Nanouina Farm & Family

Nanouina Farm & Family De la vie à la ferme à la vie de famille: des rires et des conseils, des bons plans et du partage. 🤎

🤧🤣🤣
13/04/2024

🤧🤣🤣

😅

10/04/2024

Ilay Mega efa lafo, ny vidéo tsy misy dikany, etsy sy eroa, manintona anao misy foana 😅
Teo zao nandany 3mn za nijery olona mandamina trano 🤧🥱🤣

09/04/2024

𝑴𝒐𝒊𝒔 𝒅`𝑨𝒗𝒓𝒊𝒍 - 𝑴𝒐𝒊𝒔 𝒅𝒆 𝒍𝒂 𝒔𝒆𝒏𝒔𝒊𝒃𝒊𝒍𝒊𝒔𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒂̀ 𝒍𝒂 𝒄𝒆𝒔𝒂𝒓𝒊𝒆𝒏𝒏𝒆
Reny nodidiana aho tamin'ny niteraka dia mazava ho azy fa...

C-section Mama ❤️

Ianao koa ve nodidiana? Dia inona no teny efa renao momban'izany?

Mirary soa antsika rehetra 🤗

05/04/2024

Bizna kely tamin'ny mbola kely 😅🤗🥰🔴Mamboatra Jus de tamarin hoentina amin'ny glacière dia amidy eny amin'ny gara miaraka amin'i zokinay (tena mbola kely zahay tamin'izany a! 😅)
🔴Maka Vônoaka (châtaignes🌰) dia amidy lafo amin'ny ankizy satria zareo tsy mahita hoe aiza no misy fangalana azy 🤣 ( Coucou zokinay ihany koa 😅)
🔴Maka voninkazo ao amin'i bebeanay dia amidy amin'ny latabatra eo amin'ny arabe😅 (za sy cousin anay ndray ity 😅)
🔴Tsy misy tia Kaki loatra tao aminay anefa tena be kaki be tamin'izany dia amidinay sy ry cousin anay 🤣
🔴Manao vendeusen'i dadanay sy neninay nivarotra vary amin'ny gony 😅
🔴Nanao vendeusen'i Bebeanay isakin'ny Paka sy vitrine du Vakinankaratra 😅🥰
🔴Tany amin'ny collège, mividy ty sérum fatao am volo tsisy dikany ty dia amidiko amin'ny ankizy 🤣 Mahalafo be 😅🙈
🔴 Manao tri ny akanjoko rehefa grandes vacances dia amidy (drayyy, vola be mihitsy 😅 coucou Neny nampianatra ana an'izany 😅)

Mety mbola misy tsy tadidiko fa ireo aloha 😂

Ary ny anareo?🥰

02/04/2024

3 jours efa ho 20 000ar ny lany! Tsy ahavitana zavatra firy akory anefa 😮‍💨🙄
Sady lafo velona no mbola mora lany koa!
Empaka aho 🥱
Merci Telma Madagascar

Vita soa ny PAKA daholo isika o! 🐇🐣🌿  📸Taiza ianareo no mba nivoaka kely nitondra ny papozy? ❤️Izahay tao amin'ny Réside...
02/04/2024

Vita soa ny PAKA daholo isika o! 🐇🐣🌿
📸
Taiza ianareo no mba nivoaka kely nitondra ny papozy? ❤️
Izahay tao amin'ny Résidence des Hauts Plateaux - Antsirabe no nanara-po nitondra an'i Baby O, calme sy mahafinaritra ery ny toerana 🥰 sady maro activités azony natao, lavitrin'ny olona be dia be teny amin'ny Gara 😅

26/03/2024

Hello ✨
Hizara Bon plan aminareo izay eto Antsirabe amin'ity fety ity indray aho androany!

