Zao ary

Zao ary Natao mba hizarana ireo zavatra mety mahafinaritra sy mahaliana ary tokony ho fantatra eto amin'ity

Eny ambony rano eny🚣
19/10/2022

Eny ambony rano eny🚣

Sary tao  an 'Ansdasibe❤️Septembre 2022
18/10/2022

Sary tao an 'Ansdasibe❤️
Septembre 2022

Sakafo eny andalana eny🙂
17/10/2022

Sakafo eny andalana eny🙂

❤️
17/10/2022

❤️

25/08/2022

Pangalane

07/08/2022
😍 saka be saka be
25/01/2022

😍 saka be saka be

Kefir already weighs more than the average adult cat

😢
20/01/2022

😢

Tamin'ny 2janoary teo ity ramatoa ity no nankalaza ny faha-119 taonany.🥳🍾Kane tanaka no anarany, teratany japone izay vo...
09/01/2022

Tamin'ny 2janoary teo ity ramatoa ity no nankalaza ny faha-119 taonany.🥳🍾
Kane tanaka no anarany, teratany japone izay voalaza fa olona be taona indrindra 👵amin'izao, araka ny hita aminy sary io dia t@ taona 2019 no efa nanamarihan'i guinness des records izany.
Tanjona efa naoetrany sahady raha ny nambarany fianakaviany ny ankalaza ny faha- 120 taonany amin'ny erintaona🙂
Raha ny fantatra dia mipetraka amin'ireny trano fitaizana be antitra ireny izy amin'izao( ao aminy tanàna antsoina hoe fukuoka)
📍fantaro fa ny japone no mitana ilay antsoina hoe " esperence de vie" ambony indrindra eto antany

Za rery ve no mahita hoe milay kely ny pozin'ty biby ty ?😄Axolotl [Abystoma mexicanum] no anarana fiantso azy,any Mexiqu...
16/10/2021

Za rery ve no mahita hoe milay kely ny pozin'ty biby ty ?😄
Axolotl [Abystoma mexicanum] no anarana fiantso azy,any Mexique any no tena fiavian'izy ity fa amin'izao toa efa betsaka ireo miompy azy any atrano atao anatin'ireny aquarium ireny. Biby nocturne ny axolotl ,zany hoe rehefa mbola mazava ny andro dia milentika miafina anaty lavaka any izy,ary rehefa alina vao mivoaka (mitady sakafo dia mirozirozy😂)
Raha ny vatany dia 13 -30cm eo ny halavany,ary rano somary mangatsiaka no tena tiany.Raha ny lokony indray dia misy karazany maromaro toy ny mainty,volondavenona,fotsy.
Anisany zavatra tena mahaliana ireo mpikaroka aminy,dia ny fahafahany manova ireo taova simba eo aminy,ohatra hoe ny masony na ampahany amin'ny atidohany any hono.

Mahafinaritra foana ny mahita biby milokoloko marevaka ohatr'ity.🤗Canard mandarin 🦆na aix galericulataTahaka ny ankamaro...
27/09/2021

Mahafinaritra foana ny mahita biby milokoloko marevaka ohatr'ity.🤗
Canard mandarin 🦆na aix galericulata
Tahaka ny ankamaroany biby dia ny lahy io hitantsika marevaka be io. Indrindra rehefa tonga ny fotoana fanarahany.
Avy any asia any no tena fiaviny fa kosa efa nampidirina tany angletera sy any amerika any.
Toy ny voromailala,tokampo ny canard mandarin ka tsy misaraka raha tsy hoe maty ny iray amin'izy roa. Any sina sy korea aza moa dia voalaza entina hanehoana ny fifamantorana eo aminy mpifankatia👫 ity vorona ity ka dia misy fotoana atao fanomezana ho an ireo mpivady vao.

