Minety mis'in?

Minety mis'in? Actrice / Scénariste

18/12/2022

NDAO HIDONGIDONGY KELY DAHOLO ISIKA VEHIVAVY DEMAIN FA ATAKALON' BAE BOL🙈⚽😂

Mankasitraka sahady atsika rehetra mpanaraka emission Mis'in Viva🎬 efa hifaran faran'ity Décembre ity ny fizarana faha2 ...
14/12/2022

Mankasitraka sahady atsika rehetra mpanaraka emission Mis'in Viva🎬 efa hifaran faran'ity Décembre ity ny fizarana faha2 ny fandarahana, miandry ny faha3 miaraka Ireo mpilalao vaovao hatrany, @ mpilalao ah tao ihany koa no isaorako atsika rehetra🙏🏼🙏🏼na dia fanabeazana ny emission dia tsy midika fa lafatra akory matoa mananatra,, manana ny fahalemeko ah olombelona ah,sy ny toetra ratsy iezahako ialana🙏🏼 anefa manana ny toetrako mba misy tsara ihany koa aho 🙈anisan'ny ambopoko ny fanampiko ny mpiarabelona amiko araka izay kely vitako na mivantana io na 'ny talenta izay isaoraky ny Tompo nomeny ah, misaotra ireo olobe nanome lohahevitra sns ihany koa. 🎬🎬Misaotra ny mpankafy 🙏🏼misaotra atsika rehetra.🙏🏼Misaotra ny ekipa rehetra, MirayS'Art ❤️

🎤🎶🎵Ndao
11/12/2022

🎤🎶🎵Ndao

Ny pozindri nifoha T@4ora fa hoe, ma mpanakarena hono mifoha Maraina, nnefa aiza Kory ze Eo😂,😬ny olona mbola manofy🧟‍♀️🤭...
30/11/2022

Ny pozindri nifoha T@4ora fa hoe, ma mpanakarena hono mifoha Maraina,
nnefa aiza Kory ze Eo😂,😬ny olona mbola manofy🧟‍♀️🤭d Mijanona ho nofy ko ilay tanjona ho mpanakarena ra izao ny ataonji😜
Zareo mpandika vilany zany fa bonne journée daholo🥰

25/11/2022

Ho aavy ny vokatra vaovaoBE 😍,fa ity alo ny 🎞️B. O, Film MILA ANAO🎞️ misaotra sahady ireo hizara💖bisous be daholo😘😘💋🙏🏼merci

Malaza zao ny mondial iza no alainareo🙈🤗 za mantsy manka makaNAREO😍😍😘 fa na izany aza manasanao ijery Mis'inViva 🎬🎬20h 1...
20/11/2022

Malaza zao ny mondial iza no alainareo🙈🤗 za mantsy manka makaNAREO😍😍😘 fa na izany aza manasanao ijery Mis'inViva 🎬🎬20h 15😍 isaky ny alahady no mitambatra, f a isan'andro 19h 25,sur viva tv📺

In ary notenen'io bandy io oo,,? 🙈merci ireo namaly ny antso nijery Rossy, omaly, merci an'ireo mpankafy tonga maro sy i...
07/11/2022

In ary notenen'io bandy io oo,,? 🙈merci ireo namaly ny antso nijery Rossy, omaly, merci an'ireo mpankafy tonga maro sy ireo naka sary maro be,😍tiko b nareo, ifonana ra misy voandingana, fa... 🙈tsy miavona za,🙈😘tiako be nareo😍

Nafinaritra ny anio, fanentanana Rossy rahampitso 06 nov, club nautique ivato, hafinaritra be io, hibapampa isika hitapo...
05/11/2022

Nafinaritra ny anio, fanentanana Rossy rahampitso 06 nov, club nautique ivato, hafinaritra be io, hibapampa isika hitapolaka miarakaRossy atolotry Lax Pro.
Hisokatra @09 ora ny vavahady, hisy kilalao isakarazany, sy tsaky2 eny antoerna, misy AFOMANGA 🎉koa.
Mpanentana Acteur, actrice 🎬,

Coucou novembre,,, (manamarika ity volana ity😋😋munhh) mirarysoa atsika rehetra  atao  volana ity😍😍
01/11/2022

