Amicall community

Amicall community Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Amicall community, Social Media Agency, Antsirabe.
(77)

Confiez-nous votre communauté pour une communication efficace:
-Création de page
-Animation de la page
-Notoriété de votre marque
-Boost publications et pages
-Création des affiches

❤️ATAOVY MIAVAKA NY PEJINAO ❤️Andao ho amboarintsika ny pejinao ka ho asiana :➡️Logo ➡️Photo de couverture➡️ Paramétrage...
28/02/2024

❤️ATAOVY MIAVAKA NY PEJINAO ❤️
Andao ho amboarintsika ny pejinao ka ho asiana :
➡️Logo
➡️Photo de couverture
➡️ Paramétrage sy configuration
➡️Bonus : boost 1j
Ireo no 50 000ar 😊 afaka ataontsika mitokana ihany koa !
Page tsotra : 5 000ar
☎️034 90 697 90

🚀MANAO NY BOOST REHETRA 🚀(kiraro, famataranandro, poketra, ranomanitra sns)➡️Hoan'ny entreprise dia afaka manome facture...
03/01/2024

🚀MANAO NY BOOST REHETRA 🚀
(kiraro, famataranandro, poketra, ranomanitra sns)

➡️Hoan'ny entreprise dia afaka manome facture misy nif sy stat

☎️034 90 697 90

📣JOURS FÉRIÉS – Un long week-end de quatre jours et trois week-ends de trois jours en perspective pour 2024 sera plus lo...
03/01/2024

📣JOURS FÉRIÉS – Un long week-end de quatre jours et trois week-ends de trois jours en perspective pour 2024 sera plus longue, année bissextile oblige, mais les travailleurs auront droit à un week-end de quatre jours et trois week-ends de trois jours cette année. Le premier de ces longs week-ends aura lieu dès fin mars avec la succession de la commémoration de l’insurrection du 29 mars puis la célébration de Pâques qui a lieu cette année le 31 mars. Après la journée chômée du 29 mars, les travailleurs ne devraient revenir au travail que le mardi 2 avril, le lundi de Pâques étant le 1er avril cette année.

⭕Après ce long week-end, il devrait évidemment y avoir le traditionnel week-end de la Pentecôte les 19 et 20 mai, mais aussi, éventuellement le week-end de l’Eid el Adha qui est prévu cette année avoir lieu le lundi 17 juin. La Toussaint, qui tombe également un vendredi cette année, devrait aussi offrir un autre long week-end de trois jours. Et si le gouvernement continue de décréter chômée et payée pour les femmes la journée internationale des droits de la femme du 8 mars, ces dames auront même droit à un autre long week-end supplémentaire du 8 au 10 mars.

⭕Les autres jours fériés traditionnels sur le calendrier grégorien applicable à Madagascar sont l’Eid el-Fitr prévu le mercredi 10 avril sauf changement, la fête du travail au mercredi 1er mai, l’ascension qui a lieu le jeudi 9 mai, la fête de l’Indépendance du mercredi 26 juin, l’assomption du jeudi 15 août, et Noël qui tombe aussi un mercredi, cette année.

✍️ 2424.mg

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2024 😁😍Mirary soa antsika rehetra izahay ato amin'ny Ekipan'ny Amicall Com...
01/01/2024

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2024 😁😍

Mirary soa antsika rehetra izahay ato amin'ny Ekipan'ny Amicall Community

Samy hijinja izay ho afafiny ka hioty voka - tsoa araky ny asany avy 🙏

Avec tout notre Amour
- Team Amicall community

♻️𝟱 𝗰𝗼𝗻𝘀𝗲𝗶𝗹𝘀 𝗽𝗼𝘂𝗿 𝗮𝘂𝗴𝗺𝗲𝗻𝘁𝗲𝗿 𝗹𝗲 𝗻𝗼𝗺𝗯𝗿𝗲 𝗱𝗲 𝘁𝗲𝘀 𝗮𝗯𝗼𝗻𝗻𝗲́𝘀 𝘀𝘂𝗿 𝗙𝗮𝗰𝗲𝗯𝗼𝗼𝗸. 1. Publiez régulièrement du contenu intéressant et e...
04/12/2023