Iza avy no hanao PAKA aty Antsirabe? 🤩 Asiantsika VLOG kely ve? 🤗

Dans la vidéo:
SOMAPRO Madagascar
IMPEC Madagascar

Son:
🎶Silo: Change

Fotoana mamy kely omaly ✨🫶❤️--- Friday night well spent 🌿📍 Valahara Café Antsirabe 🪄 Mille et Une Cartes Antsirabe
23/03/2024

Fotoana mamy kely omaly ✨🫶❤️
--- Friday night well spent 🌿

📍 Valahara Café Antsirabe

🪄 Mille et Une Cartes Antsirabe

Vie 🥲😂😂
22/03/2024

Vie 🥲😂😂

Nahita ity aho dia nahatsiaro ny "club sms" sy ny "you&me" an'i orange taloha 🙈😅Sady lafo be ndoza ilay You&Me tamin'iza...
21/03/2024

Nahita ity aho dia nahatsiaro ny "club sms" sy ny "you&me" an'i orange taloha 🙈😅
Sady lafo be ndoza ilay You&Me tamin'izany anefa nahavita nividy foana! 🙈 (Efa nahavidy moto hoy izahay 2 taty aoriana ny vola nanaovana an'ireny 😂)
Tena hoe maharitra amin'ny firy alina vao matory 😅

Tratry ny taom-baovao 𝑴𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 avokoa isika Malagasy rehetra 🥰✨Handroso Hasina e! ❤️Tsara dinika ho lavorary avokoa isik...
11/03/2024

Tratry ny taom-baovao 𝑴𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 avokoa isika Malagasy rehetra 🥰✨
Handroso Hasina e! ❤️
Tsara dinika ho lavorary avokoa isika rehetra! 🥰
Velomà aina daholo 🇲🇬

"𝓝𝔂 𝓿𝓸𝓻𝓲𝓱𝓪𝓼𝓲𝓷𝓪 𝓽𝓼𝔂 𝓵𝓪𝓿𝓸𝓶-𝓹𝓪𝓱𝓪𝓿𝓪𝓵𝓸" ❤️

8 Mars ✨🌹Tsy fety fa tsiahy fa mbola mitohy ny tolona ❤️Ianao io, ianao ry vehivavy namako, misaotra misy, mafy ianao! T...
08/03/2024

8 Mars ✨🌹
Tsy fety fa tsiahy fa mbola mitohy ny tolona ❤️
Ianao io, ianao ry vehivavy namako, misaotra misy, mafy ianao! Tena mafy 💌

Mirary soa ho an'ireo vehivavy rehetra manaraka ny pejy manokana anio 🌺

Efa nikoropaka 🤌🏼🤏🏼🤣🤣🤣
05/03/2024

Efa nikoropaka 🤌🏼🤏🏼🤣🤣🤣

😂 Ny anay tsy hoe handeha hanendaka akory i babe fa handeha hanara-maso fiterena ronono amin'ny 3 maraina 🤣  🐄🚜🌿
27/02/2024

😂 Ny anay tsy hoe handeha hanendaka akory i babe fa handeha hanara-maso fiterena ronono amin'ny 3 maraina 🤣

🐄🚜🌿

Mpivady miara-miasa ? 🤝🏼Isaorako ny ao Ambony fa afaka nomeny fotoana mandamina ny asany mba ahafany miara-miasa amiko n...
26/02/2024

Mpivady miara-miasa ? 🤝🏼
Isaorako ny ao Ambony fa afaka nomeny fotoana mandamina ny asany mba ahafany miara-miasa amiko ny tontolo andro i Rams.

Haiko hoe tsy moramora satria efa mifoha maraina be mandrindra ny ety amin'ny ferme anefa avy eo mbola miara-manenjika ny asako indray koa.

Izaho tena olona mora stressée kely, dia i Nanou no olona mahay mi-canalisée ahy indrindra. Dia ny fisiany eo anilako dia mahatony be ahy, lasa toa hafahafa ary aho raha vao tsy eo izy.
Raha misy zavatra tsy takatro 🧠 dia eo izy manampy ahy, dia mifameno!

Mety be dia be no tsy tia an'io miara-miasa io, mety vitsy koa izany hoe mahay miara-miasa izany fa ho ahy manokana dia io no mety indrindra amiko.
Manana olona iray hitokisana 100% aho ahafahako miankin-doha sy mizara izay tiako ho tanterahina.

