Ny Pro Image

Ny Pro Image Cinema Malagasy

20/03/2024
20/08/2023

Andao ankafy ny vokatra Malagasy ,Tohano ny ezaka ataontsika 🙏🙏🙏

20/08/2023

La 3ème partie se lance !!!

15/07/2023
15/07/2023

FILM JINJA 2
HIVOAKA NY ALAKAMISY 27 JOLAY 2023
Manome fotoana antsika rehetra ,

Ty indray ny vokatra vaovao ary e!
15/07/2023

Ty indray ny vokatra vaovao ary e!

Zafy kely iray nametraka fanontaniana t@ dadabeInona ny maha samihafa ny vady sy ny sipaNieritreritra dadabe ary novalia...
06/05/2023

Zafy kely iray nametraka fanontaniana t@ dadabe
Inona ny maha samihafa ny vady sy ny sipa
Nieritreritra dadabe ary novaliany tsotsotra
Ny Vady dia toy ny TV 📺
Ny Sipa indray dia toy ny Téléphone.

Ao antrano ianao mijery TV, fa rehefa mivoaka ianao dia mitondra Phone🤭

Indraindray ianao tia mijery TV saingy ankamaroan'ny andronao dia milalao phone

Ny TV matetika dia tsy andoavam-bola loatra fa ny phone kosa rehefa tsy mandoa vola ianao de tapaka ny service

Ny TV dia ngeza, manery trano, matetika efa somary antitra,
Saingy ny phone dia, tsara,kelikely, mafatifaty, afaka entina mandehandeha, afaka soloina foana,misy karazany maro ny pôziny, sady double sim, misy koa ny foza orana

Azoazo ihany ny vola mivoaka @ TV, fa ny phone kosa matetika mandany vola🙊

Ny TV dia misy télécommande fa ny phone kosa tsy mety,

Ny zava-dehibe, ny phone dia ahafahana mifandray (miteny sy mihaino) fa ny TV kosa dia mihaino fotsiny azonao atao na tianao na tsia

Ary ny farany !!
Ny TV kosa dia mbola ambony kokoa satria tsy mba idiran'ny virus fa ny phone kosa dia mampiditra virus matetika 😱
Ary mora angalarina na mora piraté

Noho izany karakarao tsara ny TV nao ✌️

Masaka ny nahandro
01/05/2023

Masaka ny nahandro

08/01/2023

🚨🎉 FANOMEZANA MIAVAKA HO AN'NY TAONA VAOVAO 🎉🚨
🚨Ho arahantsika manomboka n'y 30 janoary izao ao @ Tntv ny film Amin'ny endriny tantara mitohy
👉 @ 7 Ora hariva
🙏 Manasa antsika rehetra

28/12/2022

👉Ho an'ny taom-pikatrohana 2023
🚨 Manomboka indray n'y fandraisana mpikambana vaovao ,hanatevin-daharana ireo ekipa ao amin'ny Cinéclub 2023
🛑 Manorata anarana eto amin'ny Pejy izay Liana sy Tia ny tontolon'ny Cinéma malagasy

Mafatifaty kely daholo nareo ,
21/12/2022

Mafatifaty kely daholo nareo ,

AFFICHE RANON ANDO
03/10/2022

AFFICHE RANON ANDO

02/10/2022

Fanandraman-tsira
Trailer RANON'ANDO

Vokatra vaovao be
01/10/2022

Vokatra vaovao be

Masaka ty RANON'ANDO  Ho ankafizintsika tsy ho ela indray
20/09/2022

Masaka ty
RANON'ANDO
Ho ankafizintsika tsy ho ela indray

RANON'ANDO andihany voalohany Tsy ho ela....
20/09/2022

RANON'ANDO andihany voalohany
Tsy ho ela....

Fianakaviana Ny Pro Image hamelona ny andihan-tantara "RANON'ANDO" tsy ho ela
14/08/2022

Fianakaviana Ny Pro Image hamelona ny andihan-tantara "RANON'ANDO" tsy ho ela

Address

Anosizato
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Pro Image posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ny Pro Image:

Videos

Share