Mctv.mg

Mctv.mg MCTV (Madagascar Christian Television) ! Votre site d'actualités chrétiennes à Madagascar.✝️

09/09/2024

𝐒𝐀𝐁𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐀𝐍𝐈𝐎 : Raha te ho lava andro iainana dia mila manaja ny ray aman-dreny , sabatra ho anao iarahana amin'i avy eto

𝗘𝗞𝗦𝗢𝗗𝗢𝗦𝗬 𝟮𝟬:𝟭𝟮 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗝𝗔 𝗡𝗬 𝗥𝗔𝗜𝗡𝗔𝗢 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗥𝗘𝗡𝗜𝗡𝗔𝗢 𝗠𝗕𝗔 𝗛𝗢 𝗠𝗔𝗥𝗢 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗜𝗔𝗡𝗔𝗢 𝗔𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗧𝗔𝗡𝗬 𝗜𝗭𝗔𝗬 𝗢𝗠𝗘𝗡'𝗜 𝗝𝗘𝗛𝗢𝗩𝗔𝗛 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗠𝗔𝗡𝗜𝗧𝗥𝗔𝗢 𝗛𝗢 𝗔𝗡𝗔𝗢.

Na kely ianao na lehibe dia hajao dada sy neny !!! 😉🫵

Ho anao ihany koa izay manana ankizy te handray anjara dia afaka mi contact anay eto amin'ny pejy ary mandefa avy hatrany ny vidéon'ankizy mizara tenin'Andriamanitra ! 😃

Na afaka alefa mail ihany koa ato amin'ny : [email protected]

Ny fandaharana 𝐒𝐀𝐁𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐀𝐍𝐈𝐎 dia afaka arahinao ihany koa :
- ao amin'ny site : https://mctv.mg/movie/raha-te-ho-lava-andro-iainana-dia-mila-manaja-ny-ray-aman-dreninao-301
-na ao amin'ny Youtube : https://www.youtube.com/watch?v=e69wOHOxliY

Manana ny fotoana tsara indrindra hanatanterahana ny teniNy aminao Andriamanitra , matokia Azy hatrany fa haiNy atao iza...
08/09/2024

Manana ny fotoana tsara indrindra hanatanterahana ny teniNy aminao Andriamanitra , matokia Azy hatrany fa haiNy atao izany!

𝑵𝒚 𝒌𝒆𝒍𝒚 𝒉𝒐 𝒕𝒐𝒏𝒈𝒂 𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐, 𝒂𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝒎𝒂𝒍𝒆𝒎𝒚 𝒉𝒐 𝒕𝒐𝒏𝒈𝒂 𝒇𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 𝒎𝒂𝒉𝒆𝒓𝒚; 𝑰𝒛𝒂𝒉𝒐 𝑱𝒆𝒉𝒐𝒗𝒂𝒉 𝒏𝒐 𝒉𝒂𝒏𝒂𝒇𝒂𝒊𝒏𝒈𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒛𝒂𝒏𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒇𝒐𝒕𝒐𝒂𝒏𝒚. - 𝑰𝒔𝒂𝒊𝒂 𝟔𝟎:𝟐𝟐

Tahian'i Jesosy amin'izao alahady mahafinaritra izao 🥰🫶

Raha hijery sy hizara ireo tenin'Andriamanitra hafa ianao dia afaka mijery ato anatin'ny site :https://mctv.mg/daily-verse


Vivez l'inspiration quotidienne avec notre verset du jour présenté en images et vidéos captivantes sur MCTV, votre source de contenu chrétien à Madagascar. Rejoignez-nous pour une illumination spirituelle et des conseils

𝗘𝗩𝗘𝗡𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧 - 𝗖𝗿𝗼𝗶𝘀𝗮𝗱𝗲 𝗙𝗮𝗻𝗮𝗳𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗮𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮: "𝗧𝗘 𝗛𝗢 𝗔𝗙𝗔𝗞𝗔 𝗩𝗘 𝗜𝗔𝗡𝗔𝗢?"Hetsika lehibe ara-pilazantsara eto Madagasikar...
06/09/2024

𝗘𝗩𝗘𝗡𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧 - 𝗖𝗿𝗼𝗶𝘀𝗮𝗱𝗲 𝗙𝗮𝗻𝗮𝗳𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝘀𝘆 𝗙𝗮𝗻𝗮𝘀𝗶𝘁𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮: "𝗧𝗘 𝗛𝗢 𝗔𝗙𝗔𝗞𝗔 𝗩𝗘 𝗜𝗔𝗡𝗔𝗢?"

Hetsika lehibe ara-pilazantsara eto Madagasikara : Ny Croisade "𝗧𝗘 𝗛𝗢 𝗔𝗙𝗔𝗞𝗔 𝗩𝗘 𝗜𝗔𝗡𝗔𝗢?" izay hiarahana amin'ny evanjelistra : Arias , Dr. Stephan Mutua, ary David Herzog Ministries

📅 Hotanterahina ny sabotsy 07 sy alahady 08 septambra, manomboka amin'ny 2 ora tolakandro.
📌Toerana : Coliseum Antsonjombe

Entanina avokoa na ireo pastora, mpitarika fiangonana, na olona tsotra mba hanatrika ity fotoana lehibe ity. 😊
Ao anatin'ity fotoana ity, dia hahazo fahasitranana ara-batana sy fanafahana ara-panahy ireo izay rehetra ho tonga hanatrika. Na efa Kristiana ianao na tsia, dia tsy hisy ho diso anjara amin'ny herin'Andriamanitra. 👌🔥

Andao hiara-hiombona amin'ity hetsika lehibe ity mba handray ny fitahian'Andriamanitra izay efa miandry antsika sy ny firenentsika! 🇲🇬

Entano ny namana ! 😉

Croisade de Libération et de Guérison : "TE HO AFAKA VE IANAO?" Un grand événement d'évangélisation se poursuit à Madagascar avec la Croisade de Libération et de Guérison, un moment fort qui promet d'apporter puissance et bénédictions. Sous le thème "Te ho afaka ve ianao?", cette croisad...

