Ranovelona Radio 101 FM

Ranovelona Radio 101 FM R.V.R Fm 101

Fiderana miavaka an'Andriamanitra indray ity eeh😁😁
15/05/2024

Fiderana miavaka an'Andriamanitra indray ity eeh😁😁

πŸ‘‰πŸ‘‰Tonga indray ny fotoana hitsofana rano ny taona 2024..
26/01/2024

πŸ‘‰πŸ‘‰Tonga indray ny fotoana hitsofana rano ny taona 2024..

Fotoana lehibe sady hiavaka noho ny hatramin izay ity fotoana hanasana atsika vahoaka Malagasy rehetra ity..eny na ny va...
26/09/2023

Fotoana lehibe sady hiavaka noho ny hatramin izay ity fotoana hanasana atsika vahoaka Malagasy rehetra ity..eny na ny vahiny aza...
Ndao mba ho vahininay..handray anao am pitiavana izahay..Antananarivo-Nanisana foibe no hanaovana izany..toizao ny tondro zotra..
Eny nanisana lay misy ny Ambassade ny Chine no misy ny foibe...
Ireto no lalana ahitana azy : Raha avy any am meteo Ampasapito ianao..dia tonga eo am arret ny sampin..de mandroso iany dia misy ny arret ny paompy dia eo ianao no miala..mitodika mijery any am gauche dia mahita vavahady lehibe maitso dia ;ao...Raha avy any avaratra kosa ianao..zany hoe avy aty ambany..dia eo am arret rapide no miala,tsy miampita intsony fa ataovy izay ahitana an ilay vavahady lehibe maintso..ahita iany koa isika banderole Loharanom-Panafahana..
Manatena hiaona amintsika rehetra
Zarazarao be dia be am namana sy ato am pejinao

22/02/2023
22/02/2023

Ho antsika eto Toamasina indray izao
TSO-DRANO ARA-PANAHY
hansana antsika rehetra eto amin'ny faritra eto Toamasina
SABOTSY 25 FEBROARY 2023 maraina
TOERANA:EX SUPERMAKI TANAMBOROZANO Toamasina

Pasteur Josoa ANDRIAMAMONJISOA mivady sy ny Trano fivavahana Loharanom-panafahana sy ny Ranovelona Radio dia faly manasa...
19/01/2023

Pasteur Josoa ANDRIAMAMONJISOA mivady sy ny Trano fivavahana Loharanom-panafahana sy ny Ranovelona Radio dia faly manasa Anao

10/11/2022

Fiadanana eeeee 😍😍😍😍

Ndao ndray ary ee 🌹
Isaky ny Alahady @3 Ora tolakandro ny fotoanantsika ao anatin'ny fandaharana FEON'NY FIDERANA. Eto amin'ny 101.0 FM. 😊
Afahanao mangataka hira, maneho hevitra, mirary soa Sy manao kopa-tanana ihany koa πŸ˜πŸŽ‰πŸ₯°
Misy ihany koa ireo lalao izay iarahana ao anatin'ny fandaharana izay misy fanomezana ho anzay mahavaly fanontaniana😬😬😬

Partageo ho hitan'ireo namana mba hiaraka hilalao eehπŸ˜¬πŸ˜€
Tahin Tompo DaholiiπŸ™πŸ˜¬

Amen
10/11/2022

Amen

Feon'ny fiderana e πŸŽΆπŸ™‹Inona no fahalalanao ny atao hoe "ozona"? Manomeza ohatra iray. Alefaso ny ao amin'ny commentaires ...
08/05/2022

Feon'ny fiderana e πŸŽΆπŸ™‹

Inona no fahalalanao ny atao hoe "ozona"? Manomeza ohatra iray.