Zany ny alika be sofina zay mitady😂Lou no anaran'lay zalahy ty.Any oregon any Etazonia any no misy azy. Mampiavaka kely ...
18/09/2021

Zany ny alika be sofina zay mitady😂
Lou no anaran'lay zalahy ty.Any oregon any Etazonia any no misy azy. Mampiavaka kely azy ny fananany sofina ngeza be reto ka nahatafiditra azy ao amin'ny boky Guiness des records.
35cm hono ny halavany sofiny

Phelsuma grandis indray no entiko zaraina aminateo eto androany.Any aminy tapany avaratra ny nosy any no ahitana ity bib...
13/07/2021

Phelsuma grandis indray no entiko zaraina aminateo eto androany.
Any aminy tapany avaratra ny nosy any no ahitana ity biby iray ity,miloko maintso marevaka ary misy pentipentina mena aminy vatany. Anisany lehibe izy raha ny karazana gecko eto amintsika satria misy mahatratra hatraminy 30cm hono ny halavany.
Tamin'ny taona 1990 tany dia nampidirana tany amin'ireo nosy rahavavy (maurice,la reunion)ity karazana biby iray ity,ary ankehitriny dia niparitaka be any antoerana ka ahian'ireo mpikaroka any ahalany tamingana ireo karazany hafa any satria dia tsy afaka mifanina aminy ireo noho izy lehibe sy matanjaka kokoa,mitovy rahateo moa ny sakafo hoaniny any.

Itony bibilava itony angamba no tena atahorako raha samy biby,mahagaga sady mampiomehy anefa fa mahafinaritra ahy foana ...
06/07/2021

Itony bibilava itony angamba no tena atahorako raha samy biby,mahagaga sady mampiomehy anefa fa mahafinaritra ahy foana mijery azy intony na amin'ny televiziona na boky sns,
Dia nahita ity iray ity za tena nahavariana anah ny paoziny.

Vipere a corne na cerastes cerastes hoy ny siantifika, any amin'ireny tany efitra (desert) any avaratr'i afrika sy "moyen oriant " any no ahitana azy ity. Zavatra mora hamantarana azy dia ireto tandroka kelin'ireto.
Tsy dia lava izy satria dia 50-60cm eo ny halavany raha 8kg na mahery kely eo ny lanjany.
"Petit diables " na devoly kely hono zany no anarapetaka nomen-dry zalahy any amin'izay misy azy any azy,dia hoy nareo ko izy no te hisy tandroka eo😂 dia hoy aho hoe aaa,tsy le tandroka hono no nanomezana azy io anarana io fa noho izy mivoaka alina🤔
Rehefa mafana be iny ny andro dia milentika anaty fasika any izy ary zara raha misy kely miseho ny lohany ,indrindra rehefa mihaza izy. Ary aza mba sendra manitsaka azy fa dia tena maharary hono ny voakaikiny ary dia tena mahafaty mihintsy aza.
Zay aloha fa aminy manaraka ndray😉

GEANT DES FLANDRES🐰🐰Irony Karazana bitro vaventy be irony ny geant de flandres, mety mahatratra hatramin'ny 8kg any lanj...
06/07/2021

GEANT DES FLANDRES🐰🐰
Irony Karazana bitro vaventy be irony ny geant de flandres, mety mahatratra hatramin'ny 8kg any lanjany ary misy mihitsy aza mety hihoatra izay. Anisan'izany ilay raikalahy aminy sary ity(le bitro fa tsy le ramatoa an😂)
DARIUS no anaran lezala io,inona no mampiavaka azy aminy hafa hoy nareo?
Valiny dia hoe izy no bitro lehibe indrindra manerantany araka ny voarakitra ao aminy boky GUINESS DES RECORDS. 1m29 no halavany ary milanja 22kg be izao ,12taona lezalahy io tamin'ity taona ity. Mba zavatra nampalahelo fotsiny dia nisy nangalatra tao aminy tompony tany angletera tany izy ny 11 aprily lasa tao,nanao fikarohana ny polisy tany antoerana,nampanantena lelavola 1400dolara i Annette Edwards( ramatoa aminy sary) ho an'izay mahita azy.