06/09/2024

𝐒𝐀𝐁𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐀𝐍𝐈𝐎 : Rehefa mino SY mandray an'i Jesosy ianao vao tonga zanak'Andriamanitra , miaraka amin'i avy eto

𝗝𝗔𝗢𝗡𝗔 𝟭:𝟭𝟮 𝗙𝗔 𝗜𝗭𝗔𝗬 𝗥𝗘𝗛𝗘𝗧𝗥𝗔 𝗡𝗔𝗡𝗗𝗥𝗔𝗬 𝗔𝗭𝗬 𝗗𝗜𝗔 𝗡𝗢𝗠𝗘𝗡𝗬 𝗛𝗘𝗥𝗬 𝗛𝗢 𝗧𝗢𝗡𝗚𝗔 𝗭𝗔𝗡𝗔𝗞'𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗠𝗔𝗡𝗜𝗧𝗥𝗔, 𝗗𝗜𝗔 𝗜𝗭𝗔𝗬 𝗠𝗜𝗡𝗢 𝗡𝗬 𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗡𝗬.

Efa zanak'Andriamanitra ve ianao ?😊

Ho anao ihany koa izay manana ankizy te handray anjara dia afaka mi contact anay eto amin'ny pejy ary mandefa avy hatrany ny vidéon'ankizy mizara tenin'Andriamanitra ! 😃

Na afaka alefa mail ihany koa ato amin'ny : [email protected]

Ny fandaharana 𝐒𝐀𝐁𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐀𝐍𝐈𝐎 dia afaka arahinao ihany koa :
- ao amin'ny site
-na ao amin'ny Youtube :https://www.youtube.com/watch?v=wD94Ws45BQU&feature=youtu.be

04/09/2024

𝐒𝐀𝐁𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐀𝐍𝐈𝐎 : Tsy hanan-java mahory ianao rehefa Jesosy Kristy no Mpiandry anao , miaraka amin'i avy eto

𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐎 𝟐𝟑:𝟏 𝐉𝐄𝐇𝐎𝐕𝐀𝐇 𝐍𝐎 𝐌𝐏𝐈𝐀𝐍𝐃𝐑𝐘 𝐀𝐇𝐘 , 𝐓𝐒𝐘 𝐇𝐀𝐍𝐀𝐍-𝐉𝐀𝐕𝐀𝐌𝐀𝐇𝐎𝐑𝐘 𝐀𝐇𝐎

Ary ianao, iza no mpiandry anao ? 🧐

Ho anao ihany koa izay manana ankizy te handray anjara dia afaka mi contact anay eto amin'ny pejy ary mandefa avy hatrany ny vidéon'ankizy mizara tenin'Andriamanitra ! 😃

Na afaka alefa mail ihany koa ato amin'ny : [email protected]

Ny fandaharana 𝐒𝐀𝐁𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐀𝐍𝐈𝐎 dia afaka arahinao ihany koa :
- ao amin'ny site: https://mctv.mg/movie/tsy-hanan-java-mahory-ianao-rehefa-jesosy-kristy-no-mpiandry-anao-298
-na ao amin'ny Youtube: https://www.youtube.com/watch?v=bDoec4khXFo

Ataovy lohalaharana ho anao amin'izao volana vaovao izao indray ny hanantanteraka ny sitrapon'Andriamanitra sy hahavita ...
01/09/2024

Ataovy lohalaharana ho anao amin'izao volana vaovao izao indray ny hanantanteraka ny sitrapon'Andriamanitra sy hahavita ny asany! 😊

𝑯𝒐𝒚 𝑱𝒆𝒔𝒐𝒔𝒚 𝒕𝒂𝒎𝒊𝒏𝒚: 𝑵𝒚 𝒉𝒂𝒏𝒊𝒌𝒐 𝒅𝒊𝒂 𝒏𝒚 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒏𝒚 𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂𝒑𝒐𝒏'𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒏𝒂𝒏𝒊𝒓𝒂𝒌𝒂 𝑨𝒉𝒚 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒎𝒂𝒉𝒂𝒗𝒊𝒕𝒂 𝒏𝒚 𝒂𝒔𝒂𝒏𝒚. -𝑱𝒂𝒐𝒏𝒂 𝟒:𝟑𝟒

Hahita ny fiasan'Andriamanitra eo amin'ny fiainanao anie ianao amin'izany!🙏


30/08/2024

𝗧𝗦𝗬 𝗔𝗙𝗔𝗞𝗔 𝗕𝗔𝗖𝗖, 𝗜𝗡𝗢𝗡𝗔 𝗡𝗢 𝗔𝗧𝗔𝗢? 🧐😊 (vidéo version facebook 6mn)

Misy azo atao tsara , sady misy fanantenana sy torohevitra tsara ho anao ! 😉
Tsy tapitra eo ny fiainana , misy lalana ohatran'ny tsy mety amin'ny fijerin'ny olona , na amin'ny fijerinao ihany koa aza , fa mety kosa amin'Andriamanitra anefa 🤗

Araho ato anatin'ny 𝙛𝙖𝙣𝙙𝙖𝙝𝙖𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙉𝙔 𝙃𝘼𝙏𝘼𝙉𝙊𝙍𝘼𝙉𝘼 iarahana amin'i 𝙅𝙤𝙝𝙖𝙣𝙣𝙖 𝙍𝘼𝙕𝘼𝙉𝘼𝙆𝙊𝙏𝙊 ny lohahevitra hoe : 𝗧𝗦𝗬 𝗔𝗙𝗔𝗞𝗔 𝗕𝗔𝗖𝗖, 𝗜𝗡𝗢𝗡𝗔 𝗡𝗢 𝗔𝗧𝗔𝗢? hahalalanao ny tokony ataonao indray ary hampahery anao ihany koa amin'izao vanim-potoana misy anao izao. 😊💪

- Afaka arahinao ihany koa ao amin'ny site-ny MCTV : https://mctv.mg/movie/tsy-afaka-bacc-inona-no-atao-295
- Na ao amin'ny youtube MCTV-MG : https://www.youtube.com/watch?v=v39m4XiXX_4