Alefaso ny ao amin'ny commentaires na MP ary ny fanehoan-kevitrao fa hovakiana ao anatin'ny fandaharana feon'ny fiderana anio Alahady amin'ny 03 Ora tolakandro - 05 Ora latsaka fahefany. 😊

πŸ‘‰ Aza adinoina koa fa misy ny lalao izay iarahatsika mandritra ny fandaharana anh! 😊

Ndao ary eee πŸ˜‰

Fiadanana eeeee 😍😍😍😍Ndao ndray ary ee 🌹Anio amin'ny 3 Ora tolakandro indray ny fotoanantsika ao anatin'ny fandaharana FE...
01/05/2022

Fiadanana eeeee 😍😍😍😍

Ndao ndray ary ee 🌹
Anio amin'ny 3 Ora tolakandro indray ny fotoanantsika ao anatin'ny fandaharana FEON'NY FIDERANA. Eto amin'ny 101.0 FM. 😊
Afahanao mangataka hira, maneho hevitra, mirary soa Sy manao kopa-tanana ihany koa πŸ˜πŸŽ‰πŸ₯°

Aza adino ary ny fotoanantsika an'io amin'ny 3 Ora tolakandro ka hatramin'ny 5 Ora latsaka fahefany. 😊

Tahin'i Jesosy e. 😊

Fiadanana eee πŸ™‹Koa satria efa miverina amin'ny laoniny tsara ny onjam-peo Rano Velona ankehitriny πŸ€— Dia miverina amin'ny...
12/04/2022

Fiadanana eee πŸ™‹

Koa satria efa miverina amin'ny laoniny tsara ny onjam-peo Rano Velona ankehitriny πŸ€—
Dia miverina amin'ny laoniny tsara avokoa ireo zana-pandaharana maro samihafa azonao renesina eo amin'ny Rano Velona Radio πŸ“»πŸŽ™οΈ
Toy ny:
- Vavaka πŸ™
- Fampaherezana πŸ‘­
- Toriteny πŸ“˜
- Hira fiderana 🎢
- Torohevitra mahasoa 🌹
- Fojoroana vavolombelona πŸ™‹
- Fandraisam-bahiny 🀝

Noho izany,aza misaraka amin'ny 101.0 FM eee πŸ€—πŸ₯°

Hampandresy anao hatrany anie Jesosy πŸ™β€οΈ

Izahay eto amin'ny RVR 101.0 FM dia mirary tontolo andro feno fandresena ho anao. Hain'ny Tompo ny zavatra rehetra fa ma...
24/03/2022

Izahay eto amin'ny RVR 101.0 FM dia mirary tontolo andro feno fandresena ho anao.
Hain'ny Tompo ny zavatra rehetra fa mahereza hatrany πŸ€—πŸ˜‡

18/03/2022

Fiadanana eee! πŸ€—πŸ€—

Ranovelona Radio 101 fm mirary tontolo andro feno fahombiazana sy fitahiana feno ho anao πŸ˜‡

Hampandresy anao anie Jesosy πŸ™πŸ€—

Feon'ny fiderana eee πŸ€—πŸŽ§πŸŽΆ" Manova olona ve ny vola?! " ( Fomba, toetra, ...) Io indray no lohahevitra hoentina ao anatin'...
13/03/2022

Feon'ny fiderana eee πŸ€—πŸŽ§πŸŽΆ

" Manova olona ve ny vola?! " ( Fomba, toetra, ...)

Io indray no lohahevitra hoentina ao anatin'ny fandaharana feon'ny fiderana anio Alahady 13/03/22 amin'ny 3 ora tolakandro eto amin'ny 101 fm

Misokatra ho antsika rehetra mpanaraka ny onjam-peo ny fanehoan-kevitra ary ee πŸ€—

🎧😍Aza adino ny mangataka ireo hira tianao😍🎧

Alefaso ny fanehoan-kevitrao amin'ny 3 ora ka hatramin'ny 5 ora latsaka fahefany,amin'ny alalan'ny:
- sms : 034 80 828 58
- appel : 034 73 346 31
- commentaire na message eto amin'ny page ihany koa

