Centre de Traitement Covid-19

Centre de Traitement Covid-19 Everyone Click Follow Page To Get More Latest Videos.!

Ezaka niarahana, tombotsoa hitambarana.Fampatsiahivana ireo CTC-19 mbola misokatra sy ireo mikatona ⬇️Aza adinoina ny mi...
03/06/2021

Ezaka niarahana, tombotsoa hitambarana.
Fampatsiahivana ireo CTC-19 mbola misokatra sy ireo mikatona ⬇️

Aza adinoina ny mitandrina hatrany ho an'ny fahasalamanao sy ny fianakavianao

📍 Fampatsiahivana : ireo CTC-19 misokatra hatrany amin'izao fotoana izao
21/05/2021

📍 Fampatsiahivana : ireo CTC-19 misokatra hatrany amin'izao fotoana izao

Noho ny ezaka iombonana dia nihena ny isan'ireo mararin'ny COVID-19 manaraka fitsaboana ka nahafahana nanakatona ireo CT...
20/05/2021

Noho ny ezaka iombonana dia nihena ny isan'ireo mararin'ny COVID-19 manaraka fitsaboana ka nahafahana nanakatona ireo CTC-19 ao Ivato sy Alarobia.

Mila tohizina hatrany ny fitandremana indrindra mandritra ny vanim-potoana mihamangatsiaka.

🚨🚨 Olona 6 no matin’ny COVID-19 omaly  5 6 May 2021✅ 389 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19🦠 3...
07/05/2021

🚨🚨 Olona 6 no matin’ny COVID-19 omaly 5 6 May 2021

✅ 389 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19

🦠 304 kosa ireo olona « testé positif » ka mitondra ny valanaretina Covid-19.

Anaovy ny aro-vava ary hajao ny elanelana iray metatra.

Arovy ny tenanao, arovy ny hafa!

🚨🚨 Olona 5 no matin’ny COVID-19 omaly  5 May 2021✅ 667 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19🦠 221...
06/05/2021

🚨🚨 Olona 5 no matin’ny COVID-19 omaly 5 May 2021

✅ 667 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19

🦠 221 kosa ireo olona « testé positif » ka mitondra ny valanaretina Covid-19.

Anaovy ny aro-vava ary hajao ny elanelana iray metatra.

Arovy ny tenanao, arovy ny hafa!

🚨🚨 Olona 8 no matin’ny COVID-19 omaly 4 May 2021✅ 492 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19🦠 127 ...
05/05/2021

🚨🚨 Olona 8 no matin’ny COVID-19 omaly 4 May 2021

✅ 492 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19

🦠 127 kosa ireo olona « testé positif » ka mitondra ny valanaretina Covid-19.

Anaovy ny aro-vava ary hajao ny elanelana iray metatra.

Arovy ny tenanao, arovy ny hafa!

Nisokatra nanomboka omaly alatsinainy 3 mey ny CTC-19 ao amin'ny ISTS Andoharanofotsy. Afaka mandray marary hatramin'ny ...
04/05/2021

Nisokatra nanomboka omaly alatsinainy 3 mey ny CTC-19 ao amin'ny ISTS Andoharanofotsy. Afaka mandray marary hatramin'ny 160 ity toeram-pitsaboana izay tantanin'ireo relijiozy " Filles du Coeur de Marie " ity.

🚨🚨 Olona 12 no matin’ny COVID-19 omaly 1 May 2021✅ 636 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19🦠 334...
02/05/2021

🚨🚨 Olona 12 no matin’ny COVID-19 omaly 1 May 2021

✅ 636 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19

🦠 334 kosa ireo olona « testé positif » ka mitondra ny valanaretina Covid-19.

Anaovy ny aro-vava ary hajao ny elanelana iray metatra.

Arovy ny tenanao, arovy ny hafa!

🚨🚨 Olona 11 no matin’ny COVID-19 omaly 30 Aprily 2021✅ 541 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19🦠...
01/05/2021

🚨🚨 Olona 11 no matin’ny COVID-19 omaly 30 Aprily 2021

✅ 541 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19

🦠 282 kosa ireo olona « testé positif » ka mitondra ny valanaretina Covid-19.

Anaovy ny aro-vava ary hajao ny elanelana iray metatra.