Coucou novembre,,, (manamarika ity volana ity😋😋munhh) mirarysoa atsika rehetra atao volana ity😍😍

Ndao mba hiaraka aminay🔉 na manao tsinjaka Patron na 😊tsinjaka mavo ranjo😍 aza miandry famadihana vao hibapampa, tsy voa...
29/10/2022

Ndao mba hiaraka aminay🔉 na manao tsinjaka Patron na 😊tsinjaka mavo ranjo😍 aza miandry famadihana vao hibapampa, tsy voatery mamadika koa vao hibapampa 🎉🎉🔉🔉. 😍😍🙏🏼

Aza miandry ny hafa hampifaly anao zany,, anome fahasambarana ho anao fa ianao ihany, mamorona fahasambarana ho anao,,, ...
26/10/2022

Aza miandry ny hafa hampifaly anao zany,, anome fahasambarana ho anao fa ianao ihany, mamorona fahasambarana ho anao,,, 🙈kanefa raha fanampiana ny hafa no fahasambarana ho anao dia ataovy aza miandry tambiny 😍

Mirarysoa atsika rehetra ho @ Anio😍dia Aza  Adinoina🎬 mis'in Viva🎬 hariva 20h15🎬😍😍 bisous daholo
23/10/2022

Mirarysoa atsika rehetra ho @ Anio😍dia Aza Adinoina🎬 mis'in Viva🎬 hariva 20h15🎬😍😍 bisous daholo

Joyeux anniversaire basile,,🎉🎂 firariantsoa kely hoan'ity namana mahay film mampitsiky aty fona🙏🏼😍
20/10/2022

Joyeux anniversaire basile,,🎉🎂 firariantsoa kely hoan'ity namana mahay film mampitsiky aty fona🙏🏼😍

Manasanao hijery mis'in Viva zao 🥰🥰🙏🏼🙏🏼
09/10/2022

Manasanao hijery mis'in Viva zao 🥰🥰🙏🏼🙏🏼

PVC, tsy lafo no tsaraContact :034 30 592 16. 👍 koukoumi 😉 mirarysoa daholo ry namako ato oo,, nalefako fotsiny sao misy...
01/10/2022

PVC, tsy lafo no tsara
Contact :034 30 592 16. 👍 koukoumi 😉 mirarysoa daholo ry namako ato oo,, nalefako fotsiny sao misy liana🥰

Tsinotsinona akory izahay mpilalao. Raha tsy eo ianareo mpijery,🙏🏼 mankasitraka indrindra,🙏🏼 izay aloha no vita film TSY...
28/09/2022

Tsinotsinona akory izahay mpilalao. Raha tsy eo ianareo mpijery,🙏🏼 mankasitraka indrindra,🙏🏼 izay aloha no vita film TSY FOIKO IANAO novegasy "
Mankasitraka🎬 VISION Film. AVOKO PROD, ISIKA REHETRA.
mandrampihaona indray, bisous be daholo avy aty koloina zanak'dadandrika🙈😍😘😘🙏🏼

10 taona mahery aty aorina dia mbola  tafiaraka nilalao. Film izahay 2🥰🥰saingy nifamadika ny rôle miranah hanambady za m...
21/09/2022

10 taona mahery aty aorina dia mbola tafiaraka nilalao. Film izahay 2🥰🥰saingy nifamadika ny rôle miranah hanambady za mbola mpianatra,,tiako foana ny cinema, tiako tafiaraka eny zahay 2🥰sady manjakely fona izy,mitombo talenta zandriko🙏🏼😘

Ho atsika nanao casting MirayS'Art (mis'in Viva) ka lany, ka mbola tsy voahantso manasanao mba iditra mp +numeronao t@ c...
08/09/2022

Ho atsika nanao casting MirayS'Art (mis'in Viva) ka lany, ka mbola tsy voahantso manasanao mba iditra mp +numeronao t@ casting ,ho fandaminana, na ireo efa nantsoina fa tsy afaka, ka mbola te hanohy ny fiaraha miasa, merci🥰🎬