♻️𝟱 𝗰𝗼𝗻𝘀𝗲𝗶𝗹𝘀 𝗽𝗼𝘂𝗿 𝗮𝘂𝗴𝗺𝗲𝗻𝘁𝗲𝗿 𝗹𝗲 𝗻𝗼𝗺𝗯𝗿𝗲 𝗱𝗲 𝘁𝗲𝘀 𝗮𝗯𝗼𝗻𝗻𝗲́𝘀 𝘀𝘂𝗿 𝗙𝗮𝗰𝗲𝗯𝗼𝗼𝗸.

1. Publiez régulièrement du contenu intéressant et engageant pour attirer l'attention des utilisateurs.

2. Interagissez avec votre public en répondant aux commentaires et aux messages.

3. Partagez votre page Facebook sur d'autres plateformes sociales pour atteindre un public plus large.

4. Utilisez des hashtags pertinents pour augmenter la visibilité de vos publications.

5. Collaborez avec d'autres pages ou influenceurs pour élargir votre portée.

NB: La croissance organique prend du temps, alors soyez patient et continuez à travailler dur !

Si vous voulez faire de la campagne publicitaire pour votre page, notre tarif commence à partir de 6.000 Ariary par jour ( sous conditions )



📣CULTURE - Un droit d'entrée de 1 500 ariary par  visiteur pour accéder au salon du livre flottant Logos Hope qui accost...
16/10/2023

📣CULTURE - Un droit d'entrée de 1 500 ariary par visiteur pour accéder au salon du livre flottant Logos Hope qui accostera Antsiranana et Toamasina dans les jours à venir

Antananarivo, 15 Octobre, 17h43 - Les habitants d'Antsiranana peuvent venir visiter le navire Logos Hope, le salon de livres flottant, à partir du 27 octobre jusqu'au 12 décembre. Pour accéder à ce salon, un droit d'entrée de 1 500 ariary est demandé aux visiteurs âgés de 13 à 64 ans. Les enfants âgés de 12 ans et moins, ainsi que les personnes âgées de 65 ans et plus pourront accéder gratuitement au salon.

⭕Plus de 5 000 livres autour de différentes thématiques sont disponibles à bord du Logos Hope. Outre la lecture et l'achat des livres, différentes activités sont proposées sur le navire. Les visiteurs peuvent y rester toute la journée.

⭕Durant son escale à Antsiranana, le Logos Hope sera ouvert du mardi au samedi de 11h30 à 18h et le dimanche de 13h à 19h. Après Antsiranana, le navire Logos Hope fera également escale à Toamasina du 17 novembre au 12 décembre.

Photo : Logos Hope

Arabaina nahatratra ny sektambra e 🙏😁😅
01/09/2023

Arabaina nahatratra ny sektambra e 🙏😁😅

Conception affiche réalisée par notre équipe 🤩😍Cette formation est disponible sur la page Ketrika Nahandro Veuillez la c...
10/07/2023

Conception affiche réalisée par notre équipe 🤩😍

Cette formation est disponible sur la page Ketrika Nahandro
Veuillez la contacter si vous êtes intéressés

Bonne semaine à tous 😘

Efa nivaly avokoa ny fanadinana manerana ny Nosy Etoana dia miarahaba manokana an'i JETAIME izahay izay afaka fanadinana...
24/06/2023

Efa nivaly avokoa ny fanadinana manerana ny Nosy
Etoana dia miarahaba manokana an'i JETAIME izahay izay afaka fanadinana soa aman - tsara