Raha ny eto Madagasikara manokana toa efa betsaka ihany koa no miompy ity karazana bitro ity. Firy kilao zao ny anareo ao ho an izay miompy ary inona no sakafo omenareo azy?🙂
Araho hatrany ny pejitsika🙂

Afrika atsimo : mikasa hanome halalana ny polyandrie Ny polyandrie dia entina hilazana ny vehivavy manambady lehilahy ma...
05/07/2021

Afrika atsimo : mikasa hanome halalana ny polyandrie

Ny polyandrie dia entina hilazana ny vehivavy manambady lehilahy maro,izany hoe polygamie feminine angamba izany no azo ilazana azy.
Voalaza fa mba hanajana ny fitovian-jo eo amin'ny lehilahy sy ny vehivavy araka ny lalampanorenana any an toerana no anton'ity tolodalana ity,satria tokoa mantsy dia efa azo ataony lehilahy any ny maka vady mihoatra ny iray( polygamie)
Mbola ady hevitra be nefa io zavatra io any an toerana satria misy ireo manohitra izany,anisan ireo ny olom-piangonana sy ireo lehilahy mandala ny polygamie(😂 ireto aloha mampiomehy ahy)

Ho hitantsika eo moa ny tohin'ity raharaha ity na ho lany na tsia

LE PUITS DE BARHUT Any Yemen 🇾🇪 any no misy ity lavaka be iray ity:30m be izao no velarany ary vinavinaina eo amin'ny 10...
04/07/2021

LE PUITS DE BARHUT
Any Yemen 🇾🇪 any no misy ity lavaka be iray ity:
30m be izao no velarany ary vinavinaina eo amin'ny 100metatra ka hatraminy 250metatra eo ny halaliny. Mijanona vinavina tokoa satria mbola tsy fantatra hatreto ny tena halaliny.teo amin'ny 60 metatra no tongan ireo mpikaroka farany,ary voalaza fa nahatrikaritra zavatra hafahafa izy ireo(tsy fantatra hoe inona atreto le zavatra hafahafa hiatny tao😂) ary koa fofona hafahafa.

Dia mitovy ny eto amintsika ihany rehefa misy toerana mahavariana tahak'izao dia tsy maintsy misy foana ny angano na tantara hinoany olona mahakasika ilay toerana. Eto izao dia lazainy olona fa fonja ho an'ireo fanahy ratsy na "demons👿👹" ity lavaka be ity,ary ny fofona maimbo mivoaka avy any anatiny any dia vao maika nandresy lahatra ireo mponina ny @ izany finoana izany.

Efa antapitrisa taona no nisian'izy ity raha ny nambaran'i Salah Babhair tompon andraikitra mahakasika ny fikarohana geologique any antoerana

28/06/2021

MICA

Raha tanalahy🦎 dia manana karazany maro isika eto Madagasikara,toa mahery ny zato no karazany misy eto raha tsy diso aho...
23/06/2021

Raha tanalahy🦎 dia manana karazany maro isika eto Madagasikara,toa mahery ny zato no karazany misy eto raha tsy diso aho,ary ny ankabetsahany amin'ireo dia tsy hita raha tsy eto amin'ity nosy malalatsika ity.
Ity iray eto ity izao ilay antsoina hoe "Furcifer labordini" (nalaina avy aminy anaran'ingahy Jean laborde hono) ,aminy faritra andrefana iny no ahitana azy.
Anisany mahafinaritra ahy amin'itony biby intony ny endrika hisehoan'io toa tandroka kely sy ilay zary sanga be eo andohany io( tsy haiko raha misy mahay ny fiantso azy ireny amin'ny teny malagasy ianareo 🤔fa dia sanga aloha no hilazako azy🥴),anisany mampiavaka ireo karazana tanalahy misy eto tokoa mantsy ireo zavatra roa ireo amin'ny ankapobeany.
Ilay karazany inona no efa hitanao tamin'izy intony ary taiza?
Fantatrao ve ny anarany sy ny mombamomba azy?
Ndao mba zarao anaty commentaireo ao mba ho fantatry ny hafa e!😉 asio sary kely raha misy
( NB : sary tany amin'ny internet tany ireto )