Arovy ny tenanao, arovy ny hafa!

🚨🚨 Olona 6 no matin’ny COVID-19 omaly 29 Aprily 2021✅ 557 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19🦠 ...
30/04/2021

🚨🚨 Olona 6 no matin’ny COVID-19 omaly 29 Aprily 2021

✅ 557 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19

🦠 318 kosa ireo olona « testé positif » ka mitondra ny valanaretina Covid-19.

Anaovy ny aro-vava ary hajao ny elanelana iray metatra.

Arovy ny tenanao, arovy ny hafa!

  Ny fitandremana voalohany sy andraikitry ny tsirairay amin'ny fiarovan-tena sy fiarovana ny hafa dia ny fametrahana ny...
30/04/2021


Ny fitandremana voalohany sy andraikitry ny tsirairay amin'ny fiarovan-tena sy fiarovana ny hafa dia ny fametrahana ny arovava orona araka ny tokony ho izy

🚨🚨 Olona 6 no matin’ny COVID-19 omaly 28 Aprily 2021✅ 943 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19🦠 ...
29/04/2021

🚨🚨 Olona 6 no matin’ny COVID-19 omaly 28 Aprily 2021

✅ 943 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19

🦠 186 kosa ireo olona « testé positif » ka mitondra ny valanaretina Covid-19.

Anaovy ny aro-vava ary hajao ny elanelana iray metatra.

Arovy ny tenanao, arovy ny hafa!

📍 FAMPATSIAHIVANA : ireto ny toerana misy ny CTC-19 ho an'Antananarivo Renivohitra
28/04/2021

📍 FAMPATSIAHIVANA : ireto ny toerana misy ny CTC-19 ho an'Antananarivo Renivohitra

🚨🚨 Olona 6 no matin’ny COVID-19 omaly 25 Aprily 2021✅ 439 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19🦠 ...
26/04/2021

🚨🚨 Olona 6 no matin’ny COVID-19 omaly 25 Aprily 2021

✅ 439 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19

🦠 299 kosa ireo olona « testé positif » ka mitondra ny valanaretina Covid-19.

Anaovy ny aro-vava ary hajao ny elanelana iray metatra.

Arovy ny tenanao, arovy ny hafa!

Mampahafantatra ny lisitr'ireo farmasia "de garde" sy misokatra 24/24 ao Antananarivo sy eny amin'ny faritra ny Ordre Na...
26/04/2021

Mampahafantatra ny lisitr'ireo farmasia "de garde" sy misokatra 24/24 ao Antananarivo sy eny amin'ny faritra ny Ordre National des Pharmaciens de Madagascar

🚨🚨 Olona 9 no matin’ny COVID-19 omaly 22 Aprily 2021✅ 494 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19🦠 ...
23/04/2021

🚨🚨 Olona 9 no matin’ny COVID-19 omaly 22 Aprily 2021

✅ 494 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19

🦠 706 kosa ireo olona « testé positif » ka mitondra ny valanaretina Covid-19.

Anaovy ny aro-vava ary hajao ny elanelana iray metatra.

Arovy ny tenanao, arovy ny hafa!

Araka ny nambaran'Atoa Filoham-pirenena Andry Rajoelina mahakasika ny fitsaboana ny COVID-19 eny amin'ny hopitalim-panja...
22/04/2021

Araka ny nambaran'Atoa Filoham-pirenena Andry Rajoelina mahakasika ny fitsaboana ny COVID-19 eny amin'ny hopitalim-panjakana, ny CSB II na koa ny CTC-19 dia maimaimpoana ny fanafody ka ireto avy izy ireo

🚨🚨 Olona 10 no matin’ny COVID-19 omaly 21 Aprily 2021✅ 542 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19🦠...
22/04/2021

🚨🚨 Olona 10 no matin’ny COVID-19 omaly 21 Aprily 2021

✅ 542 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19

🦠 477 kosa ireo olona « testé positif » ka mitondra ny valanaretina Covid-19.

Anaovy ny aro-vava ary hajao ny elanelana iray metatra.

Arovy ny tenanao, arovy ny hafa!