𝑭𝒂 𝑰𝒛𝒂𝒉𝒐 𝒎𝒂𝒉𝒂𝒍𝒂𝒍𝒂 𝒏𝒚 𝒉𝒆𝒗𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒊𝒉𝒆𝒗𝒆𝒓𝒂𝒌𝒐 𝒂𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐, 𝒉𝒐𝒚 𝑱𝒆𝒉𝒐𝒗𝒂𝒉, 𝒅𝒊𝒂 𝒉𝒆𝒗𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒉𝒂𝒉𝒂𝒕𝒐𝒏𝒈𝒂 𝒇𝒊𝒂𝒅𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂, 𝒇𝒂 𝒕𝒔𝒚 𝒍𝒐𝒛𝒂, 𝒎𝒃𝒂 𝒉𝒂𝒏𝒐𝒎𝒆 𝒂𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒏𝒕𝒆𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒓𝒂𝒏𝒚. - Jeremia 29:11

👉Raha mila fanazavana na misy fiaraha-miasa tianao atao dia afaka alefanao ato amin'ny : [email protected]

𝗧𝗦𝗬 𝗔𝗙𝗔𝗞𝗔 𝗕𝗔𝗖𝗖, 𝗜𝗡𝗢𝗡𝗔 𝗡𝗢 𝗔𝗧𝗔𝗢? Misy azo atao tsara , sady misy fanantenana sy torohevitra  tsara ho anao ! 😁😉👌Arahinao e...
30/08/2024

𝗧𝗦𝗬 𝗔𝗙𝗔𝗞𝗔 𝗕𝗔𝗖𝗖, 𝗜𝗡𝗢𝗡𝗔 𝗡𝗢 𝗔𝗧𝗔𝗢?

Misy azo atao tsara , sady misy fanantenana sy torohevitra tsara ho anao ! 😁😉👌

Arahinao eto amin'ny facebook amin'ny 19H
ary ao amin'ny site https://mctv.mg amin'ny 18H

Araho ny pejy na ihany koa ny chaine youtube : https://www.youtube.com/-MG raha hijery ireo fandaharana hafa ianao.

29/08/2024

𝗔𝗥𝗔-𝗕𝗔𝗜𝗕𝗢𝗟𝗬 𝗩𝗘 𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗜𝗛𝗬 𝗔𝗢 𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗔𝗡𝗚𝗢𝗡𝗔𝗡𝗔 ? 🤔💃🕺 (vidéo version facebook 6mn32s)

"Hay ianareo ilay mandihindihy be rehefa mivavaka💃🕺 ? "

Ianao ilay mpanontany sa ilay hanontaniana ? 😮🫣

Valiana aminao ato anatin'ny 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗥𝗢 𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗥𝗜𝗡𝗔 anio miaraka amin'ny mpanompon'Andriamanitra 𝗙𝗲𝗻𝗼𝗵𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗡𝗜𝗥𝗜𝗡𝗔 ny mahakasika ny hoe "𝗔𝗥𝗔-𝗕𝗔𝗜𝗕𝗢𝗟𝗬 𝗩𝗘 𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗜𝗛𝗬 𝗔𝗢 𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗔𝗡𝗚𝗢𝗡𝗔𝗡𝗔 ?"

Fantaro ary aloha fa tsy ny fiangonana zandriny na fiangonana taty aoriana no namorona ny fandihizana ao am-piangonana fa efa nanomboka tamin'ny fiangonana voalohany dia ny zanak'Israely. 😉

Manasa anao hanaraka ny fizarana hatramin'ny farany hahafantaranao misimisy kokoa mahakasika ity lohahevitra ity 👇

Afaka arahinao ihany koa ao amin'ny
site : https://mctv.mg/movie/ara-baiboly-ve-ny-mandihy-ao-am-piangonana-292
na Youtube : https://www.youtube.com/watch?v=2U93wojD-K0

𝙈𝙞𝙙𝙚𝙧𝙖̀ 𝘼𝙯𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙖𝙥𝙤𝙣𝙜𝙖 𝙩𝙖𝙥𝙖𝙠𝙖 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙙𝙞𝙝𝙮 - 𝙎𝙖𝙡𝙖𝙢𝙤 𝟭𝟱𝟬:𝟰

👉 Raha misy fanontaniana na misy fiaraha-miasa tinao atao dia afaka alefanao amin'ny : contact@mctv-mg

𝗔𝗥𝗔-𝗕𝗔𝗜𝗕𝗢𝗟𝗬 𝗩𝗘 𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗜𝗛𝗬 𝗔𝗢 𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗔𝗡𝗚𝗢𝗡𝗔𝗡𝗔 ? 🤔💃🕺"Hay ianareo ilay mandihindihy be rehefa mivavaka💃🕺 ? "Ianao ilay mpanon...
29/08/2024

𝗔𝗥𝗔-𝗕𝗔𝗜𝗕𝗢𝗟𝗬 𝗩𝗘 𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗜𝗛𝗬 𝗔𝗢 𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗔𝗡𝗚𝗢𝗡𝗔𝗡𝗔 ? 🤔💃🕺

"Hay ianareo ilay mandihindihy be rehefa mivavaka💃🕺 ? "

Ianao ilay mpanontany sa ilay hanontaniana ? 😮🫣

Valiana aminao ato anatin'ny 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗥𝗢 𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗥𝗜𝗡𝗔 anio miaraka amin'ny mpanompon'Andriamanitra 𝗙𝗲𝗻𝗼𝗵𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗡𝗜𝗥𝗜𝗡𝗔 ny mahakasika ny hoe "𝗔𝗥𝗔-𝗕𝗔𝗜𝗕𝗢𝗟𝗬 𝗩𝗘 𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗡𝗗𝗜𝗛𝗬 𝗔𝗢 𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗔𝗡𝗚𝗢𝗡𝗔𝗡𝗔 ?"

