Hafa Kely ofisialy

Hafa Kely ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hafa Kely ofisialy, Digital creator, Antananarivo.

29/01/2025
🔶Hoy i Mélanie sakaizan'i Jean de Dieu :"Tsy ho ravan'ny taona ny anay ary tsy hisy vehivavy haharombaka azy eto an-tana...
27/01/2025

🔶Hoy i Mélanie sakaizan'i Jean de Dieu :

"Tsy ho ravan'ny taona ny anay ary tsy hisy vehivavy haharombaka azy eto an-tanako.

25/01/2025

Ny vehivavy gasy na fotsy be aza de maintikely fôna ny vodiny 🤔🙏🤣

Zanak'BiraMaka = mangalaEny = An'AnMipetraha = mitôraMipetraka = mitôtraMianjera = MezeraMangotraka = mandevyLatsaka = P...
25/01/2025

Zanak'Bira
Maka = mangala
Eny = An'An
Mipetraha = mitôra
Mipetraka = mitôtra
Mianjera = Mezera
Mangotraka = mandevy
Latsaka = Potraka = Katraka
Midona = Midotra
Tsy = tsa, tsary
Fandriana = fandrena
Hefitra ambony = am-batra
Miazakazaka = mandainday
Miala = miinga (misy miala = misy miinga)
Mangatsiaka = mangitsy
Mandoatra (Loarana) = alozina (E.g : Alozy ny vary)
Haingana = Azela (Aza ela)
Haingakaingana = azelazela (E.g : Azelazela fa sao tara! )
Rehefa avy eo = sefa hatreo
Mianjera = miinjika, mikodia (we say it : mkdy)
Aiza = aia
Hatraiza = hatraia
Izaho = aago
Izahay = anay
An-trano = an-drano
Avia anie indry eh = ambia anga androky
Yaourt à Boire = Tsam
Ramanonaka = m**o sira
Makasaoka = M**o béni
Harona = Taty bazary
Bonus : Tsary mbola nandalo tao am-batra ary aago le olona ah. Fa ia aby no ao? Hay vi iii? Anareo anga tsa niteny. Efa nangalanareo feta ve le olona? Azela fa sao mangitsy eo ihany io. Dia tandremo sao midotra etsy fa natôko ao le taty bezary. Tamy any aago sefa eo fa mbola mialo vary.

Tsy nety nahazo zaza mihitsy izy roa ireto fa nohon'ny finoana mafy tao aminy sy ny fanampiana nataon'i pastera azy ireo...
23/01/2025

Tsy nety nahazo zaza mihitsy izy roa ireto fa nohon'ny finoana mafy tao aminy sy ny fanampiana nataon'i pastera azy ireo dia nahazo lahikely😂

20/01/2025

Fiainana efa sarotra io d mbola
Misy hiany n misotro café isanandro

NY HENAN' ALIKA SY NY VOKATSOA ENTINY ‼️🐶🐶 Araka ny rakipahalalana sinoa momba ny fitsaboana navoaka tamin'ny 1578 ary m...
20/01/2025

NY HENAN' ALIKA SY NY VOKATSOA ENTINY ‼️🐶🐶
Araka ny rakipahalalana sinoa momba ny fitsaboana navoaka tamin'ny 1578 ary mitondra ny lohateny hoe "Bonchogangmok", sy ny rakipahalalana koreanina ("Dongeuibogam" -1613), dia MARO ny vokatsoa azo avy @ fihinanana ny henan'alika.
Miaraka amin'ny tsirony masira sy be asidra, dia sakafo mafana izay manamafy ny tsinainy sy ny vavony ary manasitrana azy ireo , miady amin'ny fahalemen'ny taolana, ny havizanana ary ny fahalemen'ny mahalehilahy
Ny nofon'alika mavo no tsara ho an'ny vehivavy ary ny an'ny alika mainty volo dia tsara ho an'ny lehilahy;
Satria ny henan'alika dia manafana ny vatana, dia tsara ho an'ny olona voan'ny tazo; mampiroborobo ny hatsembohana sy ny fikorinan'ny ra
; Mora levonina kokoa noho ny henan’omby sy henan-kisoa izy io; Tsy dia misy kolesterola firy izy ary mahasoa amin'ny fisorohana ny fiakaran'ny tosidrà. Ny faritra ihinanana henan'alika be indrindra dia i Sina, Japon, Polinezia, Amerika Avaratra, Meksika, Però, Soisa, Alemaina, Belzika, Sénégal, RDC, Indiana avy any Etazonia sy Kanada, Afrika, Russia, Kazakhstan, Uzbekistan , Slovakia, Indonezia, Filipina, Viet Nam ary India. Tany Frantsa, nandritra ny ady tamin’ny 1870, dia nisy tsenan’alika natao tany Paris: 2,50 francs ny kilao.
‼️ TSY MINANA TSIKA FA MAMPORISIKA A‼️😂😂😂

⛔ITY OLONA ITY NAHAZO 250MILLIONS ARIARY TATO 🚨HOMENA VALISOA IZAY MAHITA AZY  FA ANTSOY NY 📞 032.61.615.15⬇️𝐯𝐨𝐢𝐜𝐢 𝐥𝐞 𝐥𝐢...
18/01/2025

⛔ITY OLONA ITY NAHAZO 250MILLIONS ARIARY TATO 🚨HOMENA VALISOA IZAY MAHITA AZY FA ANTSOY NY 📞 032.61.615.15
⬇️𝐯𝐨𝐢𝐜𝐢 𝐥𝐞 𝐥𝐢𝐞𝐧 𝐝𝐞 𝐬𝐨𝐧 𝐜𝐨𝐦𝐩𝐭𝐞⬇️Ty ny compteny⬇️
https://www.facebook.com/profile.php
Partageo

Amou Haji, fantatra amin'ny anarana hoe : “Lehilahy maloto indrindra eto an-tany”. Ity lehilahy ity dia nanana fiainana ...
17/01/2025

Amou Haji, fantatra amin'ny anarana hoe : “Lehilahy maloto indrindra eto an-tany”. Ity lehilahy ity dia nanana fiainana mitoka-monina tsy nifangaro tamin'ny besinimaro. Tsy nandro, tsy niseky, tsy nanasa vatana tao anatin'ny enin-polo taona mahery (60ans plus). Nieritreritra moa ity lehilahy ity fa mankarary azy ny fampiasana rano na fandroana.
Efa maty moa ity lahy antitra ity. Na dia izany aza, taloha kelin’ny nahafatesany, dia nahavita nandresy lahatra azy handro ny mpiara-monina taminy, ka nametraka fanontaniana hoe ny finoany tafahoatra ve no nahatonga azy ho ela velona, ​​na mety hisy fiantraikany amin’ny fahasalamany amin’ny farany ny fahadiovany.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hafa Kely ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share