Hatramin'ny teny amin'ny lycée- université izahay no niaraka foana mandeha mianatra sns (iray fianarana mantsy)
Dia henonay foana hoe nareo ve tsy mifankaleo?
Tsy hainay izany ny hafa fa izahay aloha tsy leo, izy no namako akaiky ahy indrindra dia toa misy banga ary rehefa tsy eo izy.

Nos délires, nos moments "down", nos échecs, nos réussites,... Niarahanay nizara teny foana.

Nety taminay foana izany, tsy nisy olana.
Il suffit de trouver la bonne personne comme on dit angamba.

Ny mety hoe "indro kely" angamba dia ilay tena moment à deux zary lasa fivoriana kely foana 😅
Tsy maintsy miresaka asa kely foana na dia efa hoe tsy hiresaka ary 🙈

Ary ny anareo?

Soava ny herinandro o!

Mirary soa ho antsika 🌿

Sarotra ve ilay mpivady miara-miasa ?
Mbola teny amin’ny lycée izahay dia efa niara-niasa ka ho valiako ilay fanontaniana (ie mbola ados izahay dia efa niara-niasa).
Tsy “eny” na “tsia” no valiny satria miankina amin’ny toetran’ny tsirairay sy ny fifampitondran’ny couple, fa misy tombony dia misy tsy mahatsara azy.

Tsy mahatsara ⛔️
* Tsy dia misy surprises ny fiainana satria mifankafantatra efa ho 100%,
* Tsy dia manana fotoana ho an’ny tena manokana,
* Lasa mifangaro indraindray ny fifandraisana (ao an-tsaina) hoe mpiara-miasa sa mpifankatia ? Fa rehefa tena ela voafehy ihany io.

Tombony ✅
* Mahatratra tanjona lehibe kokoa,
* Manana hery misimisy kokoa,
* Manana olona azo antoka indrindra na tsy eo aza ny tena,
* Misy afaka manampy amin’ny tâches hatramin’ny kely indrindra (nefa tsy mitady karama),
* Miara-miaina ny zavatra rehetra,
* Miray saina kokoa, ary mifandray kokoa ny tadi-dokanga amin’ny lalan-kizorana,
* Motivé kokoa satria hitanao foana no antony hiasanao mafy.

Hevitro manokana 🙋🏽‍♂️
tsy ratsy akory ny an’ny hafa fa hitako tsara kokoa noho ny mpivady samy manana ny toeram-piasany, tsy mifankahita mandritra ny 10h isan’andro ilay miara-miasa.
Mieritreritra ny olona hoe mora mankaleo izy io nefa dia ho gaga ngamba ianao fa mifanohitra amin’izay mihitsy no hiainako azy : satria hafa mihitsy ny mandany ny fotoanao eo akaikin’ilay tia anao sy tianao ❤️

Tsy ny anay no mety indrindra akory fa mba mety hanampy ny olona sasany io dia zaraiko 😊


Mba zarao eto izay manana expériences.

Za: Mi a, hijery kely ilay "Tout à 20 000ar" aho andronay (vente privée eto Antsirabe)Izy: Henjana lesy zany, fa nga tsy...
23/02/2024

Za: Mi a, hijery kely ilay "Tout à 20 000ar" aho andronay (vente privée eto Antsirabe)
Izy: Henjana lesy zany, fa nga tsy mba misy afa-tsy "vide"?
Za: Tsy azoko!
Izy sady matotra be: Akanjo vide dressing zany no ho jerena eny? 20 000ar!! Fa maninona raha mijery vaovao?
Za: Vaovao zany koa!
Izy: Hay veee, noheveriko hoe "lamba tota 20 000ar"
😂🤣🤣

Fa tena milay kely ilay manambady 😅❤️

Sary tsy misy hidiranyy!!