Hivakiana misesy ao anatin'ny fandaharana avokoa ny fanehoan-kevitrao πŸ₯°

Feon'ny fiderana eee πŸ€—πŸŽΌπŸŽ§

Feon'ny fiderana eee πŸ€—πŸŽ§πŸŽΆ" Manova olona ve ny vola?! " ( Fomba, toetra, ...) Io indray no lohahevitra hoentina ao anatin'...
12/03/2022

Feon'ny fiderana eee πŸ€—πŸŽ§πŸŽΆ

" Manova olona ve ny vola?! " ( Fomba, toetra, ...)

Io indray no lohahevitra hoentina ao anatin'ny fandaharana feon'ny fiderana ny Alahady 13/03/22 amin'ny 3 ora tolakandro

Misokatra ho antsika rehetra mpanaraka ny onjam-peo ny fanehoan-kevitra ary ee πŸ€—

🎧😍Aza adino ny mangataka ireo hira tianao😍🎧

Alefaso ny fanehoan-kevitrao amin'ny 3 ora ka hatramin'ny 5 ora latsaka fahefany,amin'ny alalan'ny:
- sms : 034 80 828 58
- appel : 034 73 346 31
- commentaire na message eto amin'ny page ihany koa

Hivakiana misesy ao anatin'ny fandaharana avokoa ny fanehoan-kevitrao πŸ₯°

Feon'ny fiderana eee πŸ€—πŸŽΌπŸŽ§

Fiadanana eee πŸŒΊπŸ€—Manasa antsika hatrany hanjohy tsy tapaka ny Ranovelona Radio, handrenesanao ireo zana-pandaharana maro ...
09/03/2022

Fiadanana eee πŸŒΊπŸ€—

Manasa antsika hatrany hanjohy tsy tapaka ny Ranovelona Radio, handrenesanao ireo zana-pandaharana maro toy ny vavaka, toriteny, fangatan-kira, vaovao, fandraisana vahiny sy ny maro hafa πŸ€—
Aza misalasala koa mandefa hafatra amin'ny pejy raha liana na te hanao fandaharana manokana na te hivahiny eto amin'ny Onja-peon'ny Ranovelona ianao 😊

Ranovelona Radio mirary tontolo andro feno fahatoniana ho anao πŸ€—πŸ˜‡

Izahay eto amin'ny onjam-peon'ny Ranovelona dia manasa anao hatrany hanjohy tsy tapaka ny 101 fm 😊 Hanarahanao ireo zana...
07/03/2022

Izahay eto amin'ny onjam-peon'ny Ranovelona dia manasa anao hatrany hanjohy tsy tapaka ny 101 fm 😊
Hanarahanao ireo zana-pandaharana maro samihafa,toriteny, vavaka, izay hampahery sy hampitombo anao hatrany βœŠπŸ˜‡

Ranovelona Radio koa dia mirary tontolo andro feno ny fikarakaran'Andriamanitra ho anao πŸ€—

06/03/2022

Fanontaniana kelii mu ry reto ahπŸ˜€πŸ˜€
πŸ‘‰πŸ‘‰''Fa maninona ny olona iray no tsy mety tafapetraka mitss eee?''πŸ‘ˆπŸ‘ˆ
Io drai ny lohahevitra horesahatsika androany alahady eto Radio 101fm
Afaka mandefa message enao na ihany koa eo ambany ary eeh +afaka mangataka hira ihany koaπŸ˜ŠπŸ˜€πŸ˜€Alefaso ary eeeh
πŸ‘‰NB:Hovakiana ao anatin fandaharana ''FEON'NY FIDERANA''daholi ireo hevitra antsika rehetra
πŸ‘‰Aza misalasala maneho Hevitra ary ee😊

