TBC recordz

TBC recordz Musique, rien que de la musique

16/03/2024

Ohatr'izao ny ambiance ato @ TBC recordz hoan'ireo izay tonga hanao mozika😁
ZARAZARAO DIA APARITAO HOITAN'NY HAFA

08/02/2024

Mbola tsy nandiso fanantenana hatrany raha mbola mozika... Arione Joy 🇲🇬

10/03/2023

TBC Recordz🎉

💚💛❤Tsy maintsy mbola hoasintsika @ faran'ny taona fa tinay be nareo❤💛💚
09/12/2022

💚💛❤Tsy maintsy mbola hoasintsika @ faran'ny taona fa tinay be nareo❤💛💚

🔥🔥🔥 ALERTE 🔥🔥🔥"La curiosité en ce qui concerne la vie sous toutes ses formes est, je pense, le secret de tous les grands...
24/11/2022

🔥🔥🔥 ALERTE 🔥🔥🔥
"La curiosité en ce qui concerne la vie sous toutes ses formes est, je pense, le secret de tous les grands créatifs."
🕝🕞VENEZ-NOMBREUX🕓🕟

Hey la famille...🤘
Manome fotoana hiaonana aminareo indray @ 4️⃣ Desambra hoavy izao @ 3️⃣ora tolakandro...🕒
Tongava maro fa hizara mozika tontolo maro samy hafa ireo Mpanakanto namana hiaraka @'io🎼🎤😎

🔥🔥🔥 ALERTE 🔥🔥🔥💿 Vous voulez sortir un single ? 💿💽 Vous voulez produire un album ? 💽N'hésitez pas à contacter directement...
11/10/2022

🔥🔥🔥 ALERTE 🔥🔥🔥
💿 Vous voulez sortir un single ? 💿
💽 Vous voulez produire un album ? 💽
N'hésitez pas à contacter directement sur :
📞032 63 814 55📞
📞034 42 780 41📞

30/07/2022

Mitohy hatrany ny fizarana ireo sangan'asa izay nanamarika ny herinandro.🥰
Bon week end tsika rehetra.❤️

10/07/2022

Feno Osika ny tanàna, izay milay dia zaraina eto @ pejy hatrany...
Bon Dimanche tsika jiaby

17/05/2022

Hey✌
Aleo iteny any daholo ireo mpanatsatso, atolotry ny tarika RABOUSSA ampitiavana be anaty mozika ny hafatra❤
Tinay dia zarainay🤙

Hey Antsirabe sy ny Manodidina📣Efa miverina misokatra ny studio-antsika ary manao fihainam-bidy mora dia mora tokoa fa d...
06/04/2022

Hey Antsirabe sy ny Manodidina📣
Efa miverina misokatra ny studio-antsika ary manao fihainam-bidy mora dia mora tokoa fa dia 5000ariary isan'ora monja dia afaka mamokatra ny hiranareo izahay ato @ TBC recordz, ny tanjona dia amoha ny talentanao satria raha tsara fanomanana ianao dia adin'iray monja dia vita ny fandraisam-peonao ka 5000ar ihany no alohanao.❤
Toerana : Atsinan'Tribunal, akaiky ny Sekoly "Les Poussins"⚠🚩

Mikatona kely ny studio aloha @'izao fa hisy fihovana kely na ny sangan'asa na ny toerana dia hisy fanatsarana hoantsika...
15/03/2022

Mikatona kely ny studio aloha @'izao fa hisy fihovana kely na ny sangan'asa na ny toerana dia hisy fanatsarana hoantsika mpanjifa...

Hey✌Boostez votre business 💱Efficace ✔ fiable ✔ garantie ✔Augmenter vos audiences en boostant votre annonce, événement, ...
01/03/2022

Hey✌
Boostez votre business 💱
Efficace ✔ fiable ✔ garantie ✔
Augmenter vos audiences en boostant votre annonce, événement, clip, vidéo, et même votre page ...✳
Nos tarifs :
⭕ 6 500 Ariary par jour
⭕ 30 000 Ariary pour 5jours
⭕ 55 000 Ariary pour 10jours
⭕ 100 000 Ariary pour 20jours
Info ligne :📲
✳ 032 63 814 55
✳ 034 42 780 41

11/02/2022

Yo...✌
Fizarana hoentitsika anio "Ampianaro aho - Mr Sayda"❤
Atolotra ampitiavana be, bon week-end tsika rehetra❤🎧bonne écoute

04/02/2022

Hey✌
Vokatra zaraina anio Sam'm Florent Andriam & Mr AHF - Voafafa...❤
EDM tsy mety lany manja🎧
Bon week-end à tous et bonne écoute🎵

22/01/2022

Arakan'ny efa nolazaina teto @ pejy ihany moa dia eto ihany koa no izaranay ireo vokatra izay nandona ny fonay ato @ Facebook, koa indro misy vokatra avy any @ Roisin Offisialy... Tohano hatrany ny vokatra vita malagasy🤙
Mirary faran'ny herinandro hoantsika rehetra❤

01/01/2022

Yo✌
Faly miarahaba anareo tratry ny taona 2022 ny ato @ TBC recordz 💕
Indro ny fizarana voalohany voatsapaka fa hoavy ny vokatra be dia be hoanareo rehetra mpanaraka ny pejy🤙

Salama tompoko o!Hetsika hiarahana @ TBC recordz voalohany eto Antsirabe ny fotoanantsika ny 28 Nov 2021 @ 3ora tolak'an...
19/11/2021

Salama tompoko o!
Hetsika hiarahana @ TBC recordz voalohany eto Antsirabe ny fotoanantsika ny 28 Nov 2021 @ 3ora tolak'andro ao @ Alliance Française.
Hetsika hoentina hanosehana an'ireo Artista mpikambana ao @ FAV(Fikambanan'ny Artista eto Vakinankaratra) izay mivohy ny karazan-kira Urbaine.

09/11/2021

Rester branché...

Miarahaba antsika rehetra✋Isaorana ianareo izay efa tafiditra ato anatin'ny pejy🤙Entano ireo namana hanjifa ihany koa📲Ma...
08/11/2021

Miarahaba antsika rehetra✋
Isaorana ianareo izay efa tafiditra ato anatin'ny pejy🤙
Entano ireo namana hanjifa ihany koa📲
Marihina fa natao ito pejy ito ifampizaran-tsika ireo hira vita malagasy na io vokatra avy ato @ TBC recordz na io hira izay nangatahinao anaty afatra miafina🎵
Misaotra antsika rehetra

Address

Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261326381455

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TBC recordz posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to TBC recordz:

Videos

Share


Other Music production in Antsirabe

Show All