Emile Johnson

Emile Johnson Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Emile Johnson, News & Media Website, Antsirabe, Antsirabe.

05/09/2023
03/08/2023

🍒FAMPIDINANA TOSI-DRÀ AMBONY 🍒

🫐 Maro isika no tratry ny fiakarana tosi-drà, fanina tampoka, mavesatra ny hatoka, ary lasa misy palpitation miaraka @ zay, lasa mangorana ny vatana,, mahatsapa hafahafa zany, ary misy aza lasa efa mahazatra ny fiverimberenan'izany.

🫐 Zavatra ilaina:
🫕 rano atsasan'ny vera (1/2) 🥃
🫕 akondro 1 🍌potserina
🫕 tongolo gasy hasiny 2 rapena
🫕tantely 1 sotro 🍯

🍏Afangaro tsara ireo dia avela milona 10 minitra dia sotroina ary hohanina hatramin'ny faikany.

🍏 Ataovy maraina sy hariva hatrany ny fampiasana azy, izany hoe indroa (2×) isanandro dia ho tsapanao fa hihatsara ny fahasalamanao.
ZARAO ARY HAMONJENAO NY HAFA🙏

03/08/2023

Aza mitrahatra mino

Address

Antsirabe
Antsirabe
110

Telephone

+261348746798

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Emile Johnson posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share



You may also like