Fantaro ary aloha fa tsy ny fiangonana zandriny na fiangonana taty aoriana no namorona ny fandihizana ao am-piangonana fa efa nanomboka tamin'ny fiangonana voalohany dia ny zanak'Israely. 😉

Manasa anao hanaraka ny fizarana hatramin'ny farany hahafantaranao misimisy kokoa mahakasika ity lohahevitra ity 👇

Afaka arahinao izao ao amin'ny
site : https://mctv.mg/movie/ara-baiboly-ve-ny-mandihy-ao-am-piangonana-292
na Youtube : https://www.youtube.com/watch?v=2U93wojD-K0

𝙈𝙞𝙙𝙚𝙧𝙖̀ 𝘼𝙯𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙖𝙥𝙤𝙣𝙜𝙖 𝙩𝙖𝙥𝙖𝙠𝙖 𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙙𝙞𝙝𝙮 - 𝙎𝙖𝙡𝙖𝙢𝙤 𝟭𝟱𝟬:𝟰

👉 Raha misy fanontaniana na misy fiaraha-miasa tinao atao dia afaka alefanao amin'ny : contact@mctv-mg

Vous êtes-vous déjà interrogé sur la place de la danse pendant les cultes? Peut-être avez-vous été c

𝐀𝐂𝐓𝐔𝐀𝐋𝐈𝐓𝐄: 𝐀𝐧𝐭𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐝𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐢 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐣𝐚𝐧𝐠𝐚 - 𝐌𝐢𝐟𝐨𝐡𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐢 𝐊𝐫𝐢𝐬𝐭𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚!🇲🇬❤Misesy ny hetsika ara-pilazantsara m...
27/08/2024

𝐀𝐂𝐓𝐔𝐀𝐋𝐈𝐓𝐄: 𝐀𝐧𝐭𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐝𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐢 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐣𝐚𝐧𝐠𝐚 - 𝐌𝐢𝐟𝐨𝐡𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐢 𝐊𝐫𝐢𝐬𝐭𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚!🇲🇬❤

Misesy ny hetsika ara-pilazantsara manerana ny Nosy ary anisan'izany ilay fotoana "𝐀𝐧𝐭𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐝𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚" izay nokarakarain'ny filoham-pirenena Présidence de la République de Madagascar nanomboka teto Antananarivo ary nitohy tany Mahajanga ny faran'ny herinandro lasa teo.

Marobe ireo olona vory nandritran'izany izay niaraka nidera an'i Jesosy Kristy niaraka tamin'ireo mpihira evanjelika maro avy ao amin'ny faritra sy ireo avy eto Antananarivo: Pepe Shine , Lovatiana , Henika , JAWS BAND , Ranaivon , , , Fiderana ,.... 👏
Nasandratra nandritran'izany fotoana izany ihany koa ny vavaka hoan'ny filaminana sy famonjena ny firenena malagasy.

Mbola hitohy manerana ireo faritra hafa eto Madagasikara moa ity hetsika lehibe ity mba hahazoan'ny malagasy tsirairay avy mandre sy mandray ny filazantsaran'i Jesosy Kristy.

Velona Jesosy ! 🙌


L’ Antsam-piderana pour Mahajanga s’est déroulé avec succès le dimanche 25 août 2024, réunissant de nombreux groupes de chant évangélique. Cet événement, initié à Antananarivo et poursuivi à Mahajanga, s'inscrit dans une tournée régionale visant à porter la nation en prière. Ce p...

𝐀𝐂𝐓𝐔𝐀𝐋𝐈𝐓𝐄 : 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐳𝐨 𝐭𝐨𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐫𝐢𝐯𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐞𝐯𝐚𝐧𝐣𝐞𝐥𝐢𝐤𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚🇲🇬 , 𝐅𝐞𝐧𝐨 𝐡𝐢𝐩𝐨𝐤𝐚  𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐢𝐯𝐞𝐥𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐂𝐨𝐥𝐢𝐬𝐞𝐮𝐦...
27/08/2024

𝐀𝐂𝐓𝐔𝐀𝐋𝐈𝐓𝐄 : 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐳𝐨 𝐭𝐨𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐫𝐢𝐯𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐞𝐯𝐚𝐧𝐣𝐞𝐥𝐢𝐤𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚🇲🇬 , 𝐅𝐞𝐧𝐨 𝐡𝐢𝐩𝐨𝐤𝐚 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐢𝐯𝐞𝐥𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐂𝐨𝐥𝐢𝐬𝐞𝐮𝐦 𝐧𝐢𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐧𝐠𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐕𝐚𝐡𝐚𝐨 𝐧𝐲 𝐎𝐥𝐨𝐤𝐨 👏

Tsy azo lavina fa velona Jesosy Kristy ary velona ihany koa ny finoan'ny malagasy Azy.
Hita taratra nandritra ny fotoana lehibe "GRAND DEFI 2024" izay nokarakarain'ny fiangonana 𝐕𝐚𝐡𝐚𝐨 𝐧𝐲 𝐎𝐥𝐨𝐤𝐨 ny sabotsy 24 Aogositra lasa teo izay notarihin'i Pasteur Hery Tiana Randriarimalala fa maro dia maro ireo Kristiana malagasy mangetaheta sy mitady an'i Jesosy, ilay hany tokana afaka mamonjy. 😃

Feno daholo ny toerana rehetra tao anatin'ny Coliseum, ary hatrany amin'ny faritra ivelany aza dia mbola hipoka olona ihany koa.
Nampatsiahy nandritra ny fotoana moa ny mpitarika tao anatin'ny fizarana fa efa ho avy Jesosy ary tokony miomana ny amin'izany ny tsirairay avy fa tsy tokony ho variana na voasintona amin'ireo karazana fakam-panahy.

Tsy isalasalana fa fotoana nahafahana nampiorina ny finoana sy ny fanapahan-kevitry ny tsirairay hanaraka an'i Jesosy Kristy sy ny handrosoan'ny fitoriana ny Filazantsara iny fotoana lehibe sy goavana iny. 😃

Araho hatrany eto amin'ny https://mctv.mg ny vaovao sy ny seho evanjelika farany izay niseho teto Madagasikara.


Le GRAND DÉFI 2024, organisé par l'Église VAHAO NY OLOKO sous la direction du pasteur Hery Hery Tiana RANDRIARIMALALA, a rassemblé des milliers de croyants au Coliseum de Madagascar le samedi 24 août 2024. Cet événement a été un moment fort, unifiant les chrétiens autour de leur foi en Jé...

Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho anao ! 😁👋
24/08/2024

Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho anao ! 😁👋


23/08/2024

𝗙𝗔𝗠𝗔𝗗𝗜𝗛𝗔𝗡𝗔 🇲🇬🙅‍♂️🙅‍♀️ (vidéo version facebook 9mn01sec)

Ny Kristiana dia tsy manao famadihana. 🚫

Anisan'ny fomba malagasy mbola be mpanao indrindra ny famadihana sady fotoanan'ny famadihana mihitsy rehefa ririnina ohatran'izao 🇲🇬

Tsy ny fomba Malagasy rehetra anefa no mety sy mifanaraka amin'ny sitrapon'Andriamanitra, misy ny fanompoan-tsampy , ary anisan'izay ny famadihana na ihany koa hoe filalaovana faty 🤢😱

Zaraina aminao ato anatin'ny 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗥𝗢 𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗥𝗜𝗡𝗔 anio miaraka amin'ny mpanompon'Andriamanitra 𝗙𝗲𝗻𝗼𝗵𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗡𝗜𝗥𝗜𝗡𝗔 ny mahakasika ny 𝗙𝗔𝗠𝗔𝗗𝗜𝗛𝗔𝗡𝗔 ; fa maninona ny Kristiana no tsy mahazo mamadika .

Valiana aminao ato anatin'ny fampianarana izany rehetra izany 👇
Afaka arahinao ihany koa ao amin'ny
site : https://mctv.mg/movie/famadihana-289
na Youtube : https://www.youtube.com/watch?v=MjjGR9x1Q08

𝙠𝙖 𝙝𝙤 𝙛𝙖𝙣𝙩𝙖𝙩𝙧𝙖𝙧𝙚𝙤 𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙧𝙞𝙣𝙖, 𝙖𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙧𝙞𝙣𝙖 𝙝𝙖𝙝𝙖𝙛𝙖𝙠𝙖 𝙖𝙣𝙖𝙧𝙚𝙤 𝙩𝙨𝙮 𝙝𝙤 𝙖𝙣𝙙𝙚𝙫𝙤. - 𝙅𝙖𝙤𝙣𝙖 𝟴:𝟯𝟮

👉 Raha misy fanontaniana na misy fiaraha-miasa tinao atao dia afaka alefanao amin'ny : contact@mctv-mg

𝗙𝗔𝗠𝗔𝗗𝗜𝗛𝗔𝗡𝗔 🇲🇬🙅‍♂️🙅‍♀️ Ny Kristiana dia tsy manao famadihana. 🚫 Anisan'ny fomba malagasy mbola be mpanao indrindra ny fam...
23/08/2024

𝗙𝗔𝗠𝗔𝗗𝗜𝗛𝗔𝗡𝗔 🇲🇬🙅‍♂️🙅‍♀️

Ny Kristiana dia tsy manao famadihana. 🚫

Anisan'ny fomba malagasy mbola be mpanao indrindra ny famadihana sady fotoanan'ny famadihana mihitsy rehefa ririnina ohatran'izao 🇲🇬

Tsy ny fomba Malagasy rehetra anefa no mety sy mifanaraka amin'ny sitrapon'Andriamanitra, misy ny fanompoan-tsampy , ary anisan'izay ny famadihana na ihany koa hoe filalaovana faty 🤢😱

Zaraina aminao ato anatin'ny 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗥𝗢 𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗥𝗜𝗡𝗔 anio miaraka amin'ny mpanompon'Andriamanitra 𝗙𝗲𝗻𝗼𝗵𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗡𝗜𝗥𝗜𝗡𝗔 ny mahakasika ny 𝗙𝗔𝗠𝗔𝗗𝗜𝗛𝗔𝗡𝗔 ; fa maninona ny Kristiana no tsy mahazo mamadika .

Valiana aminao ato anatin'ny fampianarana izany rehetra izany 👇
Afaka arahinao ihany koa ao amin'ny
site : https://mctv.mg/movie/famadihana-289
na Youtube : https://www.youtube.com/watch?v=MjjGR9x1Q08

𝙠𝙖 𝙝𝙤 𝙛𝙖𝙣𝙩𝙖𝙩𝙧𝙖𝙧𝙚𝙤 𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙧𝙞𝙣𝙖, 𝙖𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙧𝙞𝙣𝙖 𝙝𝙖𝙝𝙖𝙛𝙖𝙠𝙖 𝙖𝙣𝙖𝙧𝙚𝙤 𝙩𝙨𝙮 𝙝𝙤 𝙖𝙣𝙙𝙚𝙫𝙤. - 𝙅𝙖𝙤𝙣𝙖 𝟴:𝟯𝟮

👉 Raha misy fanontaniana na misy fiaraha-miasa tinao atao dia afaka alefanao amin'ny : contact@mctv-mg

Dans le nouvel épisode de *FANTARO NY MARINA : FAMADIHANA , Fenohasina ANDRINIRINA explore une tradi

23/08/2024

𝐒𝐀𝐁𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐀𝐍𝐈𝐎 : Andriamanitra hitodihana sy banjinina fa aza variana, ----- iarahana amin'i avy eto

𝗢𝗛𝗔𝗕𝗢𝗟𝗔𝗡𝗔 𝟮𝟯:𝟮𝟲 𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔, 𝗔𝗧𝗢𝗟𝗢𝗥𝗬 𝗔𝗛𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗢𝗡𝗔𝗢, 𝗔𝗥𝗬 𝗔𝗢𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗦𝗢𝗡𝗔𝗢 𝗛𝗢 𝗙𝗔𝗟𝗬 𝗠𝗜𝗝𝗘𝗥𝗬 𝗡𝗬 𝗟𝗔𝗟𝗔𝗞𝗢.

