KheyroW_Studs

KheyroW_Studs Page dédiée pour :
- Publication des chansons produites par le studio
- Prise de rendez-vous pour

15/11/2022

Hira vaovao vita tato aminay indray.
Artiste:Zego, SBJ, Tsutsu
Titre:Satria ianao
Prise,mix et mastering:Gaël Luciano Rakotoarivony alias kheyroW KheyroW_Studs

30/09/2022

Tsara hariva e!!
Hira vaovao be vokatra avy ato aminay.Iarahana amin'i Luc, izay vao sambany amin'ity hira ity hita ity no niditra studio,sy i SBJ izay mitondra ny lohateny hoe "aminay any".

07/09/2022

Hira vaovao vao vita tato aminay ndray ary o!
Artiste : KheyroW, Naya sy Autrick
Titre : Tianay ianao
Prise, mix et mastering KheyroW_Studs
Instru : Steve Zanamangarira
Manasa anareo ary hiaino sy hankafia e!!

10/08/2022

Artiste: Ml Gasyah
Titre:Ego_Rhétorique
Prise, mix et mastering KheyroW_Studs

27/06/2022

Artiste: Nananga
Titre: Kala vola
Instru: Kikla
Prise, Mixage et Mastering: KheyroW_Studs

26/06/2022

Artiste:SAO(Samaël Ortega)
Titre:Fiainako amoronantsana
Instru: Steve Zanamangarira
Prise,Mixage et Mastering: KheyroW_Studs

20/06/2022

Artiste: Autrick
Titre: Ankafizo
Prise, mixage et mastering KheyroW_Studs

Salama daholo.Toy izao ny ato KheyroW_Studs
02/06/2022

Salama daholo.Toy izao ny ato KheyroW_Studs

22/05/2022

Miarahaba antsika rehetra o !
Izahay ato amin'ny KheyroW_Studs dia vonona hatrany hanome fahafaham-po ho antsika mpihira izay mitady résultat tsara amin'ny vidiny mirary. Prise + Mix + Mastering no hataonay. Ny famoronana feon-kira mbola tsy atao amin'izao fotoana izao, fa mbola ho avy tsy ho ela anefa. ☺️☺️
Aza misalasala ary miantso na mandefa MP raha liana.
Ny hira vita tato aminay ka nahazahoanay alàlana ihany koa dia afaka enoinao ato am pejy 😉
Numéro ahazahoana : 032 28 446 41

16/05/2022

Tsara hariva daholo o !
Faly mizara aminareo ny asa vita, manasa anareo ary hiaino o !
Nananga - Vavaka
Prise, Mix et Mastering : KheyroW_Studs

16/04/2022

Tsy mba diso fanantenàna izany raha mbola avy ato aminay satria izahay dia manao hatràny izay maha-afa-po anareo mpanjifa sy ireo mpankafy ny hiranareo. ☺️

29/03/2022

KheyroW - KheyroW sy ny facebook
Prise, mixage et mastering : KheyroW_Studs

27/03/2022

Xeno - Ho anao
Prise, Mixage et Mastering : KheyroW_Studs

27/03/2022

Tongasoa eto amin'ny pejy.
Ato isika dia ahita ireo vokatry ny KheyroW_Studs rehetra.
Afaka maka rendez-vous ihany koa raha toa ka tia hamoaka hira vaovao.
Aza misalasala ary e!

Address

Ambohimiandra
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 11:15
13:30 - 16:15
Tuesday 08:00 - 11:15
13:30 - 16:15
Wednesday 08:00 - 11:15
13:30 - 17:30
Thursday 08:00 - 11:15
13:30 - 16:15
Friday 08:00 - 11:15
13:30 - 16:15
Saturday 08:00 - 17:30
Sunday 08:00 - 17:30

Telephone

+261347299124

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KheyroW_Studs posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Nearby media companies


Other Music production in Antananarivo

Show All

You may also like