Ity ndray no Mantella doree ,fantatra amin'ny anarana siantifika hoe:" Mantella aurantica"Afaka hamantarana an'ity karaz...
21/06/2021

Ity ndray no Mantella doree ,fantatra amin'ny anarana siantifika hoe:" Mantella aurantica"
Afaka hamantarana an'ity karazan-tsahona iray ity ny lokony,volomboasary rano ray na misy koa manompy mavo. Fantaro fa any Andasibe 🌴🌳🌱any no ahafahanao mankafy an'ity biby kely iray ity( afaka lazainareo ao amin'ny commentaire ao raha misy toerana hafa ahitana azy hafa) kely satria dia eo amin'ny 3cm eo ny habeany. Mazava ho azy fa toerana mando 💦💦no ankafiziny toa ny ankamaroan'ireo sahona misy eto.
Aza adino mitsidika ny pejy ahafahanao mizara sy manaraka azy😉

Hinoako fa tsy vitsy isika no tia mamaky boky 📖📚mba ho fialamboly na koa ilaina amin'ny fianarana sy ny asa,dia manodidi...
19/06/2021

Hinoako fa tsy vitsy isika no tia mamaky boky 📖📚mba ho fialamboly na koa ilaina amin'ny fianarana sy ny asa,dia manodidina izay tontolo ny boky zay no mba tiako ampahafantarina anareo androany🙃
Fantatrareo ve hoe aiza no misy ny tranomboky lehibe indrindra eran-tany??🧐
Io amin'ny sary io no valiny: "bibliotheque du congres americain" na ny tranombokin'ny kaongresy amerikanina,hita ao Washington DC natsangana ny taona 1800.
Lehibe dia lehibe ny toerana ary mazava ho azy arak'izany fa maro be ny boky misy ao:
=> boky maheriny 35 tapitrisa
Ankoatrany boky dia ahitana:=> cartes sy plans manodidina ny 5,5tapitrisa => photographies na sary manodidina ny 14 tapitrisa
Ary ireo boky misy ao dia tsy amin'ny teny anglisy ihany fa @ fitenimpirenena maro. Efa nirehitra🚒 indroa ity toernan ity raha ny tantara ,voalohany t@ 1814 ka nahasimba ireo boky rehetra tao.ny taona 1851 indray dia boky 35000 tamin ireo 55000 nisy tao no may. Tsy nahasakana anizareo be kintana 🇺🇸ireo loza ireo fa nanarina hatrany izy ary izao tonga aminy toerana misy azy izao.
Ary mety tsy ho gaga intsony ianareo raha ilazako hoe any chine🇨🇳 no tranomboky lehibe indrindra manaraka io,satria efa hiaraha mahalala fa mifanina amin'ny sehatra rehetra ireo firenena ireo.
Zay fa mazoto daholo

Cicadelle de Madagascar na Phromnia roseaBibikely tsy hita raha tsy eto Madagasikara izy ity,efa fatantsika fmanakarena ...
18/06/2021

Cicadelle de Madagascar na Phromnia rosea
Bibikely tsy hita raha tsy eto Madagasikara izy ity,efa fatantsika fmanakarena isika raha resaka biby na zavamaniry,ary anisan'izy ireny ity iray ity.Ny lokony marevaka io dia anisany mahafinaritra aminy. Miasa be aminy io loko io satria anisany fiarovan_tenany manoloana ireo biby mety hihaza azy,rehefa mitangorona tahak'ity mantsy izy dia toa manome endrika voninkazo mamelana🌺🥀 izany ka tsy mahavoafitaka ireo biby mety mikasa hihinana azy.
Ilay fotsy izy dia mbola ilay antsoina hoe larve 🐛,ary lasa mavokely io izy rehefa lehibe na le antsoina hoe imago🦋Mitsetritra ireny "seve" amin'ny hazo ireny no fomba fivelomany.
Ataovy anaty commentaire ao ny fiantso azy @ teny Malagasy raha fantatrao mba ho fifampizarana😉 zay fa mazoto daholo ndray aloha🌿🌿

Ity @ sary ity no atao hoe: Salvador Mundi ( teny latn midika hoe sauveur du monde) Izy ity no tableau voalaza fa lafo i...
14/06/2021