Jesosy ihany no mahay mikarakara sy mandamina ny fiainanao. 😁🫵

Ho anao ihany koa izay manana ankizy te handray anjara dia afaka mi contact anay eto amin'ny pejy ary mandefa avy hatrany ny vidéon'ankizy mizara tenin'Andriamanitra ! 😃

Na afaka alefa mail ihany koa ato amin'ny : [email protected]

Ny fandaharana 𝐒𝐀𝐁𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐀𝐍𝐈𝐎 dia afaka arahinao ihany koa :
- ao amin'ny site: https://mctv.mg/movie/jesosy-hitodihana-sy-banjinina-aza-variana-288
-na ao amin'ny Youtube : https://www.youtube.com/watch?v=VEo0EXTd3AU&feature=youtu.be

21/08/2024

𝗘𝗫𝗘𝗥𝗖𝗜𝗖𝗘𝗦 𝗙𝗜𝗧𝗔𝗜𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗘𝗠𝗣𝗢𝗟𝗜𝗡'𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗠𝗔𝗡𝗜𝗧𝗥𝗔 (𝗮𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗮𝘁𝗮𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮 𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮)
𝗧𝗔𝗡𝗢𝗥𝗔 𝗞𝗥𝗜𝗦𝗧𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗧𝗔𝗡𝗝𝗔𝗛𝗔𝗡𝗧𝗘𝗡𝗔 🏃‍♂️🏋️‍♀️ (vidéo version facebook 50sec)

Ilain'ny tanora ny fanatanjahantena, tafiditra amin'izany mihitsy ny tanora Kristiana.
Tempolin'Andriamanitra ny vatantsika ka tokony ho kolokoloina.

Zarain'i 𝘇𝗼𝗸𝘆 𝗔𝗶𝗻𝗮 aminao ato anatin'ny 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗡𝗬 𝗛𝗔𝗧𝗔𝗡𝗢𝗥𝗔𝗡𝗔
androany ny mahakasika ny 𝗧𝗔𝗡𝗢𝗥𝗔 𝗞𝗥𝗜𝗦𝗧𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗧𝗔𝗡𝗝𝗔𝗛𝗔𝗡𝗧𝗘𝗡𝗔 hahaizanao hoe ahoana ilay sady salama tsara no miaraka amin'i Jesosy.

Ary inona ny fanatanjahantena ataonao ?

Ny fanaovana fanatanjahantena dia sady afaka ny ho loharanon'ny fahasalamanao no hanatsara ny fifandraisanao amin'Andriamanitra. 💪🙏

Kolokoloy ny tempolin'Andriamanitra ! 😉

- Afaka arahinao ihany koa ao amin'ny site-ny MCTV : https://mctv.mg/movie/tanora-kristiana-sy-ny-fanatanjahantena-286
- Na ihany koa ao amin'ny Youtube : https://www.youtube.com/watch?v=KF4WU9P4MRU

👉Raha mila fanazavana na misy fiaraha-miasa tianao atao dia afaka alefanao ato amin'ny : [email protected]

𝗘𝗫𝗘𝗥𝗖𝗜𝗖𝗘𝗦 𝗙𝗜𝗧𝗔𝗜𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗘𝗠𝗣𝗢𝗟𝗜𝗡'𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗠𝗔𝗡𝗜𝗧𝗥𝗔  (𝗮𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗮𝘁𝗮𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮 𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮)𝗧𝗔𝗡𝗢𝗥𝗔 𝗞𝗥𝗜𝗦𝗧𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗧𝗔𝗡𝗝𝗔𝗛𝗔𝗡𝗧𝗘𝗡𝗔 🏃‍♂️🏋️‍...
21/08/2024

𝗘𝗫𝗘𝗥𝗖𝗜𝗖𝗘𝗦 𝗙𝗜𝗧𝗔𝗜𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗘𝗠𝗣𝗢𝗟𝗜𝗡'𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗠𝗔𝗡𝗜𝗧𝗥𝗔 (𝗮𝗳𝗮𝗸𝗮 𝗮𝘁𝗮𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝘁𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮 𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮)
𝗧𝗔𝗡𝗢𝗥𝗔 𝗞𝗥𝗜𝗦𝗧𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗧𝗔𝗡𝗝𝗔𝗛𝗔𝗡𝗧𝗘𝗡𝗔 🏃‍♂️🏋️‍♀️

Ilain'ny tanora ny fanatanjahantena, tafiditra amin'izany mihitsy ny tanora Kristiana.
Tempolin'Andriamanitra ny vatantsika ka tokony ho kolokoloina.

Zarain'i 𝘇𝗼𝗸𝘆 𝗔𝗶𝗻𝗮 aminao ato anatin'ny 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗡𝗬 𝗛𝗔𝗧𝗔𝗡𝗢𝗥𝗔𝗡𝗔
androany ny mahakasika ny 𝗧𝗔𝗡𝗢𝗥𝗔 𝗞𝗥𝗜𝗦𝗧𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗧𝗔𝗡𝗝𝗔𝗛𝗔𝗡𝗧𝗘𝗡𝗔 hahaizanao hoe ahoana ilay sady salama tsara no miaraka amin'i Jesosy.

Ary inona ny fanatanjahantena ataonao ?

Ny fanaovana fanatanjahantena dia sady afaka ny ho loharanon'ny fahasalamanao no hanatsara ny fifandraisanao amin'Andriamanitra. 💪🙏

Kolokoloy ny tempolin'Andriamanitra ! 😉

- Afaka arahinao izao ao amin'ny site-ny MCTV : https://mctv.mg/movie/tanora-kristiana-sy-ny-fanatanjahantena-286
- Na ihany koa ao amin'ny Youtube : https://www.youtube.com/watch?v=KF4WU9P4MRU

👉Raha mila fanazavana na misy fiaraha-miasa tianao atao dia afaka alefanao ato amin'ny : [email protected]

Dans le prochain épisode de NY HATANORANA, Zoky Aina aborde un sujet inspirant pour les jeunes chrét

21/08/2024

𝐒𝐀𝐁𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐀𝐍𝐈𝐎 : Jesosy ilay tena mpanafaka miaraka amin'i Zoky Marc miainga avy eto

𝗝𝗔𝗢𝗡𝗔 𝟴:𝟯𝟲 𝗞𝗢𝗔 𝗥𝗔𝗛𝗔 𝗡𝗬 𝗭𝗔𝗡𝗔𝗞𝗔 𝗡𝗢 𝗛𝗔𝗛𝗔𝗙𝗔𝗞𝗔 𝗔𝗡𝗔𝗥𝗘𝗢, 𝗗𝗜𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗙𝗔𝗞𝗔 𝗧𝗢𝗞𝗢𝗔 𝗜𝗔𝗡𝗔𝗥𝗘𝗢.

Ho anao izay mitady fanafahana : JESOSY ILAY TENA MPANAFAKA.