Miarahaba ny kilonga rehetra izay afaka ihany koa 🥰❤️

Dada olon - tokana 🤗Masoandro amam - bolan'ny fiainako 🥰Ianao indrindra no nampianatra ahy 🥺Hiatrika ny fiainako any aor...
18/06/2023

Dada olon - tokana 🤗
Masoandro amam - bolan'ny fiainako 🥰

Ianao indrindra no nampianatra ahy 🥺
Hiatrika ny fiainako any aoriana 😉

Tsy nitandro hasasarana
Tsy mety valalanina
Satria mitsinjo an- janany 🙏

Dada be fitiavana ❤️
Jiro manazava ny fiainako ☀️

Nitaiza sy nanolokolo eny na dia fotsy volo izany nataony vokatry ny fo ❤️😍

Dada o, tena tiako ianao ❤️❤️❤️

L'inspiration est la base de notre Métier 🥰🤩
09/06/2023

L'inspiration est la base de notre Métier 🥰🤩

31 mai : andro iraisam-pirenena tsy hifohana sigara « Le tabac : une menace pour notre environnement » na « Ny Sigara/Pa...
31/05/2023

31 mai : andro iraisam-pirenena tsy hifohana sigara

« Le tabac : une menace pour notre environnement » na « Ny Sigara/Paraky : LOZA mitatao ho an’ny tontolo iainantsika »

Ireto ary misy tarehimarika vitsivitsy navoakan’ny fianakaviam-be iraisam-pirenena entina indrindra hisarihana ny saintsika mahakasika ny ifandraisan’ny sigara sy ny tonlolo iainantsika :

- Maneran-tany dia velaran-tany mirefy 3,5 Millions hectares no simba isan-taona noho ny fambolena paraky/sigara (Tabac)

- Ny fambolena Paraky/Sigara (tabac) dia mhatonga doro tanety sy fahasimbana ala « déforestation » any ho any amin’ny 200.000 hectares isan-taona
-
Poti-tsigara (mégots) 4,5 billions no tsy levona isan-taona maneran-tany, izay mahatonga faika (déchets) toksika mitentina 1,69 milliard ary manaparitaka faika simika manimba hifafy eny amin’ny rivotra, rano ary ny tany (sol)…

- Hazo ringana amin’ny fanamboarana sigara : 600 000 000

- Taonina CO2 mifafy eny amin’ny rivotra vokatry ny setro-tsigara : 84 000 000

- Litatra-na rano lany amin’ny fanamboarana sigara : 22 000 000 000

Sady mba manao pub ho an'ny client izahay no mampiseho ny asa vita omaly 🤗Ary ianareo ho aiza amin'ny Pentecôte ? 🤩Raha ...
24/05/2023

Sady mba manao pub ho an'ny client izahay no mampiseho ny asa vita omaly 🤗

Ary ianareo ho aiza amin'ny Pentecôte ? 🤩
Raha misy conception tianareo atao tompoko dia afaka ataonay tsara ❤️
Sady mora nge e

034 90 697 90 hatrany ny contact hahazoana anay tompoko

Mirary Alarobia tsara kely ho antsika rehetra ary tompoko

Efa miverina ny zotra Moramanga - Toamasina ankehitriny 😍❤️🤩Andao isika hitaingina daholo e 🙏😍😁😉
09/05/2023

Efa miverina ny zotra Moramanga - Toamasina ankehitriny 😍❤️🤩

Andao isika hitaingina daholo e 🙏😍😁😉

Mankasitraka hatrany anareo izay mahatoky anay 🥰😍👉 Conception affiche👉 Création page professionnelle 👉 Boost page et pub...
27/04/2023

Mankasitraka hatrany anareo izay mahatoky anay 🥰😍

👉 Conception affiche
👉 Création page professionnelle
👉 Boost page et publication
👉 Mamaha boost indisponible
👉 Création logo
👉 Community Management

📞 034 90 697 90

Mahafinaritra foana ny mikarakara ny pagenareo 🥰😘Photo de couverture namboarinay tato amin'ny Amicall community tandroan...
31/03/2023