Ity @ sary ity no atao hoe: Salvador Mundi ( teny latn midika hoe sauveur du monde) Izy ity no tableau voalaza fa lafo indrindra hatreto.
Ohatrinona hoy ianao no vidiny??
=> t@ Novembre 2017 no nanaovana "vente aux encheres" azy ity ary 450 000 000 de dollars🤑🤑 no nahazoan i Mohammed Ben Salmane ( prince saoudien🤴🏻) azy ity.
Antony mahalafo be azy ity ny fahafantarana fa i Leonnard de Vinci ( 1452-1519) no nanao azy.Izy zay efa tsy zoviana amin'ireo mpankafy kanto tahak'izao intsony noho ireo asatanany izay efa malaza maneran-tany ohatra amin izy ireny ilay tableau antsoina hoe "la joconde". Vinavinaina t@ taona 1500 no nanaovana azy ity,tableau izay maneho an i kristy.
# resabe nefa tato ho ato ny mahakasika azy ity satria dia misy milaza fa tsy ingahy Vinci mivantana no nanao azy ity fa mety iray tamin'ireo mpianany, ka raha sanatria voamarina izany fa tsy tena izy no nanao azy dia inoana fa hitotongana ny lanjambidiny 😪ka tsy hatafaverina io bola nividianana azy io intsony raha toa ka hamerina hivarotra😅

Tsikitsiky kely mdrSary hita tany ho any
29/04/2021

Tsikitsiky kely mdr
Sary hita tany ho any

Vaovao malaza avy any Angletera anyNodimandry androany ny Printsy Phillipe d Edinburg (vadin ny mpajakavavin i Angletera...
09/04/2021

Vaovao malaza avy any Angletera any

Nodimandry androany ny Printsy Phillipe d Edinburg (vadin ny mpajakavavin i Angletera ankehitriny. Teo @ 99 taonany izy zao nodimandry izao. Raha ny fantatra dia t@ taona 1939 no nihaonany voalohany t@ mpanjakavavy Elizabeth,18 taona ny lehilahy t@ izany raha 13 taona kosa ny mpanjaka vavy.
73 taona nivadiana izy ireo zao nosarahan'ny fahafatesana izao.

Lava lo ty zavatra tity fa vakio ihany  aloha sao dia mba hisy hilaiina azy iny😁😁TEST PSYCHO : QUEL EST VOTRE % DE JALOU...
02/04/2021

Lava lo ty zavatra tity fa vakio ihany aloha sao dia mba hisy hilaiina azy iny😁😁

TEST PSYCHO : QUEL EST VOTRE % DE JALOUSIE ?

Il existe différents types de jalousie et à son tour, au sein de ces types, il existe des niveaux de jalousie. Découvrez dans cet article à quel point vous êtes jaloux.
Nous expliquons la jalousie comme une émotion, ce qui en dit long sur notre personnalité. Selon le niveau de jalousie, nous pouvons savoir :

Le manque de sécurité de l'individu
Son niveau d'estime de soi (faible ou élevé)
À quel point la personne est possessive.

Le problème avec l'émotion de la jalousie est qu'un niveau élevé entraîne divers problèmes dans votre relation. C'est cette pensée obsessionnelle que votre partenaire tombera amoureux de quelqu'un d'autre ou ira coucher avec quelqu'un qui n'est pas vous.

Il est intéressant de noter que malgré la croyance populaire : la jalousie n'est pas un signe d'amour, c'est clairement un signe d'insécurité de ceux qui la ressentent.

C'est pourquoi nous avons fait cet article test (simple) afin que vous puissiez avoir une orientation de votre niveau de jalousie et faire attention si votre niveau de jalousie est élevé dans votre vie. Malgré le fait que la jalousie peut s'étendre à :

l'amitié
la famille
les enfants
les animaux domestiques
les choses matérielles comme : maison, voiture.

Dans ce test, nous ne parlerons que de la jalousie en couple. S'il est probable que la personnalité «jalouse» se propage dans plusieurs des domaines mentionnés, le contexte peut être différent pour d'autres cas que le couple : comme vouloir tout contrôler.