📞 Hanafainganana ny ahafantaranao ireo CTC-19 afaka mandray dia azonao antsoina ny Brigade d'Intervention Spéciale B.I.S...
21/04/2021

📞 Hanafainganana ny ahafantaranao ireo CTC-19 afaka mandray dia azonao antsoina ny Brigade d'Intervention Spéciale B.I.S amin'ny laharana 914

🚨 Afaka miantso mivantana koa ianao manombok’izao 🚨

Mirary soa sy fahasalamana tompoko !

🚨🚨 Olona 6 no matin’ny COVID-19 omaly 20 Aprily 2021✅ 318 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19🦠 ...
21/04/2021

🚨🚨 Olona 6 no matin’ny COVID-19 omaly 20 Aprily 2021

✅ 318 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19

🦠 390 kosa ireo olona « testé positif » ka mitondra ny valanaretina Covid-19.

Anaovy ny aro-vava ary hajao ny elanelana iray metatra.

Arovy ny tenanao, arovy ny hafa!

20/04/2021

Fandraisana an-tanana ireo marary maneho "forme modérée" eo amin'ny fanazavan'i Dr Volatiana ANDRIANANJA, Mpandrindra ny CTC-19 Alarobia

Loharanom-baovao : Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka

🚨🚨 Olona 10 no matin’ny COVID-19 omaly 18 Aprily 2021✅ 219 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19🦠...
20/04/2021

🚨🚨 Olona 10 no matin’ny COVID-19 omaly 18 Aprily 2021

✅ 219 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19

🦠 593 kosa ireo olona « testé positif » ka mitondra ny valanaretina Covid-19.

Anaovy ny aro-vava ary hajao ny elanelana iray metatra.

Arovy ny tenanao, arovy ny hafa!

Nisongadina tanatin'ny kabarin'Andriamato Filohan'ny Repoblika, Andry Rajoelina, omaly ny fepetra raisina eny amin'ireo ...
19/04/2021

Nisongadina tanatin'ny kabarin'Andriamato Filohan'ny Repoblika, Andry Rajoelina, omaly ny fepetra raisina eny amin'ireo CTC-19 tahaka ny nisokafan'ny CTC-19 Soamandrakizay sy ny CTC-19 Ankorondrano. Araho ny andinindininy

ADY AMIN'NY COVID-19: FAMINTINANA NY KABARIN' ANDRIAMATOA FILOHAN'NY REPOBLIKA, ANDRY RAJOELINA.

-Napetraka ny lamina vaovao, natsangana ny CTC-19 Soamandrakizay sy ny CTC-19 Ankorondrano hamonjena ny ain'ny mpiray tanindrazana.

-Napetraka ireo « hôtels médicalisés » eto Antananarivo izay ahitana mpiasan'ny fahasalamana sy fitaovana ary fañafody rehetra ilay amin'izany. Ireto avy izy ireo:

-Tsanga tsanga Hôtel Tsaralalana ampitan'ny "sapeur pompier"

-Live Hôtel Andavamamba

-Hotel le pavé Antaninarenina

-Anjary Hôtel Tsaralalana

-Hisokatra amin'ity herinandro ity ny Hôtel Le Panorama Andrainarivo sy ny Motel de Tana Anosy (Ex. Solimotel).

-Hamafisina fa maimaimpoana ireto fanafody manaraka ireto izay hitsaboana ny covid-19 eny amin'ny Tobim-pahasalamana miankina amin'ny fanjakana (CSB, CTC-19, Hôpitaly) sy ireo Hôtely/Hôpitaly: Azithromycine, Magne B6, Vitamina C, Paracetamol, Zinc, Hydroxychloroquine, CVO Tambavy, CVO +, Dexamethasone, Lovenox.
-Toy izany koa ny "oxygène" izay iantohan'ny Fitondram-panjakana avokoa.

-Esorina amin'ny asany izay tompon'andraikitra manodikodina sy manao ny tsy rariny mangalatra fanafody.

-Hamafisina fa maimaimpoana ny fitiliana "PCR" sy ny fizarana "Attestation" nanaovana fitiliana.

-Misaotra sy mankasitraka ny Fianakaviam-ben'ny Mpiasan'ny Fahasalamana izay manao ny asa an-kitsi-po sy am-pitiavana tokoa.