Ho anao ihany koa izay manana ankizy te handray anjara dia afaka mi contact anay eto amin'ny pejy ary mandefa avy hatrany ny vidéon'ankizy mizara tenin'Andriamanitra ! 😃

Na afaka alefa mail ihany koa ato amin'ny : [email protected]

Ny fandaharana 𝐒𝐀𝐁𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐀𝐍𝐈𝐎 dia afaka arahinao ihany koa :
- ao amin'ny site : https://mctv.mg/movie/jesosy-ilay-tena-mpanafaka-285
-na ao amin'ny Youtube : https://www.youtube.com/watch?v=WmRYXuW3Pi8

20/08/2024

𝗙𝗔𝗠𝗢𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗞𝗥𝗜𝗦𝗧𝗜𝗔𝗡𝗔 (version vidéo facebook 7mn05s)

Ny Famorana dia sady fomba malagasy no fomba jiosy no fomba maneran-tany :) 🌍

Tsy ny Malagasy anefa no nanao ny famorana voalohany ary tsy ny fomba Malagasy rehetra no mifanaraka amin'ny sitrapon'Andriamanitra! 🙂‍↔️

Misy fomba Malagasy tsara fa tokony hifanaraka amin'ny sitrapon'Andriamanitra foana aloha no banjinin'ny Kristiana voalohany mialohan'ny hanao zavatra iray. 😉

Izany indrindra no fampianarana androany ato anatin'ny 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗥𝗢 𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗥𝗜𝗡𝗔 miaraka amin'i 𝙁𝙚𝙣𝙤𝙝𝙖𝙨𝙞𝙣𝙖 𝘼𝙉𝘿𝙍𝙄𝙉𝙄𝙍𝙄𝙉𝘼 : mahakasika ny 𝗙𝗔𝗠𝗢𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗞𝗥𝗜𝗦𝗧𝗜𝗔𝗡𝗔.

Inona avy ary ny TSY AZON'NY KRISTIANA ATAO REHEFA MANAO FAMORANA ?
Valiana aminao ato anatin'ny fandaharana izany 👇

Afaka arahinao izao
- ato anatin'ny site : https://mctv.mg/movie/famorana-kristiana-circoncision-284
- na ao amin'ny Youtube : https://www.youtube.com/watch?v=2y_CXcFRM9o

𝙠𝙖 𝙝𝙤 𝙛𝙖𝙣𝙩𝙖𝙩𝙧𝙖𝙧𝙚𝙤 𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙧𝙞𝙣𝙖, 𝙖𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙧𝙞𝙣𝙖 𝙝𝙖𝙝𝙖𝙛𝙖𝙠𝙖 𝙖𝙣𝙖𝙧𝙚𝙤 𝙩𝙨𝙮 𝙝𝙤 𝙖𝙣𝙙𝙚𝙫𝙤. - 𝙅𝙖𝙤𝙣𝙖 𝟴:𝟯𝟮

👉 Raha misy fanontaniana na misy fiaraha-miasa tinao atao dia afaka alefanao amin'ny : contact@mctv-mg

𝗙𝗔𝗠𝗢𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗞𝗥𝗜𝗦𝗧𝗜𝗔𝗡𝗔Ny Famorana dia sady fomba malagasy no fomba jiosy no fomba maneran-tany :) 🌍Tsy ny Malagasy anefa no ...
20/08/2024

𝗙𝗔𝗠𝗢𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗞𝗥𝗜𝗦𝗧𝗜𝗔𝗡𝗔

Ny Famorana dia sady fomba malagasy no fomba jiosy no fomba maneran-tany :) 🌍

Tsy ny Malagasy anefa no nanao ny famorana voalohany ary tsy ny fomba Malagasy rehetra no mifanaraka amin'ny sitrapon'Andriamanitra! 🙂‍↔️

Misy fomba Malagasy tsara fa tokony hifanaraka amin'ny sitrapon'Andriamanitra foana aloha no banjinin'ny Kristiana voalohany mialohan'ny hanao zavatra iray. 😉

Izany indrindra no fampianarana androany ato anatin'ny 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗥𝗢 𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗥𝗜𝗡𝗔 miaraka amin'i 𝙁𝙚𝙣𝙤𝙝𝙖𝙨𝙞𝙣𝙖 𝘼𝙉𝘿𝙍𝙄𝙉𝙄𝙍𝙄𝙉𝘼 : mahakasika ny 𝗙𝗔𝗠𝗢𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗞𝗥𝗜𝗦𝗧𝗜𝗔𝗡𝗔.

Inona avy ary ny TSY AZON'NY KRISTIANA ATAO REHEFA MANAO FAMORANA ?
Valiana aminao ato anatin'ny fandaharana izany 👇

Afaka arahinao izao
- ato anatin'ny site : https://mctv.mg/movie/famorana-kristiana-circoncision-284
- na ao amin'ny Youtube : https://www.youtube.com/watch?v=2y_CXcFRM9o

𝙠𝙖 𝙝𝙤 𝙛𝙖𝙣𝙩𝙖𝙩𝙧𝙖𝙧𝙚𝙤 𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙧𝙞𝙣𝙖, 𝙖𝙧𝙮 𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙧𝙞𝙣𝙖 𝙝𝙖𝙝𝙖𝙛𝙖𝙠𝙖 𝙖𝙣𝙖𝙧𝙚𝙤 𝙩𝙨𝙮 𝙝𝙤 𝙖𝙣𝙙𝙚𝙫𝙤. - 𝙅𝙖𝙤𝙣𝙖 𝟴:𝟯𝟮

👉 Raha misy fanontaniana na misy fiaraha-miasa tinao atao dia afaka alefanao amin'ny : contact@mctv-mg

Découvrez le nouvel épisode de FANTARO NY MARINA avec Fenohasina ANDRINIRINA, qui aborde un thème es

19/08/2024

𝐒𝐀𝐁𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐀𝐍𝐈𝐎 : Aza avela hahazo toerana eo amin'ny fiainanao ny 👉🏾devoly👈🏾 miaraka amin'i Zoky Prince miainga avy eto

