anao sy ny namanao.
📌dihy na hetsika koltoraly maneho ny fiarovana tontolo iainana no aseho isaky ny Eglizy Iraka
📌miomana tsara amin'ny fifaninana fanontaniana fa misy loka omena izay mandresy

📣📣Misorata anarana amin'ny mpandrindra ary ianao alohan'ny alahady 7 janoary 2024 miaraka vola 1000ar.

Tandremo ary sao tara d🎷🎷🎷
𝑲𝒐𝒏𝒈𝒓𝒆𝒔𝒚 𝑬𝒐𝒌𝒂𝒓𝒊𝒔𝒕𝒊𝒌𝒂…… 𝒁𝑨 𝑴𝑩Ô 𝑨𝑵𝑫𝑬𝑯𝑨 !!!!!!!!!

𝐕𝐀𝐕𝐀𝐊𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐋𝐎𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎Araka ny Sori-dalana n'ity taom-pikatrohana 2023-2024 ity dia entanina isika AFAFI-FET rehetra...
04/01/2024

𝐕𝐀𝐕𝐀𝐊𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐋𝐎𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎

Araka ny Sori-dalana n'ity taom-pikatrohana 2023-2024 ity dia entanina isika AFAFI-FET rehetra mba hanohy ny fampielezana sy fizarana tsy tapaka ireo fitaovana ampiasain'ny TPPM, ka anisan'izany ity VAVAKA FANOLORANA NY ANDRO ity.

Entanina arak'izany isika mpikambana tsirairay hiezaka hampahafantatra sy hampiely azy ity amin'ny kristianina rehetra: tsy hoe mampiely fotsiny fa manazava amin'ny kristianina rehetra ny fomba fampiasana azy ity, sy ny zava-kendren'ny TPPM

Ary hamafisin'ny sori-dalana fa: "TSY MAINTSY MANANA VAVAKA FANOLORANA NY ANDRO ISIKA AFAFI-FET TSIRAIRAY. Toy ny kara-panondro tsika izy io, ka tsy tokony hisaraka amintsika na aiza na aiza misy antsika."

Mazotoa ary manao ny Vavaka fanolorana ny andro isa-maraina vao mifoha🙏

Nalaina t@ rindrin'ny Fet Paroasy Mahabibo

Afafi oooo! !!!Efa samy nahazo vavaka ve isika. Tsiahivina fa isaky ny aorian'ny vavaka ny kominio no anaovantsika izy m...
04/01/2024

Afafi oooo! !!!

Efa samy nahazo vavaka ve isika.

Tsiahivina fa isaky ny aorian'ny vavaka ny kominio no anaovantsika izy miaraka ao anatin'ny Eokaristia.

Fa isika Afafi-FET dia manao izany isaky ny manao fanolorana ny andro amin'ny maraina any an-tokatrano.

Mazotoa mivavaka e.

Ze mbola tsy nahazo manorata aty amin'ny Diosezy.

𝐄𝐊𝐀…… .𝐦𝐢𝐚𝐫𝐚𝐝𝐢𝐚𝐄𝐊𝐀…....𝐦𝐢𝐟𝐚𝐧𝐤𝐚𝐭𝐢𝐚𝐄𝐊𝐀…… .𝐞𝐧𝐭𝐚𝐧𝐢𝐧'𝐢 𝐓𝐨𝐦𝐩𝐨 Anjaranareo ao amin'ny Sampana EKA indray izao no anatanteraka n...
12/12/2023

𝐄𝐊𝐀…… .𝐦𝐢𝐚𝐫𝐚𝐝𝐢𝐚
𝐄𝐊𝐀…....𝐦𝐢𝐟𝐚𝐧𝐤𝐚𝐭𝐢𝐚
𝐄𝐊𝐀…… .𝐞𝐧𝐭𝐚𝐧𝐢𝐧'𝐢 𝐓𝐨𝐦𝐩𝐨

Anjaranareo ao amin'ny Sampana EKA
indray izao no anatanteraka ny andro iray
ho an'ny sampana misy anareo
amin'ny fiomanana Kongresy Eokaristika 2024.

Tadidio ary ny fotoanatsika:
📆𝒂𝒍𝒂𝒉𝒂𝒅𝒚 14 𝒋𝒂𝒏𝒐𝒂𝒓𝒚 2024
🏠Maison Generaliste Soeur CIM Scama Diego
🕜7ora maraina ka hatramin'ny 5ora hariva

Ireto ny hetsika ho hitantsika amin'izany:
👉Konferansa momba ny 🎯𝐒𝐚𝐟𝐢𝐝𝐲 𝐬𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐢𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 💕
👉Fijoroana vavolombelona 🙋
👉Eokaristia Masina🙏
👉Hetsika koltoraly Laodato Si🌿
👉Fifaninanana fanontaniana momba ny Eokaristia
👉korana, pika sary, fiaraha-misakafo

🅝🅑:
📌Manao tenu correct amin'ny maraina fa ny hariva kosa dia fitafy meneho gasigasy sy tontolo iainana.
📌Mitondra sakafo sahaza anao sy ny namanao.
📌dihy na hetsika koltoraly maneho ny fiarovana tontolo iainana no aseho isaky ny Eglizy Iraka
📌miomana tsara amin'ny fifaninana fanontaniana fa misy loka omena izay mandresy

📣📣Misorata anarana amin'ny mpandrindra ary ianao alohan'ny alahady 7 janoary 2024 miaraka vola 1000ar.