-Ho fitsinjovana ny vahoaka dia hisy ny famerana ny vidim-panafody izay iarahan'ny Ministeran'ny Fahasalamana, ny Ministeran'ny Varotra sy ny fanjifana, ny Holafitry ny Farmasiana.

-Voarara ny fivarotana fanafody eny an-dalam-be sy eny amin'ny tambazotran-tserasera, tsy ekena ny fanararaotana, iharan'ny lalàna izay minia mandika izany.

-Apetraka ny Pejy Facebook sy Instagram Doleance CovMada handraisana ny fitarainana sy ny fanamarihana manodidina ny ady amin'ny covid-19 ka ny fiadiadiana ny Repoblika no hisahana izany.

-Miisa 2400 ireo "concentrateur d'oxygène" novidiana tamin'ny taon-dasa ary efa naparitaka manerana ny Nosy, ampiana 2000 isa vaovao izany sy "Bouteille d'oxygène" 2000 isa ihany koa ary fiaramanidina manokana no haka ireo fitaovana ireo amin'ity voalohan'ny herinandro ity.

-Nampitomboana ny isan'ny mpiasan'ny fahasalamàna mandray an-tanana ny fitsaboana ny covid-19.

-Apetraka eny anivon'ny CTC-19 sy ny Hôpitaly mandray an-tanana ny covid-19 ny fanohanana ara-tsaina hanampiana ireo marary sy ireo mpitsabo ihany koa. Hisy "psychologue" hisahana izany.

-Mikasika ny ED1: Tsy manakana ny fampiasana ny ED1 ny Fitondram-panjakana, fa mamporisika sy manampy ny fikarohana mba ho ara-dalàna, amin'ny fanaovana ny andrana ara-tsiantifika ahafahana manaporofo raha mahasitrana tokoa na tsia ary hafainganina ny fanatanterahana izany.

-Mikasika ny vaksiny, mitohy ny dinika ary hamoaka ny fehi-keviny ny kômity siantifika amin'ny herinandro ho avy izao mikasika ireo vaksiny izay tokony ho ampiasaina eto Madagasikara.

-Takiana ny fametrahana "PLAN ZERO COUPURE" avy amin'ny JIRAMA apetraka eny amin'ny Hôpitaly sy ny CTC-19 ary ireo Toeram-pitsaboana mandray ireo marary.

-Tapaka fa mitohy ny hamehana ara-pahasalamana mandritra ny 15 andro manaraka

-Mikatona hatrany ny sekoly sy ny anjerimanontolo na miankina na tsy miankina.

-Mikatona ny faritra Analamanga, Boeny, Atsinanana, Sava, Nosy-be.

-Mikatona ny faritra Sofia manomboka ny Alarobia

⛔ Ho an’ny Faritra Analamanga manokana:

« confinement total » isaky ny asabotsy sy alahady.

⚠️ Ho an’ireo faritra rehetra:

-Mitohy ny couvre-feu « 09 ora alina-04 maraina »

-Mikatona ny « bar ,espace, karaoke »

-Misokatra ny trano fisakafoanana fa ny antsasany mpanjifa ihany no azo raisina

-Mikatona ny toeram-pivavahana rehetra

-Misokatra ny Tsenam-pokotany ary olona iray ihany no tokony miantsena isan-tokantrano

-Entanina hatrany ny tsirairay hanatona haingana Toeram-pitsaboana raha vao misy soritraretina.

-Azo atao ny mitatitra entana sy vokatra

-Tsy mahazo mivezivezy ny Razana. Tsy mihoatra ny olona 10 ny mpandevina raha matin’ny Covid-19

-Hisy fasan’ny firaisam-po ho an’ireo lavon’ny Covid-19

-Voarara ny mamory olona mihoatra ny 50

-Tsy miasa ny olona marefo ary ireo orinasa mampiasa olona mihoatra ny 500 mahery dia atao mifandimby ny mpiasa ary ny antsasany ihany no miasa.

🚨🚨 Olona 4 no matin’ny COVID-19 omaly 17 Aprily 2021✅ 327 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19🦠 ...
18/04/2021

🚨🚨 Olona 4 no matin’ny COVID-19 omaly 17 Aprily 2021

✅ 327 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19

🦠 588 kosa ireo olona « testé positif » ka mitondra ny valanaretina Covid-19.

