OZ REKORDZ

OZ REKORDZ On représente une plateforme dédiée pour la culture Malagasy.

19/04/2024

[ : THE ALBUM 2024]
…Au pays du moramora, inona no maha ory? ny fahantrana manamora ny fiadanana, mula, sekoly taloha Roger moore, Oza jerome, koboko ny route mankany Zion, na tsisy nanoro, Havako ô, tsy terena ianao handroso, io izay tian-drozy, hanetsika dodosy sa atidoha, dodosan'ny life lafo, dia tsy maintsy mi-etude, sady tsy anaty ankolafy, dia tsy maintsy milofo miaritra, ny tanjona ho tody, mitovy taona ny haintso-haintso sy ny tolona t@ 72, ny fotoana mandeha mila mi-bouge, nivadika antsantsa daholo ry foza, loza, tout ça pour le fluzz, mi-souzy fa tsisy vokany ny tolonan’dry dadabe, tsisy voky, vomaika mikiky taolana ny saramba be, Can i kick it? yes you can, niala mazefatra Ken, no niteraka resa-be, génération mila fonce-dé vao masahy mi-fonce, jereo ireto izy....🎵🎶🤘🏾
⏯️ TOVOLAH - OKOTRA (DAS RECORDS 2024)
Extrait compilation “RPBLK: THE ALBUM” qui sera disponible en exclusivité sur kolotsainamainty.com
ARAHO NY PEJY @ DRAFITRA REHETRA HO AVY

19/04/2024
19/04/2024

19/04/2024

Rise with the Egraygore: Unleash the Metal Within" ✊

D**oMadness Beatz  La presse en parle !!!  25-26 Mai 📅 D**o Madness Beatz
19/04/2024

D**oMadness Beatz La presse en parle !!!

25-26 Mai 📅 D**o Madness Beatz

18/04/2024

Bitsika iray…

13/04/2024

🔥 ON VOUS ANNONCE 🔥

Après GREY le 20 Avril, ce sera au tour de LOAD de vous casser la gu**le le 11 MAI au même endroit , le KUDéTA Urban Club 🤯
SLAID... sera de la partie pour ouvrir les festivités 🤝
PREVENEZ VOTRE AGENDA 🤘

✴️   25-26 Mai 2004 D**o Madness Beatz  ✴️
13/04/2024

✴️ 25-26 Mai 2004 D**o Madness Beatz ✴️

Crise des ménages ou pas, le secteur culturel tente apparemment d’égayer quelque peu le quotidien des Malgaches...

01/04/2024

🇲🇬

27/03/2024

✴️ ✴️

22/03/2024
21/03/2024

Entitsika milamina dia misesy 🔥Next Date after Tamatave , with Pixel Night 😍aiza daholo ny Geeks 🎮 sy ny tontolony🔥 📍

🎉🌟 Rejoignez-nous pour une soirée épique et charitable ! 🌟🎉

Préparez-vous à vivre la soirée geek de l'année, remplie de divertissements et de générosité ! 💫🎶

Au programme :

🎸 : ERICA DuRock va enflammer la scène avec sa voix puissante sur des chansons phares de la pop culture 🎤🎸

🎧 : Dansez toute la nuit aux rythmes entraînants de DJ Natoo , qui vous fera vibrer sur les meilleurs mix! 💃🕺

💃 : Préparez-vous à être éblouis par des performances de danse spectaculaires de nos talentueuses danseuses💥👯‍♀️

🦸‍♂️ : Plongez dans un monde de fantaisie avec des Cosplayeurs et leurs incroyables costumes de chez Leo GGeek! 🌟👾

🍔 : Savourez nos sélection de snacks pour recharger vos batteries entre deux danses et deux sets de DJ! 🍔

🍹 ̀cocktails : Détendez-vous et sirotez des cocktails rafraîchissants préparés par nos mixologues! 🍹🥂

🌟 : Retrouvez les classiques qui ont marqué des générations et revivez l'excitation de vos premiers pas dans le monde du jeu vidéo! 🕹️✨

🎮 : Que vous soyez fan de PlayStation ou de Nintendo, nous avons ce qu'il vous faut ! Profitez de sessions de jeu libre sur les dernières consoles PS5 et Switch ! 🎮🔥

🫣 : Des surprises vous attendent pour pimenter encore plus cette soirée déjà pleine de promesses !

