![❌LALAO COVER TOMBOK’ANTSY❌Antsoy eto ilay namanao mahay mihira be inyLots à gagner:1ère place: 300.000ar 💵2ème place: 20...](https://img5.medioq.com/656/400/122122272806564005.jpg)
02/12/2024
❌LALAO COVER TOMBOK’ANTSY❌
Antsoy eto ilay namanao mahay mihira be iny
Lots à gagner:
1ère place: 300.000ar 💵
2ème place: 200.000ar 💵
3ème place: 100.000ar 💵
Tsotra ny fitsipi-dalao:
✅ Manao cover ny hira vaovaon’i Njara Marcel « TOMBOK’ANTSY » (afaka atao duo, trio)
✅ Ezahana atao tsara kalitao ny feo sy ny sary alefa aty aminay
✅ Alefa mp ato amin’ny pejy na alefa whatsapp: +261342512712
✅ Manaraka izay filaharan’ny fahatongavan’ireo vidéo ny andefasanay azy eto amin’ny pejy(aza tara)
📌 IZAY MAHAZO RÉACTION BE INDRINDRA no mahazo ny voalohany, faharoa ary fahatelo.
📌Ny ALAHADY 08 décembre à 18H00 ho avy izao ny fara-fandraisana ireo vidéo, ary ny ZOMA 13 décembre à 12H00 no mifarana ny lalao.
NB: Hisy ny loka manokana ho an’izay « coup de cœur » ho tsarain’ny mpitsara avy aty aminay, izay iaraha-miasa sy atolotry ny AMBIO company.
Ataovy milay be dia partageo sao tsy hitan’ireo manan-talenta 😁