Anaovy ny aro-vava ary hajao ny elanelana iray metatra.

Arovy ny tenanao, arovy ny hafa!

Misy ahiana ka misalasala ny amin'ny tokony hanaovana fitiliana. Mety hanampy anao ity ?
16/04/2021

Misy ahiana ka misalasala ny amin'ny tokony hanaovana fitiliana. Mety hanampy anao ity ?

🚨🚨 Olona 7 no matin’ny COVID-19 omaly 14 Aprily 2021✅ 198 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19🦠 ...
15/04/2021

🚨🚨 Olona 7 no matin’ny COVID-19 omaly 14 Aprily 2021

✅ 198 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19

🦠 859 kosa ireo olona « testé positif » ka mitondra ny valanaretina Covid-19.

Anaovy ny aro-vava ary hajao ny elanelana iray metatra.

Arovy ny tenanao, arovy ny hafa!

🚨🚨 Olona 8 no matin’ny COVID-19 omaly 13 Aprily 2021✅ 285 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19🦠 ...
14/04/2021

🚨🚨 Olona 8 no matin’ny COVID-19 omaly 13 Aprily 2021

✅ 285 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19

🦠 583 kosa ireo olona « testé positif » ka mitondra ny valanaretina Covid-19.

Anaovy ny aro-vava ary hajao ny elanelana iray metatra.

Arovy ny tenanao, arovy ny hafa!

Fanazavana fanampiny momba ny antontan-taratasy ilaina amin'ny filatsahana an-tsitrapo ho famaliana ny antson'ny Minisit...
14/04/2021

Fanazavana fanampiny momba ny antontan-taratasy ilaina amin'ny filatsahana an-tsitrapo ho famaliana ny antson'ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka anatin'ny ady iombonana amin'ny COVID-19

𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐏𝐈𝐋𝐀𝐓𝐒𝐀𝐊𝐀 𝐀𝐍-𝐓𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀𝐏𝐎

𝐃𝐨𝐤𝐨𝐭𝐞𝐫𝐚 :
- Taratrasy fangatahana
- Dika mitovy ny mari-pahaizana maha mpitsabo,
- C.V
- Photocopie CIN certifiée
*Afaka raisina ireo nahavita fianarana taona faha-9 teny amin’ny Anjery manontolo (Thésard)

𝐏𝐚𝐫𝐚𝐦𝐞𝐝𝐲 :
- Taratrasy fangatahana
- Dika mitovy ny mari-pahaizana maha paramedy
- C.V
- Photocopie CIN certifiée

- « Equivalence » avy eo anivon’ny FOP***
𝐀𝐝𝐦𝐢𝐧𝐢𝐭𝐫𝐚𝐭𝐢𝐟 :
- Taratrasy fangatahana
- Dika mitovy ny mari-pahaizana BACC+
- C.V
- « Equivalence » avy eny amin'ny FOP***
- Photocopie CIN certifiée

𝐀𝐠𝐞𝐧𝐭 𝐝’𝐀𝐩𝐩𝐮𝐢 :
- Taratrasy fangatahana
- Dika mitovy ny mari-pahaizana BEPC na BACC,
- C.V
- Photocopie CIN certifiée

𝐂𝐡𝐚𝐮𝐟𝐟𝐞𝐮𝐫 :
- Taratrasy fangatahana
- Dika mitovy ny mari-pahaizana BEPC na BACC,
- C.V
- Fahazoan-dalana mitondra fiara « permis B »
- Photocopie CIN certifiée

𝐅𝐈𝐅𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 :
𝐊𝐚𝐫𝐚𝐦𝐚 :
- Karama mitovy amin’ny mpiasam-panjakana rehetra
- Miampy "Prime exceptionnelle Covid-19"
𝐅𝐞-𝐩𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐬𝐚 :
Iray taona
𝗔𝗱𝗶𝗿𝗲𝘀𝘆 𝗵𝗮𝗻𝗮𝘁𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗮𝗻𝘁𝗼𝘁𝗮n-𝘁𝗮𝗿𝗮𝘁𝗮𝘀𝘆 :
- Foibe ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka Ambohidahy Antananarivo varavarana faha-52
- Kabinetran' ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka.