Tandremo ary sao tara d🎷🎷🎷
𝑲𝒐𝒏𝒈𝒓𝒆𝒔𝒚 𝑬𝒐𝒌𝒂𝒓𝒊𝒔𝒕𝒊𝒌𝒂…… 𝒁𝑨 𝑴𝑩Ô 𝑨𝑵𝑫𝑬𝑯𝑨 !!!!!!!!!

4 Dec 2022- 4 Dec 2023Feno herin-taona androany ny nijoroan'ny sampana AFAFI tamin'ny fomba ofisialy taty amin'ny Diosez...
04/12/2023

4 Dec 2022- 4 Dec 2023

Feno herin-taona androany ny nijoroan'ny sampana AFAFI tamin'ny fomba ofisialy taty amin'ny Diosezin'Antsiranana.

Isaorana izy ao ambony nitantana fa mitombo isa hatrany ireo zoky sy Raiamandreny mikatroka ato amin'ny fikambanana mba hanitatra ny fanjakan'Andriamanitra.

𝐅𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐄𝐧𝐭𝐚𝐧𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐓𝐨𝐦𝐩𝐨 𝐢𝐬𝐚𝐧'𝐀𝐧𝐝𝐫𝐨.

Efa miomana amin'ny andron'ny AFAFI rahampitso.
02/12/2023

Efa miomana amin'ny andron'ny AFAFI rahampitso.

𝐓𝐬𝐚𝐭𝐢𝐥𝐚𝐤𝐫𝐢…… .                𝐌𝐢𝐝𝐚𝐦𝐢𝐤𝐫𝐢… ..Efa tonga ato amin'ny biraon'ny Diosezy ny vavaka fanolorana ny andro sy Cale...
02/12/2023

𝐓𝐬𝐚𝐭𝐢𝐥𝐚𝐤𝐫𝐢…… .
𝐌𝐢𝐝𝐚𝐦𝐢𝐤𝐫𝐢… ..

Efa tonga ato amin'ny biraon'ny Diosezy ny vavaka fanolorana ny andro sy Calendrier FET 2024.📣

Tongava atsika amin'ny Eglizy Iraka mangala anjarantsika. 📣

22/11/2023

👋 TsaTiLaKri ! 👋 Sady mankalaza ny faha-104 taona nijoronan'ny FET isika amin'ity ando ity no hiombona amin'ny Tambajotram-Pivavahan'ny Papa Maneran-tany, hanao ny hasivianandro ho an'ny Fandriampahalemana.

⛳ ANDRO VOALOHANY

𝐀𝐅𝐀𝐅𝐈-𝐅𝐄𝐓 𝐍𝐨𝐭𝐫𝐞 𝐃𝐚𝐦𝐞 𝐝𝐞 𝐥'𝐀𝐬𝐬𝐨𝐦𝐩𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐓𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐚𝐨 mankalaza ny faha 10 taona nijoroany. Ho Fiainana entanin'ny Tompo isanlan...
12/11/2023

𝐀𝐅𝐀𝐅𝐈-𝐅𝐄𝐓 𝐍𝐨𝐭𝐫𝐞 𝐃𝐚𝐦𝐞 𝐝𝐞 𝐥'𝐀𝐬𝐬𝐨𝐦𝐩𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐓𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐚𝐨 mankalaza ny faha 10 taona nijoroany.

Ho Fiainana entanin'ny Tompo isanlandro anie isika rehetra.

Joyeux anniversaire AFAFI-FET Tanambao 🎂

10/11/2023

Address

PoRoute 04 Polyvalent Bien Heureux Lucien Botovasoa Katedraly
Antsiranana
201

Telephone

+261324464299

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Afafi-fet Diosezy Antsiranana-Pejy Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Afafi-fet Diosezy Antsiranana-Pejy Ofisialy:

Videos

Share

Afafi-Fet Diosezin’ny Antsiranana

Nijoro tamin’ny fomba ofisialy ny 03 Jiona 2012 tamin’ny Sorona Masina Lehibe izay notanterahin’ny MGR Michel MALO tao amin’ny Oniversitean’ny Antsiranana ny Afafi-FET Diosezin’ny Antsiranana.