Nareo koa ve nanana sary nitaingina itony tomobil kely itony teny amin'ny gara tamin'ny mbola kely? 😅❤️Dia izao efa anja...
20/02/2024

Nareo koa ve nanana sary nitaingina itony tomobil kely itony teny amin'ny gara tamin'ny mbola kely? 😅❤️
Dia izao efa anjaran'ny zanak'ndry indray.🥹🥰
Mamyyyy ❤️

Little by little, day by day what is meant for you will find its way✨📍 Valahara Café Antsirabe
19/02/2024

Little by little, day by day what is meant for you will find its way✨

📍 Valahara Café Antsirabe

Bonne semaine 🙏❤️
12/02/2024

Bonne semaine 🙏❤️

Fais-moi lire

On a reçu un joli colis de chez  et Chrissie hier 🫶🏼🤎On avait tellement hâte de voir ce qu'il y avait dedans! 🥰On a été ...
10/02/2024

On a reçu un joli colis de chez et Chrissie hier 🫶🏼🤎
On avait tellement hâte de voir ce qu'il y avait dedans! 🥰
On a été bien gâtés 🤍
Merci à Maeva Chateaux et son équipe pour ces jolis cadeaux 🎁
Une vidéo unboxing arrive bientôt 🤗🤗🥰



🕯️🪄 Bougies: MAGIC Candle By Butterfly

𝑱𝒆 𝒔𝒖𝒊𝒔 𝑼𝒏𝒆 "𝑺𝒎𝒂𝒍𝒍 𝑩𝒖𝒔𝒊𝒏𝒆𝒔𝒔 𝑶𝒘𝒏𝒆𝒓" alors bien évidemment que:•Je suis à la fois: Community manager, gestionnaire, compta...
09/02/2024

𝑱𝒆 𝒔𝒖𝒊𝒔 𝑼𝒏𝒆 "𝑺𝒎𝒂𝒍𝒍 𝑩𝒖𝒔𝒊𝒏𝒆𝒔𝒔 𝑶𝒘𝒏𝒆𝒓" alors bien évidemment que:
•Je suis à la fois: Community manager, gestionnaire, comptable, commercial, rh, gérant, livreur, photographe, secrétaire... je fais tout 🙈😅
•Je stress pour un rien
•Je préfère acheter et investir dans les matières premières qu'acheter des choses pour moi
•J'ai déjà pleuré toute seule dans mon coin car rien ne se passe comme prévu
•Je fais la danse de la joie lorsque je reçois des commandes
•Je fais des insomnies plusieurs fois dans la semaine à cause de mon boulot
•Un concurrent a déjà copié mes idées
•Un fournisseur m'a déjà fait faux bond
•J'ai du mal à organiser mes journées des fois
•Je travaille en pyjama des fois car je reste à la maison
•Je suis tombée plusieurs fois car mes idées ne marchent pas
•J'ai déjà livré des colis en pleines pluies, froid etc..
•Je me suis trompée dans mes comptes
•Je dois faire face à des clients difficiles, irrespectueux, sans gêne des fois (et toujours avec calme)
•Il y a des gens de ta famille qui ne te soutiennent pas du tout (préfère même aller vers la concurrence)
•Je dois sans cesse innover et créer, chercher de nouvelles idées
•J'ai toujours un carnet/cahier pour les commandes
•Je dois être tout le temps sur mon téléphone pour être présente pour les clients
•Je dois faire des compromis dans ma vie de famille
•Il y a des jours sans commande et ça te dérange au plus haut point
•J'ai déjà explosé de colère à cause du stress
•Quelqu'un m'a déjà appelé par le nom de mon entreprise que par mon prénom (Mme Mille et Une Cartes Antsirabe )
•Bien-sûr que ça n'était pas mon premier projet, j'en ai fait déjà plein (d'autres qui ont bien marché et d'autres pas du tout)
•Je ne vois presque plus mes amies à cause de mon emploi du temps
•J'ai un compagnon très compréhensif car mon métier n'est pas de tout repos
•Je remercie toujours toute ma famille et mes proches de me soutenir
•J'ai déjà entendu des remarques comme: mba nianatra ihany ve dia aleo manao an'io toy izay mitady asa birao sns (c'est pourquoi RAVITOTO est mon son préféré 🔥 ça résume tout)
•Un son sur la motivation, la persévérance et tout, ça me parle et me motive vraiment
•Je dois apprendre sans cesse à gérer une petite entreprise
•Les retours des clients sont une vraie source de motivation
•Je rêve et je crois fort fort fort que ma petite entreprise sera une grande enseigne un jour
•Une réalisation, un petit pas, vaut bien UN GROS truc à mes yeux
•Je suis fière de ce que je fais et de ce que je deviens petit à petit