Test de jalousie :

Lisez les questions (si possible à voix haute) et notez : quel score vous attribuez-vous ? Pensez que 1 est totalement en désaccord et le 5 est totalement d'accord :

- Si je vois que mon partenaire a laissé le téléphone à la maison, cela me donne envie de le vérifier.
- J'ai très peur de perdre mon partenaire.
- Si je vois des photos de son ex sur le téléphone de mon partenaire, je penserais qu'il l'aime toujours et se moque de moi.
- Plus de trois fois par semaine, je pense que mon partenaire pourrait m'être infidèle.
- Je ne me sens pas à 100% en sécurité dans la relation, je pense que tout peut se terminer d'un jour à l'autre.
- Quand mon partenaire dit de belles choses à propos d'une personne du même sexe : je ne me sens pas en sécurité.
- Les amis de mon partenaire du sexe opposé m'intimident et me mettent en danger.
- Quand mon partenaire décide de sortir avec son groupe d'amis, sans moi, je passe une mauvaise soirée en pensant à qui il va parler.
- Si un jour mon partenaire va travailler plus soigné que d'habitude, je pense qu'il veut impressionner quelqu'un sexuellement dans son travail.
- Quand une personne regarde mon partenaire avec désir, je me sens moins bien que lui et cela augmente mon insécurité.
- Penser au passé de mon partenaire me rend nerveux.
- Si quelqu'un appelle mon partenaire sur le téléphone portable, je dois savoir qui c'est ou je me sens mal.
- Sur des sujets que je ne connais pas sur mon partenaire, je l'interroge jusqu'à ce qu'il me dise tout.
- Je me compare aux ex-partenaires de mon partenaire et je cherche en quoi je leur ressemble et en quoi non.
- Si mon partenaire me demande du «temps libre» dans la semaine, je pense à des choses négatives sur ce qu'il va faire pendant ce temps libre.

Résultats du test de jalousie :

Sortez votre papier et lisez vos scores, pensez que si plus de la moitié des réponses sont supérieures ou égales au chiffre 3, vous êtes plus proche d'une jalousie payhologique et devez être traité psychologiquement, pourquoi ? Cela peut vous affecter radicalement et profondément, vous et votre partenaire.

La jalousie pathologique, inclut tous ces sentiments confus et forcément injustifiés qui vont transformer la vie de la personne jalouse en un véritable enfer « pavés» de doutes. Le jaloux maladif aura constamment besoin de savoir où se trouve l'autre, ce qu'il fait, avec qui il est, etc

C'est pourquoi il est préférable de demander l'aide d'un professionnel de la santé mentale. Idéalement, si vous avez un guide pour vous aider sur votre chemin : la vie peut être plus facile. Osez vous améliorer dès aujourd'hui ! Vous pouvez devenir meilleur.
Cependant, rappelez-vous que cet article n'est jamais un substitut à la thérapie psychologique.
Les informations publiées sur Neurosciences ne se substituent en aucun cas à la relation entre le patient, son psychologue ou son médecin traitant.

Page

28/03/2021


!!!

SOMARY sarotra ho antsika Malagasy ity fa miangavy za mba misimisy kokoa!!!