--------
***Mikasika ny "equivalence" avy eny amin'ny FOP, manasa anao hamaky ny Note N: 057-2021/MTEFPLS/SG ny 12 aprily 2021 izay nozarainay ato amin'ny pejy io amin'ny ranty io ambany io.
---------
Mankasitraka antsika rehetra manaraka tsy tapaka ny Pejy ofisialy Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka.
---------

🚨🚨 Olona 6 no matin’ny COVID-19 omaly 12 Aprily 2021✅ 305 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19🦠 ...
13/04/2021

🚨🚨 Olona 6 no matin’ny COVID-19 omaly 12 Aprily 2021

✅ 305 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19

🦠 224 kosa ireo olona « testé positif » ka mitondra ny valanaretina Covid-19.

Anaovy ny aro-vava ary hajao ny elanelana iray metatra.

Arovy ny tenanao, arovy ny hafa!

🚨🚨 Olona 6 no matin’ny COVID-19 omaly 11 Aprily 2021✅ 227 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19🦠 ...
12/04/2021

🚨🚨 Olona 6 no matin’ny COVID-19 omaly 11 Aprily 2021

✅ 227 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19

🦠 478 kosa ireo olona « testé positif » ka mitondra ny valanaretina Covid-19.

Anaovy ny aro-vava ary hajao ny elanelana iray metatra.

Arovy ny tenanao, arovy ny hafa!

🚨🚨 Olona 7 no matin’ny COVID-19 omaly 10 Aprily 2021✅ 397 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19🦠 ...
12/04/2021

🚨🚨 Olona 7 no matin’ny COVID-19 omaly 10 Aprily 2021

✅ 397 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19

🦠 515 kosa ireo olona « testé positif » ka mitondra ny valanaretina Covid-19.

Anaovy ny aro-vava ary hajao ny elanelana iray metatra.

Arovy ny tenanao, arovy ny hafa!

🚨🚨 Olona 7 no matin’ny COVID-19 omaly 9 Aprily 2021✅ 188 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19🦠 5...
10/04/2021

🚨🚨 Olona 7 no matin’ny COVID-19 omaly 9 Aprily 2021

✅ 188 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19

🦠 514 kosa ireo olona « testé positif » ka mitondra ny valanaretina Covid-19.

Anaovy ny aro-vava ary hajao ny elanelana iray metatra.

Arovy ny tenanao, arovy ny hafa!

ANDEHA HIFANOME TANANATolotr'asa sy antso avy amin'ny Pejy ofisialy Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka ao anatin'ny ady a...
09/04/2021

ANDEHA HIFANOME TANANA
Tolotr'asa sy antso avy amin'ny Pejy ofisialy Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka ao anatin'ny ady amin'ny COVID-19

🚨🚨 Olona 11 no matin’ny COVID-19 omaly 8 Aprily 2021✅ 201 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19🦠 ...
09/04/2021

🚨🚨 Olona 11 no matin’ny COVID-19 omaly 8 Aprily 2021

✅ 201 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19

🦠 559 kosa ireo olona « testé positif » ka mitondra ny valanaretina Covid-19.

Anaovy ny aro-vava ary hajao ny elanelana iray metatra.

Arovy ny tenanao, arovy ny hafa!

🚨🚨 Olona 6 no matin’ny COVID-19 omaly 7 Aprily 2021✅ 154 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19🦠 3...
08/04/2021

🚨🚨 Olona 6 no matin’ny COVID-19 omaly 7 Aprily 2021

✅ 154 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19

🦠 348 kosa ireo olona « testé positif » ka mitondra ny valanaretina Covid-19.

Anaovy ny aro-vava ary hajao ny elanelana iray metatra.

Arovy ny tenanao, arovy ny hafa!

08/04/2021

Fandalovan'ny Minisitry 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐡𝐨𝐚𝐤𝐚, 𝐏𝐫𝐨𝐟. 𝐑𝐀𝐊𝐎𝐓𝐎𝐕𝐀𝐎 𝐇𝐚𝐧𝐢𝐭𝐫𝐚𝐥𝐚 𝐉𝐞𝐚𝐧 𝐋𝐨𝐮𝐢𝐬 𝐬𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐦𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐲 teny amin'ireo CTC-19 teto an-drenivohitra.