En plus de toute ça, vous soutiendrez une noble cause (l’éducation) ! ❤️ Rejoignez-nous pour soutenir notre association Inviktus Corp et contribuer à la réalisation de nos projets. Chaque participation compte énormément pour nous ! 💪✨

📅 Date : 04 Mai 2024
🕖 Heure : A partir de 20h
📍 Lieu : Espace PK00 Antanimena
💵 Paf : 40.000Ar
👕 Dresscode : Colorful outfits - Geek – Nerdy - Cosplay.
☎️ Info line : +261 34 93 085 50.

Ne manquez pas cette soirée extraordinaire ! Invitez vos amis, votre famille et tous ceux qui veulent faire la différence tout en s’amusant ! 🎉🙌

Sponsor Media : KOLO TVFM Ofisialy
Partenaires: Cool Concept Events Sparkular Event Group Leo GGeek JV News Mega Madagame

✴️   -   ✴️
19/03/2024

✴️ - ✴️

15/03/2024

ERICA est une jeune artiste, au talent prometteur, animée par un attachement particulier pour le rock

12/03/2024

🛑Misy isainana tsara ity hafatr’i ity 📢

11/03/2024

⏭️ ⏮️

11/03/2024

ANDROANY KOA

Androany koa aho manina anao
Toy ilay omaly fa matsoratsora,
Arak'ilay dina izay efa natao
Hoe miaina tsara aho,na tsy moramora.

Androany koa aho,mbola mahatsiaro:
fofon'oditrao raikitra ao an'oroko
Fofon-dranomanitra, sigara mifangaro,
masonao mikipy,miandry ny horokoroko.

Ianao mitantara fiainana sy hehy
Izaho babababo,mihaino sy mijery.
Ianao tsy mitady ny ho tsara tarehy,
Fa dia natoraly,tsara tsy an-tery.

Ianao mampiseho herin-dehilahy,
Tsy herisetra fa toky sady aro.
Ilay halefakao,halemem-panahy,
Sahy ny miseho,eto aho mahatsiaro.

Ilay isika roa nihira sy nandihy,
Tsy nanahy ny ampitso niaina ny anio.
Ninia tsy nahalala hoe nifankatia.
Sy ilay nofaninin'io fitiavana io.

Tia anao ny foko, tsapako androany,
Fa izay fo notiavina no mahare marary.
Tia ahy koa ianao,ary nisy izany,
Tsy anjara fotsiny,tsy hoe nifanary.

Anio aho hitsiky na dia mangingina
Zava-tsoa ireny,ary tsy azo lavina.
"Ny fitia" hoy aho tsy ratsy na hoviana.
Sambatra ny fo manan-ko tiavina!

Misaotra noho ny sombin-dala-nodiavina.

Nekena MAMIRATRA

Misaona ny tontolon'ny zava-kanto sy ny fitendrena zava-maneno fa nodimandry i Mikakely Raoel, mpitendry gitara beso tao...
10/03/2024

Misaona ny tontolon'ny zava-kanto sy ny fitendrena zava-maneno fa nodimandry i Mikakely Raoel, mpitendry gitara beso tao amin'ny tarika 'Zay, Samoela, tarika hafa koa…rehefa avy niady tamin’ny fitsamboana azy nandritra ny iray volana sy tapany.

Izahay eto amin’ny OZ REKORDZ Dia mankahery ary miara-ory amin'ny fianakaviana sy ny mpanakanto akaiky azy , ary ny mpankafy rehetra . 🕊️ Mandria am-piadanana Mikakely

04/03/2024
02/03/2024

❌ Préparez-vous à être ébranlés par le dernier chef-d'œuvre sonore explosif de Egraygore! Le groupe vient de révéler une nouvelle piste accompagnée d'un clip intense qui captivera tous les amateurs métalleux‼️

▶️ Vazo vaovao be an’ny tarika Egraygore
01/03/2024

▶️ Vazo vaovao be an’ny tarika Egraygore

Address

Antsirabe
00110

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OZ REKORDZ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to OZ REKORDZ:

Videos

Share



You may also like