Isika tsirairay eo amin'ny fiainana dia manana iraka!!! Anjaran'ny tsirairay no mamantatra sy mitady ny fomba rehetra hanataterahana azy!! Misy antony ianao matoa Malagasy!Tsy misy safidy iny!!Ohatry ny tsy nahafahanao nisafidy dada sy neny!! Fa rehefa ary saina ianao dia nanomboka nomena fahefana hisafidy izay ho teneninao sy hataonao!! Ireo no fototra lehibe hiaingana!! Tadidio fa izay # teny avoakanao sy vetsovetsoinao betsaka indrindra dia mamorona fiainana. Io no mahatonga ny Ntaolo iteny ombieny ombieny hoe: "aza miteniteny foana"!! Aza miteny zavatra tsy nosainina no dikany!!! Tao amin'ny koa nisy sary nokolenao sy nosaininao matetika!!mamolavola ny maha anao anao ireny ary mamaritra ny toetranao avy eo!Noho izany!! Ireo taharo roa ireo no mamaritra ny !!! Ianao no manoratra ny tantaranao!!! D iteny ianao oe: bdb n zavatra tsy niriko nefa mitranga a??!tadidio fa rehefa nisafidy fitodika iray ianao dia tsy maintsy, atrehinao ny mitranga amin'izay lalana izay fa ny tanjona tiana ho tratrarina no mamaritra azy!!
Jereo ary androany!! #Mitodika_mankaiza_ny_FIAINANAO ?!!
Izay namboly voanjobory tsy hijinja voatavo akory!!! Zay!!izay natombokao nosoratana dia izay ny tohiny!! atao anefa no
!! ampitoniana izay tianao dia atomboy eo amin'izao toerana misy anao izao fa aza miandry !
Izay tiany dia azon'izay mampihatra lesona!!!


Nalaina tao @ rindrin'i Fifaliana Andriamahady

Brookesia nana ,zay no anaran'ity bibikely ity,tena kely tokoa satria dia fantatra izao fa 1,4cm eo fotsiny ny halavan'n...
21/03/2021

Brookesia nana ,zay no anaran'ity bibikely ity,tena kely tokoa satria dia fantatra izao fa 1,4cm eo fotsiny ny halavan'ny lahy karazana tanalahy ity,ny vavy kosa somary nanatombo kely ka mety mahatratra 1,9cm eo🦎🦎. Io habeany io no nahavoasalotra azy ho tanalahy kely indrindra eran_tany,ary toa tsy ny tanalahy ihany aza fa @ ireo biby mandady (reptile) rehetra mihintsy.
Any @ faritra avaratra ny nosy any no ahitana azy, ary toa ny akamaroany biby eto amintsika dia atahorana ny ahalany tamingana azy raha toa ka mitohy ny fanimbana ny toeram-ponenany izay tsy inona fa ny ala. 🌳🌲🌵🌱🌿
Mandady eny aminy tany no tena ahitana azy, raha toa ka ambony hazo no fahita ireo karazana tanalahy lehibe mahazatra antsika. Mifangaro @ ravina eny ambany eny izy ary maka ny lokon'ireny mihintsy aza mba hiarovan-tena.
Teny kely eto ampamaranana dia hoe: ezaho atao izay kely vitanao hiarovana ny tontolo iainana satria tsy antsika irery io fa hikambanantsika @ biby maro izay mety ho lany tamingana raha toa ka tsy manova fijery isika. 🙏
Rehefa mitsidika ireny faritra arovana na valanjavaboary ireny dia ireo lala-masaka efa voasoritra andehanana🙃

Ndao faranana @ ity fizarana iray ity ny herinandrotsika e🥳" La grande muraille de Chine" anisan'ireo vakoka malaza indr...
14/03/2021

Ndao faranana @ ity fizarana iray ity ny herinandrotsika e🥳
" La grande muraille de Chine" anisan'ireo vakoka malaza indrindra eran-tany izy ity,ary tsy mahagaga arak'izany raha tafiditra ao aminy lisitra ny "patrimoine mondiale de l'UNESCO" efa hatramin'ny desambra 1987. Raha ny halavany dia toa hoe 6700km ,nisy anefa fanambarana nivoaka taminy 2012 milaza fa manodidina 21000km any izany( miaraka amin'ireo ampahany maro efa tsy hita intsony)
Raha ny ahavony indray dia 5 ka hatr@ 17m eo arakaraka ny toerana,toy izany koa ny velarany 5 ka hatr@ 7m eo.
Amina tapitrisany maro isan-taona ny olona mitsidika ity vakoka ity, teratany sinoa sy vahiny avy amin'ny firenena maro erak'izao tontolo izao.
https://www.facebook.com/95294389596/posts/10158776105979597/?app=fbl

Salama e! Inty  ndray nisy biby iray nahafinaritra ahy ny endriny dia mba zaraiko aminareo eto androany🙃==> fr: coua hup...
13/03/2021