🚨🚨 Olona 7 no matin’ny COVID-19 omaly 6 Aprily 2021✅ 134 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19🦠 2...
07/04/2021

🚨🚨 Olona 7 no matin’ny COVID-19 omaly 6 Aprily 2021

✅ 134 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19

🦠 253 kosa ireo olona « testé positif » ka mitondra ny valanaretina Covid-19.

Anaovy ny aro-vava ary hajao ny elanelana iray metatra.

Arovy ny tenanao, arovy ny hafa!

📣 Nisokatra nanomboka omaly ny CTC-19 Alarobia handraisana ireo mararin'ny COVID-19 maneho ny "forme modérée" ka mila "c...
07/04/2021

📣 Nisokatra nanomboka omaly ny CTC-19 Alarobia handraisana ireo mararin'ny COVID-19 maneho ny "forme modérée" ka mila "concentrateur d'oxygène"

Loharanom-baovao : Pejy ofisialy Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka

🚨🚨 Olona 3 no matin’ny COVID-19 omaly 5 Aprily 2021✅ 111 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19🦠 1...
06/04/2021

🚨🚨 Olona 3 no matin’ny COVID-19 omaly 5 Aprily 2021

✅ 111 ireo sitrana tao arian’ny nahazoana ny valanaretina COVID-19

🦠 165 kosa ireo olona « testé positif » ka mitondra ny valanaretina Covid-19.

Anaovy ny aro-vava ary hajao ny elanelana iray metatra.

Arovy ny tenanao, arovy ny hafa!

COVID-19: FANDAMINANA MIKASIKA NY FANDRAISANA AN-TANANA IREO MARARY ⭕ Ireo marary maneho "forme légère: mikoha-maina, se...
06/04/2021

COVID-19: FANDAMINANA MIKASIKA NY FANDRAISANA AN-TANANA IREO MARARY

⭕ Ireo marary maneho "forme légère: mikoha-maina, seriserena, manavy, mangorana, vizambizana, marary tenda, mivalana...
Manatona ny Tobim-pahasalamana fototra (CSB 2) ahazoana ny fitsaboana sahaza. Aorian'ny fizaham-pahasalamana dia mahazo fanafody maimaimpoana ary mitoka-monina any an-trano (auto-confinement). Raha misy zavatra tsy azo azo dia miverina mamonjy ilay CSB 2 nanaovana fizaham-pahasalamana.

🔴 Ireo marary maneho "forme modérée" na misy aretina mitaiza toy ny diabeta, aretin'ny fo sy ny tosi-drà, "asthme"...
Mamonjy ny CTC-19 Village Voara Andohatapenaka, CTC-19 Mahamasina, ary ny CTC-19 Ivato.

⚠ Ireo marary maneho tranga misy fahasarotana (forme grave) dia manatona ny Hôpitaly lehibe:
CHUJRA Ampefiloha
CHUJRB Befelatanana
CHU Anosiala
CHU Andohatapenaka
CHU Fenoarivo...
Ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka dia manentana antsika rehetra hanaraka ireo fepetra sy lamina noraisin'ny Fitondram-panjakana hisorohana ny fiparitahan'ny valanaretina COVID-19.

Loharanom-baovao : SCM/DirCom-MSANP

Mitohy hatrany ny fandraisana ireo torohevitra sy torolalana ao amin'ny hafatra miafin'ny pejy CIC-19 ka hovalian'ireo mpiasan'ny fahasalamana.

Address

CCO Ivato
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre de Traitement Covid-19 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Centre d’Informations COVID-19 Antananarivo

Pejy Ofisialy natokana ho an’ireo mitondra ny valanaretina COVID-19 hanafainganana ny fandraisan-tanana sy ny fanomezana torolalana ho azy ireo avy amin’ny mpiasan’ny Fahasalamana isan-tsokajiny

Alefaso an-tsoratra eto amin’ny pejy ny fanontaniana ara-pahasalamana mahakasika anao na olona akaiky anao ka mila torolalana mazava momba ny fitsaboana sy ny torohevitra maika.


Other Digital creator in Antananarivo

Show All