AkoryAkory Records

AkoryAkory Records Studio d'enregistrement (prise de son , mixage,mastering) sis ร  Ambohipo - Ankatso - Antananarivo - Madagascar

11/01/2023

Akory Akory nos BUKiens et nos BUKiennes ๐Ÿ‘‹๐Ÿ˜‡

Misy an'ity hirantsika ity mifaninana ato amin'ity pejy iray ity. Mba mangataka rรฉaction avy aminareo azafady raha sitrakareo ๐Ÿ™

Peace ๐Ÿ‘Š๐Ÿ˜‰

PS : Tsindrina ilay lien dia asiana j'aime ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™

https://www.facebook.com/100087002011258/posts/134479219462145/?app=fbl

Ireto ary ny mpandresy 3 voalohany  nahazo ny rรฉaction betsaka indrindra ka hisitraka ny loka tamin'ny      Mamerina hat...
30/08/2022

Ireto ary ny mpandresy 3 voalohany nahazo ny rรฉaction betsaka indrindra ka hisitraka ny loka tamin'ny
Mamerina hatrany ny fankasitrahana antsika rehetra nandray anjara , mbola hisy hatrany ny challenge manaraka fa araho tsy tapaka ny pejy ohh๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™

30/08/2022

Akory akory eeee...
Tapitra omaly taminy 00h.00 ny fandefasana sy ny fandraisana anjara tamin'ilay , mankasitraka antsika rehetra nandray anjara ๐Ÿ‘Œ๐Ÿ™๐Ÿ™
Avoakanay eto ary androany am 09h00 maraina ireo Telo voalohany nahazo rรฉaction na jaime betsaka indrindra....Mankasitraka antsika hatrany ohhhh

15/08/2022

AKORY AKORY EEE๐Ÿ–๐Ÿ–

NOHO NY FAHAMAROANY FANGATAHANA TONGA ATY AM HAFATRA MIAFINA NY PEJY DIA OMENA FOTONA HATRAM 29 Aoรปt HO AVY IZAO NY FIAFARANY
TSY MISY MIOVA NY FITSIPIKA
KOA ALEFASO DIENY IZAO ARY FA IO NO FIHEMORANA FARANY HO FANOMEZANA FAHAFAMPO ANTSIKA MPANARAKA NY PEJY ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™

MANKASITRAKA๐Ÿ˜‰

17/07/2022

๐Ÿ™ŒAkory Akory eee...
Iza@'zay ilay miteny hoe tsy azahoina vola ny fanaovana tik tok
Alefaso ny anareo ary avereno io dance (tsy voatery hitovy 100% ary tsy voatery ol 2)ataon'izy mitsam io
Ireo loka hoan 'ny mahazo rรฉaction maro indrindra
๐Ÿ•บ70 000ar ny voalohany
๐Ÿ•บ50 000ar ny faharoa
๐Ÿ•บ30 000ar ny fahatelo

Fandraisana anjara (Araho tsara ny fitsipika)
๐Ÿ’ƒAtao en mode Public ilay video ๐ŸŒ
๐Ÿ’ƒIo son io no hanaovana ilay dance (disponible ao@ Tik tok

Tsy adino ny manisy ny hashtag@ ilay video:
๐Ÿ‘‰
+
๐Ÿ‘‰
(Afaka taguena ihany koa ny pejy Antso Bommartin

Afaka mandray anjara daholo na ny any@ faritra aza

Ny fandraisana anjara izany dia manomboka zao alina zao k@ 12 Aout 2022 alina
Omena 1 volana be zao hanomanana ๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜

P.s: ny pejy no mandray an-tanana 100% ny valiny lalao sy ny fanambarana ireo mpandresy โ˜บ๏ธโ˜บ๏ธโ˜บ๏ธ

09/07/2022

ALERTA๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ !!!!HENOY KELY ANIE TY E! ๐Ÿ’ฅ๐Ÿ’ฅ๐Ÿ’ฅ
Dedikasy ๐Ÿ˜‰ ho an'ny Fahamanjana jiaby ary๐Ÿ˜๐Ÿฅฐ

titre: OuaY !!!
Artiste : BZA
Lyrics : MZA
Beatmaker: Dida

Zarao an ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™

Jaimeo sy Abonneo ny pejy fa ho avy aby foana ny vokatra vaovao rehetra๐Ÿ™Œ๐Ÿ™Œ

12/06/2022

๐Ÿ’ฏ ALERTA KLIMPY VAOVAO ๐Ÿ’ฏ

Akory Akory aby e ๐Ÿ‘‹๐Ÿ˜‡

Tsa ho lava resaka agnay fa dia faly manolotra anareo ito resadrasakin'ny mpirahalahy momban'ny fiainana ito :

Titre : BRO / Artiste : 306 BUK
Auteur : BZA, AhmadinรฉDaz, Jov LML
Rรฉalisateur : SEVEN [Laras,NH Randria, Mistik]
Beatmaker : Laden Beats [Dida]

Lien Youtube : https://www.youtube.com/watch?v=oMcu2NcDsKY

Zarao re mba tinareo ๐Ÿ˜‡๐Ÿ˜‡๐Ÿ˜‡

J'aimรฉo sy Abonnรฉo ny pejy fa ho avy aby amzay ny nouveautรฉs rehetra ๐Ÿ™๐Ÿ˜‹๐ŸŽผ



HAUT PARLEUR MARQUE OXYGENE-PROVENANCE EUROPE-ETAT NEUF-DIM 16cm-PHOTOS REELLES
26/03/2022

HAUT PARLEUR MARQUE OXYGENE-PROVENANCE EUROPE-ETAT NEUF-DIM 16cm-PHOTOS REELLES

A VENDREHOUSSE GUITARRE ELECTRIQUE-PHOTOS REELLES-PROVENANCE EUROPE
22/03/2022

A VENDRE

HOUSSE GUITARRE ELECTRIQUE-PHOTOS REELLES-PROVENANCE EUROPE

A VENDRECASQUE SONY MDR XB950B1-JAPAN ORIGINAL-ETAT COMME NEUF-PROVENANCE EUROPE-BLUETOOTH-OPTION BASS EFFECT-SON TRES P...
22/03/2022

A VENDRE
CASQUE SONY MDR XB950B1-JAPAN ORIGINAL-ETAT COMME NEUF-PROVENANCE EUROPE-BLUETOOTH-OPTION BASS EFFECT-SON TRES PUISSANT-BASSE PROFONDE

17/03/2022
โœ…๐ŸŽง๐ŸŽค๐ŸŽนโœ…๐Ÿ™Œ๐Ÿป๐Ÿ’ช๐Ÿฝ
04/09/2021

โœ…๐ŸŽง๐ŸŽค๐ŸŽนโœ…๐Ÿ™Œ๐Ÿป๐Ÿ’ช๐Ÿฝ

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AkoryAkory Records posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to AkoryAkory Records:

Videos

Share


Other Music production in Antananarivo

Show All