Salama e! Inty ndray nisy biby iray nahafinaritra ahy ny endriny dia mba zaraiko aminareo eto androany🙃
==> fr: coua huppé/ang :crested coua / anarana siantifika : Coua cristata
Tsy fahita raha tsy eto Madagasikara ny Agolinala ( anarana fiantso azy @ teny malagasy).
Eo @40-44cm eo ity vorona ity ary milanja manodidina ny 100grama eo. Singa mora ahafantarana azy ny fananany iny volo mitsangana toa sanga eo ambony lohany iny,ary indrindra ilay faritra miloko manga na somary mifangaro volomparasy manodidina ny masony🥰
Mihinana bibikely izy mba hivelomany,eo ihany koa ny voankazo...
Eo anelanelany volana septambra sy ny volana martsa eo ny fotoana fanarahany,ary samy mandray anjara ny tranony na ny lahy na ny vavy, rehefa vita izay dia ao no andatsahany ny atodiny miisa 2 na 3 eo( miloko fotsy). Ary mbola hifandrimbonany koa ny mikotrika ireo atody ireo😃

Zay ndray ary aloha fa mazoto daholo👊 dia araho foana ny pejy🙃

Fianarana foana ny fiainana
11/03/2021

Fianarana foana ny fiainana

Aza mitsahatra, ary aza leo mihintsy mianatra zavatra vaovao eo @ fiainana satria tsy maintsy hisy fotoana iray eo @ fia...
10/03/2021

Aza mitsahatra, ary aza leo mihintsy mianatra zavatra vaovao eo @ fiainana satria tsy maintsy hisy fotoana iray eo @ fiainanao, hankasitrahanao ary hisaoranao ny tenanao nanokana fotoana nianaranao ary nifehezanao io zavatra io.
Fianarana foana ny fiainana hoy tsika zay 😉

Ao ndray ve nareo zay sa nakaiza daholo e?😂Ndao ndray aloha iresaka tendrombohitra Kely e! (Tendrombohitra be aza kay😅😂)...
10/03/2021

Ao ndray ve nareo zay sa nakaiza daholo e?😂
Ndao ndray aloha iresaka tendrombohitra Kely e! (Tendrombohitra be aza kay😅😂)
Mba tadidinareo ve hoe iza no vohitra avo indrindra eto Madagasikara ary firy metatra ny ahavony? 😃 nanahirana ery nianatra an'io t@zany hoe sao tafiditra any @ CEPE😴
Fa tsy io no resahan-tsika androany fa ireo tendrombohitra 2 avo indrindra erantany (ataoko ao ao le eto raha misy tsy mahatadidy)
Fantaro ary fa saika any asie any avokoa no ahitana ireo vohitra avo indrindra eto an-tany, ary ny " mont Everest" no avo indrindra.
Tsy anjaza hoy lay fiteny zay satria 8848m be zao ny ahavony🥴 Betsaka noho izany ireo mpihanika tendrombohitra liana @ izy ity, ka fantaro ndray fa t@ 1924 no nisy olona tonga teny antampony voalohany,raha toa ka efa maheriny 300 ireo namoy ny ainy tamin'izany😢
Faharoa ny K2, 8611m ny ahavony ary t@ 1954 no nisy olona voalohany tafianika teny atampony. Any avaratr'i Pakistan any no misy azy,manakaiky ny sisintany manasaraka azy @ chine.

Zay fa nde mianatra sy miasa daholo ndray aloha dia mazoto jiaby😁

Alatsinainy sahady ndray e!! Ndao mba hatomboka @ ffizarana mahakasika an'ity biby iray ty ny herinandro-tsika.🕷🕷🕷==>  N...
08/03/2021

Alatsinainy sahady ndray e!! Ndao mba hatomboka @ ffizarana mahakasika an'ity biby iray ty ny herinandro-tsika.🕷🕷🕷
==> Nephile dorée na Néphila inaurata madagascariensis

Address

Antsirabe

Telephone

+261322152547

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zao ary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share