Mahafinaritra foana ny mikarakara ny pagenareo 🥰😘
Photo de couverture namboarinay tato amin'ny Amicall community tandroany ❤️

Ny anao, oviana no amboarina ?
Conception à partir de 10.000 Ariary

📞 034 16 282 24

21/03/2023

Alatsinainy ...
Matetika kivikivy sy kamokamo foana isika rehefa Alatsinainy toa izao 🥱
Mety hoe reraka ny faran'ny herinandro ve ?
Sa tsy mbola vonona hiatrika ny herinandro ? 🤣
Ndao hoe isika manomboka androany hahay hankafy fiainana amin'izay 🤩
Rehefa hankafizinao io fiainana io dia lasa mahay mankafy anao koa 🥰😉

Ka izay indrindra hoe :
" Appréciez chaque instant "
Team Amicall Community

📞 034 90 697 90

🇲🇬TAOM-BAOVAO MALAGASY🇲🇬Anio 21 sy rahampitso 22 Martsa 2023 no hankalazana ny Taombavao Malagasy 🌾(Sary nindramina)    ...
21/03/2023

🇲🇬TAOM-BAOVAO MALAGASY🇲🇬
Anio 21 sy rahampitso 22 Martsa 2023 no hankalazana ny Taombavao Malagasy 🌾

(Sary nindramina)

Salama daholo o 😌😁Andao indray hoe isika androany mba samy hitantara kely hoe ohatran'ny ahoana ny fandaminanao ny fotoa...
14/03/2023

Salama daholo o 😌😁
Andao indray hoe isika androany mba samy hitantara kely hoe ohatran'ny ahoana ny fandaminanao ny fotoananao ?
Iza na aiza no tena andanianao ny fotoananao ?

Heritaona mahery izao ny fiarahanay miasa niaraka tamin'ny Produits Longrich Mada 😍Mahafinaritra hatrany ny résultats az...
10/03/2023

Heritaona mahery izao ny fiarahanay miasa niaraka tamin'ny Produits Longrich Mada 😍
Mahafinaritra hatrany ny résultats azo, mitombo hatrany ireo clients an'izy ireo 😍😉

Misy hatrany ny idées na avy aty aminay na avy amin' zareo.

Misaotra indrindra 🙏

Community Management no asanay.
Ankino aminay ny pejinao hiandreketanay ny stratégie marketing hampahomby anao hatrany. 🥰

Ny fahafaham - po anao no tena sitrakay.

09:09 isika izao.Hainao ve ny resaka heure miroir ? Ny heure miroir dia ohatran'ny hoe misy zavatra tian'ny univers ho t...
09/03/2023

09:09 isika izao.

Hainao ve ny resaka heure miroir ?
Ny heure miroir dia ohatran'ny hoe misy zavatra tian'ny univers ho tenenina aminao raha mijery ora ianao ka mitovy na mifamadika ny chiffre jerenao.
Ohatra :
10H10 na 21H12

Indro eto amin'ny sary aza ny dikany 😌😉
Mazotoa mijery lera e hihi.

08/03/2023
Ity tenin'i Michelle Obama ity no hiarabana ny vehivavy rehetra nahatratra ny andro androany 😍🥰🤩Tsy hoe rehefa vehivavy ...
08/03/2023

Ity tenin'i Michelle Obama ity no hiarabana ny vehivavy rehetra nahatratra ny andro androany 😍🥰🤩
Tsy hoe rehefa vehivavy dia fanaka malemy, fa misy ireo vehivavy tena matanjaka na ara - tsaina na ara - batana.
Mirary soa anareo ary izahay anio mba ho tena Vehivavy mendrika avokoa ka ho reharehan'ny firenena.

Address

Antsirabe
110

Telephone

+261349069790

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Amicall community posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Amicall community:

Videos

Share


Other Social Media Agencies in Antsirabe

Show All

You may also like