Iris Communication

Iris Communication Iris Communication est un startup qui a pour vocation de créer des contenus vidéos et photos.

07/08/2023
12/07/2023

Araho ny tantara an-tsarin'i Bary sy Soary, mirakitra ireo fomba fanao maha-salama ny zaza sy ny reny; ity tantara iray ity dia nosoratan'i Arikom's Randria tao anatin'ny Tetikasa DIABE izay vatsian'ny vondrona Eoropeana vola.

19/04/2023

Faly miarahaba anareo mpijery eto amin'ny pejy Facebook, ho fampafantarana ny fiainan'ireo Malagasy monina eny ambanivohitra, ny asa fivelomana indrindra indrindra, koa manasa anareo hanaraka ny pejy sy hizara ihany koa mba ho fampafantarana sy fifampizaràna ho an'ireo tia sy maniry ny hampitombo fahalalàna ny momban'ny fiainana ambanivolo no tanjonay.
Mijere finaritra ary.

19/04/2023

Faly miarahaba ny mpanaraka ny pejy, anio isika dia hanaraka fanadihadiana fohy niarahana tamin'i Maurice, mpiompy tantely avy any Anjepy.
Mijere finaritra ary ary aza adino ny mizara mba ho fampafantarana ny fiainana ambanivohitra hoan'ny rehetra.

19/04/2023

Faly miarahaba ny mpanaraka tsy tapaka ny pejy, anio isika dia hanaraka indray an'i Mr Alfred izay mpamokatra arina, nanaraka fampiofanana mba hitsinjovana ny ala sy ihany koa hampihena ny azo ilàna amin'ny famokarana ny arina izy, arahao ary ny horonantsary hoentiny manazava izany.
Aza adino ny mizara ho fampafantarana ary ny fiainana ambanivohitra sy ny tontolony.
Mirary soa tompoko.

19/04/2023

Faly miarahaba ny mpanaraka ny pejy indray , anio isika dia hanaraka horonantsary hiarahana amin'i Mr Todisoa mpandrindra asa avy ao amin'ny Diabe any Moramanga mikasika ireo mpamokatra arina indrindra indrindra.

19/04/2023

Interview du Champion d'Afrique E-football 22 lors de l'OrangeEsport Experience 2022 lors de son passage à la Tour Ankorondrano.

Address

Antsahavola
Antananarivo
101

Telephone

+261345855672

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Iris Communication posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share