𝗘𝗙𝗘𝗦𝗜𝗔𝗡𝗔 𝟰:𝟮𝟳 𝗔𝗭𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗢𝗠𝗘 𝗙𝗜𝗧𝗢𝗘𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗗𝗘𝗩𝗢𝗟𝗬. 🙂‍↔️🙅‍♀️🙅‍♂️

Ho anao ihany koa izay manana ankizy te handray anjara dia afaka mi contact anay eto amin'ny pejy ary mandefa avy hatrany ny vidéon'ankizy mizara tenin'Andriamanitra ! 😃

Na afaka alefa mail ihany koa ato amin'ny : [email protected]

Ny fandaharana 𝐒𝐀𝐁𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐀𝐍𝐈𝐎 dia afaka arahinao ihany koa :
- ao amin'ny site : https://mctv.mg/movie/aza-avela-hahazo-toerana-eo-aminny-fiainanao-ny-devoly-284
-na ao amin'ny youtube : https://www.youtube.com/watch?v=JjCrdgtvhZs&feature=youtu.be

18/08/2024

Manasa anao hanaraka ny famerenana ny fandaharana 𝗦𝗔𝗕𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗛𝗢 𝗔𝗡𝗔𝗢 tamin'ity herinandro ity izay hizaran'ireo ankizy ao amin'i Kristy tenin'Andriamanitra ho anao

𝑨𝒗𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒗𝒂𝒗𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒌𝒊𝒛𝒚 𝒎𝒂𝒅𝒊𝒏𝒊𝒌𝒂 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒎𝒊𝒏𝒐𝒏𝒐 𝒏𝒐 𝒏𝒂𝒏𝒐𝒓𝒆𝒏𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒉𝒆𝒓𝒚 𝒏𝒐𝒉𝒐 𝒏𝒚 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒇𝒚 𝑨𝒏𝒂𝒐, 𝒎𝒃𝒂 𝒉𝒂𝒎𝒑𝒂𝒏𝒈𝒊𝒏𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒗𝒂𝒍𝒐 𝒔𝒚 𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒕𝒂-𝒉𝒂𝒎𝒂𝒍𝒚 𝒓𝒂𝒕𝒔𝒚. - 𝑺𝒂𝒍𝒂𝒎𝒐 𝟖:𝟐

Ho anao ihany koa izay manana ankizy te handray anjara dia afaka mi contact anay eto amin'ny pejy ary mandefa avy hatrany ny vidéon'ankizy mizara tenin'Andriamanitra ! 😃

Na afaka alefa mail ihany koa ato amin'ny : [email protected]

Ny famerenana dia afaka jerenao ihany koa :
- ao anatin'ny site : https://mctv.mg/movie/sabatra-ho-anao-rediffusion-des-emissions-de-la-semaine-282
-na ao amin'ny youtube MCTV-MG : https://www.youtube.com/watch?v=f_-XltrD3a8

Raha misy zavatra tokony ataontsika Kristiana voalohany dia ny mitia an'Andriamanitra amin'ny fontsika rehetra , tsy mis...
18/08/2024

Raha misy zavatra tokony ataontsika Kristiana voalohany dia ny mitia an'Andriamanitra amin'ny fontsika rehetra , tsy misy arakaraka.

𝑫𝒊𝒂 𝒕𝒂𝒏𝒅𝒓𝒆𝒎𝒐 𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒉𝒊𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐 𝒎𝒃𝒂 𝒉𝒐 𝒕𝒊𝒂 𝒂𝒏'𝒊 𝑱𝒆𝒉𝒐𝒗𝒂𝒉 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒊𝒂𝒎𝒂𝒏𝒊𝒕𝒓𝒂𝒓𝒆𝒐. -𝑱𝒐𝒔𝒐𝒂 𝟐𝟑:𝟏𝟏

Aza atakalo zavatra hafa Jesosy 🫶

Vivez l'inspiration quotidienne avec notre verset du jour présenté en images et vidéos captivantes sur MCTV, votre source de contenu chrétien à Madagascar. Rejoignez-nous pour une illumination spirituelle et des conseils

16/08/2024

🌊☀️ 𝗩𝗔𝗖𝗔𝗡𝗖𝗘 𝗞𝗥𝗜𝗦𝗧𝗜𝗔𝗡𝗔 🌊☀️(vidéo version facebook 5mn23s)

Mahazo manao vacance tsara mihitsy ny Kristiana ! 😎
Misy fotoanan'ny daholo ny zavatra rehetra ary misy fotoana koa izany hanaovana vacance🏝️ , hialana voly📸 , hialana sasatra ⛱️

Zaraina aminao ato anatin'ny 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗥𝗢 𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗥𝗜𝗡𝗔 miaraka amin'ny mpanompon'Andriamanitra 𝗙𝗲𝗻𝗼𝗵𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗡𝗜𝗥𝗜𝗡𝗔 ny mahakasika ny hoe fa maninona no tokony hiala sasatra , ary ny afaka atao rehetra mandritra ny fialana sasatra.

Tsy tery saina akory ny Kristiana ary tena afaka miaina tsara sy mandeha vacance!

Raha eo am-pieritreretana na am-panomanana ny fialan-tsasatra mihitsy ianao dia manasa anao hijery ny fandaharana. 😊

𝐌𝐩𝐢𝐭𝐨𝐫𝐢𝐭𝐞𝐧𝐲 𝟑:𝟏 - 𝐍𝐲 𝐳𝐚𝐯𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐬𝐚𝐦𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐯𝐲, 𝐚𝐫𝐲 𝐬𝐚𝐦𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧𝐲 𝐚𝐯𝐲 𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐭ỳ 𝐚𝐦𝐛𝐚𝐧𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐥𝐚𝐧𝐢𝐭𝐫𝐚.

Afaka arahinao ihany koa
ao anatin'ny site : https://mctv.mg/movie/vacance-kristiana-281
na ao amin'ny youtube : https://www.youtube.com/watch?v=Dzxw5LwjJwY

👉 Raha misy fanontaniana na misy fiaraha-miasa tinao atao dia afaka alefanao amin'ny : contact@mctv-mg

Address

VF 77 Ankazotokana
Antananarivo
101

Telephone

+261340676362

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mctv.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Category


Other TV Channels in Antananarivo

Show All