🎬Koloina, rehareha, fitia, kala holy, voary, mino, princesse Sophia, arriety, iza ko, maro ve fa tiako kokoa raha Minety...
02/09/2022

🎬Koloina, rehareha, fitia, kala holy, voary, mino, princesse Sophia, arriety, iza ko, maro ve fa tiako kokoa raha Minety" no hiantsoina ahy🙏🏼😍😘

Ny toetran'i mama nolovaiko dia ilay tia fiarahamonina sy tia mifandray ,misaotra mama fa mafinaritra be kay ilay iizy, ...
01/09/2022

Ny toetran'i mama nolovaiko dia ilay tia fiarahamonina sy tia mifandray ,misaotra mama fa mafinaritra be kay ilay iizy, mama na tsy eo intsony aza ndri💔dia💪, avy namita adidy dia nandalo tsena mba,, iza no tia hanikotra, ketapotsy ? Mangahazo ? Saonjo, sa bononoka ?

22/08/2022
Coucou ry namako, efa miverina  aloha nyora Mis'inViva🎬19h25, REDIFF :21h,6h,12h15,vers 16à17hRECAP: Dimanche 20h20,mana...
16/08/2022

Coucou ry namako, efa miverina aloha nyora Mis'inViva🎬
19h25,
REDIFF :21h,6h,12h15,vers 16à17h
RECAP: Dimanche 20h20,manasanao ah😘😘🙏🏼maro be ireo acteurs hifandimby ato ato 🎬

Sary maro2 anio, 10ème anniversaire BAP(Brigade Anti Piratage.Minety🎬🥰
09/08/2022

Sary maro2 anio, 10ème anniversaire BAP(Brigade Anti Piratage.
Minety🎬🥰

Ry tovovavin'n "tsy foiko ianao" novegasy 🥰😘Naman' minetyAvoko prod🎬Vision prod🎬
02/08/2022

Ry tovovavin'n "tsy foiko ianao" novegasy 🥰😘
Naman' minety
Avoko prod🎬
Vision prod🎬

Mafinaritra be ny mponin'ny tamatave mitovy n eto tsy miavona 🥰merci atsika jiaby ho avy majunga ndray ato ato 🥰
02/08/2022

Mafinaritra be ny mponin'ny tamatave mitovy n eto tsy miavona 🥰merci atsika jiaby ho avy majunga ndray ato ato 🥰

Asa ianao raha oh ah ? Nisy fotoana satriko mba te ho vavy tokana, dia ananako daholo zao rehetra zao.mba oh hoe mba Pri...
13/07/2022

Asa ianao raha oh ah ? Nisy fotoana satriko mba te ho vavy tokana, dia ananako daholo zao rehetra zao.mba oh hoe mba Princesse le Tokana🙈Taty aorina nikatona ny loha malemiko vao fantako ny alebehin'ny fananana iray tampo, vao Lasa i mama😢dia tsapa Fa nanolo azy ireo. Zokiko, efa. Voalahatra🙏🏼 mirarysoaHoan' tokana🙏🏼💕
Minety💕🎬

Manasa anao, ato anatin'ty film Tsy foiko ianao Novegasy "ty ndray aloh kala minety,", koloina "Mis'in Viva 19h25 mandeh...
12/07/2022

Manasa anao, ato anatin'ty film Tsy foiko ianao Novegasy "ty ndray aloh kala minety,", koloina "
Mis'in Viva 19h25 mandeh fona an🙈🥰

Manasanao aho hanaraka émission "mis'in Viva"🎬20h 15min isaky ny alahady 🙏🏼🤗🥰Isan'andro 19h25"Viva tv🎞️
03/07/2022

Manasanao aho hanaraka émission "mis'in Viva"🎬20h 15min isaky ny alahady 🙏🏼🤗🥰
Isan'andro 19h25"Viva tv🎞️

Minety dia mirarysoa anao Ahomby  herinandro vaovao 🥰😘😘😘😘
20/06/2022

Minety dia mirarysoa anao
Ahomby herinandro vaovao 🥰😘😘😘😘

Address

Manakambahiny
Antananarivo
101

Telephone

+261342025030

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Minety mis'in? posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Minety mis'in?:

Share