Tena mbola lava be, mais en gros je crois que j'ai tout dit

Toi aussi t'es dans la team? Inona koa no mbola tsy ampy? 🥰

Nanouina Lifestyle 🖋️

08/02/2024

𝑨𝒏𝒕𝒔𝒊𝒓𝒂𝒃𝒆 𝒐! 𝐒𝐭 𝐕𝐚𝐥𝐞𝐧𝐭𝐢𝐧 𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐭𝐢𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐛𝐞 💘

Ndao isika hiaina fotoana mamy be feno fitiavana amin'ny 14 Février izao. ❤️

Ao amin'ny Valahara Café Antsirabe ny fotoanantsika, ao amin'ny VIP ROOM 👑 manomboka amin'ny 07 ora hariva, hiarahana amin'i 𝐉𝐚𝐜𝐪𝐮𝐢𝐬 𝐑𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚 🎶

Izahay ao amin'ny Mille et Une Cartes Antsirabe no miandraikitra ny décoration ny table tsara tarehy amin'io, ambiance romantique assurée ❤️

Afaka misafidy ianao na
•Handray anjara amin'ilay Menu à 60 000ar izahay ahitana ny menu complet + vin offert + cadeau surprise + table décorée 👌🏼🥰
•Na handoa ilay 15 000ar participation dia ao mi-commande izay sakafo mety aminao 😍

Koa aza misalasala ary, ataovy dien'izao ny famandrihana ny toerana fa efa maro no namandrika ao an! 📩

Ilay mi-filmer ilay scène: Ataovy naturel tsara, miresahà zavatra romantiqueZahay roa: Inona no laoka rahampitso?😅🙈🤣(Mis...
07/02/2024

Ilay mi-filmer ilay scène: Ataovy naturel tsara, miresahà zavatra romantique
Zahay roa: Inona no laoka rahampitso?😅🙈🤣
(Misaotra an'io olona mamiko be io manaraka ahy amin'ny projet-ako rehetra 🥹❤️ Manohana be foana, lasa au 2ème, 3ème plan mihitsy ny azy ary indraindray noho ny asako🫶🏼 Romantsika romantsika kely aloha 🥰)

Mon côté toxique 🤧😅D'un côté, on a qu'une vie 🤣🤣
07/02/2024

Mon côté toxique 🤧😅
D'un côté, on a qu'une vie 🤣🤣

Profitez de nos offres pour la St Valentin chez Mille et Une Cartes Antsirabe 😍🥰Passez vos commandes avant le 10 Février...
06/02/2024

Profitez de nos offres pour la St Valentin chez Mille et Une Cartes Antsirabe 😍🥰
Passez vos commandes avant le 10 Février 2024💌
Livraison partout à Antsirabe pour le 14 Février 2024 🗓️

💘🌹𝑩𝒐𝒙 𝑬𝒎𝒐𝒕𝒊𝒐𝒏 𝑺𝒕 𝑽𝒂𝒍𝒆𝒏𝒕𝒊𝒏 💘🌹
Inona no ao anatiny? Manjakely e?