Send a message to learn more

24/02/2022

✊✊Zanak'Andriamanitra vonona handresy ny fahavalo sy ny olana rehetra✊✊
Vonona hatrany izahay eto Radio..101 FM handray ireo fangataham bavaka rehetra izay alefan tsika any an tokantrano
Aza misalasala mandefa message na ny com
πŸ‘‰βœŠβœŠβœŠ

Send a message to learn more

Manasa Anao hatrany hanaraka ny onjam-peo 101 FM na ny Radio Ranovelona...."Tsy misy zavatra tsy vitan'ny vavaka izanyπŸ™πŸ™...
23/02/2022

Manasa Anao hatrany hanaraka ny onjam-peo 101 FM na ny Radio Ranovelona....
"Tsy misy zavatra tsy vitan'ny vavaka izanyπŸ™πŸ™"Mampahery Anao hatrany ary vonona ny hitondra amabavaka ho Anao izahay eto peo...πŸ™πŸ™ aza misalasala miantso na mandefa mp raha misy tianao hoetina amabavakaπŸ™Misaotra Tompoko

22/02/2022

Isaorana anie ny Tompo,izay mitondra ny entantsika isan-andro,isan-andro,Eny Andriamanitra izay famonjena antsika.Sal :68/19

22/02/2022

Ny saina omenao no hitondranao ahy,ary rehefa afaka izany ,dia horaisinao ho Amin 'ny Voninahiny aho.Salamo:73/24

Raha mandeha ianao ,tsy ho ety ny lalanao ;Ary raha mihazakazaka hianao dia tsy ho tafintohina.Ohab:4/12
11/02/2022

Raha mandeha ianao ,tsy ho ety ny lalanao ;Ary raha mihazakazaka hianao dia tsy ho tafintohina.Ohab:4/12

Aza manahy tahotra avy tampoka,n'a rivo_doza mamely ny ratsy fanahy,raha avy izany.Fa Jehovah no ho tokinao,ka miambina ...
11/02/2022

Aza manahy tahotra avy tampoka,n'a rivo_doza mamely ny ratsy fanahy,raha avy izany.Fa Jehovah no ho tokinao,ka miambina tongotra tsy ho voa_fandrika.Ohab:3/25,26

A

11/02/2022

Tsy ny ady miseho no hilaza nahafohy ahy Jesosy,tsy ny olana mitranga no hilaza fa hoe resy aho ,sanatria! Ny ady atrehiko re no milaza hoe Zanany aho! Ny ady atrehiko re no mamoaka ,mpandresy aho!

Ranovelona Radio mirary tontolo andro feno FANDRESENA ho anao πŸ˜‡Aza matahotra ianao, fa efa nanavotra anao aho; efa niant...
11/02/2022

Ranovelona Radio mirary tontolo andro feno FANDRESENA ho anao πŸ˜‡

Aza matahotra ianao, fa efa nanavotra anao aho; efa niantso ny anaranao aho, ahy ianao.
Isaia 43:1

Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao rehetra fa aza miankina amin'ny fahalalanao πŸ˜‡πŸŒžOhabolana 3:5
10/02/2022

Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao rehetra fa aza miankina amin'ny fahalalanao πŸ˜‡πŸŒž
Ohabolana 3:5

Ho tanteraka ho  sy ny ankohonanao izany
09/02/2022

Ho tanteraka ho sy ny ankohonanao izany

Mampahery Anao hatrany izahay eto  Radio na ny 101 Mhz  zava misy izao '' cyclone ''Ohabolana 3:25,26Aza manahy ny tahot...
05/02/2022

Mampahery Anao hatrany izahay eto Radio na ny 101 Mhz zava misy izao
'' cyclone ''Ohabolana 3:25,26
Aza manahy ny tahotra avy tampoka, na ny rivo-doza mamely ny ratsy fanahy,raha avy izany, fa Jehovah no tokinao ka hiambina ny tongotrao tsy hovoafandrika

Address

By Pass
Antananarivo
101

Telephone

+261348082858

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ranovelona Radio 101 FM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Category


Other Media in Antananarivo

Show All