•Box 🎁 + 2 chocolats Valentine's day 🍫 + Carte personnalisée 💌 + Vin avec étiquette personnalisée 🍷*
=Un combo juste parfait 😍😍

Aoka fotsiny kosa aloha e! 🥰🥰

Offre uniquement pour la St valentin ❤️

Livraison partout à Antsirabe pour le 14 Février 🗓️

Récupération possible 🏠

Alefaso dien'izao ny commande-nao ary 🥰
Fin de la prise de commande 10 Février 2024 🗓️

Fleurs artificielles decoratives*

Mille et Une Cartes Antsirabe
"L'allié de vos jours heureux"
038 29 286 44

😭🤧🤣Apetraka daholo ity fanontaniana rehetra ityAvy eo: "Maman, te noana be Owen!Maman sotro rano!Maman, ngah matory mama...
05/02/2024

😭🤧🤣
Apetraka daholo ity fanontaniana rehetra ity
Avy eo: "Maman, te noana be Owen!
Maman sotro rano!
Maman, ngah matory maman?
Maman safosafoina
Maman, ohatrany misy parasy
Maman, maman maman" 😮‍💨🤣❤️

Hoe hanao vlog no programme omaly,Tsy nisy vao filmer akory fa ni-profiter ny moment fa tena mamy be 🥰🥹❤️Mankasitraka an...
04/02/2024

Hoe hanao vlog no programme omaly,
Tsy nisy vao filmer akory fa ni-profiter ny moment fa tena mamy be 🥰🥹❤️
Mankasitraka anareo rehetra izay nirary soa! 🫶🏼🥰
Ho tò amintsika rehetra ireo teny firariantsoa maro be ❤️

Gâteau: By Mirana Rakotonanahary

  ❤️🫶🏼Merci à Etid'or de m'avoir invité à partager ma passion avec eux 🥰N'hesitez pas à suivre ma page Mille et Une Cart...
31/01/2024

❤️🫶🏼
Merci à Etid'or de m'avoir invité à partager ma passion avec eux 🥰
N'hesitez pas à suivre ma page Mille et Une Cartes 💐🥰

28/01/2024

𝐑𝐔𝐁𝐑𝐈𝐊` 𝐃𝐄𝐂𝐎 🪴
Hello,
Ho entiko manao déco kely indray ianareo anio 🤗
Meuble iray efa tena ratsy tao amin'i Bebeanay tao izy ity, nahafinaritra ahy ny paoziny dia nalaiko ho havaozina indray 🥰

Tianareo ve ilay résultat? 🙈

Faly kely aho fa sady nahazo meuble vaovao no misy part kelin'i Bebeanay ao an-trano 🥺🫶🏼❤️

Misaotra anareo nijery ny vidéo hatramin'ny farany 💐
Raha nahafinaritra anareo dia aza adino ny manisy réaction sy commentaire kely 🤗
Afaka partager-na ihany koa raha tianareo 😊

A très vite indray dia bon dimanche daholo! 🌱

Address

Antsirabe Afovoany

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nanouina Farm & Family posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Nanouina Farm & Family:

Videos

Share

Nanouina Lifestyle

J’ai remarqué que lorsqu’on demande a une telle ou telle personne : “Pourquoi vous vous êtes lancer dans cet aventure?” Tout le monde répond souvent par “étant petit(e) j’ai toujours fait cela...” Pour ma part, c’est vraiment ce qui s’est passé. Quand j’étais petite, je jouais tout le temps à la présentatrice d’émission. Je pouvais parlé toute seule pendant des heures. D’ailleurs, mes leçons je les ai appris en faisant semblant de faire une émission XD.

Du coup, lorsque j’ai commencé à voir des vidéos sur YOUTUBE, je me suis dit: “Wow, si je pouvais, je ferais de ça mon métier”. Certes, on est encore loin du compte, [pour le moment je fais seulement de YouTube ma passion], mais chaque jour, je me rapproche sans doute toujours un peu plus de mon objectif. Et c’est grâce à vous!

Alors, si vous aimez rire, vous adorez la mode, la beauté, le voyage, les tests, les revues, les Vlogs de la vie quotidienne, les astuces, les bons plans,... Alors rejoignez la team, la famille, une petite famille qui s’agrandit chaque jour. Abonnez-vous à la chaîne Youtube: Nanouina Lifestyle*

Merci de me soutenir, de me donner l’opportunité de vivre ma passion.


Other Digital creator in Antsirabe Afovoany

Show All